Тёмный

Sugar chalenge Talenta sy Oroka 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Vidéo de la semaine du 25 Mai 2020
#Sugar_patiente_challenge no anaran'ity blague kely ity ,Challenge malaza be @ réseau sociaux,natao t@ Talenta sy Oroka ihany koa.
Vita ny vidéo vao tadidiko ny anaran'ilay izy :D
Omena chocolat,fa mbola tsy mahazo hoanina aloha rah atsy tonga maman...Ahatana tsy hinana ve izy roa vavy kely? Araho ao anaty vidéo ny fihetsiny sady mampiomehy no mafatifaty loatra
Fanamarihana: Efa zatra fisian'ny caméra mipetraka ao an-trano izy roa vavy dia tsy fantany mihintsy hoe mandeha ilay izy :)
Alatsaho ireo karzanaréaction anareo rehetra
Ho an-tsika ray aman-dreny dia manasa anareo ampanao ity challenge ity fa isan'ny afatarana bebe koakoa ny toetran'ny zaza antsika ity test kely ity... :)

Опубликовано:

 

26 май 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 17   
@jeanvictorerictojosoa9662
@jeanvictorerictojosoa9662 4 года назад
eeeee!!! mampijaly zaza aaa! efa te ihinanna mihitsy zareo! fa hita mihitsy zareo oe obéissante be mihitsy!
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 года назад
Ansooooo !!! Masisou kwely le zazah anaklou 😍😍😍 Hihi sady endry kwely Efa milendalenda be mitsy izy 2 Bravo be nareo !!!!👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@comceil9109
@comceil9109 4 года назад
Tena avy amin fitaizany Ray amandreny azy marina no mahahendry ny zaza!!zarinao azy ny lalana tokony hoizy mbola kely de hoetiny mandrapaha lehibe!mafinaritra👍🏻👏👏
@aritoetrahenrietteramaroso8553
@aritoetrahenrietteramaroso8553 4 года назад
Kkkkk 😂 masosotra kely ni mahita an'izy roa vavy. Ah la la la les filles, so cutes 😂 Bravo bravo bravo 👏👏👏
@ratrepoussy7349
@ratrepoussy7349 3 года назад
mahafinaritra e !!! tena oe na te ihinanana mafy aza d ts mahasahy fa zay no hafatry maman bravo nareo !!!! tiko iny chalenge iny (y)
@leonniemada249
@leonniemada249 4 года назад
Efa te inana mafy mht iz 2 kely.. Bravo
@nathanaelaindiana1429
@nathanaelaindiana1429 4 года назад
😅😅😅. Andray kosa eee!!!! De zaza tokoa ka . Endry kely.
@mitiarav5635
@mitiarav5635 4 года назад
Aansaaaieeee 🥰😂
@tahiryoger4122
@tahiryoger4122 4 года назад
Ontso nane 😍❤️ .. masositra keli ery izy 2 vavy 😁
@avokokoa
@avokokoa 4 года назад
Mafatifaty kely 😊😊
@johbee
@johbee 4 года назад
Tes filles sont magnifiques❤
@misoalalainarandriamifidy3287
@misoalalainarandriamifidy3287 4 года назад
masiso kely i Oroka
@jaunedufmole4559
@jaunedufmole4559 4 года назад
Niteraka i tena
@ynot2752
@ynot2752 4 года назад
💖💖
@Just___Louane
@Just___Louane 4 года назад
Masiso loatra
@coraliannejolie4120
@coraliannejolie4120 4 года назад
Tiko lotra
@vloggasy
@vloggasy 4 года назад
mamy kely ery reto izy. ilay zoky dia ramatoa rafotsy kely mihintsy
Далее
RDJ MOZIKA,Mitantara ny tontolo androko aho (VLOG)
15:36
Kilalao taloha
13:51
Просмотров 6 тыс.
Поём вместе с CLEXXD🥵 | WICSUR #shorts
01:00
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 695 тыс.
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 914 тыс.
Fivarotana lasopy amoron dalana.
2:15
Просмотров 1,8 тыс.
5 segondra miaraka @dry Tempo Gaigy sy Krutambull
16:25
Fahazazako
9:32
Просмотров 82 тыс.
Kompoze Isoraka
2:14
Просмотров 1,8 тыс.