Тёмный

Jesosy no Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy antsika (Salamo 23 -Pasteur Razafiarison Emilien) 

Docteur Rivolala Andrianantoavina
Подписаться 2,5 тыс.
Просмотров 752
50% 1

Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
MATY HAMONJY ANTSIKA NY TOMPO
1. Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika i Kristy.
2. Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin'ny asa tsara izany.
3. Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa i Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin' ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.
4. Mahatoky ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin'ny tany i Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin'ireny izaho no lohany.
5. Fa i Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy,
6. Aza ny fihinanao no animbanao azy, fa efa maty i Kristy hamonjy azy.
7. Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina
8. Fa satria mpisoronabe tamin'izany taona izany izy, dia naminany fa i Jesoa ho faty hamonjy ny firenena
9. Ary i Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena.
10. Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
11. Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.
12. Ary raha niara-maty tamin'i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika
13. Fa voavono i Kristy, Paska ho antsika;
14. Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy,
15. Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
(1) Romana 5 : 8
(2) Titosy 2 : 14
(3) Galatiana 2 : 20
(4) I Timoty 1 : 15
(5) I Petera 3 : 18
(6) Romana 14 : 15
(7) I Koritiana 15 : 3
(8) Jaona 11 : 51
(9) Jaona 18 : 14
(10) Jaona 15 : 13
(11) Romana 4 : 25
(12) Romana 6 : 8
(13) Romana 5 : 7
(14) Hebreo 5 : 9
(15) Jaona 3 : 16
****************************
MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespre...
2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr
3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr
5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehi...
CONTACT :
1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
4. TWITTER : / docrivolala
5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
6. FACEBOOK : / docteurrivolala
7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/...
JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Опубликовано:

 

28 июн 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@ritatwelco9339
@ritatwelco9339 27 дней назад
Misaotra Tompo fa mbola maheno hafatrao aho @zao ora s'y ftona izao zay mamelona fanahiko 'drzy❤❤
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 27 дней назад
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany , misaotra Tompo nohon'ny hamamin'ny Teninao fa tena nahazo sakafom-panahy tsara amen 🙏
@user-qd3yr7pv1m
@user-qd3yr7pv1m 27 дней назад
Misaotra Holy spirit and God bless you man of God
Далее
Лепим из пластилина🐍
00:59
Просмотров 178 тыс.
Océans / Alain Patrick TSENGUE
13:09
Просмотров 67 тыс.
Famaizana mahery vaika: Tantara rdb #gasyrakoto
1:39:17
Zahàna toetra ny finoana
53:17
Просмотров 12 тыс.
Tantaran'i MAMA VOLAHAVANA GERMAINE 1
19:57
Просмотров 90 тыс.