Тёмный

Manantena Anao - Pst Jocelyn Ranjarison 

Domoina Ratsimbazafy
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 3 млн
50% 1

Hab 3.17-18 Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin’ ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra. Nefa izaho dia mbola hifaly amin’ i Jehovah ihany Sy hiravoravo amin’ Andriamanitry ny famonjena ahy.

Видеоклипы

Опубликовано:

 

28 май 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 316   
@AndriSamJy
@AndriSamJy 7 лет назад
Hikorina mandrakariva @ izao mpanompon'Andriamanitra izao anie ilay soliky ny osotry ny Fanahy Masina, mbola hampiasa azy mihoatra lavitra satria maro ny fiainam-panahy mahazo hery mandre ireo hiram-panahy ampitondrain'ny Tompo @ alalany. Mahareta @ fahasoavana tompoko !
@mousentarkt4467
@mousentarkt4467 7 лет назад
Tena misaotra an'ilay olona nampiditra an'ity hira ity ato fa d mitovy dhl ny fitadiavan'ny olona an'ity hira ity, hita iany fa d mamelombelona ny fanahy ary dia tena manantena ny Tompo toko ary matoky Azy, msiaotra idnrindra
@xrcevent
@xrcevent 7 лет назад
Misy hery ny hira refa miasa ny Fanahy Masina. Amen
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 5 лет назад
TOMPO ô Mbola Manantena Anao ny Foko,Eny fa dia Mandalo ady sarotra aza aho. Dia Mahatoky Anao aho Tompo fa Ianao ilay fahazavan i Fiainako. AMENNN
@arisoamichelle2063
@arisoamichelle2063 3 года назад
Indro ny foko Tompo oh atolotro anao; ny alaheloko; ny ranomasoko mafy Ary miamafy ny adiko sy ny sedra lalovako ,matoky Anao aho fa tsy hanary ahy Ianao...hazony aho Tompo oh aza avela hasaraka Anao. Manantena Anao n'y foko.Amen!
@sendralid
@sendralid 6 лет назад
Tompo ô ! Ianao mahalala izay mahasoa ahy, eny, indrindra amin'izao ady sarotra izay lalovako izao ! Ny fahasalamako ihany koa indrindra indrindra Tompo ô, ny fianako manontolo, ho ahy, ho an'ny fianakaviako, ho an'ny mpiray tanindrazana amiko ... Apetrako Aminao daholo izay Jesoa Tompo ô ! Manantena Anao aho
@nicolecest9373
@nicolecest9373 5 лет назад
Tompo o,ianao lay masoandro iray fahazavany fiainako.Manantena anao aho Amen
@albertinerazanamalala8011
@albertinerazanamalala8011 9 месяцев назад
Merci mon Dieu de tous les bénédictions que tu m as offerte dans ma vie
@volatinarasou6472
@volatinarasou6472 7 лет назад
Rehefa kivy iny na ketraka nsaina de mieno hira2 Ka mirotsaka nranomasok ...MSAOTRA TOMPO TSY MAMELA ANAY HO IRERY
@andreafenoradosoa7270
@andreafenoradosoa7270 5 лет назад
Dia matoky aho Tompo ô fa ianao tsy handao ahy. Misaotra ny amin ireo zay rehetra efa nomenao ahy. Amen
@mirana.rahalinoromirana2013
@mirana.rahalinoromirana2013 7 лет назад
Mbol manantena Anao ny Foko na dia Mahantra sy ireryaza aho😭
@miharyfelanaandrianinarabe1011
@miharyfelanaandrianinarabe1011 3 года назад
na tsy fantatroazazai anton nifiainako anio si ireo ranomaso indry indrymahakotsa ni tavako - topo nifoko mbola manantana anao ianao no tokana ilay hoavin nyfiainako -amen
@okleram9340
@okleram9340 4 года назад
Mpitandrina iray lehibe isany nitaiza sy namolavola ahy ara-panahy Pasteur Jocelyn. Mbola tao @ MRE avokoa ny mpitandrina sasany t@zany ary nifandimby nampianatra sy nahalehibe avokoa. Déc 2019 zao nefa d tena mbola hiainana sy hankafizina hatrany izany eny fa n'a d atÿ an-tany lavitra aza. Mankasitraka tompoko
@user-wd7kg8bd8m
@user-wd7kg8bd8m 2 месяца назад
Tompo ô matoky anao aho @ zavatra rehetra manahirana ahy Misaotra Ray ô Amen
@naominirina4853
@naominirina4853 2 месяца назад
Ma meilleure amie m'a envoyée cette chanson hier pour me soutenir et je pleure à chaque fois que je l'écoute ❤😢
@rakotomalalamamy6301
@rakotomalalamamy6301 7 лет назад
voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,dia mankasitraka ny pasteur Jcelyn RANJARISON fa tena nanamarika ny fiainako tokoa io hira io!!!!!
