Тёмный

EL-BOY - TAMINAO [CLIP OFFICIEL 2020] 

EL-Boy Madagascar
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 1,5 млн
50% 1

EL-BOY - Taminao [Clip Officiel 2022] 4k
🔥 Download & Stream : bit.ly/3FOA03G
Nouveautés Gasy 2020 4K
.
A/C : EL-BOY
Arrangement : S6-Jyz
Réalisation :Mbolatiana Rakotoarivony
LABEL : WinMusicRecordz
#ELBOY #TAMINAO #WINMUSICRECORDZ #2020
BOOKING CONTACT :
- EL-BOY : bit.ly/3miN0qe
Infoline : +261347576309
PAGE FACEBOOK : / elboymadagascar
Abonnez-vous à ma chaîne RU-vid pour voir mes nouveaux clips en premier !

Опубликовано:

 

27 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 159   
@elboymadagascar
@elboymadagascar 2 месяца назад
Qui sont encore là en 2024 ? Franchement ce son à changer ma vie et je vous en remercie du fond du cœur ❤
@homerandrianatoandro8149
@homerandrianatoandro8149 3 года назад
tsy aiko ze mbola tsy ampy tsy aiko ze efa tafahotra ny fonao any an-kafa ny hoe:tsy ampy fa d efa naninona lotra rendrarendra sy fafinaretana ny andaozanao za mb atena tia ho tsaronao zao teniko izao ndrayy andro any fa: taminao iny eh! no natsapako natao hoe nandairam-pitiava eh! tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao uo ny ratram-po zakako ihany;fa ny mieritreritra any izany hoe taminao ihany a no tafitomany J'adore❤💝 be daol ny vazonao 🎼🎧🎤🎶🎵🎵🎵🎶🎶 gracias, el artista 😉😉😍😋
@sadamattoumani
@sadamattoumani Год назад
Tena tiako El boy matsiaro tantara taloha aho bonne continuation à vous même si suis loin mais te mon star préféré
@elboymadagascar
@elboymadagascar Год назад
Merci infiniment ❤ c'est toujours un plaisir pour moi de voir vos commentaires.
@sadamattoumani
@sadamattoumani Год назад
Je pas fatigué de ajouter un commentaire car cette chanson me rappelle mon histoire tena tiako
@judithfaraniaindraininary4099
@judithfaraniaindraininary4099 4 года назад
Tsara be😍😍mandona ny fo💔😭. Mankasitraka El-boy😗
@hortensiaramangasalama6139
@hortensiaramangasalama6139 3 года назад
mitsitsana mihintsy aho mahita an'ity hira ity! mahay sady milay eeee!milay el boy a
@ladisserazanavola2318
@ladisserazanavola2318 2 года назад
j'ai essayé d'écouter la chanson d'El boy et je suis tomber sur celle là j'ai coulée en larme waouh j'adore 😭😭😍😍🥰❤❤
@elboymadagascar
@elboymadagascar Год назад
Mon dernier titre "TSY HO AHY" est déjà disponible sur toutes les plateformes de streaming la famille ❤Je vous invite à voir le nouveau clip 🎬 : ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-XAis78k60-4.html
@mbolatianayolande7840
@mbolatianayolande7840 3 года назад
tena tiko be ,merci el boy👍
@rakotondrabetianaleonce
@rakotondrabetianaleonce Год назад
tsara lesy le vazo oh! merci rangah ah (y) vitsy ny bandy mahatsapa anzany sy afaka milaza fa ity hira ity dia manampy antsika hilaza ny miafina........ fa milay eh ;)
@sadamattoumani
@sadamattoumani Год назад
Tena mahay be ela amini hira gasy
@andriamihajanehemia6487
@andriamihajanehemia6487 2 года назад
Tsy mitsahatra miheno🎧🎧🎧🎧 na efa 2022 ary !Merci El boy 🤘🤘🤘🤘
@fetrarajonson6669
@fetrarajonson6669 4 года назад
za tsy RNB lotra fa chapeau hoanlery fa nandona ana le vazo, merci lesy bandy akama
@annehasinarasolomalala1892
@annehasinarasolomalala1892 2 года назад
Ndriiiii ... mapalahelo fa tsara kely
@rinarandriamanana168
@rinarandriamanana168 2 года назад
Misaotra El Boy fa tena...j’aime eee
@sisiandriamiharisoa7481
@sisiandriamiharisoa7481 4 года назад
Milay b le clip, le tononkira indrindra2, le feon-kira kou, brèf tsara b je valide
@safidyramananirinjanahary5247
@safidyramananirinjanahary5247 3 года назад
Fa taminao ihany aho no tafitomany ☺☺☺☺☺☺♥♥♥♥
@MarieHova
@MarieHova 3 месяца назад
je m'en lasse pas 🥰
@chloeskygirl722
@chloeskygirl722 3 года назад
Tiako be le hira 😍😍 tsara feo koa😍😍
@deejaykid3342
@deejaykid3342 4 года назад
Valideko lé vazo, force a toi lesy el boy 👍👊,
@valisoaandrianomentsoa7437
@valisoaandrianomentsoa7437 3 года назад
I love it J'adore cette chanson franchement merci beaucoup
@aristotemearajaonaherinjar9371
@aristotemearajaonaherinjar9371 3 года назад
J'adore ce son, surtout la parole.
