Тёмный

Iny lalana iny e ! 

Ando Rak
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 720 тыс.
50% 1

Видеоклипы

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 80   
@iantsarakotomalala2248
@iantsarakotomalala2248 4 года назад
. Iny làlana iny e! Lalan-tsarotra Miaraka amin'ny Tompo e! Iny lalana iny Fiv. Iny lalana iny, Iny lalana iny Misy hazofijaliana holanjaina Amin’iny lalàna iny 2. Ry Jesosy Tompo ô! Mba tantanonao Fa mideza loatra e! Iny lalana iny 3. lanao ry Raiko ô ! No angatahako, Mba hitantana ahy e! Amin'iny lalana iny
@Pounjavery
@Pounjavery Год назад
Ça me rappelle le pays 🥲
@andriamambolagloria4829
@andriamambolagloria4829 2 года назад
Vao mihaino ity hira ity aho dia dadanay no an-tsaiko. Mbola hofohazina ianao dada rehefa tonga Jesosy. Matoky aho 🙏
@reflixreflet
@reflixreflet Год назад
💖💖💖💒💒💒 ry Jésus impo mb tatane zah🎄🎄🎄
@sophierasolonirina3728
@sophierasolonirina3728 5 лет назад
Barea 2019🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@tianarakotovao5962
@tianarakotovao5962 6 лет назад
I certainly love this song. Simple but touches my heart because every day there is a challenge.
@tianarakotovao5962
@tianarakotovao5962 6 лет назад
Con el Senior podemos hacer todos, Amen
@tianarakotovao5962
@tianarakotovao5962 6 лет назад
Hira meditation- ko izy ity androany.
@soothingmeditationrelaxati9294
@soothingmeditationrelaxati9294 4 года назад
7 Février 2009. On n'oubliera jamais
@hortensefongweng5285
@hortensefongweng5285 6 лет назад
Tsy hoadinonay mandrakizay ianao papanay ee madriampiadanana zeny vavako ho anao. 😂❤️❤️❤️❤️❤️❤️😂😂😂Ooo mon père tu me manques
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 Месяц назад
❤❤❤misaotra ❤❤❤
@volanavahiny6487
@volanavahiny6487 5 лет назад
Tantano isanandro aho Tompo ô , fa efa napetrako ampelatananao ny fiainako sy ny fianakaviako Amen
@crocosmialao
@crocosmialao 12 лет назад
mankasitraka fa dia msaotra indrindra tompoko! "tsy maintsy tafita rehefa miaraka amin'i Jesosy"
@estelaelina269
@estelaelina269 8 лет назад
Ianao ry raiko no hangatahiko mba hitantana ahy @lalana iny misaotra an'Andriamanitra
@hantavololoniaina1914
@hantavololoniaina1914 8 лет назад
HAZO FIJALIANA ISAN ANDRO NY FIAINANTSIKA,MENDRIKA HITONDRA NY HAZO FIJALIANA TOKOA ISIKA SATRI TSY MENDRIKA AN I JESOSY ISIKA RAHA TSY MITONDRA IZANY,DE MAHEREZA DAHOLO O
@brendahannahbrianda2389
@brendahannahbrianda2389 5 лет назад
Mankasitra ee ❤️❤️
@laparesse113
@laparesse113 4 года назад
très beau chant
@peralper8041
@peralper8041 6 лет назад
Amen tompo ô Amba abia aho aminy fienako Amen
@rasoarimanampyleontineloui4394
Ampitomboy ny Finoanay ry Tompo mba ho tena vavoombelon'i Kristy tafantsangan-kovelona izahay eo amin'ny fiainanay andavanandro
@sylvoalias
@sylvoalias 10 лет назад
Ry jesosy Tompo o mba tantanonao,fa mideza loatse igny lalan'igny... Igny lalan'igny misy hazo fijaliana ho lanjaina amin'igny lalan'igny.. Misaotra tompoko o! S
@loanamarina2174
@loanamarina2174 11 лет назад
Tena henjana kosa aloha ilay lalana hodiavina fa misaotra Azy mbola manampy mahazaka ny lalan-tsarotra hodiavina
@MrPhilippedu94
@MrPhilippedu94 12 лет назад
mivavaha ihany isika raholombelona fa ny ho avy mbola tsy fantatra
@fehizoroliviasepiere9406
@fehizoroliviasepiere9406 12 лет назад
iny lalany iny... ho tahiny ny tompo daoly éééé!!!!
@rasoarimanampyleontineloui4394
Raha miaina ny tena fitiavana ianao,ka izay tena fitiavan iainanao izay no itondranao hazofijaliana dia izay ny hazofijalian'i Kristy.
