Тёмный

KEMYRAH - OMALY TSY ANDROANY feat. BUDDHA EL TAGA 

Kemyrah
Подписаться 4,2 тыс.
Просмотров 11 тыс.
50% 1

//𝙈𝙊𝙊𝘿 𝙊𝙐𝙏 𝙉𝙊𝙒//
Abonnez-vous pour télécharger l'album
Streaming : kemyrah.fanlink.to/mood
Laden Sie mein neues Album auf : cutt.ly/xgBap1P
Télécharger mon nouvel album sur : cutt.ly/xgBap1P
Download my new album on : cutt.ly/xgBap1P
-------------------------------
Studio : Flawless Records Germany
Bil Studio Madagascar
Studio Studio Madagascar
Prod. Pacific Beats
Mix & Mastering : Tahiana Andrianiaina x Lova Bil Rakotomalala x Faly
Featuring : Buddha El Taga (Antananarivo)
-------------------------------
Lyrics :
Intro (Buddha El Taga)
Rehefa mandroso, anaty fotoana ray iny tsy miverina, tsy ampiova ny lasa ny fisian'ny nenina, karoy aloha ny androany fa ny ampitso afenina.
Refrain (Kemyrah)
Ny androany tsy ho ampitsonao
Fa ny ampitso miankina amin'izay hafitsokao
Ny lasa anie ekena fa tsy ho voafafa
Fa simba ny fonao raha hitahiry ny lasa
Dingana vaovao androany
Mitsangana n'a mihetraketraka ny tany
Ny fiainana misy ny tsiky sy tomany
Fa tadidio fa ny omaly aloha tsy androany
PART I
Buddha El Taga
Raha omaly iny tomany. Zavatra hafa no mitranga androany, carpe diem fa ny ampitso iny mbola maro ny manontany.
Niana naka mamy ka inona ny adalany, inona ny fahotany ?
Ny tebiteby eto ambony tany iny toa tsy mety lany.
Ny fahasambarana iny tsy tonga ho azy fa tsy maintsy ambolena
Anaty safidy sam' maka ho azy fa tsy natao ankaterena.
Nahoana no misy ny nenina ,de inona no nafenina, enonao hoazy eny iany ny marina na modinao be marenina.
Ny lasa iny hoany lasa , tsisy ninoninona afaka miova, ze rehetra kinasa hoan'ny ny tsara mipetraka ho lova !
De ze fotoana lany androany, mandrakizay tsy miverina,
Kaza miamiam-poana mody volamena fa tonga arafesina.
Kemyrah
Aza mi-souse ny tenanla ela
Aza mivadi-doko ohatra ny tanalà ela
Aza mihantehatra amin'izay vintana...ela
Ny omaly mafy anie fa vitanao ihany
Mandeha mahitsy ny filamatra de...
Arionizay mampavesatra entana
Ho hitan'ela fa na de alavitra ny lalana
De ho tafita de tsy rendrika
Rehefa mandroso de tsy mierika
Mamela ianao fa tsy manadino
Aleo ny fiainana mihitsy ny hamaly izay nanao ratsy
Ny saina sy ny fonao mintsy no alamino
Fahombiazanao mbola mahery noho ny basy
Tadidio fa (Alenteho ao an-tsaina)
Ny omaly anie oa ka tsy androany intsony (fafao ny ratra)
Izay ezaka natao androany, no valibaben'ny ampitso nefa ny ampitso baraingo ka tsy hainao izay hiseho ka mba saino ihany
Refrain (Kemyrah)
Ny androany tsy ho ampitsonao
Fa ny ampitso miankina amin'izay hafitsokao
Ny lasa anie ekena fa tsy ho voafafa
Fa simba ny fonao raha hitahiry ny lasa
Dingana vaovao androany
Mitsangana n'a mihetraketraka ny tany
Ny fiainana misy ny tsiky sy tomany
Fa tadidio fa ny omaly aloha tsy androany
Part 2 (Buddha El Taga)
Fenoy fitiavana ny andronao sisa, anaty fahombiazana miara mifaly
Fa ny tanjona paradisa raha tsy hoe tianao le mijaly
De tsy ho mpiakama mintsy tsika ry metisy mpamosavy.
Fa ny loharano iny tsy ritra ra mangetaheta aza miangavy.
Fa ny fitiavana ihany hono no mety mivadika fankahalana,
Amafiso ny ezaka faza miandrandrandra lava fahagagana,
Fa ny aizina sy hazavana mifanipaka, tsy mety mifangaro zany,
Sao lasa sira faza mierikerika any, avalomy ze tany de iaino milay androany,
Tsy iteny koa a hoe banjino ny hoavy fa ze tinao iihany io,
mbola manja noho ny arena be ny fanahy madio.
Ataonao inn ary fiaina'ny hafa fa nenao no dinio.
Swing + Refrain (Kemyrah)
Ny androany tsy ho ampitsonao
Fa ny ampitso miankina amin'izay hafitsokao
Ny lasa anie ekena fa tsy ho voafafa
Fa simba ny fonao raha hitahiry ny lasa
Ny androany tsy ho ampitsonao
Fa ny ampitso miankina amin'izay hafitsokao
Ny lasa anie ekena fa tsy ho voafafa
Fa simba ny fonao raha hitahiry ny lasa
Dingana vaovao androany
Mitsangana n'a mihetraketraka ny tany
Ny fiainana misy ny tsiky sy tomany
Fa tadidio fa ny omaly aloha tsy androany

Видеоклипы

Опубликовано:

 

12 ноя 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 5   
@tolotradavid5794
@tolotradavid5794 5 месяцев назад
Madona ity son ity a, azo atao réveil isa-maraina
@veloandriamiadanarodney409
@veloandriamiadanarodney409 3 года назад
Raitra lesy zalah.... tohiza hatrany de mirary soa eh
@kemyrahofficiel
@kemyrahofficiel 3 года назад
Mankasitraka e 🙏
@henintsoarafalimanana7420
@henintsoarafalimanana7420 3 года назад
mlai les e (y)
@kemyrahofficiel
@kemyrahofficiel 3 года назад
Raikitra eee
Далее
KEMYRAH - DEPRESSION
5:26
Просмотров 39 тыс.
AD LUCEM - BUDDHA EL TAGA feat ROMINA
5:14
Просмотров 18 тыс.
МОЙ НОВЫЙ ДОМ
1:01:04
Просмотров 2,1 млн
KEMYRAH - NARNIA
4:07
Просмотров 16 тыс.
VORON'AFO - BUDDHA EL TAGA & VY MAMAY
5:23
Просмотров 21 тыс.
Ayam - Mbay any (Clip Officiel)
2:54
Просмотров 695 тыс.
TILAY feat  KEMYRAH - Zah fa love [ nouveauté 2024 ]
3:06
TSOTA - ATSANTSA (official Video 2020)
3:38
Просмотров 381 тыс.
Kemyrah - Boky vaovao (Version longue)
3:41
Просмотров 55 тыс.
Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)
5:57
Просмотров 112 тыс.
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 200 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн