Тёмный

MATOKY ANAO HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA 

Mino-Zo Ratovonelimalala
Подписаться 1,6 тыс.
Просмотров 1,7 млн
50% 1

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 155   
@rindrakoely
@rindrakoely 5 лет назад
Matoky Anao, ‘lay Tompo sy Andriamanitro aho Ka mialok' Aminao tsy manana ahiahy Misaotra Anao mpanome ny soa, ny lanitra Tsy asoloko ireo raha izao tontolo izao Matoky Anao, ‘lay Tompo sy Andriamanitro aho Manolo-tsaina hahaiza koa ny làlako Matoky Anao na d(ia) miafy sy miaritra Izay làlana izay efa novantaninao Matoky Anao na d(ia) sarotra fantarina Ny fihevitrao sy ny fitarihanao Matoky Anao ilay Tsitoha mpanao ny marina Be indrafo, Rain’ny fiadanana Matoa mbola toa izao aho d(ia) ny fahasoavanao No miahy sy mitahiry ka mitaiza fanahy Nafoiko ho anao tsy mba hofihiniko 'zay rehetra momba ahy Dia Anao mpamonjiko Matoky Anao mihevitr’isan’andro ny amiko Mandinika ny voa, ny saina sy ny fo Ny andro sy ny aiko, tsisy ahy ireo fa nindramiko Afoiko anao koa hitoriako ny asanao Matoky Anao 'lay mpiandry lehibe Tsitoha Fiarova-manodidina ahy ny tànanao Miandrandra Anao isan’alina isan’andro koa Ny fanahiako d(ia) eo ampela-tànanao (Matoky Anao na d(ia) sarotra fantarina Ny fihevitrao sy ny fitarihanao Matoky Anao ilay Tsitoha mpanao ny marina Be indrafo Rain’ny fiadanana Matoa mbola toa izao aho dia ny fahasoavanao No miahy sy mitahiry ka mitaiza fanahy Nafoiko ho Anao tsy mba hofihiniko 'zay rehetra momba ahy Dia Anao mpamonjiko) bis tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-hosana-ambohijatovo-fitiavana/matoky-anao Tsiky dia ampy
@petitprix9722
@petitprix9722 3 года назад
Ni
@joellieravaoharisoa778
@joellieravaoharisoa778 5 лет назад
Matoky Anao na dia sarotra fantarina ny fihevitrao sy ny fitarihanao Matoky Anao Ray Tsitoha Mpanao ny Marina, Be indrafo, Rain'ny Fiadanana💓 Matoa mbola toy izao aho, dia ny fahasoavanao, no niahy sy nitahiry ka nitaiza fanahy, Afoiko ho Anao tsy mba ho fihiniko, Zay rehetra momba ahy, dia Anao Mpamonjiko❤💙💚💛💜 Matoky Anao aho Jesosy,🙏
@andrianalizakaandel4455
@andrianalizakaandel4455 3 года назад
Tsy tafa oa
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 4 месяца назад
❤👏 Mankasitraka hatrany éééé !TSARA NY TOMPO, hoantsika tsirairay avy 😇
@Mode-u4n
@Mode-u4n 4 месяца назад
Matoky azy ee ! Makasitraka,fa tena hira vavaka velona misaotra n'y nizara🙏🙏💖🙋👍
@ireneandrianantenaina8333
@ireneandrianantenaina8333 7 лет назад
tsara be le hira.Mampahery no sady nisy afatra mafonja.Ho an ' Andriamanitra ny dera sy ny Laza ary voninahitra.Amen
@TrustGod-nz7ie
@TrustGod-nz7ie Месяц назад
