Тёмный

Gasikara TELOFANGADY 

randralyy
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 234 тыс.
50% 1

Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko.....
GASIKARA ô gasikarako, na lavitra aza nefa ny elanelan'ny any sy ny aty,antenaiko fa mbola ihaona ihany isika e.

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 121   
@krimsonsun10
@krimsonsun10 4 месяца назад
Love from The Gambia 🇬🇲. Reminds me of my grandfather who used to be a big fan of malagasy music😢
@UrlickAndriambalo
@UrlickAndriambalo Месяц назад
It's nice to hear that
@yrazaf
@yrazaf 2 года назад
Raha mbola Malagasy dia tsy maintsy latsa dranomaso raha mahare ity hira ity any tani-lavitra any
@lapoupee1445
@lapoupee1445 2 года назад
Tena marina Io teny nao Io😭😭
@mikerubechrakotoarimanana7302
@mikerubechrakotoarimanana7302 7 лет назад
ts manampaharoa marina na dia btsk aza ireo tia tena mitodra azy hatran anaty ady sy fahatrana lalina manina anao aho ry tanidrazako...❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Nalefa matetika tamin'ny onja-peo Madagascar aujourd'hui ♥╣[-_-]╠♥
@tinaaldama9753
@tinaaldama9753 5 лет назад
mahavaky fo be😢😢❤
@irenevanessa6853
@irenevanessa6853 8 лет назад
ndriiii mapite ody beee maheno aniito hira ito gasikara tsimanam -paharoa😰❤❤❤
@molkejabaly1394
@molkejabaly1394 4 года назад
Madagascar je t'aime encore et encore je taimerai toujours jusqu'à ma mort tu m as tout donné
@rakotoasimbolalafatra8038
@rakotoasimbolalafatra8038 3 года назад
efa ho fito taona nenah 2014 - 2021 ahatsiarovako ny any aminay, Rahampitso andro ny famadihana nefa za tsy afaka!!! milay eee!
@minaahangiee
@minaahangiee Год назад
Any Zay Gasikara mamiko e😢❤❤
@sylviamalalaniainamunoz59
@sylviamalalaniainamunoz59 4 года назад
Ndriii, malahelo an'i Madagasikara , ary koa Dada sy Neny ❤❤❤❤❤❤
@lyndaepiphanie4518
@lyndaepiphanie4518 7 лет назад
Gasikara Nosy.tena tiko anao ts maintsy iverenako na lavitry aza ny elanelana ny sy ny aty antenaiko fa mbola Iona iany isika ✈💟💟💟💋💋
@neena4567
@neena4567 5 лет назад
Ndriiii manina anao aho ry Gasikarako 🇲🇬
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 11 месяцев назад
Latsaka foana ny ranomasoko
@gaelleran7334
@gaelleran7334 7 лет назад
ndriiii... any zay le madagasikarako... 😍😔🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@heriniainaelierasolondraib2689
Ngoma n'y gasikara zao zany e ❤️
@fleuriarahantarisoanote9342
@fleuriarahantarisoanote9342 4 месяца назад
TIAKO LOATRA IZANY TANINDRAZAKO ZANY ❤🇲🇬 UN JOUR VIENDRA !🙏🇲🇬🇲🇬
@Moont31
@Moont31 6 лет назад
Madagasikara soa !! Le meilleur pays du monde.
@fitiavanaranovelona1701
@fitiavanaranovelona1701 2 года назад
Tena tikooo sady mahamanigna be mihits 💓💓💓💓💓
@ismaelrakotondramanana4162
@ismaelrakotondramanana4162 5 лет назад
Gasikara ianao dia Lova nomen janahary anay malagasy
@nadiafenosoa6446
@nadiafenosoa6446 5 лет назад
Tena malahelo eeee😭😭 Mbola ho avy ree ry tany mamiko oooo😭😭😭😭
@mikerubechrakotoarimanana7302
@mikerubechrakotoarimanana7302 7 лет назад
Amy zay tanidrazako Mamiko ß tiako zay eeee MaNina ten Mangina aty aho zan😢😢😢😢😢
@rolandnalisoa3372
@rolandnalisoa3372 6 лет назад
Malahelo anao aho zany ry gasikarako. Gasikara o.Gasikarako Nosy tena tiako ianao...
