Autres chants de l'album Ho Avy Ny Mpanjaka (Rija Rasolondraibe)
Hitokana: • Hitokana // Rija Rasol...
Finoana marisika: • Finoana marisika // Ri...
Fiovana: • Fiovana // Rija Rasolo...
Ho avy ny Mpanjaka: • Video
Indro aho hiverina: • Indro aho hiverina // ...
Raha mbola velona: • Raha mbola velona // R...
Tsisy fetra tsisy fetra tsisy fetra
Ny Andriamanitray mahay manao ny zava-drehetra
Mitomoera mamoa voa tsara
Tsy mianjera sady tsy tara no tarigetra
Itaro ny valako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ny tsy mandroso no halako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Velaro ny faritra anjakako
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ampiakaro ny fahefako
(Itaro ny valako e)
Zanak'Andriamanitra zanak'andriana
(Eny e, eny e)
Tsy mahafaty anay ny fitahiana
(Eny e, eny e)
Sady logos rhema teolojia
Tsy mahafaty anay ny mahita fitia
(Eny e, eny e)
Zanaka tsy manao tsinontsinona
(Tsy manao tsinontsinona e)
Aleho izaho ambinina fa tsy maninona e
(Ambinina! Ambinina!)
Andriamanitra tsy hita afenina
(Amen a! Amen a!)
Ny Andriamanitray tsy hita fesifesenina
(Amen a! Amen e!)
Itaro ny valako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ny tsy mandroso no halako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Velaro ny faritra anjakako
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ampiakaro ny fahefako
(Itaro ny valako e)
Tsisy fetra tsisy fetra tsisy fetra
Ny Andriamanitray mahay manao ny zava-drehetra
Mitomoera mamoa voa tsara
Tsy mianjera sady tsy tara no tarigetra
Itaro ny valako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ny tsy mandroso no halako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Velaro ny faritra anjakako
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ampiakaro ny fahefako
(Itaro ny valako e)
Tena zanaka miasa fa tsy mitazana
(Eny e, eny e)
Ny ao an-danitra ao hoy aho no fahombiazana
(Eny e, eny e)
Mihetsiketsika ianao fa sao dia tara
(Eny e, eny e)
Mihetsiketsika mamoa voa tsara
(Eny e, eny e)
Zanaka tsy manao tsinontsinona
(Tsy manao tsinontsinona e)
Aleho izaho ambinina fa tsy maninona e
(Ambinina! Ambinina!)
Andriamanitra tsy hita afenina
(Amen a! Amen a!)
Ny Andriamanitray tsy hita fesifesenina
(Amen a! Amen e!)
Itaro ny valako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ny tsy mandroso no halako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Velaro ny faritra anjakako
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ampiakaro ny fahefako
(Itaro ny valako e)
Ny farany ho voalohany
Tsy ho rambony fa ho lohany e
Ho tahiana ianao raha mivoaka
Izay ataonao dia mipoaka
Ho tahiana ianao raha miditra
Raha mikendry dia mahatafiditra
An-tanàna, an-dàlana, eny an-tsaha
Ny tànany no manodidina ahy
Ny teniny tsy miala am-bavan'aka
Izaho tsy mandeha raha tsy amin'ny Fanahy
Itaro ny valako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ny tsy mandroso no halako e
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Velaro ny faritra anjakako
(Izaho kely fa ny Andriamanitro ngeza be)
Ampiakaro ny fahefako
(Itaro ny valako e)
*Toutes mes excuses pour les éventuelles têtes de vigiles que vous pourriez rencontrer dans la vidéo ainsi que pour l'instabilité de la caméra, c'est à subir quand on veut être au milieu de la foule ;)
18 апр 2014