Matoky Anao, 'lay Tompo sy Andriamanitro aho Ka mialoka Aminao tsy manana ahiahy Misaotra Anao mpanome ny soan'ny lanitra Tsy asoloko ireo raha izao tontolo izao Matoky Anao, 'lay Tompo sy Andriamanitro aho Manolo-tsaina hahaizako ny lalako Matoky Anao na dia miafy sy miaritra Izay lalana izay efa novantaninao Matoky Anao na dia sarotra fantarina Ny fihevitrao sy ny fitarihanao Matoky Anao ilay Tsitoha mpanao ny marina Be indrafo, Rain'ny fiadanana Matoa mbola toa izao aho dia ny fahasoavanao No miahy sy mitahiry ka mitaiza fanahy Afoiko ho anao tsy mba hofihiniko 'Zay rehetra momba ahy Dia Anao mpamonjiko Matoky Anao mpihevitra isan'andro ny amiko Mandinika ny voa, ny saina sy ny fo Ny andro sy ny aiko, tsisy ahy ireo fa nindramiko Afoiko anao koa hitoriako ny asanao Matoky Anao 'lay mpiandry lehibe Tsitoha Fiarova-manodidina ahy ny tananao Miandrandra Anao isan'alina isan'andro koa Ny fanahiako dia eo ampela-tananao Matoky Anao na dia sarotra fantarina Ny fihevitrao sy ny fitarihanao Matoky Anao ilay Tsitoha mpanao ny marina Be indrafo Rain'ny fiadanana Matoa mbola toa izao aho dia ny fahasoavanao No miahy sy mitahiry ka mitaiza fanahy Afoiko ho Anao tsy mba hofihiniko 'Zay rehetra momba ahy Dia Anao mpamonjiko
@andriramarozatovo9679
@andriramarozatovo9679 8 лет назад
Satria Masina ianao Tomponay sady tena be vonihahitra fatratra ka dia misaotra anao. Omenao tokoa izay efa ho anay na dia tsy marina aza. Mahatoky Anao Mpiandry anay aho. Amen.
@lutriciaarmelleanjanifalia5293
@lutriciaarmelleanjanifalia5293 3 года назад
Satry foana hihiano an'ity hira ity vao mifoha maraina☺️ Sady fisaorana an'Andriamanitra feno, fankaherezana, no fanoloran-tena tanteraka. Fehiny, vavaka feno dia feno na ny tononkira fotsiny aza❤️ Misaotra🙏🙏🙏🙏🙏
@faralahiheryandriamalala6140
@faralahiheryandriamalala6140 6 лет назад
Ho an'Ilay Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina anie ny dera , ny laza, ny voninahitra.Mankasitraka anareo ihany koa tsy mikely soroka @ fitoriana.Mahereza hanatanteraka NY VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA. Ny Tompo anie homba sy hitantana.
@iloandrymirado5866
@iloandrymirado5866 8 лет назад
Mamy lohatra ny tononkira. Mankasitraka, tahin'ny ao ambony anie ianareo, fa ny mpanoratra ny hira indrindra indrindra, mba hitombo talenta hatrany.
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 7 лет назад
Misaotra Jesosy oh! Fa matoa mbola toizao aho de noho ny fasoavanao Amen
@motapapa1238
@motapapa1238 6 лет назад
AMEN
@nanjasariakanoellaandriana4180
matoa mbola toy izao d ny fahasoavanao tokoa...toko b daoly n hiranareo rang ah...zah mihaino hiranareo fona isanadr...Mlayh...msotr eh!!!
@lovamanovosoara1363
@lovamanovosoara1363 6 лет назад
Mba afaka mahazo ny tononkira ve azafady. Manome aimpanahy be fa mitomboa be amn asa fanompoana eee Mankasitraka🙏🙏
@mandaandriamitantsoa7730
@mandaandriamitantsoa7730 6 лет назад
Matoky Anal tokoa ao Tompo ohh❤️ Apetrako feno eo ampelatananao ny hoaviko rehetra, Ianao no mahalala ny mahasoa ahy
@anjarasoanatachavolana6991
@anjarasoanatachavolana6991 5 лет назад
Matoky anao lay tompo sy andriamanitro aho ka mialoka aminao tsy manana ahiahy. Misaotra anao amin'ny zavatra rehetra na soa na ny ratsy satria ianao no mahalala ny hevitra hiheverana anay.
