Тёмный

Manana Anao - Solomona sy ny Namany (GMMC Cover) 

Solomona sy ny Namany
Подписаться 578
Просмотров 3,9 тыс.
50% 1

Fiadanana eh! 😃
Mba indraminay kely ity hiran'ny GMMC ity, nomaninay tamin'ny fitiavana sy fikirizana satria Lehibe ny Andriamanitsika ary sambatra indrindra isika fa manana Azy ho Tompo sy Mpamonjy 💪🏻
Mampahery antsika rehetra izay misedra olana isan-karazany ao amin'I Jesoa Kristy Tompo izahay, Izy no vahaolana mandaitra indrindra. 🤍
"ᴍᴀɴᴋᴀɴᴇꜱᴀ ᴀᴛʏ ᴀᴍɪᴋᴏ, ɪᴀɴᴀʀᴇᴏ ʀᴇʜᴇᴛʀᴀ ɪᴢᴀʏ ᴍɪᴀꜱᴀ ꜰᴀᴛʀᴀᴛʀᴀ ꜱʏ ᴍᴀᴠᴇꜱᴀᴛʀᴀ ᴇɴᴛᴀɴᴀ, ꜰᴀ ɪᴢᴀʜᴏ ɴᴏ ʜᴀɴᴏᴍᴇ ᴀɴᴀʀᴇᴏ ꜰɪᴛꜱᴀʜᴀʀᴀɴᴀ." ᴍᴀᴛɪᴏ 11 : 28 ♥️
Mirary soa hatrany ary ho amintsika rehetra anie ny fahasoavan'I Jesoa Kristy, ny Fitiavan'Andriamanitra Ray ary ny Firaisana amin'ny Fanahy Masina ✝️
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra 🙏🏻
Vocals : Nath RH, Nofy Hngmblh, Antsanahary Haingombaliha, Mathieu Raherimanana, Aina Rabé, Solomona, Fy Rabeson, Kezia Andrianintsoa
Arrangement : Sanda Ny Avo
Saxophone : Mirindra Soam
Mixage : Jonathan Andrii
Montage : Niony Valia

Видеоклипы

Опубликовано:

 

31 май 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@allall9848
@allall9848 3 года назад
Tsara laotra ny nanaovanareo azy, samy manana ny personnalité anareo ianareo (musicalement) fa tena mifameno, tena tsara, merci
@harinjakaramiarinjato151
@harinjakaramiarinjato151 2 года назад
( Cover Praise) hitako mety anaran tarika anareo
@rhliva
@rhliva 2 года назад
Misaotra bdb fa tena nahazo aimpanahy vao maraina, tsara be ilay hira
Далее
Aminao Jehovah Ô - Solomona
3:37
Просмотров 5 тыс.
Викторина от МАМЫ 🆘 | WICSUR #shorts
00:58
Manana Anao - Extrait FIDERANA sy FIANKOHOFANA 2015 -
6:12
Manana Anao - Jocelyn Ranjarison | Jaysha Patty
4:43
Просмотров 1,1 тыс.
HENT'S  feat GMMC; TIAKO [002]
4:54
Просмотров 10 тыс.
GMMC - MILA ANAO ST
4:50
Просмотров 195 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 193 тыс.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 1,1 млн
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 581 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 2,3 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 59 млн