Тёмный

TONGASOA - REKO 

Reko Band
Подписаться 14 тыс.
Просмотров 204 тыс.
50% 1

Here is "tongasoa", meaning welcome. A song about hospitality, and being a safe place for everyone. In a world where judgment seems to triumph over mercy, we want to learn to make the choice of washing feets instead of casting stones. This video was filmed in our new studio.
Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances: ru-vid.com/show-UCNfc​...
See more official videos from REKO here:
www.youtube.com/watch?v=MjPAy​...
www.youtube.com/watch?v=9wo5T​...
www.youtube.com/watch?v=LOX8v​...
www.youtube.com/watch?v=TNa0X​...
• HIRA - REKO
Follow REKO:
Instagram: @reko_band
Facebook: reko band​
Spotify: open.spotify.com/artist/08Ru2...
Apple Music: / reko-band
Amazon Music: music.amazon.com/artists/B0BS...
RU-vid: ru-vid.com/show-UCNfc​...
Lyrics:
Tongasoa ato aminay.
Somary tsotsotra fa ohatr’izao mihitsy izahay.
Etsy ary aloha raisiko ny enta-mavesatrao,
Mipetrapetraha, faly izahay fa tonga ianao.
Ny aty,
Samihafa mfijery, samihafa fiteny,
Samihafa revy nefa mifankatia eny.
Izay izahay izay.
Ny aty,
Androany aho mantanjaka, rahampitso aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso ianao heriko.
Izay izahay izay.
Ato ny mpanjaka no manompo.
Manasa ny tongotra maloto.
Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana.
Tsisy andriana sy andevo ny ato,
Fa fianakaviana iray.
Dia izay, dia izay.
Tongasoa ny fahalemenao.
Tsy ianao irery akory no toa izao.
Hafaka esorina ny saritavanao,
Fa samy mianatra miaina, tsisy tsara kokoa no ianao.
Ny aty,
Samihafa mfijery, samihafa fiteny,
Samihafa revy nefa mifankatia eny.
Izay izahay izay.
Ny aty,
Androany aho mantanjaka, rahampitso aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso ianao heriko.
Izay izahay izay.
Ato ny mpanjaka no manompo.
Manasa ny tongotra maloto.
Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana.
Tsisy andriana sy andevo ny ato,
Fa fianakaviana iray.
Dia izay, dia izay.
Mifanagana, mifampihaino.
Samy mianatra, mifameno.
Tsy mody mitia.
Ato ny mpanjaka no manompo.
Manasa ny tongotra maloto.
Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana.
Tsisy andriana sy andevo ny ato,
Fa fianakaviana iray.
Dia izay, dia izay.

Видеоклипы

Опубликовано:

 

16 сен 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 105   
@rekoband3059
@rekoband3059 Год назад
Here is the English translation: Welcome It’s not super fancy here but it represents us well. Let me take your heavy loads. Please have a seat, we are so glad you are here. Here, we don’t have the same point of view, Don’t speak the same language, Have different style but we love each another. That’s how we live. Here, if I’m strong today, tomorrow I can be weak. I’ll be your strength today, and tomorrow, you’ll be my courage. That’s how we live. Here, the king is the one who serves, washing the dirty feet. Here, laws bow before love. There’s no higher or lower caste here. We are family, and that’s all. Your weaknesses are welcome here. You are not the only one struggling. You can take off your mask. We’re all learning to live right, You’re not worse than anybody. Here, we don’t have the same point of view, Don’t speak the same language, Have different style, but we love each another. That’s how we live. Here, if I’m strong today, tomorrow I can be weak. So I’ll be your strength today, and tomorrow, you’ll be my courage. That’s how we live. Here, the king is the one who serves, Washing the dirty feet. Here, laws bow before love. There’s no higher or lower caste here. We are family, and that’s all. We’re edifying one another. we listen to one another. We all pursue growth, We compliment each other. We don’t pretend to love. Here, the king is the one who serves, Washing the dirty feet. Here, laws bow before love. There’s no higher or lower caste here. We are family, and that’s all.
