Efa ela aho no naheno an'ito t@ radio #Vaovao_Mahasoa fa izao vao hitako, Mahatonga sainga be ilay hira ary tena Marina! samy ho tahian'ny Tompo isika. :D
Mankasitraka indrindra fa tao anatin ny aretina sy aditsaina mafy za no naheno ity hira ity ,ka nitondra hery sy tanjaka ary fahasalamana ho ahy aleloia deraina ny Tompo fa mahagaga tsy takatry ny saina ny heriny sy ny fahalebeazany
Raha Mbola mety sy midona Mafy @ olana ny olona iray Dia sahiny ny milaza fa tsisy ilany izany fiantsoana 'lay Mpahary zany ,fa lay Ray nous aoka hiasa @ fiainana isan'andro.
tsara loatra, mankasitraka be dia be amin'ilay cover. Ity ny tena mpihira azy ho an'izay mila: Hillsong Worship, lohateny: What the Lord has done in me
ADILIA RAZAFIARISOA no mi interpreter io hira io sy ny Voromahery, mankanesa aty, Ny any an-danitra, Tano mafy hifikitra, Trano fanahy, sns... depuis 2009
Jenny Rambao Andrianarisoa Hay ve tsy hiran'i Adilia fa interpretation e !Izaho moa tsy mahafantatra fa vao omaly aho nahita ilay hira dia tena tiako be sady tsara feo be ilay Adilia . Ny toniny koa tena tsara be .
Tsara be le maka hira taloha dia adika teny gasy, sady le version an'i Adilia rehetra mahafinaritra enoina daholo. Fa zany oe tokony apetaka ny auteur original sy ny titre original am le clip video publiena rehetra mba tsy ho copie fa cover.Artiste original: HillsongTitre original: What the Lord has done in me