Тёмный

RAPAULSON MANDIAVATO /// DISADISA TSY MIALA ...[ FILM HIRAGASY 2018 ] 

MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 46 тыс.
50% 1

hira gasy vaovao youtube jolay 2018 /// rapaulson mandiavato /// disadisa tsy miala amin'ny ololombelona kanefa aza maika fa andraso ny rariny /// film hiragasy 1h08 minutes

Видеоклипы

Опубликовано:

 

15 июл 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 24   
@NiHaintso-mq2jq
@NiHaintso-mq2jq 6 месяцев назад
Tsara ny hira gasy
@elidaurin3816
@elidaurin3816 2 месяца назад
Zay vô hitako; tena taraiky za; tsara B
@ravaonirianafanjaniainamar9506
@ravaonirianafanjaniainamar9506 6 месяцев назад
Mankasitraka ❤❤❤
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 4 года назад
Tena ts mb taitra t@ hira gasy aho taloha f efa aty ivelany Madagascar vo tena Tonga saina f tena artista malagasy feno fahendrena sy fitiavana ny hira gasy. Mankasitraka indrindra tompoko
@andriasolofoniainazafitsar9404
Mb ts misy ny maharats azy hatreto,,Fananaran ny zatovo, Mankasitrak @ hafatra e!
@rinadoliceandriamalala2862
@rinadoliceandriamalala2862 4 года назад
Mafinaritra ery aty tant lavitra aty mihaino hiragasy ho tahin'Tompo ianareo
@raharinosysissy4172
@raharinosysissy4172 6 лет назад
Wow! Mamay b iz zany an. Misaotra betsaka!
@aabidhsharafudheen1327
@aabidhsharafudheen1327 6 лет назад
Simone Raharinosy misaotra e
@alicerahelivololona1155
@alicerahelivololona1155 4 года назад
Aiza le toerana azafady o. Misaotra fa avy any aminay ireto mpihira gasy ireto. Mahatsiaro ny any Madagascar aty alavitra aty. Mahatsiaro ny fahiny tsy manque mihintsy rehefa misy hiragasy.
@tsimilatamby4
@tsimilatamby4 5 лет назад
mahatsiaro any tanindrazana mihitsy za maheno azy , tsara be fa mankasitraka
@ramamonjisoajeananselme2956
@ramamonjisoajeananselme2956 5 лет назад
Hafa ihany ny Malagasy e! Ny hira tena kanto ary mirafitra sy mifono fahendrena tsy hay hovidiana vola. indrisy anefa ny mampalahelo fa Ny ankabeazan'ny Malagasy tsy tia azy itony itsony indrindra ny tanora izay monina ety an-tanan-dehibe. Marina mihitsy ny voalazan'ilay kabary teo hoe tsy tian'ny tanoran'Antananarivo. Manentana antsika malagasy rehetra aho mba hahaay hanandratra ny maha Malagasy antsika indrindra any an-tsekoly mba tsy ho simban'ny any vahiny ny antsika. Hisaorako manokana ireo mpanakato mandalina hatrany ny maha Malagasy antsika. Misaotra tompoko.
@gadonagasy6347
@gadonagasy6347 2 года назад
Mahafinaritra e ! Fa mba ezaho tazomina ihany re tompoko ilay tena fototra maha Malagasy niorenan'ny Mpanao hira Gasy hatramin'izay fa mitady hirona any @foto-pinoana vahiny ianareo indraindray ka manjary lasa mivoana kely. Mankasitraka dia samia tsara e
@neroneristorante1209
@neroneristorante1209 3 года назад
N Misaotra rapoly
@chan-djoandrianavalona8659
@chan-djoandrianavalona8659 5 лет назад
mpihira gasy avy any @ tanana ireo e!
@rvechafaudage5314
@rvechafaudage5314 2 года назад
tsara lotra
@mahefaparany6130
@mahefaparany6130 5 лет назад
Makasitraka ee
@NirinaSantatriniaina
@NirinaSantatriniaina 5 лет назад
Misaotra tompoko o, fa dia tsara e!
@christiancrouste3997
@christiancrouste3997 5 лет назад
👍
@mitianasalisoa1617
@mitianasalisoa1617 5 лет назад
Tena mahay izy izany
@prospererandriambololona628
@prospererandriambololona628 6 лет назад
mafinaritra e, mankasitraka tompoko
@hajanirina8186
@hajanirina8186 5 лет назад
Mankasitraka tompoko o
@actionhaha7432
@actionhaha7432 5 лет назад
Makasitrak tompok 😍😍😍😍
@davidrakotorahalahyandriat1347
@davidrakotorahalahyandriat1347 4 года назад
Zaho aloha tena mankafy 100 isan-jato e
Далее
RAVELOSON ARIVONIMAMO /// FILM HIRAGASY
1:17:14
Просмотров 43 тыс.
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 790 тыс.
NY FIANAKO MAHANTRA 2
1:12:45
Просмотров 56 тыс.
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 54 тыс.
BEST OF DELPHIN  (VIDEO COMPILATION)
1:07:03
Просмотров 189 тыс.
Egwu obi Umuoji
14:58
Просмотров 20 тыс.
RAEDISAMIMANANA SAHAVATO [ FILM HIRA GASY ]
1:06:00
Просмотров 12 тыс.
RASAMOELISON ANDOHAVARY /// FILM HIRAGASY
1:18:26
Просмотров 59 тыс.
Hiragasy Rainitelo - Asakasakao
1:17:20
Просмотров 31 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
Farahnoz Sharafova - Khoharum 2024 ( audio version)
3:55
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,6 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 110 тыс.