@seraphinrandrianarivelo8693
@seraphinrandrianarivelo8693 8 лет назад
d tsy ody kely mitsy vé zany eee, aleo ranga mody kely eee na 2 semaine ar EE, sa vé aaaa! :-)
@HCThorp
@HCThorp Год назад
Ndryy. Mbola hihaona tsy ho ela mihitsy anie.
@andriamalyaimeejacqueline4062
❤🎉mamy gasikarako ary tsy foiko ianao ry taniko ,mirary fetimpirenena sambatra @zao 2023 izao🥰😍
@andouiillee
@andouiillee 3 месяца назад
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko Ka mirongatra tao anaty ny alahelo Ka mila tsy ho tantiko GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao Tany mamy tsy mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao Hampiray sy hampitambatra antsika izy GASIKARA O ! GASIKARAKO Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
@gt554
@gt554 2 месяца назад
😊
@miharivolas.randrianasolo4878
@miharivolas.randrianasolo4878 5 лет назад
Ndriiiiu... 😭😭 Gasikarako❤️❤️ na dia lavitra aza ianao
@manoaandriamanoa
@manoaandriamanoa 9 месяцев назад
Hafay ihany Gasikara
@lilaramananjaona3858
@lilaramananjaona3858 2 года назад
💓💓💓Mankasitraka tompoko💓💓💓
@vanilladobynantenaina3752
@vanilladobynantenaina3752 7 лет назад
Gasikara ts foiko, tanan niaviko..mbola iona tsika ndray andro... ts manadino anao..
@tinahclauss102
@tinahclauss102 3 года назад
Mamiko loatra Ianao Gasikara💕❤️❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@ramalanjaonahoby7119
@ramalanjaonahoby7119 5 лет назад
Keli sisa ry nosiko ohhh...mamy fona na dia ef betsaka aza n ratsy
@nalisoaraharinivo6004
@nalisoaraharinivo6004 7 лет назад
Gasikara o.gasikarako.Nosy tena tiako ianao ka tsy maintsy iverenako ....
@gasytana1
@gasytana1 7 лет назад
😭😭😭😭😭 Ka mirongatra tao anaty ny alahelo ka mila tsy ho tanty tsony 😭😭😭😭😭
@fanjasylvia9531
@fanjasylvia9531 8 лет назад
❤❤❤❤
@ravololoniainaherisoasylvi8353
@ravololoniainaherisoasylvi8353 3 года назад
Madagasikara tiko❤️❤️❤️! Manina ny ahy izaho aty. Hatenaiko fa mbola hiaona tsika ❤️
@ngahtovo404
@ngahtovo404 4 года назад
gasikara o.......................ho tafita ianao any andro.
