Тёмный

Kilalao taloha 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 6 тыс.
50% 1

CADEAU DE BONANEEEEE!!!
(Efa ela ity no vita, fa tiako manokana hoe anio 1 janvier 2022, vao posténa, ity 'zany ny VIDEO VOALOHANY ny pejy @ ity taona 2022 ity )
Nanao ahoana ny Réveillon tao? Whoouuaaiii marina ô! TSY TAPAKA NY JIRO omaly! (Ho hain'lisany ao anat'ity vidéo ity ny anton'io remarque io )
Tadidin'lisany ve karazana kilalao nanamarika ny fahazazan-tsika teraka taona 90 no latsaka rehetra ireo?
Nanoratra ity script ity aho, dia tafaresaka t@ Apinga Studio ,'zay nahavita nanantotosa 'zay ao an-tsaiko rehetra ho lasa vidéo ho jeren'lisany!
Afa-po nama an! Tena nakafia aho nijery azy t@ premier Jet, Tonga dia hoe OK ity 😃
Mankasitraka an'ireo nandray anjara rehetra t@ fanatontosana ity vidéo JANVIER 2022 ity
- i Christian Ratovonony compagnie de crime @ hagegena
- Skate Park nanaovana ny vidéo
- Fête par Fête by Bommartin Service Traiteur famatsim-bola hatrany
-Ireo mpandray anjara rehetra:
-Tatie Fy
-Dadafara Njaka
- Manantsoa HT
-Tsaroana
-Tsiaro
-Jess
-Talenta
-Oroka
Zarazarao an 'ireo akama mpiara-milalao @ lisany t@ any ny vidéo
Tagueo eto izy
Akotr'ireo Inona ihany koa ny kilalao tena filalaovan'lisany t@ zany?
Ho taona Zina ahafinaritra sahady ity taona 2022 ity raha ny fahitako azy r'ankizy!
Bisous
dia bonne journée
Vidéo clash du janvier 2022

Опубликовано:

 

17 янв 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 18   
@user-ui3cm4sn4m
@user-ui3cm4sn4m 10 месяцев назад
mahay mandy anki ndry
@L-tiana
@L-tiana 2 года назад
tsy lava hoho be misy vernis otran zao kosa lay nanao tantara e! ☺ fa mampiomehy ilay taloha eritreretina @zao fa nahafinaritra na dia izany aza e!
@user-ui3cm4sn4m
@user-ui3cm4sn4m 10 месяцев назад
rehefa kasikarotim miverina dy anarana olona hafa no tononina nefa tsy izy
@hasinarakoto7742
@hasinarakoto7742 2 года назад
adinony Christian le mametraka kapoaka dia miteny hoe "mitotona ny kapooooka,ze mandaka kapoaka voalohany booooooooooooooka o!! ndriii fahazazana e! misaotr namaptsiahy e
@avokokoa
@avokokoa 2 года назад
ça m'a donné envie de rejouer dehors comme avant malgré mon âge haha
@tytyofficiel
@tytyofficiel Год назад
Nga tamnenareo tsy kaskarotin mverina ref Bola tsisy tratra nefa délivré 🤣(si non mlay leiz🔥❤️)
@funvideo388
@funvideo388 2 года назад
le squid gasy lo bonne ideee mints ee
@diinariri8306
@diinariri8306 2 года назад
Franchement, sa nous rajeunie pas tout sa mddrrrrrrrrrrr🤣🤣. Mais sincèrement, c'était quand meme la bonne époque😆☺
@satorugojo4083
@satorugojo4083 2 года назад
😂😂😂😂😂😂😂le tantara sy ny polices voleurs
@L-tiana
@L-tiana 2 года назад
😂😂😂😂
@amissenapht8528
@amissenapht8528 2 года назад
Kaskarôty miverina ref lay diso n anarana teneninlay boka 😅😅😅 satria ohatra sam nanao akanjo mena i Savanah sy Antso d i Antso no votounona nefa kay Savanah lay izy 😂😂 Otranzay n fitadidiko azy
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 2 года назад
Ye Zay mitsy le iz ka 😂😂😂😂 , ndryyyy 40 ans a Zao , tsara ny kilalao talo 👌
@luciarahary5349
@luciarahary5349 2 года назад
Tena marina satria ny zanako mbola milalao an izany izao
@luciarahary5349
@luciarahary5349 2 года назад
Ny atao hoe kasikaroatoa miverina de oatra hoe i Antso no tratra de nefany i Christian no notenenin ny boka de izay
@lazasparkatus2166
@lazasparkatus2166 Год назад
Nooon! Mais comment as tu pu ne pas parler de vitslia???? 😭
@andryrakoto2958
@andryrakoto2958 Год назад
where est le gain gain ry Bomma ah???? comment you ose oublier the gain gain !!!😡😡😡😡😡
@luciarahary5349
@luciarahary5349 2 года назад
Rehefa ilay misy manoro le boka de tena mahapite amono be le manoro.😡😡😡
Далее
Ireo Toetrako
15:17
Просмотров 3,8 тыс.
Sugar chalenge Talenta sy Oroka
8:18
Просмотров 7 тыс.
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
09:35
Просмотров 475 тыс.
FAQ/VLOG Niaraka t@ Nate Tex
17:51
Просмотров 9 тыс.
GASY FOMBA KILALAO MALAGASY DU 18 JUIN 2017
31:23
Просмотров 28 тыс.
Kompoze Isoraka
2:14
Просмотров 1,8 тыс.
kilalao fahiny
10:41
Просмотров 1 тыс.
RESTEZ CHEZ VOUS - AARON
4:57
Просмотров 12 тыс.
Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy
14:26
Просмотров 121 тыс.
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
09:35
Просмотров 475 тыс.