@hasimbolaraharimalala6183
@hasimbolaraharimalala6183 4 года назад
Tiko lotra ❤️❤️😪 Sady marina lotra
@blossompriss7998
@blossompriss7998 4 года назад
mody rery nga driii...ndriiiiiiiiiiii
@olelaolela7171
@olelaolela7171 4 года назад
Tiako ay mankasitraka ee 💓💓💓
@mioraandriamilanto6570
@mioraandriamilanto6570 4 года назад
Tsara e. Sady mankasitraka.. Efa ela no tsapako oe mafy elah. Tohizo lesy.. 👊👊
@navalantsa4049
@navalantsa4049 4 года назад
merci bcp el-boy
@samosawa998
@samosawa998 4 года назад
Miavaka b zany vazo zany misy talenta sura!milay
@miangalyramamonjiarivelo8709
@miangalyramamonjiarivelo8709 4 года назад
J adore 😊
@tatamorazafy5956
@tatamorazafy5956 2 года назад
Tsara kely,, bravo 😊😊😊
@davilamargueritte4876
@davilamargueritte4876 4 года назад
J'adore
@harinoasyholinirinarazafim3810
@harinoasyholinirinarazafim3810 3 года назад
Tiako loatra ty hiranao ty ❤️❤️
@randriamihajamaraedmond9034
@randriamihajamaraedmond9034 4 года назад
mlay lets le vazo bro
@sadamattoumani
@sadamattoumani Год назад
Que Dieu te protège
@jessiestellah5633
@jessiestellah5633 3 года назад
Tiak loatr lay hir😢💖💖
@nwa974
@nwa974 4 года назад
Magnifique chanson
@onitianaandrianarivony5810
@onitianaandrianarivony5810 4 года назад
J'adore ❤❤ Merci El Boy..... J'ai tjrs envie d'écouter cette chanson. J'adoooooore surtout avec la voie de la fille à la fin 👌👌
@razafiharisontokynomenajos9338
@razafiharisontokynomenajos9338 4 года назад
Tsara be nanaovanlay vevavy azy ka
@lucrasamoelson9030
@lucrasamoelson9030 4 года назад
La fille s"appelle ANJARA
@lalainanambinintsoa8769
@lalainanambinintsoa8769 4 года назад
mlai le iz frer aa! MANKASITRAK E
@rindraandriamavosoloarisoa4696
@rindraandriamavosoloarisoa4696 3 года назад
Merci ☺️ ! Une très belle chanson 💚❤️
@googlecompte4764
@googlecompte4764 Год назад
Farao
@andramsmitia8194
@andramsmitia8194 4 года назад
Beau travaille bravos on attend la suite si y on a
@miranawaniskah619
@miranawaniskah619 4 года назад
Mlay rangah io hira io le ankizy ato vao maheno an'i El Boy mitabataba b daholo ry zareo . Tohizo iany ndry El Boy d eng anie ho ela velona I El Boy sur 😁😁
@ninihvolasoa1682
@ninihvolasoa1682 3 года назад
Mody irrrerry nga enao, ndao ndji aterrrkooo
@nanjambolatianarakasetrari3555
@nanjambolatianarakasetrari3555 5 месяцев назад
Ai ve ❤
@nanjambolatianarakasetrari3555
@nanjambolatianarakasetrari3555 5 месяцев назад
Milay bé io Ce a!
