Тёмный

Ireo zavatra kely Mahasorena @ Adavan'andro 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 18 тыс.
50% 1

Vidéo de la semaine du 11 Mai 2020 (Clash Tatasika)
Tsy haiko na ilay "confinement" na izaho mitondra vohoka ,na hoe izaho mihitsy no efa "Sorisory pour rien"...Fa misy dia zavatra tsy misy dikany fa mahakizitina :)
-Tantarao anaty commentaire hoe ny zavatra kely mitondra fanafitonana anao @ adavan'andro?
-Tagueo raha misy akama tadidinao tampoka @ny tranga javatra voatanisa ato anaty Clash tatasika
-Zarazarao ny vidéo mba tsy isika irery no kirikiry eo :P
Tsy mitsahatra ny mankasitraka anao aho @ fanohanana ny zavatra rehetra ataoko! Bisous!

Опубликовано:

 

10 май 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 32   
@tatianazafisoa8413
@tatianazafisoa8413 4 года назад
Tsapako mintsy le te ipipi mandreraka trop 😂😂😂
@falyharisoarasoanaivo1456
@falyharisoarasoanaivo1456 4 года назад
Ianao efa matory iny dia avy eo anontaniana hoe "efa matory angaha ndry?" na ianao ilay mbola matory iny no misy miantso @ téléphone dia hoy ilay olona hoe "azafady aleo rappeler-ko rehefa afaka kelikely", ianao anefa @io efa nofohaziny.
@rianakinky1561
@rianakinky1561 3 года назад
😂😂😂
@elodiefanjava
@elodiefanjava 4 года назад
Ai tsy za rery le manangona slip 😂
@andriatahirizarazanamanjao1453
@andriatahirizarazanamanjao1453 4 года назад
Aza zatra an zany fa tena ratsy oz ny docteur
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 Год назад
Tena marina daholo, indrindra le rano mitete amny alina mangina iny iiii, mankasitraka mizara
@miaunzeitig
@miaunzeitig 4 года назад
Ny ahy le olona tsy mamerina zavatra amny pilasiny tena mahasorena ahy mintsy. De refa le miresaka ko enao de tsy vita akory ny zavatra tenenina de tonga de mitsatsaingoka miteny le olana, halakooooo😂😂
@fitia7876
@fitia7876 4 года назад
Rehefa ilay akaiky ho tonga ilay torimaso matsiro be iny no misy moka maneno tampoka eo ampoto-tsofina... iny no tena mahasorena anah 🙄🤣 tonga dia kizitina @ andro ampitson'iny satria tsy ampy tory fa lasa aloha namono moka ... Mazava ho azy fa tsy niverina teo no eo ilay torimaso😂
@luciarahary5349
@luciarahary5349 Год назад
Ary nareo manao maquillage ref matory an😂😂😂😂😂
@falyharisoarasoanaivo1456
@falyharisoarasoanaivo1456 4 года назад
Ny ahy rehefa nahay nisotro rano @ gourde ny zanako dia apetrako eo an-doham-pandrian-dry zareo ny gourde-ny dia afarako tsara alohan'ny matory hoe rehefa te hisotro rano dia misotro @ gourde fa tsy foazina intsony i Mama 😁
@rakitrynyavorafanomezantso1888
@rakitrynyavorafanomezantso1888 2 года назад
Rehefa kamo aky za de mijery andry
@leonniemada249
@leonniemada249 4 года назад
Nena lay ef mafan b anatin bodifots iny d te ipipy Tena mahakamo ah mht lay itsangan . Hihih
@tokyandriamisainaipetitpie9798
@tokyandriamisainaipetitpie9798 4 года назад
Mahery enao ty 😂😂😂😂, le blague azavaina 🤣🤣🤣🤣
@miraniavoratoveloson1890
@miraniavoratoveloson1890 4 года назад
1:40 Fomba analana an ilay réaction am Messenger iny verenana kitiana ilay réaction dia miala le izy aveo 😁
@rianakinky1561
@rianakinky1561 3 года назад
Somary appuyer-na kely
@tsiryrakotomalala3922
@tsiryrakotomalala3922 4 года назад
Marina daholo izy rehetra!!!😂🤣🤣🤣
@rojoambinina9125
@rojoambinina9125 4 года назад
hihihi simba eo nge io clavier io e!
@ynot2752
@ynot2752 4 года назад
😄
@jeanvictorerictojosoa9662
@jeanvictorerictojosoa9662 4 года назад
ito ary ilay zavatra kely tena masorena rehefa nijery ilay video dia rehefa nahita ilay vonikazo mipetraka tsara eo aloan ny clavier ary manakona ilay écran misy page youtube! de zay!! de manja kely mahita an sé miteny oe Cas karoty miverina!!! :-)
@lyricsmusicmalagasy3073
@lyricsmusicmalagasy3073 4 года назад
Le maka kiraro ao ambany fandrina d 1mm no tsy ahazoana anle izy 😒😒😒
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 4 года назад
Somary mahasorena ilay musique de fonds.
@hanatiagraciarazafindrakot6417
@hanatiagraciarazafindrakot6417 3 года назад
Eo am pijerena vidéo an i Antso Bommartin no miteny le zandrinay hoe zah anaovy ronono XD hihihih
@otnielarahasinjanahary1215
@otnielarahasinjanahary1215 4 года назад
Ny ahy ilay olona manao feo amin'ny vava : misotro rano dia ssshcoooiiiii, na ilay feo otrn voalavo rhf mikoty sipa ny bandy tena tsy tiako
@otniellerahach4303
@otniellerahach4303 4 года назад
Hayyy kiooosa 😂😂
@felaniainajuliana4263
@felaniainajuliana4263 4 года назад
Ah c clair 😂
@andriatahirizarazanamanjao1453
@andriatahirizarazanamanjao1453 4 года назад
Tena misy atao ka
@santosspaveros4743
@santosspaveros4743 4 года назад
kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
@soafaraandrianahaga5906
@soafaraandrianahaga5906 4 года назад
Ptserina le emoji tezitra
@muriellerakotondraboay3819
@muriellerakotondraboay3819 4 года назад
nenah le hoe, efa manao anle zavatra ah, (manasa vilia ohatra), mbola misy maniraka ihany any ambadika any fa tsy mahita hoe efa manao ianao ao ambadika ao hoe efa manao anle izy anie enao, tonga de grrrrrrr, mapte ho apkarapoka be eo daholo le izy
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 года назад
Hay adinoko iny Le enao efa mba manasa vilia De enao efa reraka Fa mbola misy anle ol manaw anle we manasa anao ah de aveo le vita sasa tsara iny no alainy de aveo averiny eo iany Le izy ho verena sasana Tezitra ah amin'io an
@tambiniainanirinaraherison6767
@tambiniainanirinaraherison6767 4 года назад
Tsapako be ilay hoe nisy vidéo mahaliana dia naka toerana hijery azy, dia nisy zavatra voakitika tampoka voadona ilay phone dia nienjera, tsy hita intsony ilay vidéo kkkkk
@lawlietryuzaki4694
@lawlietryuzaki4694 4 года назад
Lay maquillage zany tsy miala mihitsy, na Dia Efa eny ambony fandriana...
Далее
FAQ Nampoina
38:34
Просмотров 14 тыс.
Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy
14:26
Просмотров 121 тыс.
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 1,6 млн
Kamboty velon-dray (Record) #gasyrakoto
1:47:15
Просмотров 6 тыс.
Tour of Ambohimanga City in Madagascar
9:56
FAQ Poopy
21:20
Просмотров 7 тыс.