@heriniainaelierasolondraib2689
Manana fanantenana fa mbola ho avy le Maraina vao2 ho an le tanindrazantsika
@sainademadagascar6255
@sainademadagascar6255 8 месяцев назад
Afk mahazo contact ny tompon'ny hira ve Tompoko
@dieudonnevelondrazana4825
@dieudonnevelondrazana4825 Год назад
Mahafinaritra e ! Kanto dia kanto ilay hira. Atolotra hoanareo izay tamàna any antaninolona. #Gasikara_nosy_tena_tiako
@dauphinerasoanirina4169
@dauphinerasoanirina4169 7 месяцев назад
Manina anao aho ry taniko , 2009 no nahitako anao farany...mbola hihaona isikaaa
@mayagasy7711
@mayagasy7711 5 лет назад
lavitra ianao Gasikarako😭 indrisy ry fiainana
@andreedestigny2571
@andreedestigny2571 6 лет назад
MEILLEURS.VOEUX.DADO.TIAKO.2018.SANBATRA
@dieudonnevelondrazana4825
@dieudonnevelondrazana4825 5 лет назад
Zany ka hira gasy ! Misaotra e fa mahafinaritra
@nirinavalisoaannienambinin1945
@nirinavalisoaannienambinin1945 4 года назад
@rabejeannot4175
@rabejeannot4175 7 лет назад
Ndriii manina anao loatra aho ry ilay tany niaviko,gasikara malalako
@psalm1162
@psalm1162 8 лет назад
malaelo an'I Madagasikara aho izany
@sentafiharena5957
@sentafiharena5957 7 лет назад
gasikara malala tany tsy manam paharoa tiako ianao ry taniko mankasitraka Telo fangady
@andridad6238
@andridad6238 5 лет назад
Gasikara ô, Gasikarako, tany niaviako ianao, ka tsy maintsy hiverenako. Gasikara ô, Gasikarako, tany niaviako ianao ka tsy maintsy hilevanako.
@rakotondrafahitranatobinan5063
hafa ihany izany vazo gasy izany.milay ee
@fosterrakotoarimanana8972
@fosterrakotoarimanana8972 8 лет назад
one love
@noelineratsirahonana1750
@noelineratsirahonana1750 4 года назад
Ndriii... tena tiako tokoa .
@kidziezakaria-ali5279
@kidziezakaria-ali5279 7 лет назад
mampalatradranomaaso. mampiteody
@mariafelana9067
@mariafelana9067 2 года назад
Tsara laotra e
@jonchemanjaomanarina2481
@jonchemanjaomanarina2481 7 лет назад
ry nosy ndrazoko tiko anao, antso malalako
@andreedestigny2571
@andreedestigny2571 6 лет назад
VIVE. DAGO. 2018.Zanakao.aty.eh.jerijery.zalahy.eh.
@ainani572
@ainani572 11 месяцев назад
Te hody aho e
@thierrylaugier3245
@thierrylaugier3245 6 лет назад
Splendide, un des plus beaux airs malagasy que je connaisse. Et comme les airs malagasy sont parmi les plus beaux du monde...
@joelleclochette6855
@joelleclochette6855 7 лет назад
Tsy adino, tsy fohy ianao gasikarako
@marcellinnandrasana5984
@marcellinnandrasana5984 3 года назад
Tanindrazako malalako!!! tena mamiko
@noelineratsirahonana1750
@noelineratsirahonana1750 Год назад
Hafa ihany oa i Gasikara . Tsy ataloko ny hafa e .
@radonirinaranaivonjanahary4663
Zany no tena hira rangah ...
@Hajaina
@Hajaina 7 лет назад
Tiako ny taniko e!
@ianja5428
@ianja5428 6 лет назад
😍😍😍😍😍
@aniza737
@aniza737 3 года назад
Intsoo ngoma anao aho r gasikarako
@tinahrabe9134
@tinahrabe9134 3 года назад
Mamiko loatra Ianao ry Gasikarako
@thierrylaugier3245
@thierrylaugier3245 6 лет назад
Meilleurs voeux 2018 !