@eugeniehoarau3657
@eugeniehoarau3657 2 года назад
Matoky aho Tompo fa hianao tsy handao ahy....hianao ilay masoandro iray hanazava ny androko.Amen amen amen
@renerakotoarison6502
@renerakotoarison6502 3 года назад
Misy isaintsainana ny anio sy izay ho ampitso. Isaorana indrindra n'y Tompo n'y amin'izay efa nataony s'y mbola hataony. Amen
@hasinafy3639
@hasinafy3639 4 года назад
Marary ny aiko isaky ny miheno ty hira ty tsy maitsy mitomany fona!Manantena anao hatrany aho Tompo ❤️❤️
@raythiandriarimino3455
@raythiandriarimino3455 Год назад
😥😥😥🙏
@zoelinerahanitrarivelo9630
@zoelinerahanitrarivelo9630 5 лет назад
Mbola manantena anao n foko Tompo ô! mangataka vavaka f tena mandalo olana goavana s sarobahana...nef na izany aza d matoky aho Tompo f Ianao tsy handao ahy. Amen
@nicolelabombe2279
@nicolelabombe2279 5 лет назад
Tokan'ilay hoavy ny fiainako tokoa Ianao sisa no tsy mba nanary Ahy Jesosy o, Ianao no anton'ny fiainako
@rianasoaanjara6308
@rianasoaanjara6308 5 лет назад
Tsara ny hira ary iza tokoa moa no afaka hamonjy antsika ao anatin'ny fahoriana hafa tsy Jesosy Kristy irery ihany
@ellenapadenom1556
@ellenapadenom1556 4 года назад
Ataoko solom-bavaka isan’andro alohan’ny anomboako ny tontolo androko ity hira ity. 🙏
@didieralison8779
@didieralison8779 2 года назад
Dia matoky aho Tompo o fa Ianao Tsy handao ahy !Amen.❤
@user-wg2fm6yq1z
@user-wg2fm6yq1z 5 месяцев назад
Jéhovah o ihanao tokoa no miangola n'y fianako ihanao no mpanavotrasy mpiantoka ahy misaotra tompo o
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
Tsara loatra ny hira fiderana ô! Misaotra misaotra misaotra!!!
@andyyanisfrancisgustave1036
@andyyanisfrancisgustave1036 6 лет назад
Hanitra Andriamparany
@dinalalatianarandriamanana1862
@dinalalatianarandriamanana1862 2 года назад
Matoky tokoa aho tompo fa ianao tsy mba andao ahy.manantena anao aho.Amen
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 2 года назад
Na tsy fantatro aza Izay anton'ny fiainako anio Sy ireo ranomaso indraindray Mahakotsa ny tavako Na tsy ho azoko aza Izay fomba hitondranao ahy Dia matoky aho Tompo ô Fa Ianao tsy handao ahy!! AMEN!! 🙏🙏
@augustineraharinoromonique703
@augustineraharinoromonique703 5 лет назад
matoky aho TOMPO fa ianao tsy handao ahy amen
@user-zu3pu5gm9z
@user-zu3pu5gm9z 2 месяца назад
De matoky aho tompo o fa ianao tsy handao Hay😭😭😭😭😭😭
@tianahaingoniony3380
@tianahaingoniony3380 5 лет назад
Ampio aho Jesosy o!! Ampio aho fa reraka ny fanahiko.😢😢😭
@stephmariver8600
@stephmariver8600 8 лет назад
manantena anao
@randriamiora7060
@randriamiora7060 5 лет назад
Tompo ô ny foko mbola manantena anao 😭😭😭😭😭 Mafy ny fijaliako ☹️☹️☹️
@juliciaandrianirina7535
@juliciaandrianirina7535 5 лет назад
Matoky aho Tompo ô! fa Ianao tsy handao ahy.Amen
@lova.Ravel59
@lova.Ravel59 5 лет назад
Mbola manantena Anao ny foko Ray ô! Mino aho fa tsy manary ahy Ianao...