@lovarakotoasimbola6199
@lovarakotoasimbola6199 4 года назад
ao tsara zala !!!!!
@ainarabehasinarivo7026
@ainarabehasinarivo7026 4 года назад
tsara boy eh
@nyantsatianarasetriarivony4404
@nyantsatianarasetriarivony4404 4 года назад
Courage elah less eh👊
@omahlaymololo
@omahlaymololo Год назад
I love this song from Burundi
@nathraob4745
@nathraob4745 3 года назад
Whoah, OMG. That's a very good song, I love it
@didierrasolofohery2397
@didierrasolofohery2397 3 года назад
good
@Felix_officiel
@Felix_officiel 3 года назад
tsara o!!
@RinahRAKOTOVAO-eu4fe
@RinahRAKOTOVAO-eu4fe 3 года назад
Mbola ho tsaraina 😂😂
@MrSouls752
@MrSouls752 4 года назад
Great songg
@anqib5552
@anqib5552 4 года назад
Tsar e😍
@zoharison9216
@zoharison9216 4 года назад
Norme kosa tii ee
@felanarakotondriana7437
@felanarakotondriana7437 3 года назад
Tiako loatra le hira, plus d'une dizaine de fois fa tsy mety leo
@sahondrabarbier9933
@sahondrabarbier9933 3 года назад
ndriiii mampalahelo ny tantara, mankasitraka fa tsara be ny hira
@Faxim_Ofisialy
@Faxim_Ofisialy 3 года назад
kiass broo
@heritianjanaharyarilala7515
@heritianjanaharyarilala7515 4 года назад
Tohizo 2.0 fa tsara rangah
@rijarazafindrainibe1801
@rijarazafindrainibe1801 4 года назад
Cava le #Song lesy ee! mlay le texte
@raherisambatraandrisoarosa2045
@raherisambatraandrisoarosa2045 4 года назад
Tiko be!
@departementfinanciercrbc692
@departementfinanciercrbc692 4 года назад
tsara lotra lesy..
@stephanoratovoson6455
@stephanoratovoson6455 4 года назад
Mlay ranga tohizo lesy bro zay maka anw oooo
@mialyrakoto4134
@mialyrakoto4134 4 года назад
Bravo 💯 🔥
@jeanclauderakotondrainibe7156
@jeanclauderakotondrainibe7156 3 года назад
Mlay le vazo
@mandaniaina4024
@mandaniaina4024 3 года назад
tsara lay histoire , tsara lay vazo e :)
@nathalieelodia2068
@nathalieelodia2068 3 года назад
Tiak b 👏👏👩‍🎤
@albertogauss7726
@albertogauss7726 3 года назад
Karazany rehefa love zay
@sandaandrian683
@sandaandrian683 4 года назад
Tsara ❤
@didierrasolofohery2397
@didierrasolofohery2397 3 года назад
mrc
@bryanramarson3152
@bryanramarson3152 4 года назад
mlay lesy ra EL-BOY e! tohiza f tsara eh
@user-fx1kk9sm9s
@user-fx1kk9sm9s Год назад
Tiko loatra
@joharyrakotomanga6029
@joharyrakotomanga6029 3 года назад
Sur see!
@plouplou1136
@plouplou1136 3 года назад
Ny dikany ve izany ny bandy mitomany indrepa fontsiny @ny sipa tiany nefa za mahita bandy mitomany foana isaikiny izay sipa misaraka aminy.
