Тёмный

Avant / Aprés ( I Antso Bommartin mivadika ho Bonnaventira) 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 51 тыс.
50% 1

Fa fitaka ny hatsara-tarehy...Fa kay ny sipa tsy manja raha tsy misy «maquillage» ary kay ny sipa afaka miova ho #vorevoretra rehefa diso be loatra indray ilay maquillage...😁
Tratr'ny #Fetin_ny_lainga daholo e! Ary tena «Lainga mandrivorivo»mihitsy no atolotro androany! Hay kay tsy manja akory ilay sipa😂😏....
«Tutorial raha te ho #Bonnaventure » Miaraka @ marque #AVON ...Misaotra t@ireo Produit nomenareo 😘
-Tagueo ilay namana tsara tarehy be fatatrao iny hanandrana ity tutoriel ity ...Afaka mi -tague ilay olona tsy dia tsara koa anefa raha hanao an'ilay #challenge(fanazavana ao anatin'ny vidéo)
-Partageo@ilay akama rehetra diso mahatoky hatsarana vehivavy loatra, «ce ce qui brille n'est pas or 😜 hono hoeee!!»
-Malalaka be ny fanaovana reaction ,afaka maneho fahatezerana 😂
-Mafinaritra ahy hatrany ny mahita ny commentaire adalanareo😉aza misalasala mametraka izany...
Aza adino ny fotoanan-tsika ao @ Kudeta 13 avril 2019 @7ora hariva ,5minitra an'ny Antso Bommartin 😉
Cadrage-montage-realisation: Antso Fanantenana Bommartin
Assistante de production: Jessie Cah

Опубликовано:

 