@ramyrasamison2145
@ramyrasamison2145 7 лет назад
Tompo mandalo fotoana sarotra tokoa ny tenako @zao fotoana zao kotsan-dranomaso tavako malahelo loatra aho mila anao Tompo fantako ianao fa tsy anary ahy. mifona Tompo t@reo zavatra rehetra nataoko nakarary Anao sy ny hafa mamindrà fo amiko Tompo ampio aho hiatrika izao olana @fianako izao Ianao rery no fantako fa afaka anampy ahy koa izany no antony ametrahako fianako am-pelatananao kasiho @lay tananao mahery izany Tompo. Misaotra Anao sahady aho Tompo manana tokoa aho manana Anao Tiako Ianao Jesosy
@ericranto3748
@ericranto3748 5 лет назад
Anao zahay Tompo o.
@zarahanitra2653
@zarahanitra2653 5 лет назад
Ramy Rasamison Amen
@andrychristianrandriamanan3315
Ndrii 😘
@holiarisoarakoto7427
@holiarisoarakoto7427 5 лет назад
Amen
@ainarahoilisoa8067
@ainarahoilisoa8067 4 года назад
amen
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
Mon cœur pleure sur cette chanson tellement triste que Dieu vous envoie une plénitude des bénédiction sur ces personnages qui chantes amen
@ulyssetadahy5570
@ulyssetadahy5570 7 месяцев назад
Je crois en Dieu, je suis ce que je suis grâce à lui;mon sauveur,mon Éternel dieu.
@l.claudiaraholimanana5910
@l.claudiaraholimanana5910 4 года назад
Tompo o mbola manantena aho na inona na inona ady sarotra atrehako dia mbola manantena anao ny foko ! amen
@alidamaherisoavololonianja5777
@alidamaherisoavololonianja5777 10 месяцев назад
Isaky ny mihaino an ty hira ty dia milatsaka ny ranosamo❤
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
Que Dieu vous bénisse tellement triste cette chansons ça mes touche beaucoup j'aimerais écouter en français jes demande une plénitude des grâce sur l,équipe qui chantes cette belles chansons si triste
@onisoahaingotianaandriam-lj4qx
@onisoahaingotianaandriam-lj4qx 10 месяцев назад
Tsara loatra ilay hira ❤, mangoritsana mihitsy mihaino azy, Tompo ô mbola manantena anao ny foko 🙏
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
Jes t'envoies cette chanson qui mes fait mal aux cœur que Dieu couvres la population des Madagascar des ses main puissant amen
@NirinaAndriaoelimalala
@NirinaAndriaoelimalala 10 месяцев назад
Matoky Ary hatoky Anao hatraminy farany Aho Tompo.🙏❤️
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
Jes voudrais êtres dans tes bras cette chansons mes donne envie de tes voire des pleurer dans tes bras jes t'aime que vous bénisse l,equippe
@santatrarabe4947
@santatrarabe4947 5 лет назад
na tsy ho azoko aza izay rehetra iriko dia mbola hanantena ary tsy iala @Nao mandrakizay Aho Tompo!!!!
@patriciaaubier4985
@patriciaaubier4985 2 года назад
Misaotra tompo ô fa nanome fanantenana tokoa ny teninao. Amen
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 года назад
Tompo ny fo ko de mbola manatenanao😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏
@heryratiaandrianiaina8934
@heryratiaandrianiaina8934 7 лет назад
Misaotra betsaka anao nizara ity hira ity fa mamelombelona ny fanahy anaty ady mangotraka.... manantena an'ANDRIAMANITRA MANDRAKARIVA... na dia tsy fantatra aza ny anton'ireo zava-miseho eo amin'ny fiainana mandalo...
@harimanifahendrena3824
@harimanifahendrena3824 3 года назад
Na tsy ho azoko aza izay fomba itondranao ahy dia matoky aho Tompo ö fa Ianao tsy handao ahy. ♥️♥️♥️
@JulienneRazafimandroso-no6mf
@JulienneRazafimandroso-no6mf 2 месяца назад
Matoky aho Tompo o fa ianao tsy handao ahy♥️
@mampionontsoamendrikarakot590
@mampionontsoamendrikarakot590 5 лет назад
Na tsy fantatro aza izay anton'ny fiainako anio sy ranomaso indray2 mahakotsa ny tavako Na tsy ho azoko aza iazy fomba hitondranao ahy Dia matoky aho tompo fa ianao tsy andao ahy
@minoraoniarimanga9906
@minoraoniarimanga9906 7 лет назад
Tompo ô, ny fonay mbola manantena Anao, Tompo ô, ny fonay dia mbola mahatoky Anao!!!
@randrizaka1703
@randrizaka1703 7 лет назад
Manantena Anao foana aho Jesosy
@sharabattle9527
@sharabattle9527 4 года назад
Misaotra Tompo o noho ny fahasoavanao sy ny fitahianao ......... Ianao tsy mba mandao sy tsy manary.......