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 6 лет назад
Misaotra Anao mpanome ny soa ny lanitra , tsy hasoloko ireo raha izao tontolo izao ....Amen
@marieelisabethrazafimalala7491
Isaorana n'y Tompo n'y talenta d n aingam-panahy Matoky anao tokoa aho Tompo
@JosephaRasoahelisoa
@JosephaRasoahelisoa 4 месяца назад
Matoky anao hatramin'ny farany aho Jéhovah ô🙏🏻🙏🏻
@fanjaramamonjisoa5914
@fanjaramamonjisoa5914 3 года назад
Amen 🙏 Hatoky anao hatrany na dia sarotra fantarina ny fihevitrao ry Tompo Andriamanitray ô🙏🙏🙏
@tianahvirginiah4039
@tianahvirginiah4039 7 лет назад
jesoa ô matoky tanteraka anao tokoa izay eny na dia ny iray segondra aza dia eo foana ENAO
@MalalaRazafimanantsoa-p6s
@MalalaRazafimanantsoa-p6s 11 месяцев назад
Matoky anao tanteraka aho ry Tompo sy Andriamanitra ❤❤❤
@nantenainaherimanga2931
@nantenainaherimanga2931 7 лет назад
Matoky Azy na dia sarotra fantarina ny fiheviny sy ny fitarihany... tiako e
@semasemana1904
@semasemana1904 5 лет назад
Tsara ny Tompo
@sounirina4115
@sounirina4115 4 года назад
Mankasitraka indrindra fa anniversaire-ko androany dia vao nifoha aho dia io ny hira nomen’ny Tompo ahy🙏reconnaissante💝
@ramarosoaharisataandriambo7345
Nampahery ahy tokoa ity hira ity!
@pierrotonjaniaina8803
@pierrotonjaniaina8803 11 дней назад
Matoa toy izao aho dia noho ny fahasoavanao🙏
@rismra1003
@rismra1003 Год назад
Misaotra sy makasitra indrindra. Anisan'ny chorale tao aho ny année 70. Mahatsiaro matetika.
@lazafanomezana980
@lazafanomezana980 3 года назад
Matoky ny fitondranao aho Jesoa,Amen
@valihmimi
@valihmimi 7 лет назад
Mampahery be. Gloire à Dieu.
@mk1615_PstTahina
@mk1615_PstTahina 6 лет назад
Fampaherezana ho ahy mandrakariva ity hira ity. Misaotra ny Tompo, mankasitraka anareo koa
@nirinavololona5253
@nirinavololona5253 7 лет назад
matoky anao na dia sarotra fantarina. amèn!!
@felanolivamiorambolanaravo4443
mambabo ny foko tanteraka ity hira ity! misaotra an'ilay Andriamanitra avo indrindra nanome talenta ho an'ny mpamorona an'ity hira ity!misaotra ny antoko mpihira hosana Ambohijatovo nanandratra Azy! Deraina Jesosy
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Год назад
Mankasitraka fa tena mampahery ilay tononkira, matoky Anao na dia sarotra fantarina ny fihevitrao 🙏
@herilazarandriantsoa8767
@herilazarandriantsoa8767 5 лет назад
tsara e.....mamporisika hatran ny mpamorona fa tsara e......
@holyharilalarasolonjatovo1041
@holyharilalarasolonjatovo1041 7 лет назад
Matoky Anao aho. Ny fanahiako eo ampelatananao.
@sharabattle9527
@sharabattle9527 8 лет назад
Matoky Anao aho ry Tompo Mpamonjiko. Isan'andro manome anay hery sy fanantenana, mandrotsaka fahasoavana sy fitahiana tsy misy fetra. Andriamanitra tsara sy mpanao ny tsara, tsy misy tahaka Anao. Misaotra an'i HOSANA, mankasitraka ary ho tahian'ny Avo indrindra anie ianareo rehetra. Misaotra e !
@nini.albertinerandrianaris6177
@nini.albertinerandrianaris6177 2 года назад
Matoky anao 'lay Tompo sy ANDRIAMANITRO aho, manolo-tsaina ahaizako ny lalako!!!
