Тёмный

HARAMBATOKO (Official Music Video) // Manoa Andriamandimbisoa & Fy Rasolofoniaina // TOKO VOALOHANY 

Vespers Music
Подписаться 1,6 тыс.
Просмотров 754 тыс.
50% 1

Hira nosoratan'i Manoa Andriamandimbisoa sy Fy Rasolofoniaina mikasika ny fahalementsika sy ny maha toerana azo ialofana an'Andriamanitra.
Tsy Andriamanitry ny mpandresy ihany Izy fa Andriamanitry ny resy, amin;ny vanim-potoana rehetra lalovanao dia afaka mahatoky ianao fa tsy hiova Izy, azonao iantorahana sy hanarina foana.
Efa nivoaka etsy amin'ny Bookafe Ampasampito ny raki-kira 'Toko Voalohany' misy ireo hira 09 nosoratanay (10.000 Ar).
Araha tsy tapaka izahay amin'ny
vesperscollective
vesperscollective
vesperscollective@gmail.com
+261 32 49 585 33

Опубликовано:

 

30 мар 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 85   
@nikamamyrandrianasolo9559
@nikamamyrandrianasolo9559 2 года назад
Tsy voatery hatanjaka foana ny sandriko Tsy voatery hajoro foana koa ny lohaliko Na koa hoe tsy maintsy hazava foana ny lalako Raha malemy aho, Harambatoko ianao, Raha reraky ny miady aho Miazona ahy ny tananao Mampatsiahy ahy fa eo foana ho ahy ianao Tompo ô, ny akaikinao no katsaiko Fa mihamangina ireo tafiotra ato anatiko Misy fihiram-baovao mameno ny foko Dia hihira aho ... Fa te hihira aho ô ô ô! Harambatoko ianao, Raha reraky ny miady aho Miazona ahy ny tananao Mampatsiahy ahy fa eo foana ho ahy ianao Ampy ahy ianao, fialofako manodidina ahy, fianteherako Ampy ahy ianao, fialofako manodidina ahy, fianteherako Ampy ahy ianao, fialofako manodidina ahy, fianteherako Ampy ahy ianao, fialofako manodidina ahy, fianteherako ô ô ô! Harambatoko ianao, Raha reraky ny miady aho Miazona ahy ny tananao Mampatsiahy ahy fa eo foana ho ahy ianao
@gracerazakariveloniavograc503
@gracerazakariveloniavograc503 5 лет назад
tsara be!!!! mannkasitraka
@nomenavahatriniaina3497
@nomenavahatriniaina3497 5 лет назад
Mahafinaritra Ny midera ,Tohizo zalah fa mety mihintsy Ny ataonareo 😉🇲🇬Ho an i Jesosy ihany ny Voninahitra ! 🙏🏾Amen
@claudiedaffe2888
@claudiedaffe2888 5 лет назад
Babo tanteraka @ feonao e, tsy mahita lazaina intsony 🥰
@anickrabeoloniaina2164
@anickrabeoloniaina2164 5 лет назад
zaniii ka hira!!! mlay e!!! mankasitrak e
@christelletojonynirinafran6598
Mampahery be .😊 tsara be😊😊
@TheHolyauguste
@TheHolyauguste 5 лет назад
Tsara loatra. Mankasitraka
@randrianalimananamioratian3433
awesome 😍😍
@titi095999
@titi095999 5 лет назад
Tena tsara, mahafaly ny mahita fa tena efa mivaotra sy matianina tokoa ny mpihira malagasy !
@lindamurielr.7004
@lindamurielr.7004 5 лет назад
tena tsara
@nirinanoel2093
@nirinanoel2093 5 лет назад
wa zalahy e . Tiako be avokoa ny vazonao . Manga feo no kanto tokoa
@mihobyandriamaromiadana4245
@mihobyandriamaromiadana4245 5 лет назад
Mandona ahy foana ity hira ity. Merci
@rajaonana2095
@rajaonana2095 5 лет назад
mankasitraka ee!!
@rakotoarimananarajodiane7483
@rakotoarimananarajodiane7483 5 лет назад
Tiko tena tiko iley hira, Mankasitraka,
@ralahiarinirinaaimeemodest7864
Misaotra Jesoa ô fa mahazo matoky Anao kay izahay fa izahay no be fanahiana; misaotra koa @ talenta nomenao izao!
@marierasoarimalala8266
@marierasoarimalala8266 5 лет назад
Tena tsara , EXTRA !!!!!
@joellieravaoharisoa778
@joellieravaoharisoa778 5 лет назад
Harambatoko Ianao Jeso❤