@miharyfelanaandrianinarabe1011
@miharyfelanaandrianinarabe1011 3 года назад
tena maru nage ny,,,
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 3 года назад
Mlay be 🙏🙏
@lucphan2693
@lucphan2693 3 месяца назад
L’herbe n’est pas plus verte ailleurs les gars ✌️
@andrymickaelrazafindrakoto9309
@andrymickaelrazafindrakoto9309 4 года назад
tena mahay mamorn elah
@salohyrandriaf4666
@salohyrandriaf4666 Год назад
❤️
@vavitianamahafaly6078
@vavitianamahafaly6078 4 года назад
💕💘 Mankasitraka e
@bijouxando1182
@bijouxando1182 4 года назад
Mody rrrerrry nga enao? Ndao ndrrryy aterrrriko 🤣🤣🤣🤣
@razafiharisontokynomenajos9338
@razafiharisontokynomenajos9338 4 года назад
Hahahahahahha
@henintsoarabearivelo2752
@henintsoarabearivelo2752 3 года назад
tiko e; a chaque fois mandefa youtube de tsy maintsy tafiditra anaty playlist enoiko ty hira ty
@marioranarison9343
@marioranarison9343 3 года назад
Izany ka vazo. anaty fo :) Mankasitraka ralahy a
@nanciaandrianarivo1044
@nanciaandrianarivo1044 Год назад
2023 still my fav song
@sisikaprincy2724
@sisikaprincy2724 3 года назад
j aime
@sambatraramiandrisoa2038
@sambatraramiandrisoa2038 3 года назад
Za zany nandalo fa avy nijery vidéo any Antsobommartin, kay mlay le hira ka ✊
@sitrakaratsimbazafy3267
@sitrakaratsimbazafy3267 3 года назад
za koa hihih
@gaellerhina8611
@gaellerhina8611 3 года назад
❤❤❤❤❤
@sonyaruthfanomezanjanahary89
@sonyaruthfanomezanjanahary89 3 года назад
💖💖💖💖
@soaandrianina7054
@soaandrianina7054 4 года назад
Ilay vehivavy mitovy be amin'i Nelsia Astrid OMG
@mbolatianarakotoarivony
@mbolatianarakotoarivony 4 года назад
Ao tsara lesy El-Boy a
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 4 года назад
Lasa babon'ilay hira zaho!! mankasitra EL-BOY a!!! mihaino fona isan'andro!! ilay rojonao ve volamena???tsara be
@rabemananjara7031
@rabemananjara7031 2 года назад
ohatra ny lasa voay be isika izany any @farany an!!! 😊
@issakazida422
@issakazida422 4 года назад
I like
@CarapuceMLG
@CarapuceMLG 3 года назад
Grand le hook :) moa tsara lay hira dia nampiana 808 amle ou. Mankasitraka no Miteaka ny avy aty Tamaga
@razafsim9402
@razafsim9402 3 года назад
za zan isaky ny manokatra You tube de ity hira ity fona no alefako voalohany!! tena tiako loatra a!!!
@harenaramananarivo8547
@harenaramananarivo8547 2 года назад
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️❤️
@user-zk9ix9mc9n
@user-zk9ix9mc9n 4 года назад
Merci 😍👏
@christanahmarie6733
@christanahmarie6733 3 года назад
😍
@tyonemk501
@tyonemk501 3 года назад
tsra sad kisasyyy
@kellydianah2756
@kellydianah2756 4 года назад
Misaotreee😘😘
@faratianamonique8241
@faratianamonique8241 3 года назад
Mlay be n vazonao
@sohainaxavierromeo1956
@sohainaxavierromeo1956 4 года назад
M'lay be
@nantomickael8788
@nantomickael8788 2 года назад
Sur mihitsy lesy zandry fa milay vazo lah. Aleo izy handea fa rehefa voa any izy dia mahatsiaro ireo ratsy vitany.
@sedrarazaf7174
@sedrarazaf7174 2 года назад
Mody rairhy nga enao, ndao njy atherko 😂
@fabhiocouthino430
@fabhiocouthino430 4 года назад
Sur less ,,,norm👍
@ravalymicka7425
@ravalymicka7425 4 года назад
Merci, mifono hanatra ilay izy
Далее
THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS  (playlist rak roots)
25:55
Просмотров 441 тыс.
EVOLUTION OF ICE CREAM 😱 #shorts
00:11
Просмотров 3,1 млн
YCKA'J - RAFOTSY ANAHY (CLIP OFFICIEL 2019)
3:52
Просмотров 1,2 млн
TSOTA - Noentiny (Official Video 2022)
3:51
Просмотров 587 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
ROOTSIKALO  -   TSIO DRIVOTRA   (clip officiel )
5:34
Просмотров 441 тыс.
Anao Tômpiny
3:42
Просмотров 234 тыс.
ROXANNE Feat. EL-BOY - Zaza Fitia ( BY Inno Film 2022)
3:42
Raboussa - Anontanio (Clip Officiel 2018)
3:57
Просмотров 1,6 млн