Тёмный

Green - fo roa 

gasytiamozika
Подписаться 4,1 тыс.
Просмотров 327 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

2 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 68   
@nickylarson1236
@nickylarson1236 3 года назад
adiadintsika Nampifamaly, nampifanditra Tsy ho antsika izany fa avela hivalona ho any Fa hiaraka isika, hiaraka hiampita Fiainana maro mbola tsy hita Ka izaho tokinao, ianao andriko mandrakizay Tonga ity ny andro iray Ho porofointsika amin’izay Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay Ka manombok’izao, dingana iray no hatao Hery iray vaovao ho ahy sy ianao Averintsika eto idray ireo dina fanao hatrizay Mariky ny "FO ROA" mitempo iray. Na dia be aza ireo zavatra vita Mbola ho lava raha ny lalantsika Nefa izany tsy atao hampiemotra antsika sy ianao Fa izaho ho anao, ianao hoa ahy koa Anaty fitia, fitia miavosa Tena ho doria, fa tsy kilalao sanatria Tonga ity ny andro iray Ho porofointsika amin’izay Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay, rahatrizay Ka manombok’izao, dingana iray no hatao Hery iray vaovao ho ahy sy ianao Averintsika eto idray ireo dina fanao hatrizay Mariky ny "FO ROA" mitempo iray. Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina anao Na ho solafaka aza isika, inoako fa tsy maintsy ho tafita Amin’ny tanjona nirina Fo ROA mitempo iray satria Vonona hiaraka ho do Ka manombok’izao, dingana iray no hatao Hery iray vaovao ho ahy sy ianao Averintsika eto idray ireo dina fanao hatrizay Mariky ny "FO ROA" mitempo iray.
@vonjydiddi3322
@vonjydiddi3322 6 лет назад
Mandona be ilay hira rehefa tena halalinina ny tonony, tsara ihany koa ilay feony, indrindra ny gadona, bref: tsara e! ho ela velona ny Rock Malagasy
@tsivaella5555
@tsivaella5555 8 лет назад
ilay hira tena tiako 😢😢😢😢😢 manina ny fahazazako mihitsy aho izany ❤❤❤❤❤❤❤
@mrevsi3776
@mrevsi3776 4 года назад
taona 2000 za classe de 3e
@Arison14
@Arison14 Год назад
Ivereno indray eh
@andriantomanganabil3943
@andriantomanganabil3943 5 лет назад
tsy azoko reo manao manao 👎 reo
@diarydominiquejaozara1270
@diarydominiquejaozara1270 3 года назад
2002 ngamb na 2003 fa tena niondana tanteraka Green ah tamzany!!! Mbola tia htramzao. Mankasitraka e!
@randriantsivelanynyfahendr9977
@randriantsivelanynyfahendr9977 4 года назад
tiako loatra ity hira ity ka tsy mety mankaleo anah na dia efa at am 2020 ary...
@sidonienirina7319
@sidonienirina7319 2 года назад
Tiko lotra💗😘😍♥️♥️❤️❤️
@salimorasta4014
@salimorasta4014 5 лет назад
Yeah ato zah 2019 jusqu'à présent izka mi rêve manalazy izy tsimaitsy manday ary mahazo place fo @ copulation
@rainiavonelinaharifetrahar8797
@rainiavonelinaharifetrahar8797 4 года назад
Moi !!!
@mmnn8527
@mmnn8527 7 лет назад
fahatsiarovan.fahazazana !!! feno anzan.hira zan cahier de chant ... milay foan.hatramzao
@jeanchrysolivier9215
@jeanchrysolivier9215 3 года назад
iza mbola mitandregny hira toy @zao 2021
@derainatolontsoaandrianome2456
@derainatolontsoaandrianome2456 2 года назад
2022 mbola miheno foana😊
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
misy fahatsiarovana manokana ho ahy ity vazo ty!!!
@radaorosonbakomalala6949
@radaorosonbakomalala6949 6 лет назад
tsy ho lefy na ny toniny na ny feony e
@tokydaniel3
@tokydaniel3 10 лет назад
t@ za 11 em zan mdrrr aiza le babonao e??? ihiii milay e!
@churrahnanou6331
@churrahnanou6331 3 года назад
2021 tiako foana 💏 ❤❤
@diarydominiquejaozara1270
@diarydominiquejaozara1270 2 года назад
tena niondana Green mits ah tamzan dia mbolaa ts foiko hatramzao!
@genevievetatiana4700
@genevievetatiana4700 3 года назад
2021 ❤❤❤ Tsy mety mahaleo ana ty hira ty ❤❤❤
@PrintianahAsinambinina
@PrintianahAsinambinina Месяц назад
Hira farany tiko henoko nadeee tsy amtaonakooo anh
@tantelyandriamalala
@tantelyandriamalala 4 года назад
2020😍😍
@franckratiarisonpierre1139
@franckratiarisonpierre1139 5 лет назад
he hiranay taloha hihihihi,
@josephzakaria4290
@josephzakaria4290 5 лет назад
tiko be
@elianejaquet9965
@elianejaquet9965 5 лет назад
Matsiarotsiaro ny tamin izany fotona zany 🤗🤗🤗😘😘
@yvonevans4845
@yvonevans4845 4 года назад
Mbola tiako fona... Still the best
