Тёмный

hay ve ny fiainana manova ny fisainana raveloson arivonimamo 

Felana Robina RAVONIRINA (ANIBRO)
Подписаться 287
Просмотров 52 тыс.
50% 1

fiainana an drova fahiny , anatra , hira tena malagasy , traditionnel , arivonimamo , raveloson, faha panjaka

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 34   
@alrwparis7566
@alrwparis7566 9 месяцев назад
Itony no tena Mila Harovana fa Harena sy tena Mitana ny Fomba tena Gasy Hasiny Gasy ❤
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 3 года назад
Tena tsara be fa misaotra betsaka tompoko mahatsiaro ny taona 1966 aho taona nijereko n'y hira gasy farany. Misaotra betsaka nizara ny kanto malagasy inoubliable misaotra tompoko
@noalala6678
@noalala6678 2 года назад
Tena malagasy tokoa an! Fatratra , tiako loatra ary aha tsiarova mafy ny any aminay❤️🙏
@playlistmiam
@playlistmiam 3 года назад
Tena tsara ny hiragasy manome anatra goavana fa n'y Tanora ankehitriny tsy ba miheno
@rabenilainacha8234
@rabenilainacha8234 2 года назад
RANDRANASOLO BETSILEO
@lova.Ravel59
@lova.Ravel59 5 лет назад
Za dé tena mankafia 😍👍👍👍 Hay ve ny fiainana manova fisainana ... marina zany e! 👍
@actionhaha7432
@actionhaha7432 5 лет назад
Mandon be nits👍👊
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 5 лет назад
Tena mahatana ny anaran-dRay nareo!! mandria am-piadanana Dada Ravelo !!
@l2arakotovelo
@l2arakotovelo 4 года назад
Tenina foana fa eeeeeh, anarina foana fa aaaah 😉😍😂
@mandimbiarisoarina2458
@mandimbiarisoarina2458 2 года назад
Feno tanteraka na ny kantony na ny lesona ampitainy mampieritreritra. Misaotra ary mankasitraka e! ( fafao, fafao, fafao ny lava-barinao😄)
@ratendrimitantsoatomboaril2951
Ayaiaiaiaiaiaiaia, mahamay izy zany a.
@tokiniainaricky8588
@tokiniainaricky8588 6 лет назад
Maka toerana marina tokoa ianareo fa tafahaona ny mangidihidy sy ny lava hoho
@amperorakennedy2621
@amperorakennedy2621 6 месяцев назад
tsara any zany leretssiiiii !
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
mankasitraky indrindra Tompoko fa tena mafinaritra be anareo
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 5 лет назад
t@ zay mbola kely de noentin Dadanay mijery anzao.
@raherinantenainahajatiana9505
@raherinantenainahajatiana9505 6 лет назад
Tsar wa n hira malagasy
@yvesralays6024
@yvesralays6024 5 лет назад
aza tapahana intsony ny fametrahana itony hira gasy itony ato fa tsara ilay mihaino azy iray manontolo ho anay aty ivelan' i Magdagascar misaotra anareo nanana hevitra
@jeanjosephlaurentratovo4987
@jeanjosephlaurentratovo4987 4 года назад
ampio l hira gasy fa tsara ataovy betsaka misaotra mialoha
@saelianeravoninarivo3379
@saelianeravoninarivo3379 3 года назад
Mankasitraka ô
@jeanbaptisterakotomanana7870
@jeanbaptisterakotomanana7870 5 лет назад
tsara be ô ,tohizo hatrany
@tsimilatamby4
@tsimilatamby4 6 лет назад
Mba ataovy maromaro ,fa tena lasa mankafy e
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 8 месяцев назад
Tsara eeeeee
@victorinerazafiarisoa1979
@victorinerazafiarisoa1979 Год назад
C'est quoi
@raharinosysissy4172
@raharinosysissy4172 5 лет назад
Mamay b iz zany an! Misaotra betsaka.
@rabenilainacha8234
@rabenilainacha8234 2 года назад
Zaza naven randrenasolo béquilles
@prospererandriambololona628
@prospererandriambololona628 6 лет назад
mankasitraka eeee
@actionhaha7432
@actionhaha7432 5 лет назад
Makasitraka tateraka
@harishue
@harishue 5 лет назад
Tena mafinaritra ary enga anie hitoy lalandava ny "country" malagasy. Misaotra tompoko ô!
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 5 лет назад
Misaotra betsaka ilay nizara o
@tahirymyarontsou7991
@tahirymyarontsou7991 5 лет назад
Fafao ny lavabary ts hisy miangana tsony
@randriamamorymartin8974
@randriamamorymartin8974 4 года назад
Tsara e
@jeanrafanomezantsoa3932
@jeanrafanomezantsoa3932 4 года назад
ilay fasana naka tsy niera. misaotra anareo mpanakanto
@alainandriambahiny7981
@alainandriambahiny7981 4 года назад
Tena tsara e!
@alainandriambahiny7981
@alainandriambahiny7981 4 года назад
Tena tsara e !
Далее
ATAO AHOANA MOA FA ZAO NO FIAINANA RAELOSON ARIVONIMAMO
1:11:13
Fake watermelon by Secret Vlog
00:16
Просмотров 4,6 млн
ITZY "GOLD" M/V
03:20
Просмотров 7 млн
Tantara gasy KARATRY NY FAHAFATESANA  KOLO FM #gasyrakoto
1:29:28
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 101 тыс.
Ikiala Vazaha 🤣🤣 tantara ny RDB radio
1:05:37
Просмотров 18 тыс.
RASOALALAOKAVIA - 2019 - Ampahimanga
1:24:13
Просмотров 19 тыс.
Antsa Cordeon Ny Be Ondry
12:01
Просмотров 69 тыс.
Hira Gasy - Raintelo 2012
35:57
Просмотров 47 тыс.
RAVELOSON ARIVONIMAMO /// FILM HIRAGASY
1:17:14
Просмотров 45 тыс.
Fake watermelon by Secret Vlog
00:16
Просмотров 4,6 млн