Тёмный

Manimanina an'i Neny-Barijaona sy Odette Suzanah. 

Clude Georges
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 171 тыс.
50% 1

Kalon'ny fahiny malagasy
Odette Suzanah sy Barijaona
Randrianandraina Gervais
Cludegeorges

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@veromanitra3852
@veromanitra3852 6 лет назад
Ehhh indrisy mantsy ry tany malaelo any neny zah zany .manina le reniko tsy foko ao zany. Jtm tjr maman❤❤😭
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
eny na efa 24ans aza ny nalasananao dia mahatsiaro anao isanandro ry neny manina tokoa tena tsifoy ny masoandro nimpohirana dor en paix
@nn7703
@nn7703 8 лет назад
ma petite maman tu me manques...
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 7 лет назад
Elle vous voit et vous garde là où elle est.
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 5 лет назад
j'ai perdu ma maman alors que j'étais à 10.000 Km d'elle; je ne pouvais même pas assister à son dernier adieu. Maman, merci de m'avoir mis au monde!
@IPANEMA974
@IPANEMA974 12 лет назад
Merci de tout coeur ! Que de souvenirs !
@damjeenrogier5573
@damjeenrogier5573 8 лет назад
ndryyyy tena manina an'i neny aho izanyyyy;indrisy mantsy fa lasa ianao;lavitra no misy anao zao ;je t'aime telement maman cherie
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 7 лет назад
Je compatis. La mienne nous a quittés alors que j'étais à 12 000 Km d'elle.
@sylvoalias
@sylvoalias 11 лет назад
Sniiif ...sniiif.... Indrisy..... manja loatra ilay hira.... Misaotra an-dRabarijaona sy Odette...J'♥♥♥ á 1♥♥♥% S.
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
Manimanina an'i Neny aho izany, Ilay Reny tsy foiko, Nilaozako any ho any , Ilay fola-damosina, Niankin-ndrindrin'irery Kanefa de nilaozako, Nilaozako ombieny! Nankaiza kos'izany ankehitriny ? Fa lavitra no misy Azy iny, Manimanina an'i neny aho ry lay,!!! Ka " ORY NY FANAHY "
@hajalalainaeliaandrianasol9379
ory tokoa rehefa mahatsiaro an'i neny! teana tiako ity hira ity!
@farafenosoarakotomanantsoa3648
@farafenosoarakotomanantsoa3648 4 года назад
Drissss mantsy ry ,mama malalako,reny aho zao, fa tena irery .Folaka zndantony ny vady ,Mama tsy eo hitarainana very aho Mama a!miandry ampiadanana aky ndray ry Mama aaaaaaa
@sylvoalias
@sylvoalias 8 лет назад
Ory ny fanahy mahatsiaro ny safosafon'i Neny....Misaotra ny pmizara tompoko o...
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
Rahoviana re ry taona? Ambarao re ry tany ! No havelanao hihaona, Fa manina Azy aho izany, Ilay tambitamby nitambiky, ...Ny safosafony tsy amidy, Manimanina an'i Neny aho re roy! Ilay "RENIKO TSY FOY " Manimanina an'i Neny aho izany...sns sns... Sniiif, sniiif..sniifff!
@hasinaranarison604
@hasinaranarison604 Год назад
Marariny ny hilaozan-dreny. Ty ny hira nanaovako veloma anazy, nanafosafoko ny volony farany. Maninà mafy an'i neny aho
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
madriam piadanana ianareo hiarany aho akehitriny sebanin draona ny fianako ny riandrano masoko io no mporofo fitaranako
@MegaDrala
@MegaDrala 3 месяца назад
Anisan'ny sangany tamin'ny vehivavy mpihira malagasy mbola tsy lany manja hatramin'izao i Odette Suzanah. Soa fa nanana azy isika.
@MsMIGUETTE
@MsMIGUETTE 12 лет назад
"LAY RENY TSY FOIKO NILAOZAKO ANY HO ANY- - - .NILAOZAKO OMBIENY" .TSY FIDINY RY MAMA O ! RESIN'NY FITADIANANA E !
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 Год назад
😭😭😭
@ger271
@ger271 6 лет назад
Merci C. Georges !!!
@valerierandrianandrasana4075
@valerierandrianandrasana4075 3 года назад
Merci ma maman malala
@rojoniainarazafimanantsoa227
@rojoniainarazafimanantsoa227 7 лет назад
moi aussi j'aime bien
@jeanhonorerazafindrakoto9245
@jeanhonorerazafindrakoto9245 5 лет назад
Makasitraka ny pitahiry ny kalon'ny fahiny e,misaotra e🌼💝🌼
@simonranariboana8500
@simonranariboana8500 6 лет назад
Misaotra an'ilay olona nametraka an'io hira io Ny dadako no namorona ny tonon'io hira io saingy tena kely aho ( 2 taona )no maty izy dia tsy nisy fantatro ny rehetra Jereo ao amin'ny fonon'ny disque Lex Rana Io dia tononkira nosoratany fony izy tonga taty (France ) ary ao koa i Bako izay nilazany ny fitiavany anilay reniko Dia mbola misaotra an'ilay olona nametraka an'ity tato aho
@CludeGeorges
@CludeGeorges 6 лет назад
Tsy misy fisaorana fa ampitiavana. Dia misaotra tamin'ny fanaza.vana
@navadare
@navadare 6 лет назад
Ndriiii tiako kosa e !
@ialinavalonaranaivoarisoa1225
@ialinavalonaranaivoarisoa1225 8 лет назад
Ho tahiana anie ny neniko dia ny reny rehetra ihany ko
@rija612
@rija612 7 лет назад
hafa ihany mama e!
@rakotozananyharimbola7423
@rakotozananyharimbola7423 6 лет назад
manganohano irery
@naingrand5489
@naingrand5489 6 лет назад
dre! sniffff
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 5 лет назад
Iza no mbola mihaino ty hira ty @ zao? 2019 sept
@rinamovrel8891
@rinamovrel8891 3 года назад
Za na aty @2021 aza mbola mihaino azy ity
@narigomgom4484
@narigomgom4484 7 лет назад
banga be rehefa tsy eo IZY
Далее
Taratasin'dRazandry-Ny Sakelidalana.
3:10
Просмотров 143 тыс.
🎙А не СПЕТЬ ли мне ПЕСНЮ?🍂
3:04:50
Mark Rober vs Dude Perfect- Ultimate Robot Battle
19:00
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
Просмотров 61 млн
Tselonina := Ravaomaria (lyrics)
4:06
Просмотров 112 тыс.
Eric Manana - Fitiavako an'i mama
4:06
Просмотров 355 тыс.
Haolo mantsy ilay tanàna - O'Suzah sy Barijaona
3:25
Hary elatra - Salomon..par: Cludegeorges
2:50
Просмотров 79 тыс.
Nahoana - Ludger Andrianjaka
3:57
Просмотров 8 тыс.
Barijaona &  O'Suzah - "Ho melohina va ny foko ?"
2:43
Tao anatin'ny tolona
3:03
Просмотров 146 тыс.
NY DITRAKO  NJILA  1982
5:01
Просмотров 14 тыс.
🎙А не СПЕТЬ ли мне ПЕСНЮ?🍂
3:04:50