3 апр 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 88   
@rakitrynyavorafanomezantso1888
@rakitrynyavorafanomezantso1888 2 года назад
Antray aky🥰
@andryrakoto2958
@andryrakoto2958 Год назад
dainn...!!! Tou'dé kourazy leis vadin'i Bonnavantira a
@nambykely1779
@nambykely1779 5 лет назад
Hahahahahaha milay fona e 😂💪 sady mafatifaty Kely le zazah😍
@odonfidaulisandrianjakatia6655
ary ra manao duo i cyril sy bonaventure
@rajaonarisonaugustine8013
@rajaonarisonaugustine8013 5 лет назад
Kkkkk!!! Merci @ le mampme fon ee👍👍👍
@razafimahefasoafara1657
@razafimahefasoafara1657 5 лет назад
Tiko eee!
@rakitrynyavorafanomezantso1888
@rakitrynyavorafanomezantso1888 2 года назад
Tsara be
@jadynekena
@jadynekena 5 лет назад
🤣😂😂😂 latsaka aho eeee
@louvag.4645
@louvag.4645 5 лет назад
Hahahahaha tsara be ilay sary @ farany 😉🤭
@adamyimbi2459
@adamyimbi2459 5 лет назад
tohizo ngiahyyyyyy tsara b serieuuuux manala adisahagna avy miasaaaaaaa
@cacaaud6942
@cacaaud6942 5 лет назад
😂😂😂😂😂😂😂maty ah
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 5 лет назад
mafinaritra foana mijery an Antso :)
@lova.Ravel59
@lova.Ravel59 5 лет назад
Comique mitsy ty vévavy ty!!! Niahahahaha 😂😂😂😂 ripaky ny fimehezana aho klé!!! 😂😂
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 5 лет назад
Syrila féminine ty 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 miandry ny featuring eo @nareo roa zan zay kou 😂😂😂😂😂😂😂😂😂
@ranguinanita7199
@ranguinanita7199 4 года назад
Jpp😂😂🇲🇬
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 года назад
masisou kweul ny zanakin-nji😘
@ranjamarietaniah8816
@ranjamarietaniah8816 5 лет назад
Tena mapme mintsy ki ndry a 😂😂 nefa izi manja be an 😍💋
@soulsoldier2449
@soulsoldier2449 5 лет назад
Otran votanisanao daoly ny trai ana ol mahantra , mapme fa oft tsy tena fidiny oazy reny fa Ra MBA nisy moyens reny mety MBA lasa metimety daoly ny sipa gasy
@ralainindrianaiavo1118
@ralainindrianaiavo1118 5 лет назад
Mahay enao
@randrianarisoadiamondramam4533
@randrianarisoadiamondramam4533 4 года назад
ohatran'ny barea le volomaso :p hahaha
@metanoia.777
@metanoia.777 5 лет назад
Bogossy anie zany Bonnaventira zany eeeeeee
@Melattention
@Melattention 4 года назад
😪😂😂😂😂😂😂😂
@miome4331
@miome4331 5 лет назад
Tia an ndry be ny vadiny ndry matoa mbola nanaiky anao bisous iany am le posy teo hiiiihiiiii J'aime ton autodérison!!!! tsy ny sipa gasy rehetra no manana any zao an! ; ) Mafinaritra
@mominahibrahim2209
@mominahibrahim2209 5 лет назад
Kkkkkk tiako be
@mirindrarakotovao4765
@mirindrarakotovao4765 5 лет назад
Miaiky anao ah marina eh !!!
@anselmamariah6041
@anselmamariah6041 5 лет назад
Tohizo fa tsara..
@moietnotremondedejouet5709
@moietnotremondedejouet5709 5 лет назад
Le volomason kiala antso eee😂😂😂🤫
@patriciaraharimamonjy9778
@patriciaraharimamonjy9778 5 лет назад
Hahahaha 😁😂
@melodyratsimandrava6967
@melodyratsimandrava6967 5 лет назад
Otranreny Kpop reny ... Hahah
@mnjraveloarisoa5503
@mnjraveloarisoa5503 5 лет назад
Tena mahay ka!
@rovamampiononanalih1176
@rovamampiononanalih1176 4 года назад
Miaky NY herivitanjih ah , milay , tiako fa tena ....... Siora e !
@miarofitahiana9204
@miarofitahiana9204 5 лет назад
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@florenciazaranony7616
@florenciazaranony7616 5 лет назад
😂😂😂mdr
@anjaranaivo8782
@anjaranaivo8782 5 лет назад
Kkkkkl
@clarisserajaonarisoa2989
@clarisserajaonarisoa2989 5 лет назад
Milay ann
@andriamaheninatolotraniain7161
kkkk,, ay ve reny olona manja reny mety atao mvadika rats e,, /// mlay fa toizo e :D
@rolandrakotondramanana4521
@rolandrakotondramanana4521 5 лет назад
Hainao mihitsy le fiteny ao Tana
@diamondrah
@diamondrah 5 лет назад
Tapaka ny tsinaiko tamin'ilay hoe "misavoritako ohatran'ny fiainany ihany NY volomasony " hahahaha
@haingoniainavoahiranaclari9344
Tsaraa
@andonapoli8249
@andonapoli8249 4 года назад
Kkkkkk 😆😆😆
@nanthikwt2474
@nanthikwt2474 5 лет назад
😂😂😂
@nathymyah3615
@nathymyah3615 5 лет назад
😂😀😂😂😀
@herisitrakaratsimbazafy6337
@herisitrakaratsimbazafy6337 5 лет назад
Milay be ndry
@salimafarah6035
@salimafarah6035 5 лет назад
mahay be mintsy enao😀😀
@tokyrandriambololonirinaMG
@tokyrandriambololonirinaMG 5 лет назад
hahaha aza adino misabona! milay e! mankasitraka hatrany zahay mpankafy!
@avosandaa
@avosandaa 5 лет назад
Mba misaboneva @ chaîne -kou koa ianareo azfd🙏 fa za ko youtubeur Malagasy vao manomboka misaotra indrindra
@larissajudhyah7135
@larissajudhyah7135 5 лет назад
Kakakka tapaka ny tsinaiko isakiny mijery ny video ny BN AVANTURE HIHIHI milay fa tohizo foana akia !
@antatsimoantatsimo4522
@antatsimoantatsimo4522 5 лет назад