@angelapurcell1330
@angelapurcell1330 Год назад
What a beautiful song. God bless you with more. Wow ❤
@lyndarafanomezantsoa9092
@lyndarafanomezantsoa9092 Год назад
❤❤❤❤❤❤
@finoanarakotomanana9535
@finoanarakotomanana9535 Год назад
Thanks ❤️
@angelapurcell1330
@angelapurcell1330 Год назад
I don't understand your language but what a cool vibe and a cool video. Nga mihi nui ki a koutou. God bless 😊❤
@soniaandria
@soniaandria Год назад
"Ato ny Mpanjaka no manompo Manasa ny tongotra maloto" Misaotra Jesosy fa nilaozanao ny fiandriananao, ka nanaiky hanetry tena Ianao mba hamonjy anay mpanota izay manaiky ho diovinao sy ho sasanao tokoa, ahatonga anay ho olom-baovao. Misaotra anareo tarika Reko manaiky ho fantsona hampita ny Filazantsara!! Mahereza, Ny Fanahy Masina hitarika anareo hatrany.
@lyndarafanomezantsoa9092
@lyndarafanomezantsoa9092 Год назад
Inona no idiran’ny Jesosy amin’ilay hira?
@soniaandria
@soniaandria Год назад
@@lyndarafanomezantsoa9092 Ny ankabeazan'ny hiran'ny tarika Reko dia manambara an'i Jesosy na dia tsy ambaran'izy ireo mivantana ary izany. Eto Jesosy dia voalaza @ ireto: => ato "Ny Mpanjaka no manompo, " Jaona 18:37 "Hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa Mpanjaka Aho" => manasa tongotra maloto ( Jaona 13:8" hoy Petera, sanatria raha hanasa ny tongotro Ianao, Jesosy namaly azy, raha tsy ho sasako ianao dia tsy manana anjara Amiko") => ato "Ny Làlana, miondrik'eo @ Ny Fitiavana" ▪︎ Làlana Jaona 14:6 "Hoy Jesosy Izaho no Làlana sy Fahamarinana ary Fiainana, tsy misy olona mankany amin'ny Ray afatsy @ alalako" ▪︎ Fitiavana Jaona 3:16 / 1Jaona 4:7-10 / 1Kor 13:4-8a sy13b sns satria maro be no manambara an'i Jesosy ho Fitiavana ao @ Baiboly. => tsy misy andriana sy andevo ny ato fa fianakaviana iray. Kolosiana 3: 11 izany hoe iray ao amin'i Jesosy Kristy , fa tsy misy fanavakavahana intsony... Ilay hoe "Tongasoa" amiko, dia fanasana antsika iditra ao @ tontolo iainan'izy ireo, ny fahalalana sy fanekena an'i Jesosy Kristy mpamonjy izao tontolo izao. Raha diso ny heritreritro dia mba valio hoe ry Reko 😊
@lyndarafanomezantsoa9092
@lyndarafanomezantsoa9092 Год назад
Interprétation subjective no fahitako an’ilay izy aloha. Raha afaka mamaly zao zareo tena mety be.
@paulrakotomalala3833
@paulrakotomalala3833 Год назад
Inona no idiran 'ny filzantsara amin'ny izany ?
@paulrakotomalala3833
@paulrakotomalala3833 Год назад
Hay efa tsy lavitra tao ry Ramasabomanga ! Milanja ilay baiboly ambany helika ! Ipitsio !
@antenainaramahazosoa6733
@antenainaramahazosoa6733 Год назад
Ato ny mpanjaka no manompo,manasa ny tonogtrao maloto
@sawyercloud4429
@sawyercloud4429 Год назад
Comfort song 💛 I'm not a Christian but I do appreciate your open minds guys 🌼
@sayrakotonirina2850
@sayrakotonirina2850 Год назад
Tena tsara zany hira zany le. Mankasitra foana Reko e!
@sainakims7276
@sainakims7276 Год назад
Maniry ery hiditra amin'ilay fiankaviana eeee😀😀
@lovamiarisoa8380
@lovamiarisoa8380 Месяц назад
Tena tiko ilay hira annn, tsara be mihitsy ilay tonony❤❤❤❤
@ramamonjisoaandonnyaina5080
Tiako e!!! Ny feony mampitony be, fa lay tonony koa tena ❤️❤️❤️ Misaotra an'Andriamanitra mampiasa anareo hitory ny FITIAVANY, sy manome ny Fanahy Masina manolo-tsaina anareo hamoronana hira toy izao 🙏 Mankasitraka anareo ihany koa manaiky ataoNY fitaovana 🤗 God bless you guys!!! Peace be with you!!🙏🤗
@hanitraravalison4286
@hanitraravalison4286 Год назад
Misaotra JESOSY mampianatra fitiavana marina ❤mampianatra manetritena🥰 Ianao mpanjaka no manasa Ny tongotra maloto , Ny fitiavana no manjaka sy làlàna Misaotra anareo tarika Reko Mankasitraka bé ny hiranareo fa Mangataka hira manonona Ny anaran’ilay mpankaja Fy ❤ Ho tahiana hatrany nareo😍
@rafah124
@rafah124 4 месяца назад
I haven’t enjoyed this kind of song for a long time. Very comforting.
