Тёмный

Jean Rigo Mihevera 

maskin8
Подписаться 3,2 тыс.
Просмотров 569 тыс.
50% 1

hira Gasy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

18 фев 2008

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 91   
@ReMac-ft7hd
@ReMac-ft7hd 7 месяцев назад
Mankasitraka Jean Rigo mpanakanto taigna mafinaritra kanto loatra hira Maro lesona tsoahiny mitsy ❤❤❤❤❤❤❤
@njakaranaivonandrasana9760
@njakaranaivonandrasana9760 3 года назад
Fandalovana marina eto antany ka aoka ny tsirairay mba samy handinika tsara amin'ny zavatra atao rehetra; ary aza mirehareha ny ampitso na dia ny avoakan'ny anio aza tsy hainao akory! Misaotra ny Jean Rigo fa tena mbola mpankafy hatrany!
@claudiorakotonirina8261
@claudiorakotonirina8261 4 года назад
Jean Rigo, modely hoan'mpanakanto malagasy...légende vivante du slow
@actavictoriabezandry8343
@actavictoriabezandry8343 8 лет назад
Merci pour le message je fier de toi mon grand frère ...974.
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 2 года назад
Aty aorina 16 January 2022 de mbola tsy mitsahatra mihaino hira Jean Rigo 🥰🥰🥰🥰🇲🇬🇲🇬 ny tenanay . Hafa ihany reny hita tamin faha tanoranay
@augustinlezandry3811
@augustinlezandry3811 9 лет назад
Kodiaran-tsarety ny fiaina e. Mivadika ambony sy ambany. Tena marina io.
@volarazafindrakoto572
@volarazafindrakoto572 7 лет назад
mpankafy Jean Rigo atramzay ka atramzao
@norahrasoa1269
@norahrasoa1269 6 лет назад
Mon.chanteure prefere tjrs ankafiziko
@lucasparany
@lucasparany 6 лет назад
Tsara lotra tena kanto e fa aiza nareo zao tsy heno 💖💖💖
@mobileplus5243
@mobileplus5243 2 года назад
Cc Jean Rigo Ity hira ity ntena napalaza nao kaaa Mankasitrakee mafinaritra f tohizo Ary mb aiza nareo f ts heno2 mihintsy ee ngomanareo zahay mpankafy we ❤❤❤❤
@agnesrozan5134
@agnesrozan5134 2 года назад
Hira tiako e mpandinika ny olonats te halla olo sahiragna #Rah anw nu toetranw no isehony ity hira ity de mba ino no azonw atao#
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tantano hatrany Ray o. Tiako ity hira ity. Misaotra @ n'y fampianarana e. :)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tsy misy mahavita tena marina. Mila fieritreretana lalina. Mankasitraka 😘
@rodialmcds8886
@rodialmcds8886 8 лет назад
This song teaches me good lesson and makes me hopefully in life, the poor always is always underrated by the rich but by these significant message ,we have courage, the poverty is not our fate and we could fight it
@jeryrakoto7418
@jeryrakoto7418 4 года назад
tsara e sa awn ry Courlay
@richardclaudio3670
@richardclaudio3670 Год назад
Think's. it's Madagascar song
@tahianapatrick
@tahianapatrick Год назад
@@jeryrakoto7418 o
@tahianapatrick
@tahianapatrick Год назад
@@jeryrakoto7418 l
@tahianapatrick
@tahianapatrick Год назад
@@jeryrakoto7418 k K Kk K
@lovalova116
@lovalova116 6 лет назад
Anao ndre manandraha , ndre sisyhatao sisyolo mahavita tegna..merci bc eee
@LuLu-pi9ke
@LuLu-pi9ke 4 года назад
Hira jean Rigo ts mahampka za ai dila miteny zaka marina 😍
@manoarh8176
@manoarh8176 11 лет назад
Misaotra fa mpanankanto hendry tokoa nareo ,hafatra mampisain -tsaina ireo miankina @zao fiainana mandalo izao .
@alainrandria797
@alainrandria797 3 года назад
Hafa ko lesy ny vokatra avy @ty J.Rigo ity a
@user-gk7hc4ii1h
@user-gk7hc4ii1h 10 месяцев назад
une bonne leçon pour toute la société
@cybernt4008
@cybernt4008 5 лет назад
2019.
@vatosoaventsomanana5169
@vatosoaventsomanana5169 4 года назад
Marina lôtra ny teneniny!merciii!Tiko zany!
@joiadaandriamahazo5997
@joiadaandriamahazo5997 2 года назад
I like this song.It provides many lessons
@esminah5211
@esminah5211 4 года назад
Margnee 😘😘❤😭
@cybersofia6945
@cybersofia6945 5 лет назад
tsy mety hempaka za @ hira ty, misaotra anao Jean Rigo
@kwutfkwut3974
@kwutfkwut3974 4 года назад
Merci f tena tsara be. Ary misy hisainana mintsy.
@tianasoaherylalainarakotoa9838
Ankafiziko e! Merci Jean Rigo
@patriciajosette8392
@patriciajosette8392 3 года назад
Tiako hatrany hiranao Jean Rigo 🙏
@rosinanantassiri2698
@rosinanantassiri2698 6 лет назад
Marina mihitsiny zany. miteny hira. mankasitra!
@fifihaigohanitrasarahrahar1558
tiko beeeee hira misaina
@ramamycelin4652
@ramamycelin4652 11 лет назад
Mankasitraka e! Tena hafatra tsara
@FinaritraRAFANOHARANTSOA-gi1wd
@FinaritraRAFANOHARANTSOA-gi1wd 7 месяцев назад
Tena tsara ny hira rhtra ity jean rigo
@fanambinanajuvenal1449
@fanambinanajuvenal1449 12 лет назад
Voalazan'ny hira ny hafatra ka dia ankafizo ary tanteraho zay miankina aminao sy azonao iainana
@danniarabeony5439
@danniarabeony5439 5 лет назад
Mercizokibe
@kalofleurica4146
@kalofleurica4146 4 года назад
25/03/2020😘😘♥️♥️♥️
@valence93able
@valence93able 10 месяцев назад
2023/09/29
@fleuriarahantarisoanote9342
@fleuriarahantarisoanote9342 6 лет назад
Misaotra fa tena misy isainana ity hira ity 😢😢
@MimirMimir-co5bj
@MimirMimir-co5bj 4 месяца назад
Mankasitraka indrindra amin'ny hafatra rehetra tompoko !
@tinasoaprincia9632
@tinasoaprincia9632 4 года назад
2020
@yasinasoa1079
@yasinasoa1079 7 лет назад
Merci fa tiko be lay hira
@onja2118
@onja2118 3 года назад
Merci Jean Rigo ☺️
@menran1959
@menran1959 7 лет назад
misaotra fa tsara hira
@nathymyah3615
@nathymyah3615 5 лет назад
Zay vao itako hira Marina zany mila mievitra tena tsy rendremana
@jocelyneramana104
@jocelyneramana104 5 лет назад
Za alony tena tia be any Hira jean Rigô rehetra e
@aliciablc1906
@aliciablc1906 Год назад
Souvenir lontan au lycée 😅
@ntsutsurafalimanana3232
@ntsutsurafalimanana3232 7 лет назад
tsar be e! efa tia hatramzay e! mankasitraka e!
@lantoandriamihaja6657
@lantoandriamihaja6657 2 года назад
tsy mankaleo anah ny toniny, tsara be
@juliasandrahvolamanganirin7571
Tsara be :)
@christdap
@christdap 6 лет назад
Mpankafy Jean Rigo hatrizay ka hatrizao, ao tsara lay hafatra lemama, mba alefaso eto ilay hira hoe Salesa iny edy ro
@lilianerakotomanga5843
@lilianerakotomanga5843 5 лет назад
Misaotra e ! Ankafiziko
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mahay mitsinjo n'y ho avy. :-)
@nerenaalydiaharimino7843
@nerenaalydiaharimino7843 Год назад
Tsara hira taloa, matsiaro fahatanorana
@aurelielock8739
@aurelielock8739 Год назад
Merci Jean Rigo
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
marigny zany e! mankasitraky indrindra e!
@rafiqurrahman4584
@rafiqurrahman4584 6 лет назад
Misaotra fa tegna marigny malasa saigny be i hira ty ay
@muriellehorace9276
@muriellehorace9276 3 года назад
Nostalgic 94
@user-og9ys7zw4q
@user-og9ys7zw4q 4 месяца назад
❤❤❤❤ 2024
@emmanuelratsimbazafy5749
@emmanuelratsimbazafy5749 4 года назад
Aza mihevitra hoe fa tafita adroany ka tsy ho rendrika inndray rampitso. Anao ndre manandraha na tsis ny atao. Tsis olo havita tena
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 9 лет назад
Marina mivadibadika n'y fiainana
@saladymamy
@saladymamy 15 лет назад
mpankafy aty france koa de mampahery fona e!
@holiarisoarakoto7427
@holiarisoarakoto7427 3 года назад
Marina lotra ❤️❤️❤️👌
@andriamaneonyfetratsilavin4988
tsara loatra e!!!!!mapahatsiar n fiainan e
@hanitrinihainajocelyne2333
@hanitrinihainajocelyne2333 4 месяца назад
Tena mbola mankafy foana
@lalatianaaubi6397
@lalatianaaubi6397 3 года назад
Merci Jean rigo
@ernestmarcellin3307
@ernestmarcellin3307 6 лет назад
mahafinaritra no sady tsara ary tiako ity hira ity mankasitraka e
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 7 лет назад
tsara be eeeeee
@angelamurahgustave5462
@angelamurahgustave5462 2 года назад
😍😍😍
@ZAZA0768
@ZAZA0768 12 лет назад
merci
@selvireva8721
@selvireva8721 5 лет назад
Tsara tiako hira feno anatra azalahy za maka anw jearingo jusk amfarany
@hantasoamarie1911
@hantasoamarie1911 3 года назад
❤❤❤❤
@mevazaramahazoasy9981
@mevazaramahazoasy9981 5 лет назад
cool
@anirayrafanomezantsoa2176
@anirayrafanomezantsoa2176 8 лет назад
makasitrakeee
@eddybessa6523
@eddybessa6523 4 года назад
Tena tsara
@leobernillon
@leobernillon 10 лет назад
tiko b
@claraanita6161
@claraanita6161 3 года назад
Tsy tonta ny ela 2021
@user-mk8ys4jd6k
@user-mk8ys4jd6k 9 месяцев назад
Rappa
@Neuf4timax
@Neuf4timax 8 лет назад
misaotra è
@giselerazafindrakoto2075
@giselerazafindrakoto2075 4 года назад
Mbola hoavy
@pascalrakotondravelo8843
@pascalrakotondravelo8843 6 лет назад
tsara
@ratsitoleo572
@ratsitoleo572 4 года назад
Marina toko
@raminahiarisoatianarison5311
@raminahiarisoatianarison5311 4 года назад
Tena marina ny voalazanareo
@khaal3309
@khaal3309 5 лет назад
Misotra
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 6 лет назад
Marigny zany Misotre e
@ravaoarimalalaalexia2343
@ravaoarimalalaalexia2343 6 лет назад
Dadilove
@flandiahelene6297
@flandiahelene6297 5 лет назад
Merci Jean Rigo
Далее
Namana Jean Rigo lyrics
4:57
Просмотров 190 тыс.
REMIX  DADAH DE FORT-DAUPHIN.mpg
10:51
Просмотров 994 тыс.
Что не так с воздухом в Корее?
00:45
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 190 тыс.
Лепим из пластилина🐍
00:59
Просмотров 178 тыс.
JEAN MARIE Dallas - tsy ampahafiriny
4:20
Просмотров 360 тыс.
Dedesse  Malakilaky
5:29
Просмотров 748 тыс.
Bodo & Poopy - Medley
9:14
Просмотров 2,6 млн
DEDESSE - THE BEST OF (VIDEO COMPILATION)
40:33
Просмотров 48 тыс.
Aza malahelo - JEAN RIGO
5:09
Просмотров 52 тыс.
BEST OF JEAN RIGO (VIDEO COMPILATION)
51:58
Просмотров 311 тыс.
Manàna finoana - Rossy
6:19
Просмотров 318 тыс.
JEAN RIGO : NAGNINO NDREKY
5:20
Просмотров 73 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,7 млн
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,5 млн
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 924 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 102 тыс.