Тёмный

Hazo fijaliana 

Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy
Подписаться 1,5 тыс.
Просмотров 55 тыс.
50% 1

Hazo fijaliana

Авто/Мото

Опубликовано:

 

9 фев 2012

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@onisoarindraralidera6425
@onisoarindraralidera6425 Год назад
Raha mandinika ireo adalako aho Dia tena miaiky am Fitiavanao Andriamanitra. Fitiavana tena tsy misy mpanana, misaotra Anao aho mbola manaiky mandray ahy🙏🏼🙏🏼🙏🏼❤️❤️❤️
@lalainarakotoarimanga7112
@lalainarakotoarimanga7112 2 месяца назад
Tsara loatra ilay famoronan'i Vonjy, misaotra ny Tompo noho ny talenta nomeny azy
@natanaelarabakonirina6650
@natanaelarabakonirina6650 6 лет назад
fa sitrakao tokoa izahay ny ho tafarina Misaotra Jesosy ny amin'ny Famonjena nentinao ho anay
@hantafaustina692
@hantafaustina692 3 года назад
Le clip tsy mifanaraka am le hira.
@clarisserazaiarimanana8484
@clarisserazaiarimanana8484 7 лет назад
amen
@hantafaustina692
@hantafaustina692 3 года назад
Mirotsaka mintsy ny ranomasoko.
@dinatsila9646
@dinatsila9646 5 лет назад
Koditra mihitsy ny tena maita ny lalandiso izay nodiavina,ny fandrika sy lavaka izay namonjen'i Jesosy
@tatamoandriamoria7855
@tatamoandriamoria7855 3 года назад
marina mihitsy, noheverina ho marina ery izy ireny tamin'ireny, fa soa teo Izy tsy nahafoy.
@jesseandriantsihoarana2820
@jesseandriantsihoarana2820 6 лет назад
TIAKO IANAO JESOA
@godardprecieux429
@godardprecieux429 5 лет назад
ianao jesoa no masoandron'ny fiainako
@Fi-ONa
@Fi-ONa 4 года назад
HAZO FIJALIANA - Vonjy Ny maso moa nomenao hitazanana, Ny saina koa natolotrao mba hahatsiahy, Tsy hanadino ireo tantara marina, Fa sitrakao ny olonao ho tafarina. Androany aho raha sendra nahatazana, Lay sarina hazo fijaliana izay nentinao, Injao fa mitamberina ao an-tsaiko ao, Ireo ora izay niaretanao hamonjy anay. Tsy diso Ianao fa nohelohina, Nisolo voina no niaretanao, Nandao avokoa ireo namanao taloha, Voalatsalatsa Ianao, voaeso koa. Nangina Ianao fa tsy namaly teo, Nivavaka, nifona ho azy ireo, Niantsoantso Ianao noho ny kapoka, Ny Ra nalatsakao no avotray. Ho very maina foana ve zany rehetra izany? Nangahiahy ny masoko te-hitomany, Mahatsiaro ireo ota izay vitako, Mifona aho ry Tompo o, tsy hanindroa! Mahatsiaro ireo ota izay vitako, Mifona aho ry Raiko o, tsy hanindroa! Mifona aho .... tsy hanindroa! … tsy hanindroa!
@santatraramamitiana369
@santatraramamitiana369 3 года назад
Mandona FO ty hira ty
Далее
Tarigetra
5:07
Просмотров 128 тыс.
Sarobidy
5:31
Просмотров 50 тыс.
Воскресный утренний стрим!
1:00:16
РУБИН - ЗЕНИТ: ВСЕ ГОЛЫ
01:03
Просмотров 178 тыс.
fefi 2013 fijaliana
4:08
Просмотров 13 тыс.
Ho ahy ianao - Vonjy
5:06
Просмотров 43 тыс.
Miarena havako
5:04
Просмотров 100 тыс.
Ampototry ny Hazo Fijaliana
6:37
Просмотров 77 тыс.
Tarika Vonjy- Album SAMY IDERAKO ANAO
1:31:34
Просмотров 17 тыс.
Voadiko
5:11
Просмотров 52 тыс.
Tsiaro
4:25
Просмотров 89 тыс.
Tsy miova Tarika Vonjy
4:52
Просмотров 6 тыс.
РЕЗКА РЕЗИНЫ ДЛЯ ШИН
0:40
Просмотров 7 млн
Civic Modification | #shotrs
0:17
Просмотров 488 тыс.
tractor rear light project #project
0:40
Просмотров 14 млн
Malo vozim, malo punim 😉🤣
0:16
Просмотров 3,3 млн