@kolorandrianera7533
@kolorandrianera7533 4 месяца назад
Vao feon-kira voalohany tonga dia nanganohano a, nidoboka ny foko Jesoa a Sady faly aho no malahelo ny tenako 😢 Nefa Tompo o, mbola manantena Anao ny foko🫀🌞🫀
@timyrakoto7058
@timyrakoto7058 6 лет назад
hira tena tiko . refa sendra ny ady tena itanao mitsy oe te hifikitra fona malgré tout. manatena anao
@bernierasana9643
@bernierasana9643 3 года назад
"Na tsy ho azoko aza, zay fomba itondranao ahy, dia matoky aho Tompo o fa ianao tsy handao ahy"
@valeriera.917
@valeriera.917 8 лет назад
tsara lotra. misaotra ani pst Ranjarison . hira matonga saina tsara
@user-ee7es4tr3r
@user-ee7es4tr3r Год назад
Dia matoky Tompo oh ! Fa ianao tsy andao ahy ❤️🙏
@MialyHarilala-i9u
@MialyHarilala-i9u 12 дней назад
Manantena anao aho Tompo fa hampiposaka indray ny masoandroko ianao
@franckalain4068
@franckalain4068 3 года назад
....dia matoky aho Tompo ô fa Ianao tsy handao ahy 🙏🙏🙏....
@tobiniainarakotondrazafy9228
@tobiniainarakotondrazafy9228 7 лет назад
Manantena ny Tompo foana aho am'zay rehetra lalovako na am mafy na am mora satria fantatro fa manana planina tsara ho ahy Izy. Tahin Jesosy e! d misaotra indrindra
@carlosmariano3461
@carlosmariano3461 5 лет назад
Tompo ô mbola manantena anao ny foko 😭😭😭
@anaismanomporazana8333
@anaismanomporazana8333 Год назад
Matoky aho tompo ô fa ianao tsy andao ahy🥺❤
@lalainarabenandrasana2333
@lalainarabenandrasana2333 4 года назад
Ianao ilay masoandro iray, Fahazavan'ny androko...
@randrizaka1703
@randrizaka1703 6 лет назад
ity hira ity no nampahery ahy tamin'ny fahoriako mbola manantena Anao foana aho Tompo na misy inona na inona mbola Hamonjy ahy Ianao
@veloniainatafitarakotovaon6854
@veloniainatafitarakotovaon6854 3 года назад
Matoky aho Tompo ô fa ianao fsy handao ahy🙏🏻🙏🏻♥️♥️
@AlainCovers
@AlainCovers 6 лет назад
tiko beh io hira io Louanges à Jehovah
@ifalianarakotovao6661
@ifalianarakotovao6661 6 месяцев назад
Amen 🙏
@RJvictoriousinHim
@RJvictoriousinHim 3 года назад
Misotra Tompo satria na am zao fotona n Virus izao dia miaraka amin’ny zanakao fona enao. Ary manana fitsaharana izahay satria ianao no manda fiarovanay. Matoky zahay Tompo o. Ireo kere any Atsimo Tompo @ zao itenenana izao dia atotray anao koa. Ianao hamindra fo azy ireo, andefaso oran-pahasoavan ireo fa mila anao. Matoky zahay fa tsy tsy nahafot na nandao an’i Madagasikara ianao fa Miaraka aminay. Misotra Tompo o. @ anaran Jesosy Amen.
@Bakoly-jh9tr
@Bakoly-jh9tr 6 лет назад
de kotsandranomaso ndray NY tavako androany, vomaika aho nihaino ity hira ity fa tsy tanako intsony, misaotra tompoko fa tena mampahery izay manana olana NY tonon-kira 💓
@VivianeminahManampisoa
@VivianeminahManampisoa 15 дней назад
Tompo oh mbola manantena anao ny foko
@ratovoarisoasolo4442
@ratovoarisoasolo4442 5 лет назад
Tena tiko be io hira io.na dia mpanonta aza isika dia TS mandao atsika jesosy fa eo fona.sady tena tena tia.
@holiarisoarakoto7427
@holiarisoarakoto7427 Год назад
Matoky aho Tompo ô fa Hianao tsy handao ahy 🙏🙏❤️
@SamuelOliviaRAMANANTENASOA
@SamuelOliviaRAMANANTENASOA 3 месяца назад
Manantena Anao Aho Tompo ô🙏🙏
@dinaralinoro559
@dinaralinoro559 5 лет назад
Tompo o! Mahatoky anao aho...mangidy ny fitsapana..reraka aho, anefa mbola manantena anao aho..miasà Jesosy o!