@nirinaramarosoa7195
@nirinaramarosoa7195 9 лет назад
Non non non bola mamerina ndray miverena mintsy re mamaky Soratra fa tena mandika ny tenin'Andriamanitra anie nareo 1 CORINTHIENS 11.4,7 ho an'ny lehilahy ary 1 CORINTHIENS 11.5,6,13. Misaotra tompoko
@randriaravao6710
@randriaravao6710 8 лет назад
+Nirina Ramarosoa Dia very any @afobe ve izany izy mianakavy ireo????? Ny akondro jerena sy hano f'aza variana @hodiny!!!!!
@nirinaramarosoa7195
@nirinaramarosoa7195 8 лет назад
+randria ravao iza no nampianatra anao zany afobe zany?
@ninonrandry7277
@ninonrandry7277 6 лет назад
Ny fahazoako azy ao @baiboly dia mila manda ny fahafinaretany tena ara nofo fa manaiky ny sitrapon'Atra miaina @ fiainam-pahamarinana na dia hijalinao aza, izay ny hazofijaliana, miara miharitra miaraka amin 'i Jesosy dia miara manamboninahitra Aminy
@oriaoria1537
@oriaoria1537 5 лет назад
Iny lalany merci mn Dieu
@litchianahfaravavy3987
@litchianahfaravavy3987 4 года назад
Mankasitraka ooo❤❤❤
@rioz3316
@rioz3316 4 месяца назад
Hira tiany president
@rioz3316
@rioz3316 8 месяцев назад
Mahafinaritra ny hira sad mifono zavatra amro am fiainany zanak’ olombelona
@lealea8976
@lealea8976 8 лет назад
merci mon Dieu
@audiomusic4011
@audiomusic4011 4 года назад
Ela nitadiavako hira ty aih Misaotra eee
@rasoarimanampyleontineloui4394
Tsy ny hazofijaliana rehetra manko dia hazofijalian'i Kristy daholo,misy ny hazofijaliana nohon'ny hadalantsika olombelona,ny herisetra ohatra,nytsy fanajana ny aina,ny aretina,ny fitiavan-tena sns....
@noelamorena506
@noelamorena506 7 лет назад
Mabelle zanaka nosy be
@tsiky_lad9084
@tsiky_lad9084 6 лет назад
Amen!!!!!
@takosy
@takosy 15 лет назад
Tena tsara io hira io! trops bon
@rakotoarisoahaingomanitra5668
@rakotoarisoahaingomanitra5668 10 лет назад
J aime bien
@gasikamanja
@gasikamanja 13 лет назад
Mankasitraka.SCHEPPLER Mahafaly. FRANCE
@jeandanielluy3604
@jeandanielluy3604 6 лет назад
Mankasitraka. Misaotra jesoa. Amen.
@rioz3316
@rioz3316 6 месяцев назад
Hira tsy mety lefy ary mifono ny fiainany zanakolombelona
@LazaBluesgasytsyvery
@LazaBluesgasytsyvery 13 лет назад
Dia mba zarao ary ny hazo fijalienao
@fabienrandrianarijaona5662
@fabienrandrianarijaona5662 3 года назад
Iny lalana iny
@annieleilarajonson9614
@annieleilarajonson9614 9 лет назад
iny lalan iny , ho tahin Tompo daoly tsika eeee!
@Ak-khorom
@Ak-khorom 8 лет назад
Pourrait tu traduire ne fusse que le refrain please???
@alexiarandri7879
@alexiarandri7879 8 лет назад
mampanetana fo sy fanahy lehibe ianao tompo o
@cathyblondegasy
@cathyblondegasy 4 года назад
🙏🏻💖💖💖❤️
@vazomilayify
@vazomilayify 12 лет назад
enjana be le mamakivaky aniny lalana iny fa mba ho tafita soamantsara ihany v?
@rosenettececilia1811
@rosenettececilia1811 7 лет назад
Amen
@jean-michelgillot8768
@jean-michelgillot8768 7 лет назад
Dieu te beni Amen
@vivianechristian9901
@vivianechristian9901 6 лет назад
Mandriam piadanana Papa malalanay ts hadinonay ny so nataonao ary ts maty ato amponay
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
"Misy hazo fijaliana ho lanjaina @ ' iny lalan'iny ! " Misaora ny Avo indrindra @ fonao rehetra ! Misaotra tompoko....!
@ratsimandresynoro
@ratsimandresynoro 12 лет назад
tena mafy tokoa ilay lalana saingy ny tompo dia miteny hoe . izy dia manampy izay manampy ny tenany. koa aoka tsy hiandry ny hafa hanampy !!!!!
@manolotrony
@manolotrony 15 лет назад
yes this is not an easy way, you'll also have to bear your cross when you follow this way.but you know what? Jesus is there at your side at the most difficult moment to take your hand and guide your step.
@marieanna482
@marieanna482 6 лет назад
Merci
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 11 лет назад
Tsara be ity hira ity, saingy indrisy fa nosombain'ny Pôl e!!