@gisellethibault8352
@gisellethibault8352 2 года назад
🇲🇬❤🙏🇲🇬❤🙏
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 года назад
Mamyyy 'lay gasikarako ♥️♥️
@fenomananamampitasoa2826
@fenomananamampitasoa2826 6 лет назад
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 mbola ho avy eeee
@sitrakarasoasimbola1854
@sitrakarasoasimbola1854 2 года назад
Manina anao aho gasikarako
@ranarsontracia2405
@ranarsontracia2405 7 лет назад
Madagaskar 😍
@volatianadeborah5165
@volatianadeborah5165 5 лет назад
Gasikarako ôo! Mbola iaona isika eee
@lovaranaivoarimanana9998
@lovaranaivoarimanana9998 3 года назад
Gasikara tiko loatra
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 3 месяца назад
Embona 😢
@vivianedaniel6302
@vivianedaniel6302 2 года назад
gasikara ko malala
@mariafelana9067
@mariafelana9067 6 лет назад
Madagasikara : tany voafidy
@nambininiainafleurymylener8431
semaine ray sisa gasikarako malalako
@r-marno.j-t7741
@r-marno.j-t7741 3 года назад
😥🙏 Gasikarako
@SukunaRyomen-y8e
@SukunaRyomen-y8e 6 месяцев назад
🥹ça fait 10 ans exactement cette année, j’ai envie de pleurer❤️ la plus belle Île du monde Gasikarakeliko❤️❤️
@judithamosse6711
@judithamosse6711 6 лет назад
😢😢😢😢😢😢😢ngoma ehhh
@andryrakoto3720
@andryrakoto3720 8 лет назад
👍👍👍👍👍
@محمدعبدالعزيز-ج2ك
mankasitraka re Haja telofangady
@ainaalima7249
@ainaalima7249 6 лет назад
Tena ngoma e 😢
@raissaida6133
@raissaida6133 3 года назад
Mamy Madagaskara ❤️
@VictoireRAFENOHARISOA
@VictoireRAFENOHARISOA 10 месяцев назад
te hody
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 5 лет назад
Gasikarako
@fitiavanaranovelona1701
@fitiavanaranovelona1701 2 года назад
Tena tikooo sady mahamanigna be mihits 💓💓💓💓💓
@elianegonord173
@elianegonord173 6 лет назад
gasikarako
@zoerazafindraibe7751
@zoerazafindraibe7751 9 месяцев назад
J'adore ❤
@adrianothomas2791
@adrianothomas2791 7 лет назад
@adrianothomas2791
@adrianothomas2791 7 лет назад
@hentsnomena9445
@hentsnomena9445 6 лет назад
Tsara be
@TatieBellahSoasoa
@TatieBellahSoasoa 5 лет назад
Eh indrisy 😭😭 10 taona tokoa izay no nandaozako anao ry Gasikara Malalako ♥️ Tsy maintsy mbola hihaona iany isika 🏡🏝😭💗
@mayagasy7711
@mayagasy7711 5 лет назад
courag
@jean-louismarolahy1616
@jean-louismarolahy1616 5 лет назад
Mafy tena mafy n'y lavitry e , triste
@TatieBellahSoasoa
@TatieBellahSoasoa 5 лет назад
@@jean-louismarolahy1616 aza malahelo hoy ilay tonon-kira fa mbola hihaona iany hono e 😴
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 5 месяцев назад
Ho tany sambatra anie i Gasikara 🙏🙏🙏
@ozmcherie5247
@ozmcherie5247 6 лет назад
Ngoma😢😢😢
@SehenoLABARTHETTE
@SehenoLABARTHETTE 11 месяцев назад
❤❤❤
@lantonirina9809
@lantonirina9809 3 года назад
🥰🥰🥰
@SehenoABDILLAH
@SehenoABDILLAH 3 месяца назад
Mampatsiaro ilay Gasikara
@joeelmieambininjara232
@joeelmieambininjara232 3 года назад
❤️❤️❤️😍😍😍
@aichaancel6768
@aichaancel6768 7 лет назад
💖💖💖💖
@zaidamopack
@zaidamopack 3 месяца назад
Tiako ianao ry Gasikarako.
Далее
Dama -NAHOANA KAY [ parole ] │by Lyrics Mada 2019
4:17
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Просмотров 2 млн
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Просмотров 217 тыс.
Itondray tsikitsiky
4:41
Просмотров 1 млн
Ry gasikara oh
3:33
Просмотров 10 тыс.
Telofangady || Faingàna Afindrafindrao::ANG
3:53
Просмотров 234 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 291 тыс.
Mafonja gasikara (clip officiel) 2016
5:01
Просмотров 248 тыс.
Iarivon i Merina "Telofangady"
4:52
Просмотров 94 тыс.
TOKO TELO   Fitia madio
4:58
Просмотров 56 тыс.