@henintsoaangelapatriciarak1562
Ndry...Maeva kweliko
@nyandoralalasoa2665
@nyandoralalasoa2665 4 года назад
tsara b lay tononkira 💕 👍✌
@julienraboanary9044
@julienraboanary9044 Год назад
😊😊tsarabe
@tifannirandriantsitohaina2088
Mampahery be ahy ito hira ito
@poisdebambara3417
@poisdebambara3417 6 лет назад
Tsara be ny tonininy, ny sary ..! Que Dieu vous bénisse !
@VespersCollective
@VespersCollective 6 лет назад
Merci :)
@hanitrairinasafidyrabemana2437
Misaotra betsaka...
@rindrarakotoharifetra5741
@rindrarakotoharifetra5741 4 года назад
Tsara zareo le toriteninareo a! Marina e! Mankasitraka
@injokinymureilleeugenie485
@injokinymureilleeugenie485 2 года назад
Merci ❤❤beaucoup tena mampahery be mitsy
@lyviadinahdubois6807
@lyviadinahdubois6807 3 года назад
Top👌😍
@kiadymirija7595
@kiadymirija7595 23 дня назад
2024 ☝🏽
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 года назад
Tsara loatra ❣️❣️
@lovarabemanantsoa3059
@lovarabemanantsoa3059 5 лет назад
Tsara loatra ♥
@nyanjarasoaravelomanantsoa7724
@nyanjarasoaravelomanantsoa7724 4 года назад
Mihazona ahy ny Tànanao !
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 5 лет назад
Tsara ka mankasitraka toizo foana .
@princymamiharijaona2859
@princymamiharijaona2859 5 лет назад
tsara be tohizo foana ny fiderana an'i Tompontsika fa tsara Izy
@rakotomalala7699
@rakotomalala7699 5 лет назад
kay kay kay kay !!! tsara lotra !!!! tsara ny Tompo
@VespersCollective
@VespersCollective 5 лет назад
Zarazarao amin'ny namana! :)
@miajire5113
@miajire5113 6 лет назад
Harambatoko ianao Jesosy! An'andriamanitra irery ihany ny dera sy laza ary ny voninahitra.
@RenataSol5709
@RenataSol5709 6 лет назад
Misaotra mampahery
@manoaratsimbarison6748
@manoaratsimbarison6748 2 года назад
Tiako be ny hiran'i Vespers, sady tena manandratra an'Atra no tsy menatra manao izany na tanora aza, tohizo foana ho Voninahiny
@manoanjiva
@manoanjiva 5 лет назад
Nafinaritra ny nihira ity tao ampiangonana androany nandritry ny fotoam-piderana. Misaotra Anao Jesosy tsy miova fa harambatoko ❤
@herinjakarakotomamonjy1001
@herinjakarakotomamonjy1001 5 лет назад
mila album nbandy, tena tsara ka, asio album mitsy
@soulsoldier2449
@soulsoldier2449 6 лет назад
Nice norm be mitsy manohana atrany... Montage kou tsara b zala à..
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 4 года назад
Merci 👍👌❤️
@nomenjanaharysitrakiniaina5739
@nomenjanaharysitrakiniaina5739 4 года назад
Tsara loatra, tena mampahery be; mankasitraka an'i Manoa Andriamandimbisoa sy Fy Rasolofoniaina nizara fahamarinana.
@voaryramassy9249
@voaryramassy9249 4 года назад
Tiko b daholo ny hiranao
@tojomahefa2226
@tojomahefa2226 5 лет назад
tsara ery ilay hira e, "Chapeau"
@VespersCollective
@VespersCollective 5 лет назад
Misaotra Tojo. Zarazarao amin'ny namana e! :)
@tojomahefa2226
@tojomahefa2226 5 лет назад
@@VespersCollective ho hataoko mihitsy,tsara loatra
@vanillef.9397
@vanillef.9397 5 лет назад
tiko be
@dafuck3329
@dafuck3329 6 лет назад
❤❤
@andriamanalinaharambatoraz3778
mampahery sy mampitraka ahy amin'ny andro maloka rehetra satria anarako no sady tsapako amin'ny fiainako manontolo hatramin'izay.mankasitraka feno fa tsara ny fanomezam-pahasoavana azonareo!
@VespersCollective
@VespersCollective 6 лет назад
Misaotra! Mirary soa indrindra!
@VespersCollective