@lalarabe6348
@lalarabe6348 Год назад
Tiako loatra na ny tononkira na ny mozika 👍
@lottieharryrazafiniaina3515
@lottieharryrazafiniaina3515 3 месяца назад
Izany ka mpanakanto ara-bakiteny, mahafinaritra tohizo
@volalucrakoto
@volalucrakoto Год назад
Tongasoa ato an-trano Reko Band, miara-miondrika eo anatrehan'ny FITIAVANA
@norosoareginerakotozafy1290
Tsara! mampita fomba fiaina hafa, mahafinaritra!
@miarintsoaramaromisa7854
@miarintsoaramaromisa7854 8 месяцев назад
Hafa mihintsy ❤
@user-cj7hi4jg3s
@user-cj7hi4jg3s 8 месяцев назад
Mampitombo ara-panahy ❤❤❤❤❤❤❤
@FideranaAndrianantenaina
@FideranaAndrianantenaina 2 месяца назад
farak'izay tena lafatra,na ny tonony na ny feony,
@boltsan9356
@boltsan9356 Год назад
Toe-tsaina mila ampianarina ny zanatsika ny toy izao, tiako loatra ❤
@stephrambimusic
@stephrambimusic Год назад
MILAY EH!!!!🎉❤
@heritianaratrimoson7229
@heritianaratrimoson7229 Год назад
Tsara lotra reto a❤️ mankasitraka fona fona🙏
@hasiniainasarahramarolahy9913
@hasiniainasarahramarolahy9913 8 месяцев назад
Tiako be ❤
@aritianarabenjamina7671
@aritianarabenjamina7671 Год назад
Ndriiii...🥰 Mamy anieh zany eh ❤️ tiako eh, tiako foana
@rasoanaivosolofonianja9755
@rasoanaivosolofonianja9755 Год назад
Tiako e, tiako ny tonony, tiako ny feony...tsara e! Misaotra e
@andryirwin
@andryirwin Год назад
Toutes vos chansons sont vraiment "uniques". On ne se lasse pas de les ecouter en boucle!
@yukokishidame7696
@yukokishidame7696 Год назад
Tsara lotra le hira 💖✨
@harisonratovo3780
@harisonratovo3780 Год назад
🤩tsisy tsara koakoa noho ianao❤‍🔥🔥
@fenosoaandrianirina3148
@fenosoaandrianirina3148 Год назад
Mahafinaritra be ilay hafatra ampitaina, tohizo hatrany
@kantorazafindrahaingo7839
@kantorazafindrahaingo7839 Год назад
Mahafinaritra foana Manidina mihintsy miheno azy 🥰🥰🥰
@TRC1982
@TRC1982 Год назад
Tsara be . Enfin de la louange moderne, à la hauteur des louanges anglo-saxons 🔥🔥🔥
@ndalanarakotoarivelo637
@ndalanarakotoarivelo637 6 месяцев назад
C'est du lourd les Gas. Bravo
@lecacheurboris1020
@lecacheurboris1020 Год назад
Fa fianakaviana iray , mankasitraka Reko ah ❤️
@razafyhoby3380
@razafyhoby3380 Год назад
Tsara be foana eee!!
@NjakaAndrianavalonome
@NjakaAndrianavalonome Год назад
Milay lesy Zala. Tongasoa mihitsy ao aminareo e 🙂
@acasadorocknroll-tv.1359
@acasadorocknroll-tv.1359 5 месяцев назад
Johnny Otpor - Amazing Sound...
@tsitoosarobidy2811
@tsitoosarobidy2811 Год назад
Mipoa-tsatroka e!🙏 Mahafinaritra 🤙
@fitahiantsoavoaharyrakotoa8790
Mafinaritra e😊 mankasitraka zalah a🙏
@myhhasina8381
@myhhasina8381 Год назад
tsara beee 🥰🥰❤️❤️❤️
@rovarandriamiarisoa76
@rovarandriamiarisoa76 Год назад
Tsara be .... Merci foana REKO
@irener.raparison9941
@irener.raparison9941 Год назад
Bravo! La chanson est sublime pour commencer sa fin de semaine! Tsara loatra❤
@rijaandrianaivo6857
@rijaandrianaivo6857 Год назад
milay be eh , fianakaviana iray
@ainasarobidy5918
@ainasarobidy5918 Год назад
Mamy be ity hiranareo ity Reko
@fitiatsiorimanana3901
@fitiatsiorimanana3901 Год назад
Tsara fôna eee🎉✨
@chaminabadouraly6680
@chaminabadouraly6680 Год назад
Mankasitraka indrindra Reko !
