Тёмный

GREEN - Teo ianao 

RANDRIANANTENAINA Fabrice Pascal
Подписаться 124
Просмотров 101 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 авг 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 22   
@hasoa4895
@hasoa4895 2 года назад
Teo ianao, nilaza fa ho doria ny antsika Izao ianao, nilaza f’efa leo ka hiova famindra Teo ianao, nanamafy hatrany fa tia Izao ianao, milaza f’efa leo ka hisampana ny dia Teo ianao nitia ahy, nanampy ahy Nitombo hatrany ilay fitia Fa izao tomany aho, marary aho, mijaly aho Satria......nilaozanao Hadalana ve ny ahy, Raha hifikitra amin’ny fitiavanao Nefa ianao te handao Hamela ahy irery toy izao Tsy omeko tsiny nefa ianao Saingy izaho no mijaly satria Ianao(4) lava izao Tsy afaka an-tsaiko Satria nolalaiko Teo ianao, to nety daholo izay rehetra natao Niangavy ianao, ny fitiavantsika aza tsy hatao kilalao Izaho indray izao no mitalaho fitia aminao Raha sitrakao, hamerina indray izay vita hatrizay Teo ianao nitia ahy, nanampy ahy Nitombo hatrany ilay fitia Fa izao tomany aho, marary aho, mijaly aho Satria......nilaozanao Hadalana ve ny ahy, Raha hifikitra amin’ny fitiavanao Nefa ianao te handao Hamela ahy irery toy izao Tsy omeko tsiny nefa ianao Saingy izaho no mijaly satria Ianao(4) lava izao Tsy afaka an-tsaiko Maningotra ny aiko
@churrahnanou6331
@churrahnanou6331 3 года назад
Hafa ihany ny hira taloha, tena tsara ❤❤❤❤❤❤
@tataly619
@tataly619 5 лет назад
Misaotra betsaka ! Firy taona no nitadiavako an'ity hira ity !
@anjara
@anjara 3 года назад
♥️♥️ Fitiavana tsy atao kilalao ♥️♥️☺️☺️☺️
@raymrabe1172
@raymrabe1172 Год назад
Ndriiii, tony hira mlay be tony zany nkalon'ny fahiny ho anay generation 90
@hasinaarim9914
@hasinaarim9914 2 года назад
Ndryy mampatsiahy ny fahiny....tiako loatra ity hira ity
@judicaelratiarison608
@judicaelratiarison608 Год назад
Faible oun...ouit n lah...utub
@MaronGrinatRafanoerantsoa
@MaronGrinatRafanoerantsoa 4 месяца назад
mampatsiahy le taloha be reny. tsara lay hira ka.
@fanomezantsoamiaratinarand4404
ty n hiranareo reveku ndrndr. Mankasitrak'e !
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
🥺♥️
@martinerafarasoa9929
@martinerafarasoa9929 3 года назад
tiako nety hita ty nanamarihako tarika indrindra ny feon- mpihira
@aureliarakotonirina8227
@aureliarakotonirina8227 2 года назад
Hafa ihany, ankafiziko hatrany
@genesysgenesys1061
@genesysgenesys1061 2 года назад
Tsra andry tarika hasina
@kianjarapetera8740
@kianjarapetera8740 5 лет назад
Mankatelina , tiako be le vazo
@elieproch237
@elieproch237 5 лет назад
Isany hira ny tarika ankafiziko indrindra ity hira ity
@judicaelratiarison608
@judicaelratiarison608 Год назад
Jaks
@safidiniainaandrianomentso2747
@safidiniainaandrianomentso2747 3 года назад
Mlay eh
@hasinaarim9914
@hasinaarim9914 Год назад
Tiako loatra
@ravelosonvoaharisoatakalo3406
@ravelosonvoaharisoatakalo3406 4 года назад
tena enjana le feo! en+ le hira mlay! Mirary soa
@maminjatofaniry5721
@maminjatofaniry5721 5 лет назад
Milay lesy ry zalahy a reveko
@hermanandriasamizaka9272
@hermanandriasamizaka9272 Год назад
Tena milay e, 21 taona lasa
Далее
Fiainam-baovao - Green
5:03
Просмотров 36 тыс.
Veloma farany (Green)
5:50
Просмотров 176 тыс.
ПРОЖАРКА ХАРЛАМОВА
00:15
Просмотров 52 тыс.
Naleonao
4:35
Просмотров 23 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 419 тыс.
MIRADO ny Anjeliko
4:17
Просмотров 57 тыс.
KIAKA   Tsy tsapanao
5:26
Просмотров 391
Izy indrindra
5:14
Просмотров 84 тыс.
Ianao no tiako - KAMBANA METAL
5:01
Просмотров 82 тыс.
Tselonina := Ravaomaria (lyrics)
4:06
Просмотров 102 тыс.
Green - 'Lay Tsy Miova (Clip Officiel)
5:14
Просмотров 3,3 тыс.
Green - fo roa
4:52
Просмотров 311 тыс.
Sipako Taloha
5:16
Просмотров 376 тыс.