@VespersCollective 5 лет назад
Faly mahafantatra anao! :)
@hajamahaleoharisandratra4018
@hajamahaleoharisandratra4018 6 лет назад
mankasitraka eh, ho lasa lavitra ianareo
@VespersCollective
@VespersCollective 6 лет назад
Merci Haja
@sanhiaarjon1521
@sanhiaarjon1521 3 года назад
milay eh
@nirymalala3474
@nirymalala3474 5 лет назад
Tsara be..😍
@pascalgrondin5357
@pascalgrondin5357 4 года назад
FumuikzkaeiéiuzàisjoodkjFumuikzkaeiéiuzàisjoodkjdudidmwppmm0pkj+---"+*jxkkyggggkeKk l
@fyraoelinaiaina434
@fyraoelinaiaina434 5 лет назад
babon ilay feo sy ilay tokokira aho :)
@texasgtr
@texasgtr 5 лет назад
Tsara hatrany
@titarafalimanana871
@titarafalimanana871 3 года назад
Yessssss, thank you Jesus You are my refuge, my shelter. Emmanuel. 🕊️🔥🙏, Hallelujah. Thank you
@gunnerjeremiah892
@gunnerjeremiah892 2 года назад
I know I am kind of off topic but do anybody know a good website to watch newly released tv shows online ?
@alfredoconner9892
@alfredoconner9892 2 года назад
@Gunner Jeremiah Flixportal
@gunnerjeremiah892
@gunnerjeremiah892 2 года назад
@Alfredo Conner thank you, I signed up and it seems like a nice service :) Appreciate it !
@alfredoconner9892
@alfredoconner9892 2 года назад
@Gunner Jeremiah happy to help :)
@michaelrahamefy3173
@michaelrahamefy3173 3 месяца назад
❤❤❤
@mialyjenny9883
@mialyjenny9883 Год назад
🥺❤️
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 2 года назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@baliakasoafranciajoellaras3155
Soyez Bénit
@anjasarah9467
@anjasarah9467 5 лет назад
💕💕💕
@VespersCollective
@VespersCollective 5 лет назад
:) Zarazarao amin'ny namana rehetra!
@fyrsl3116
@fyrsl3116 5 лет назад
Tsara loatra
@josearaharilaza58
@josearaharilaza58 5 лет назад
Salam daholo eh, mb mangataka chord chart acoustique , misy impact be fon le hira sy ilay gadona
@gasytiapainky
@gasytiapainky 6 лет назад
Tsara zareo a
@VespersCollective
@VespersCollective 5 лет назад
Merci! Mirary soa!
@fanomezantsoat.santatra3828
@fanomezantsoat.santatra3828 4 года назад
tsra b
@stephanerandrianirina766
@stephanerandrianirina766 5 лет назад
tsara
@laboneza
@laboneza 6 лет назад
Tsara, ilay timbre vocal koa tiako. 🙂
@rindrarakotoharifetra5741
@rindrarakotoharifetra5741 4 года назад
Trop be mihitsy!
@anniemarie3604
@anniemarie3604 5 лет назад
tiako
@rasolofomananaandriatsitoh3314
@rasolofomananaandriatsitoh3314 4 года назад
Antoko-pinoana inona no misy anao ?...
@tideaxel4472
@tideaxel4472 5 лет назад
revek be
@nomenjanaharysitrakiniaina5739
@nomenjanaharysitrakiniaina5739 4 года назад
Tsara loatra, tena mampahery be; mankasitraka an'i Manoa Andriamandimbisoa sy Fy Rasolofoniaina nizara fahamarinana.
@josieannasoamiaranaandrian8360
Tsara loatra
Далее
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,6 млн
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Я читаю переписки сына
00:18
Просмотров 766 тыс.
Ravitoto
5:08
Просмотров 472 тыс.
Hatraiza
5:44
Просмотров 11 тыс.
Hosea Marlyn - FITIA (Horonantsary Ofisialy)
4:09
Просмотров 122 тыс.
TONGASOA - REKO
6:42
Просмотров 203 тыс.
Rehefa Faly - Steph Rambi
2:55
Просмотров 252 тыс.
AmbondronA  -   Tomany irery (Official video)
4:36
Просмотров 554 тыс.
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 434 тыс.
Я читаю переписки сына
00:18
Просмотров 766 тыс.