kkkkkkkkk
@ainafanou3340
@ainafanou3340 5 лет назад
mafatifaty b ke zaza kelyyyyy
@haritianaanicette5515
@haritianaanicette5515 4 года назад
Bonjour,aiza aky misy an'ireo produit reo Antso
@elsharonmusic1254
@elsharonmusic1254 5 лет назад
Ansekako , mafatifaty ty zanakindrie ty Voretra challenge 😂 mdr
@mamisoaraoilison5089
@mamisoaraoilison5089 5 лет назад
Manja b ndry!ts @le Bonnaventira an hihi Tsara b n Avon,za ko mampiasa Avon shampo ...,RAL...vernis
@05lony
@05lony 5 лет назад
Manja foana na nivadika Bonaventure e!
@RoHan-ik1so
@RoHan-ik1so 5 лет назад
hahahahhahhaa ripaka be a !!!!!!!!
@patrickvola9456
@patrickvola9456 5 лет назад
be prijiny be raha maman'i Bolida fa tiako ihany hafatra ve sa démonstration le izy bonaventure a?
@rayanexboxrayane2917
@rayanexboxrayane2917 5 лет назад
Ny tena maha kirana ana de. Haiga piteny. Lôtr enw. Ten trop.
@baorieko3299
@baorieko3299 5 лет назад
Antso rangah mahafinaritr b mits mlaiii ein Manja foan ay
@brunelvario7674
@brunelvario7674 5 лет назад
Manja kl bonAvan kkk
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
brunel vario hq
@ceciliaranie2006
@ceciliaranie2006 5 лет назад
Aaaaaaah ratsy ki naleo oh
@bryanboss7394
@bryanboss7394 5 лет назад
mihaik anw sii zao
@titanyoung3806
@titanyoung3806 5 лет назад
dadabenoeli
@titinann
@titinann 5 лет назад
capture d'écran, capture d'écran!!!!!
@anthonykayraz8584
@anthonykayraz8584 5 лет назад
😹😹😹😹
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
Rovabts
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
Lwkks
@rizja3917
@rizja3917 5 лет назад
Ilay volomason’ity kiala antso eh😱
@LylieLovin
@LylieLovin 5 лет назад
mlay ry neny a
@raveloharisoa4819
@raveloharisoa4819 5 лет назад
Aiza tsara hoe Antso no ahitana an'ilay atsifotra amin'ny volo?!! :p , de zany hoe tsy mila sasana intsony zany fa tofirina de mande amzao amzay?!meeeerci
@melissamelissa5804
@melissamelissa5804 5 лет назад
Tsara kia
@natafpalran5457
@natafpalran5457 5 лет назад
Tsara fona, lay mena volo no tena aotsara. Sady mapiomehy donga dia tsara mapiarapeo amin ilay hoe tirelira volirilira. Misaotra sy Makasitraka hatrany.
@severineblanchard387
@severineblanchard387 5 лет назад
Horrible
@lauranerabetafika1944
@lauranerabetafika1944 5 лет назад
Tu n'as R compris frère
@cooperboss670
@cooperboss670 5 лет назад
, elle ce moque de ces propos compatriotes 🤦🏽‍♀️🤦🏽‍♀️🤦🏽‍♀️ ou va le monde 🤔🤔🤔!! No sense !!
@rorari59
@rorari59 5 лет назад
Ah lala!quel ignard vous etes!Elle est actrice et elle se maquille.D'abord attention aux fautes de français qu'on laisse derrière.Na teny frantsay na teny gasy.Zanak'i Trump angaha ??BRAVA ANTSO JE VOUS ADMIRE
@stevydhyan1513
@stevydhyan1513 5 лет назад
Atrice.lesy izy e
@cooperboss670
@cooperboss670 5 лет назад
Harisoa SAKA ie fantatro tsara fa actrice izy nefa misy sujet intéressant be any mada fa le ola manao fteny otrzao efa fatatsika daholy 🙄🙄🙄
@ainaandriamihaingo9408
@ainaandriamihaingo9408 5 лет назад
maninona raha atao teny gasy rehefa tsy hay ilay manoratra teny frantsay e... manimba maso be.sady tsy voatery raisina matotra be koa io e, le second degré tu connais?
@cooperboss670
@cooperboss670 5 лет назад
Ruby Jade ferme taguelll , je t’ai pas sonné 🥴 ra manimba maso de aza vakina point final 😘😘
@karimabdullah6140
@karimabdullah6140 5 лет назад
Arrete de se moquer des gens car tu sais pas ce qui t arrive demain. Dans la vie en un instant tout peux basculer
@rayanexboxrayane2917
@rayanexboxrayane2917 5 лет назад
Ny tena maha kirana ana de. Haiga piteny. Lôtr enw. Ten trop.
@maiamarieratsimbazafy6374
@maiamarieratsimbazafy6374 4 года назад
Efa mievona d am kiho kkkk coronavirus
@elviemaroa1760
@elviemaroa1760 5 лет назад
kkkkkkkkk
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
Yaua Falia
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
Yayafalia
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
BTScarola
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
Elvie Maroa jkhaubq
@caroleanjaraniaina3638
@caroleanjaraniaina3638 5 лет назад
rova tsota
Далее
Ireo zavatra kely Mahasorena @ Adavan'andro
10:36
Просмотров 17 тыс.
Facebook VS Fiainana adavan'andro
16:17
Просмотров 98 тыс.
Лепим из пластилина🐍
00:59
Просмотров 383 тыс.
FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
17:41
Просмотров 8 тыс.
REHEFA KIZITINA ! - Aaron
10:11
Просмотров 26 тыс.
StarVan - L'interview de Bob Tobias
27:30
Просмотров 17 тыс.
FAQ/VLOG Niaraka t@ Nate Tex
17:51
Просмотров 9 тыс.
FAQ Mura Khang Chan / Souvenir Film Lolita Malagasy
25:13
Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy
14:26
Просмотров 121 тыс.