Тёмный

Marthe Hervée: "Olon'iza moa ianao?" 

Rafaly
Подписаться 418
Просмотров 45 тыс.
50% 1

Toriteny tao @ FUM, Cachan, miaraka @ Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky Baiboly (LLB) ny 07 febroary 2015.

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 18   
@estherrotha6397
@estherrotha6397 5 лет назад
MAHARITRA MANDRAKIZAY TOKOA NY TENIN' ANDRIAMANITRA TOA MBOLA VELONA IHANY mpanompovavin ANDRIAMANITRA M.H . Manindrona hatraman fampisarahanaina . Voninahitra hoan Andriamanitra Amen Ray sy zanaka ary FANAHY MASINA izay Azy hatramin'ny taloha indrindra ary ho mandrakizay Amen
@roseblanche9430
@roseblanche9430 8 лет назад
Amen! Misaotra noho ny teny Masina avy amin'Andriamanitra... Voninahitra anie honAzy irey ihany ka hitombo ao amintsika ny finoana... Amen!
@bodomananaravololonirina2490
@bodomananaravololonirina2490 8 лет назад
Rose Blanche Marthe herve
@mamitianaandrianantenaina3737
@mamitianaandrianantenaina3737 6 лет назад
ho tanteraka anie izany
@samonmofo7632
@samonmofo7632 5 лет назад
AMEN AMEN💖❤ MPANOMPOKO HIANAO EFA NOFIDIKO KA TSY MBA NARIKO AZA MATAHOTRA HIANO FA MOMBA ANAO AHO 💖👏AMEN Isaia 41: 9
@volaraoily4311
@volaraoily4311 5 лет назад
Velona ato amiko foana ianao Marthe Hervé na dia maty aza fa ny torinteninao mitoetra ato am-poko sy iainako mandrakariva. Amen
@mahefarazaka203
@mahefarazaka203 5 лет назад
Tsy ho hadinonay ny Tenin'Andriamanitra notorinao taminay Marthe Herve
@sylvierazafinjaka4768
@sylvierazafinjaka4768 8 лет назад
Mankasitraka ho an'zay rehetra nandray anjara e. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery itany.
@mamitianaandrianantenaina3737
@mamitianaandrianantenaina3737 6 лет назад
misaotra de mankahery fa izay no tsara ampahafantarana ny olona , fa ny ankamaroan'ny mpino malagasy dia mionona amin'ny teny avoaka ny vava fa tsy tena mametraka ny fisiny sy ny voninhitra ananany
@herym.o.rakotomalala2470
@herym.o.rakotomalala2470 6 лет назад
Isaorantsika ny Tompo noho io mpanompon'Andriamanitra io fa tena miasa aminy tokoa ny Fanahy Masina
@betamanitrarak7170
@betamanitrarak7170 5 лет назад
Efa faly sy sambatra ianao zao ry Marthe Hervé ani andanitra a'y
@mahefarazaka203
@mahefarazaka203 5 лет назад
Misaotra fa resy lahatra ny tenako.
@phanoelineralimariasoanjan4266
tena misaotra sy mankasitraka an' Andriamanitra zahay ny nanomezany ny mpanompony tety aminay ka nanavotra fanahin'olnona maro noho ny toriteny sy fampianarana maro nataony
@jedidiaraveloarisoa6659
@jedidiaraveloarisoa6659 5 лет назад
Misaotra anao ry Tompo!t@fandefasanao an'ity mpanomponao ity ho anay!
@felanatatiana4124
@felanatatiana4124 7 лет назад
tena misaotra betsaka am Tenin Andriamanitra fa tena nahazo sakafo ny fanahy
@landyrandriamarotia2005
@landyrandriamarotia2005 4 года назад
Mba jereo kely ny Lioka 19:27 fa i Jesoa koa anie ka mpamono olona e. Tena gaga be ahy nahita io andalana ao anaty filazantsara io
@johanesadr1394
@johanesadr1394 7 лет назад
N.
@preciousvony9552
@preciousvony9552 5 лет назад
Ny fiangonana sy ny sekoly izay hitako na any aminy tany lavitra be na eto antoherana dia hahatsiarovako anoa.
Далее
Marthe Hervée
1:10:23
Просмотров 45 тыс.
Chaîne - Zava-poana ny vola - Marthe Hervée
29:01
Просмотров 2,9 тыс.
Fixing Plastic with Staples
00:18
Просмотров 1,4 млн
Friends
00:32
Просмотров 958 тыс.
Fiarian-karena araka an"Andriamanitra
1:05:49
Просмотров 26 тыс.
FANALAHIDIN'NY FIAINANA MAMOA BE - Mitoetra amin'ny Vavaka
1:28:53
SAKAFOM-PANAHY- Matio 16:13 - Marthe Hervée
31:46
Просмотров 2,1 тыс.
ROTSY - Bako (Barijaona) Kintana Fahiny 2 - Dingana II
3:19
Fixing Plastic with Staples
00:18
Просмотров 1,4 млн