@rakotondrabeyarsou6102
@rakotondrabeyarsou6102 5 лет назад
tena mampahery. misaotra pasteur jocelyn nanotra.
@natachaked9949
@natachaked9949 3 года назад
Dia mbola matoky anao❤❤🙏🙏
@PrincesseVeronique-jr9xi
@PrincesseVeronique-jr9xi Месяц назад
Mbola manatena ny foko❤😢
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
On comprend pas ca mes touche beaucoup cette chansons que Doeu vous bénisse amen
@raharijaonabaholyerica4907
@raharijaonabaholyerica4907 6 лет назад
Na tsy fantatro aza izay anton'ny fiainako anio dia mahatoky aho Tompo o fa ianao tsy andao ahy. Mbola manantena Anao
@hennah483
@hennah483 Год назад
Mampahery ahy loatra zany hira izany 💔💔😭😭
@fanaikyfenitra334
@fanaikyfenitra334 3 года назад
Dia matoky aho Tompo f ianao tsy mandao ahy😭🙏
@danielrandrianarisoa3479
@danielrandrianarisoa3479 4 года назад
Mampisy fanantenana be ity hira ity,misaotra Jesosy o!fa IANAO mintsy no miteny.
@nathymyah3615
@nathymyah3615 5 лет назад
Ianao ilay. Masoandro iray fahazavany andro ko ❤️❤️
@user-fk9yr1kw4t
@user-fk9yr1kw4t 4 месяца назад
Merci mon Dieu d'amour
@gilbertrakotomandimby5444
@gilbertrakotomandimby5444 3 месяца назад
Tompo ô!..mbola manantena anao ny foko🙏.
@diamondra3166
@diamondra3166 4 года назад
Tsara lotra. Mampahery hatrany 😢😢
@cynthiapaqueretterandriana9162
tompo o ,ny foko mbola manantena anao ny foko amen!
@daulthineramosa2192
@daulthineramosa2192 3 года назад
12.03.2021 Na tsy fantatro aza zay anton 'ny fiainako anio ,sy ireo ranomaso mahakotsa ny tavako,na tsy ho azoko aza izay fomba itondranao ahy ,dia matoky aho Tompo fa tsy handao ahy.Manantena anao aho Tompo.Amen
@noemiemelissa5244
@noemiemelissa5244 3 года назад
❤ Tompo o ny foko mbola manantena Anao 😭😥😭
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 года назад
Cette chansons très triste ça mes touche beaucoup Que Dieu vous bénisse amen
@user-bh6dz7mb6s
@user-bh6dz7mb6s 3 месяца назад
😢😢😢😢😢tena we sambatra Aho mihaino azy,
@faratahinabaer4061
@faratahinabaer4061 5 лет назад
Na tsy azoko aza izay fomba hitondranao ahy dia matory aho Tompo fa ianao tsy mandao 😍
@onivolaandrianarivony7144
@onivolaandrianarivony7144 2 года назад
Mahatoky aho Tompo fa Ianao tsy andao ahy ❤️
@heryrabeharivelo4162
@heryrabeharivelo4162 6 лет назад
Tompo o ! mbola manantena anao , Amen
@rollandpascalramaherison7359
@rollandpascalramaherison7359 6 лет назад
Matoky anao aho tompo o
@marienarsama4365
@marienarsama4365 Год назад
Jes serais à-côtés des toi vous mes les traduirais tellement triste mon fait mal ça mes fait pleurer est penser à toi jes t'aime
@miotysoutantely2107
@miotysoutantely2107 4 года назад
amen jehovah o mamidra fo amiko fa tsy mendrika ho anao aho 😢😢
@razafimahefajeanchrysostom9249
MISAOTRA AMIN'NY FIDERANA AN'ANDRIAMANITRA
Далее
Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison
5:28
Просмотров 2,2 млн
Jeso mino Anao
8:08
Просмотров 1,9 млн
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 374 тыс.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Просмотров 6 млн
Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ny fanatrehanao
6:23
Просмотров 737 тыс.
Aminao ny finoako - Pst Jocelyn R
6:15
Просмотров 401 тыс.
POOPY - Vavaka LYRICS
5:34
Просмотров 44 тыс.
Zava-mahagaga (Hosana)
4:22
Просмотров 763 тыс.
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,1 млн
Atsanganao indray
5:29
Просмотров 172 тыс.
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Просмотров 1,9 млн
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 225 тыс.
Stray Kids "MOUNTAINS" Video
3:12
Просмотров 1 млн
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,9 млн
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 116 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 437 тыс.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18