@rindrarazafintsalama2004
@rindrarazafintsalama2004 Год назад
waow... milay be
@henintsoamurray2603
@henintsoamurray2603 Год назад
mlay ranga lisany a 👊👌
@tahianafitiavanajoelinahra7433
Tena tsara e, fianakaviana iray 🔥🥰
@fyranarivelo7693
@fyranarivelo7693 Год назад
🥳😎❤‍🔥❤‍🔥 Tena tsara
@hasinagraphicrahasimanana9062
Siora mintsy! Misaotra e!
@tsoo7500
@tsoo7500 Год назад
Kaaay! Tena tsara ❤
@annikanto7942
@annikanto7942 Год назад
Milay💜
@mihajarakotomanana3295
@mihajarakotomanana3295 Год назад
Mamy be 🥺
@Libadoda
@Libadoda 2 месяца назад
❤❤❤
@kajyravoson1323
@kajyravoson1323 Год назад
Tsara be :D
@volahantarakotomalala5771
@volahantarakotomalala5771 Год назад
Tsara foana 😊
@namyrazafy482
@namyrazafy482 Год назад
Tsara loatra. Mankasitraka foana eh ❤️
@antsaarimalala789
@antsaarimalala789 Год назад
Tsara loatra, mankasitraka 💓
@kerenasamoely6580
@kerenasamoely6580 Год назад
Tiako e!!! tiako tsotra fotsiny, thanks guys, keep going
@jessiekezia4953
@jessiekezia4953 Год назад
TSARA BE ❤❤❤
@zolyrazafindrakoto5710
@zolyrazafindrakoto5710 Год назад
Tsara ❤️🙏❤️Mankafy foana zay🙏
@patriciarazafimanantsoa-cd6od
Tsara be
@tafitafandresena3160
@tafitafandresena3160 Год назад
Mankasitraka foana zalah!🙏🏾 Tsara loatra❤
@rominahhenrinahzarasoa2737
@rominahhenrinahzarasoa2737 Год назад
Tiko loatra ❤
@jean-marieravelojaona9115
@jean-marieravelojaona9115 Год назад
Quelle mélodie Magnifique chanson 👍👍
@mahashworld7754
@mahashworld7754 Год назад
Tiako ery ehh🥰 miandry lyrics euh😄
@hanielaful
@hanielaful Год назад
Lyrics: Tongasoa ato aminay. Somary tsotsotra fa ohatr’izao mihitsy izahay. Etsy ary aloha raisiko ny enta-mavesatrao, Mipetrapetraha, faly izahay fa tonga ianao. Ny aty, Samihafa mfijery, samihafa fiteny, Samihafa revy nefa mifankatia eny. Izay izahay izay. Ny aty, Androany aho mantanjaka, rahampitso aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso ianao heriko. Izay izahay izay. Ato ny mpanjaka no manompo. Manasa ny tongotra maloto. Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana. Tsisy andriana sy andevo ny ato, Fa fianakaviana iray. Dia izay, dia izay. Tongasoa ny fahalemenao. Tsy ianao irery akory no toa izao. Hafaka esorina ny saritavanao, Fa samy mianatra miaina, tsisy tsara kokoa no ianao. Ny aty, Samihafa mfijery, samihafa fiteny, Samihafa revy nefa mifankatia eny. Izay izahay izay. Ny aty, Androany aho mantanjaka, rahampitso aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso ianao heriko. Izay izahay izay. Ato ny mpanjaka no manompo. Manasa ny tongotra maloto. Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana. Tsisy andriana sy andevo ny ato, Fa fianakaviana iray. Dia izay, dia izay. Mifanagana, mifampihaino. Samy mianatra, mifameno. Tsy mody mitia. Ato ny mpanjaka no manompo. Manasa ny tongotra maloto. Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana. Tsisy andriana sy andevo ny ato, Fa fianakaviana iray. Dia izay, dia izay
@razakasoanandraina3601
@razakasoanandraina3601 Год назад
🥺🥺🥺🥺🥺🥺🥺🥺🥺😭😭😭😭😭 mampilatsaka ny ranomasoko ity hira ity! Tiako Tiako Tiako Tiako Tiako Tiako Tiako Tiako
@annicklayna
@annicklayna Год назад
Tsara foana ny tononkira, misy hafatra mahafinaritra, misy hafatra miafina zay vitsy ny mahatakatra raha tsy mieno tsara
@stephaniemadjide-nf7no
@stephaniemadjide-nf7no 4 месяца назад
Tsara foana hoa fa tohizo hatrany ❤❤❤
@ralambondrainymisaina2618
@ralambondrainymisaina2618 Год назад
Matsiro an 👍
@karimosolo3467
@karimosolo3467 Год назад
Fa manina kay tsika manao comment teny vahiny foana nefa hira gasy Nefa vahiny hira anglisy tsy comment teny frantsay na Spanish fa teny anglisy iany d gaga za hoe fa manina kay
@haryhary6633
@haryhary6633 Месяц назад
Mbola betsaka ny Gasy manana ny atao hoe "complexe de colonisé" . Efa tena tafiditra ao anaty fanahy mihitsy ny teny frantsay. Nandresy zareo mpanjanaka.