@andriamambolagloria4829
@andriamambolagloria4829 2 года назад
🥰🥰🥰🥰🥰 ndriii ny fahazazana.
@michelrandrianarisoa9235
@michelrandrianarisoa9235 3 года назад
mbola tiako fona na dia efa elaela aza merci beaucoup
@alphonserms1945
@alphonserms1945 2 года назад
Mampahatsiaro ny fahazazana
@JustJacquieR
@JustJacquieR 6 лет назад
❤️❤️❤️ Mankasitraka mizara o!
@itoerantsoafantenana15
@itoerantsoafantenana15 4 года назад
Ndrii ny fahazazana, niogaoga ery nihira azy tamzan, mbola ts ai tsara n tiny amita fa amzao lehibe zao vo tena mazava tsara daholo! Tiako lotra ity hira ity🤩🤩🤩
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 7 лет назад
tiko satria mapiseho fahasahiana sy fijoroana vavolombelona @ Atra ny tonony ary ny feo ny koa tsara rindra .misaotra e
@shmnsalama2321
@shmnsalama2321 8 лет назад
mampamanimanina ny fazazako eee tiako hira ty Arooohh atsarovako lay voalohampitiavako
@rabenalisonherisataandry3679
@rabenalisonherisataandry3679 6 лет назад
tsara le hira!!!!fa mba mangataka le ianao raha mety
@tantelytantely8497
@tantelytantely8497 6 месяцев назад
Fahatanoran
@lovasoajosephinerandrianir1872
ti♥k b ty hir ty
@isabellerakotoarisonrakoto2143
Mampatsiaro n fahatanorana mhts iz zan!
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 6 лет назад
mankasitraka indrindra anareo Tompoko o!
@clarckyauberto2676
@clarckyauberto2676 6 месяцев назад
Hay😂😂
@ratovoheryainamirindra1478
@ratovoheryainamirindra1478 7 лет назад
fahazazana le,tsara eeee,ten tsara fon atram zao
@vloggasy
@vloggasy 4 года назад
tsara loatra
@anniejoson4826
@anniejoson4826 4 года назад
2020
@angelayarilanto3974
@angelayarilanto3974 8 лет назад
♡♡♡
@aurelierasoarimanana7673
@aurelierasoarimanana7673 5 лет назад
Oeeeee tiko ooo
@fleurdhiver99
@fleurdhiver99 14 лет назад
misaotra e! ahatsiarovako ny fahatanorana.
@rovaniainarakotoarisoa1263
@rovaniainarakotoarisoa1263 7 лет назад
tsar kos io hira io an
@kimendrymazoto7131
@kimendrymazoto7131 6 лет назад
Mahafinaritra e!
@ainageorges338
@ainageorges338 10 лет назад
Makasitra e!
@rasouftiavanarasouftiavana2347
ndriii ny fahazazako ...merci green fahatsiarovana sisa
@z0rrozer0
@z0rrozer0 7 лет назад
zao efa telo ny ankizy an
@nathan008basse2
@nathan008basse2 5 лет назад
tsara be ny hira ka!
@RinaMaminiaina
@RinaMaminiaina 4 месяца назад
Ry fahazazana nihirana mafy an'itony,matsiaro🥰
@vincentbonte7042
@vincentbonte7042 4 года назад
j'adore
@andrianasoloantoniohugogui4693
merci fa tsara ilay hira
@clauderkt1855
@clauderkt1855 6 месяцев назад
Nanana K7 anzlah reto tam izany
@haingosolofo5855
@haingosolofo5855 9 лет назад
tiko b!!!!
@synsAway
@synsAway 12 лет назад
merci e ! milay be ! ;)
@aureliarakotonirina8227
@aureliarakotonirina8227 Год назад
Hafa ihany ny vazo taloha
@sariakaandri4568
@sariakaandri4568 7 лет назад
Suur
@elinoutsantasoaandriamanan8378
tsara loatra :)
@randriatsitohainaherisoa565
@randriatsitohainaherisoa565 8 лет назад
tsara e! m6
@ANDRIANIRINASantatraHajananten
@ANDRIANIRINASantatraHajananten 8 месяцев назад
tsara ny hira fahiny!!!
@VillatahianaTalatamaty
@VillatahianaTalatamaty 3 месяца назад
2024 mbola eto
@AnnieHertina
@AnnieHertina 4 месяца назад
Doudou❤❤❤❤❤
@mamitianarx7a54
@mamitianarx7a54 9 лет назад
rock - slowrock 4vr
@samaritain16
@samaritain16 8 лет назад
+mamtina a7xr symphonique
@mamitianarx7a54
@mamitianarx7a54 8 лет назад
@heryhmanantena1087
@heryhmanantena1087 7 лет назад
makasitraka fa tsara e!
Далее
APOST - Dila
5:32
Просмотров 376 тыс.
GREEN - Teo ianao
3:56
Просмотров 108 тыс.
#慧慧很努力#家庭搞笑#生活#亲子#记录
00:11
I Took An iPhone 16 From A POSTER! 😱📱 #shorts
00:18
FAKR - Kris
3:35
Просмотров 13 тыс.
Rebika - Fa tena tia
4:45
Просмотров 227 тыс.
Nanie sy Lalie-  Feo roa
4:09
Просмотров 194 тыс.
RAH CKIKY- PILOFASY
5:02
Просмотров 18 тыс.
Rebika - Adin-tsaina
4:33
Просмотров 133 тыс.
Mage4 - Maratra Hambo-po
5:18
Просмотров 77 тыс.
Veloma farany (Green)
5:50
Просмотров 182 тыс.
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
Просмотров 123 тыс.
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
Просмотров 280 тыс.
Bavy tsy fohy - Fakr
4:20
Просмотров 15 тыс.