Тёмный

Havaoziko ny foko 

saryMahefa
Подписаться 1,8 тыс.
Просмотров 177 тыс.
50% 1

Tanora masina - FLM Ambohimasina Itaosy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

10 ноя 2008

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@sahondrayolande1337
@sahondrayolande1337 Год назад
Mankasitraka tanora mitory ny filazantsara amin alalan'ny hira Tsarovy hatrany koa anefa fa na manao mis en scène eny amin tendrombohitra tsy misy mpijery aza ianareo d efa NANDROAKA NY fanahy ratsy eny amin'ny rivotra tany!! Ho TAHIANA INDRINDRA !
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mahafinaritra ny mihaino anareo. Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany. :-)
@irenevanessa8961
@irenevanessa8961 8 лет назад
tsara miora ah.. Merci bcp woan T. M. ee hoan'ADRIAMANITRA.. IRER ian voninahitra madrakizay. amen 👍
@joellieravaoharisoa2991
@joellieravaoharisoa2991 9 лет назад
havaoziko eto anatrehanao ny foko, AMEN
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Tsara fa misaotra, tsy dia maninona Ilay trimolo, tsara le misy saxo kely, mahereza !
@andriashasina4818
@andriashasina4818 4 года назад
Makasitraka an'i TMI Jesosy hanafy hery anareo mandrakariva mba hahatanteraka ny iraka ampanaoviny.
@soloramialyradomamitiana9630
@soloramialyradomamitiana9630 8 лет назад
VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA ,tohizo fa tsara ny ezaka ataonareo ry tanora masina
@rafanomezantsoahobison9931
@rafanomezantsoahobison9931 4 года назад
Tena tsar be ,maharesilahatra tanteraka
@saryMahefa
@saryMahefa 8 лет назад
Manahoana tompoko, mpakafy toa anao ihany aho no namoaka azy eto, fa any amin'ny FLM Itaosy no misy ny Tanora Masina !
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 5 лет назад
Mankasitraka @fizarana tahin Jesosy
@volablandine8228
@volablandine8228 3 года назад
Merci nareo f ten Tik b
@sheilalast4985
@sheilalast4985 3 года назад
MANKASITRAKA INDRINDRA e TENA TSARA
@lehilahykristianasampana119
@lehilahykristianasampana119 7 лет назад
tsara be daolo ny hiranareo, ny voninahitra anie dia ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany.
@mampiononanomeniavo5265
@mampiononanomeniavo5265 9 лет назад
Ten maay mihir nge reto flm reto e
@malalaraveloarinarivo6197
@malalaraveloarinarivo6197 4 года назад
Mahafinaritra be,sady tsara feno be daholo a
@ranjanirina
@ranjanirina 14 лет назад
mba mangataka à mba atao ao daolo ny hiranareo zay vita clips !! d aza ovaina fôna mou fa efa tsara le vita rhtr teo alou reny ah!! mazotoa daolo !!
@hantasoafaustine9242
@hantasoafaustine9242 5 лет назад
Tena tsara be daholo ny hiranareo ,isan andro aho de mihaino am RU-vid fona. Tahian Antra daholo nareo eh .Bonjour de la France
@skyAniast
@skyAniast 7 лет назад
tsar loatra io hira io!mankasitraka ny TMI
@anjatianatelescovaangea5662
@anjatianatelescovaangea5662 7 лет назад
Misaotr betsaka ny @hira zay tena mampahery tokoa.mba mangataka le hira vao2 hoe: MPANDRESY IANAO in fa tsara be.mahereza @asan'ny Tompo
@jessijean2823
@jessijean2823 6 лет назад
mankasitraka anareo fa tena tsara tokoa ny midera ny TOMPO
@sitrakapatricia4387
@sitrakapatricia4387 5 лет назад
😊 😊 😊
@andreramanambahoaka1749
@andreramanambahoaka1749 9 лет назад
Tsara fa tohizo
@fanjaramamonjisoa7511
@fanjaramamonjisoa7511 8 лет назад
Midobodoboka tokoa ny Fo rehefa ny fanahy masina no tonga ao anatin-tsika ao, mampiseo fa misy izy,ary aoka samy ho vonona mandrakariva ,dia ny famindrampony anie ho @tsika mpanompony rehetra!!!!!
@jeanjacquesrajaobelina5920
@jeanjacquesrajaobelina5920 6 лет назад
Tena Tsara Mankasitraka o
@LalatianaFanantenanaRASO-gt9ok
ten tsar daol n hiran n tanor masin
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
Tena kanto ,fa de misaotra an'Andriamanitra noho izay soa rehetra nomeny antsika... Manga loatra le feo ! Misaotra tsy manampahataperana ry tanora masina...
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 11 лет назад
tsa ny TOMPO
@mimichrisnah8649
@mimichrisnah8649 5 лет назад
tena ao @nareo tanan"Andriamanitra reto a tazomy atrany e
@herizorakotoseheno2775
@herizorakotoseheno2775 Год назад
T
@falyrowlland4942
@falyrowlland4942 8 лет назад
tsara be daholo ny hira atao nareo mba afaka maazo ny laharana telephone ve azfady
@rijatianaraoelison7116
@rijatianaraoelison7116 3 года назад
tiako henona foana isan'andro
@michaelandriamahandry59
@michaelandriamahandry59 11 лет назад
Raha mba azo atao dia mba atao ato daholo, ireo videos rehetra fa tena diso tsara loatra ireo hiranareo
@razakamananaharisoanirina1424
@razakamananaharisoanirina1424 9 лет назад
tsara, tena mafinaritra. na ny devoly aza maheno izany miova fo mihintsy