@MrPhilippedu94
@MrPhilippedu94 12 лет назад
mandehana hiany amity lalana iny aminy marina isika rehetra fa misy fiafarany any zao tontolo zao e!
@nathalierakotoson1820
@nathalierakotoson1820 7 лет назад
isaorana anie andriamanitra
@AliMOHAMED-lz8ki
@AliMOHAMED-lz8ki 8 лет назад
Tsarovy izy ilay nahary antsika
@razafindrazakariantsoa12
@razafindrazakariantsoa12 8 лет назад
nahoana no mikatso elabe e
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 8 лет назад
misy Hazofijaliana ho lanjaina iny lalana iny
@Ak-khorom
@Ak-khorom 8 лет назад
Pourrait tu traduire ne fusse que le refrain please???
@rioz3316
@rioz3316 4 месяца назад
Mampatsiaro fianarantsoa
@kaidoha
@kaidoha 15 лет назад
mArina izany
@Onjy
@Onjy 17 лет назад
tsara fa misaotra
@AliMOHAMED-lz8ki
@AliMOHAMED-lz8ki 8 лет назад
Sahondra
@rabemananjarajeandedieu5703
@rabemananjarajeandedieu5703 11 лет назад
lalana mankaiza ary ity?
@universaltunes9606
@universaltunes9606 7 лет назад
Nisy fotoana izy ty tsy azo niraina tany amin'ny FJKM izay iarahamahalala, na hisy handà ary, fa nopolitizen-dRasendrahasina. Fa taty aoriana tsy naninona intsony
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 7 лет назад
MAMPALAHELO
@zavaandriamamanga853
@zavaandriamamanga853 6 лет назад
Hira tena Milaza n'y fiainan n'y mpino Kristina sainga nataon n'y sasany hira faneva...ka Mila tsy tiana hiraina..Samia tsaraina n'y Tompo
@ralainirinaberthine9530
@ralainirinaberthine9530 6 лет назад
lavitre
@lantoravaoarisoa7915
@lantoravaoarisoa7915 12 лет назад
ahatsiarovako an dry ky ry tati io hira io a ,samy hotsimbin n,ny tompo @iny lalana iny isika rehetra e na dia tery sy sarotra ary mideza aza .matoky ny tompo fa miaraka @tsika lalandava izy
@veroniquerakotonirinadomoi212
@veroniquerakotonirinadomoi212 8 лет назад
Ahatsiarovako ny farany taony tao Ampiangonana fjkm Fitiavana Antanetibe Ivato ity hira ity .t@2007.izah sy ny zanako ary i Fara ,no namonjy alimbavaka t@izay.deraina anie ny Tompo RDV Ambositra Ambohimponana Ampanazava✴✴✴✴✴✴✴ za
@Ak-khorom
@Ak-khorom 8 лет назад
Pourrait tu traduire ne fusse que le refrain please???
@veroniquerakotonirinadomoi6200
+Axhel Sounga ok! je vais vous traduire ce que je sais. cette rue,cette rue .Il y a une croix (de Jésus) qui doit la porter,sur cette rue.
@Ak-khorom
@Ak-khorom 8 лет назад
Misaotra Véro!
@veroniquerakotonirinadomoi6200
+Axhel Sounga derien
@tsarahrazafimanjato6418
@tsarahrazafimanjato6418 11 лет назад
lalana makany aminy tompo zany izy io
Далее
Saotra sy dera - Tsy misy soa ho ahy
3:55
Просмотров 354 тыс.
Zahay ravoravo
8:27
Просмотров 24 тыс.
СТАЛ КВАДРОБЕРОМ
00:34
Просмотров 157 тыс.
TCR - Longoko ô
4:33
Просмотров 574 тыс.
Tamin'iny lalana iny   Ra eddy Nary Arthur   YouTube
3:31
Saotra sy Dera   Ranon aina zay tena mateza
4:00
Просмотров 41 тыс.
Na miolakolaka ho aiza ianao
5:11
Просмотров 571 тыс.
petera lehilahy mafana fo -  FE.MI.MA Toamasina
5:59
Просмотров 59 тыс.
O ry Tompo tia anay
3:26
Просмотров 203 тыс.
ity re no lalana miakatra
3:48
Просмотров 279 тыс.
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA
5:48
Просмотров 170 тыс.
Harafesin'ota
3:54
Просмотров 46 тыс.
misy ondriko very
3:28
Просмотров 252 тыс.
Vefa Serifova - Qurban Olum 2024 (Yeni Klip) 4K
3:35
Просмотров 952 тыс.
Davvi x ADAM, 2Pac - Zhurek All Eyes On Me (Mash Up)
6:22
GONE.Fludd x CAKEBOY - DODONPA (official video)
2:29
Просмотров 247 тыс.
ЛСП - Бриллианты
2:52
Просмотров 276 тыс.