@mamisoaandrianambinina949
@mamisoaandrianambinina949 7 лет назад
tena tsara eh, mamelombelona fanahy, mampisy fanantenana,mampitombo ny finoana,tena tsara NY TOMPO EH
@armygirl4030
@armygirl4030 5 лет назад
Mahafinaritra be ilay hira, mankasitraka e💖😍😍
@mendrikajaratefinanahary5181
@mendrikajaratefinanahary5181 7 лет назад
Makasitraka indridra Tahin Jesosy manokana de mazotoa amin fitoriana filazantsara ankira, tsy ho foana ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo Miandry ny clip Ekeko
@ranjasoasandratra455
@ranjasoasandratra455 8 лет назад
Merci bcp fa tena mampahery, izaho koa efa ela niandry an'ito
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 7 лет назад
Mankasitrak fa tena mampahery sady mamelombelona ny aimpanahy
@brunoramamonjisoa7368
@brunoramamonjisoa7368 8 лет назад
Misaotra ny Tompo ary misaotra anareo ihany koa fa tena tsara Andriamanitra ary ny hira koa de tena tsara dia tsara ary efa ela no nitadiavanay azy io. Misaotra anareo ihany koa nisafidy ny Toerana Saha Maintsoanala nangalana ny sary nampiaingoana ny hira fa fa fanomezam boninahitra an'Andriamanitra no nanaovany azy io..
@jocelynravelojaona8534
@jocelynravelojaona8534 7 лет назад
tena tsar be le hira fa msotra nareo fa tena manome hery
@annittamodestinerandrianar3317
matoky anao foana Tompo ami zavadrehetra
@fefeyrazafindrabe3208
@fefeyrazafindrabe3208 5 лет назад
matoky Anao Mpihevitra isan andro ny amiko. Mpandinika ny voa , ny saina sy fo💔💗
@nionitianavoahangy9478
@nionitianavoahangy9478 5 лет назад
Misaotra tena mampahery lay tononkira!!!Amen be
@andriamiandrytojoniainajos669
@andriamiandrytojoniainajos669 8 лет назад
merci fa tena tsara bbb l hira ts maints mihaino fona isan andro
@tomponizaoravalison9193
@tomponizaoravalison9193 4 года назад
Tsara ny Tompo tsara ny hira misaotra anareo .Ho samy ho tahin'Andriamanitra .Matoa toy izaho ahy dia noho ny famindrapo....
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 2 года назад
2022 🙏🙏🙏 Mitoky aminao izay Tompo malala oh
@rakotolilly876
@rakotolilly876 5 лет назад
Matoky Anao na dia sarotra fantarina ny hevitrao sy ny fitarihanao ! Misaotra Jesosy a, ny amin'ny zavatra rehetra !
@vanilladobynantenaina3752
@vanilladobynantenaina3752 4 года назад
Misaotra anao nanome ny tsara, matoky anao izahay Tompo o! matoa mbola toy izao aho dia ny fahasoavanao.
@razafindrakotoaina
@razafindrakotoaina 8 лет назад
matoky Anao Ilaiy Tompo sy Andriamanitro aho,ka mialoka aminao tsy manana ahiahy,ten tsara le hira e,
@solohery4552
@solohery4552 6 лет назад
hira faranizay tiako loatra!merci
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 6 лет назад
'Zay rehetra momba ahy dia Anao Mpamonjiko, (Misaotra)
@victorineharilanto8532
@victorineharilanto8532 4 года назад
Tena manana talenta Amen merci e
@runforjesususa136
@runforjesususa136 2 года назад
RUN FOR LORD JESUS! The origin and the direction of this is found in Hebrews 12:1-2. We, sincerely and most earnestly encourage our friends in other nations to see if they could host RUN FOR LORD JESUS in their church neighborhood on 16 of April 2022 to openly and publicly celebrate the resurrection power of our Lord Jesus Christ who had conquered death. Invite all youth to run together in an orderly manner to showcase the message of the Cross and the power of Resurrection of our Lord. PRAY about it. May the Lord guide and guard your steps in your spiritual journey. Isaiah 52:7, Psalms 121:3, Romans 16:20.
@threoninerakoto878
@threoninerakoto878 8 лет назад
Tsarabe le hira ee ho an'Adriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra
@zomiharisoa8202
@zomiharisoa8202 8 лет назад
Mankasitraka indrindra amin'ilay hira fa tena tsara sady mampahery, tsara be ilay hira!