@Christoloine
@Christoloine Год назад
zany ka hira. Mankasitraka
@eddyandriamahefa1246
@eddyandriamahefa1246 Год назад
Tsara loatra❤️✨
@fabiennandrindra9466
@fabiennandrindra9466 Год назад
Magnifique chanson ❤
@setraniainarakotoarimanana7326
Tsara loatra ilay aingam-panahy
@farasoaranaivo1012
@farasoaranaivo1012 Год назад
Tsara loatra 🥰
@ando_nacho
@ando_nacho Год назад
tsara be 🥺🥲
@nvthe6739
@nvthe6739 Год назад
Je suis le seul à avoir remarqué le foreshadowing à 1:29 !? C’est le tableau du clip Misia
@finoanarahaingoalison1093
@finoanarahaingoalison1093 Год назад
Milay be ilay hoe : “Tsy mody mitia fa tena mitia❤” Mankasitraka zalah @ hafatra mafonja be a 🙏 Soa fa misy anlisany eto an-tany e✊
@nantenainamichael2529
@nantenainamichael2529 Год назад
Tena milay be zala a mankasitraka anareo e
@mobileplus5243
@mobileplus5243 10 месяцев назад
Cc mb mis fanontaniana kely zfd tompoko aiza mb ahitana NY CD nareo ?? Misaotra mialoha 🙏🙏🙏🙏
@happymusicchill2670
@happymusicchill2670 Месяц назад
Milay ianareo zalah ❤️ Mba aza adino Itaosy Fy stp ah 🥹
@jennyralibera3065
@jennyralibera3065 Год назад
❤❤
@serviakmusic1800
@serviakmusic1800 Год назад
Mankasitraka ry zala ah
@yolandeandrianarivo7391
@yolandeandrianarivo7391 Год назад
👍👍❤️❤️
@lindaandriatiana8088
@lindaandriatiana8088 Год назад
😭❤️❤️
@user-ir1up8cw3b
@user-ir1up8cw3b 2 месяца назад
Ok rangahy
@user-hp2zo6yz1c
@user-hp2zo6yz1c 9 месяцев назад
mahafinaritra
@soniaborel9205
@soniaborel9205 Год назад
🥰💝👏👏👌🙏
@jenaalalatianarateloson498
@jenaalalatianarateloson498 Год назад
🥰🥰
@deboracheep842
@deboracheep842 Год назад
Why are you ashamed to confess the name of jesus.
@deboracheep842
@deboracheep842 Год назад
He was died for you and he washed away your sins and he loves you so much.
@faithhope6814
@faithhope6814 Год назад
❤️❤️❤️
@iangolahermance7302
@iangolahermance7302 Год назад
😭♥️
@harenaandrainaramarosandra3280
❤️❤️❤️
@rojoandrianampoina9298
@rojoandrianampoina9298 Год назад
❤️❤️❤️
Далее
MASOANDRO MIBALIAKA-  REKO
5:50
Просмотров 190 тыс.
ZAY & TOVO J'HAY -  SAMY MBOLA HAFA 4K
4:39
Просмотров 128 тыс.
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 1,1 млн
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48
Mahaleova
5:12
Просмотров 24 тыс.
Fête de La Musique 2021 - Reko Fy and his band
35:33
Injay ilay feonao-Rija Rasolondraibe
8:08
Просмотров 37 тыс.
Nubu Nihondi | James & Daniella
15:39
Просмотров 6 млн
Ravitoto
5:08
Просмотров 473 тыс.
REKO - RESTING PLACE | HAYRA SESSIONS
5:38
Просмотров 38 тыс.
HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024
5:12
Просмотров 160 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
ROTOROTO - REKO
4:18
Просмотров 158 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 130 тыс.
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,6 млн