Тёмный

Karaoke Gasy RAHA TSY HO AHY - Rija Ramanantoanina 

Gasy Karaoke FLUO
Подписаться 730
Просмотров 15 тыс.
50% 1

Karaoke Gasy RAHA TSY HO AHY - Rija Ramanantoanina
#karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
Raha tsy ho ahy,
ho ahy irery ianao
fa ho azy koa
Raha tsy ampy anao
ny iray fa tianao
ny ampiara-droa
Dia avelao ho ahy irery
ny fitiavako fa sao dia lo
Ka tsy hahay hitia
intsony avy eo
Avelao ho any
koa ny lasantsika
tsy hifoha
Na izay anio,
na ny ampitso aoka
tsisy ho re
Dia ny mbola
tsy miroborobo fakany
ilay fitia
Dia aleo kapaina sao mamoa
Tsy ninia hamitaka aho
sanatria
Na hoe tsy ampy ahy ny iray
k’aleoko roa
Fa nisy fitia iray
tsy mbola hitako
nandalo teo
Dia tsy fantatro
fa lasany aho
Fa nisy fitia iray niserana
nitondra afo teo
Nangatsiaka aho dia
nantsoiny eo aminy
Sanatria tsy hoe
tsy tia anao
intsony aho dia nandeha
Nandeha aho dia
niverina indray
Sao sanatria
tsy ampy anao
ny fitiavako
Tsy noho ianao
na ny fitiavanao
no antony
Ampy ahy tokoa izay nataonao
sy ny fonao tena tia
Manana amby betsaka
aza ireo
F’ilay fitia izay nandalo,
hafa tamiko
Nahavariana ahy
ka dia niriako nofantarina
Tsapako avy eo fa tsotra
nefa feno ny fitiavanao
Hafahafa ilay fitia vaovao...
Nampiova ahy
ny fitia nentiny
Nampitombo ho ahy
ny fitiavanao
Tany aho fa tsy nahatsiaro
ho nafana ny afo nentiny
Mbola hafa ny fitiavanao !
Fa nisy fitia iray
niserana nitondra afo teo
Dia nanampy ahy izy
hanazava anao
Fa misy fitia iray
tsy manam-petra ao anatiko ao
Voatokana ho anao sy ho ahy
Rija Ramanantoanina

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
Gasy Karaoké NAMANA - ZOPANAGE
3:39
Просмотров 19 тыс.
Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)
3:54
Просмотров 147 тыс.
Sao dia ataon'ialahy hoe - Mahaleo - (Bekoto & Dama)
5:43
Karaoke Gasy ITY HIRAKO ITY - Thiera Bruno & Aloma
4:52
Karaoke gasy: Samoela - Havako mamomamo
3:47
Просмотров 190 тыс.
Gasy Karaoké AVELAO - LALATIANA
5:23
Просмотров 9 тыс.
Nate Tex - Tsara tso-drano (KARAOKÉ)
3:53
Просмотров 47 тыс.
Karaoke gasy: Poopy - Fitia voarara
3:40
Просмотров 135 тыс.
Raha Tsy Ho Ahy
3:57
Просмотров 12 тыс.
Njakatiana - Mpakafy (karaoké)
4:41
Просмотров 93 тыс.