Misaotra tompoko amin'ny fanamarihana. Tanora izahay, miaina eto amin'izao tontolo izao, tsy mendrika tokoa nefa miezaka ny hidera an' Andriamanitra ary manao ny anjara fanompoanay. Hafatra tena maneho fifaliana rehefa miaraka amin;ny Tompo no tianay ambara ka rariny angamba raha mifaly sy "mibitabitaka" tokoa izahay o? Na izany aza, aza ny tsy fahamendrehanay re no atao mahatafintohana anao, fa ny Tompo no jerena ary Fenoy Azy koa ny fiainanao anie fa tena ho faly toa anay koa ianao :-) Fa aza adino fa sitraky ny Tompo tokoa anefa ny mandihy sy midera Azy. Toy ny nataon' Davida Mpanjaka ohatra, niaraka tamin;ny valiha sy amponga tapaka ( cf: Salamo) Mirary soa indrindra dia tahian'i Jeso ianao sy ny ankohonanao
Mialitiana Rakotomady na izany aza ve tsy tokony asina limite yany.zay indrindra na eto amzao tontonlo izao aza dia Tokony ho fitaratra ho anizao ntontolo izao fa tsy sady idera no manao zao ntontolo zao tsarovy fa amAndrimanitra dia masina otran awn tokn pozy tokn atao amzany kay sody lasa diso evitra amzany Hoe satria david nandihy tsarovy tsara fa ny hira io dia anisany fandrika lehibe ataony satana i losifera no lehibe ny chorale nge tany andanitra eh!ny Andriamanitra dia bediabe karazany manontania tena hoe tena otrzao tokoa ve nfiderana ilay Andriamanitra izay any andanitra.tsar ny midera fa mba atwv montina atsipy ny teny maherezah