@rabemanantsoatahiry5007
@rabemanantsoatahiry5007 5 лет назад
hafoiko ho anao .......ho anao mpamonjiko..... tena mampahery fa misaotra
@andriarimalalasoafetra5588
@andriarimalalasoafetra5588 5 лет назад
ito no hirra tiko indrindra @ hira rhtr e!! THT ho an'i Tonton Germain
@ireneandriatrimoson218
@ireneandriatrimoson218 2 года назад
tsara lotra Ianao Jesoa,matoky manana Anao
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 3 года назад
Aza misy miala am jesosy kristy tompontsika intsony miaritra kely sisa na maty aza d azy isika mahereza daholo d misaotra bdb fa tsara b le hira
@noroharimalalarakotoarimin2343
@noroharimalalarakotoarimin2343 4 года назад
De mbola hahatoky anao hatrany aho Andriamanitra o!
@nanourana7697
@nanourana7697 6 лет назад
matoa mbola toyizao aho dia ny fahasoavanao
@heryhmanantena1087
@heryhmanantena1087 8 лет назад
makasitraka ilay Mpamorona fa Izy no nanome izany ho antsika.indrindra inareo nihira rehetra sy nitendry
@niavoratolojanahary1335
@niavoratolojanahary1335 7 лет назад
Mahatoky Anao na dia sarotra fantarina!!!! (y) .
@tsikivyherindraemerleaucon535
@tsikivyherindraemerleaucon535 7 лет назад
Tsara Jesosy Kristy
@rainitsararainitsara1327
@rainitsararainitsara1327 7 лет назад
tsy lany amamina ny hira fiderana an'Andriamanitra,mankasitraka e
@noelericrafanomezantsoa3893
@noelericrafanomezantsoa3893 8 лет назад
Misaotra betsaka , fa efa ela tokoa no niandrasana an'ity hira ity. THT
@fanjanirinamariejo3441
@fanjanirinamariejo3441 6 лет назад
Mahatoky Anao aho Tompo na dia Tsy fantatro sy Tsy takatry ny saiko aza ny fitondranao ahy. Misaotra ny amin'ny zavatra rehetra.
@ralamboharinirinamamy6649
@ralamboharinirinamamy6649 8 лет назад
tsara loatra, misaotra indrindra, dia mirary soa ho anareo e!! Tahin TOMPO hianareo
@hiajarakotoarison7344
@hiajarakotoarison7344 6 лет назад
hira ffpm
@miantsaandrianaivo9295
@miantsaandrianaivo9295 7 лет назад
hitombo @soa hatrany anie ianareo; ho tahin'ny Tompo ny tarika @asa mpanompona izay napetraka ho anareo
@inoxen8878
@inoxen8878 3 года назад
Misaotra betska tsara bé le hira
@ericfanantenana9856
@ericfanantenana9856 6 лет назад
Matoky anao aho tompo o tsara be misaotra e
@dav72
@dav72 5 лет назад
Tsara be an Manohana ny Fanahiko hatoky
@rahmaatik607
@rahmaatik607 4 года назад
Tena antonona amin'izao fotoana sarotra andalova'ny olombelona rehetra izao. Dany Ramambason
@zafindravolajosiane72
@zafindravolajosiane72 4 года назад
Tompo o! na dia manjavonjavo amiko aza ny ho aviko dia matoky aho fa homba ahy hatrany anao ary tsy mba hamela ahy ho irery , mankasitraka indrindra @ lay hira fa tena tiko be sady mampahery
@patriciarazafindrakoto3944
@patriciarazafindrakoto3944 5 лет назад
Ho antsika tena mpanaradia ny Tompo marina, efa naharesy ny fahafatesana i Jeso " AOKA HATOKY AZY "isika satria na dia tsy miarabelona amintsika intsony aza Izy dia mihevitra antsika foana. Mamaha ny olana rehetra misy eo amintsika na inona na inona endriky ny olana (aretina,fahantrana, zanaka maditra, vady maditra, olana saro-bahana, ........),satria efa voakodiany tamin'ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ny vato(.vato=olana).
@suzanneonjaniaina3838
@suzanneonjaniaina3838 Год назад
Satry foana hihaino
@lantoramanantsoa9345
@lantoramanantsoa9345 5 лет назад
Tiko loatra ty hira ty.. Merci ❤️
@rabeharisoambolatiana4580
@rabeharisoambolatiana4580 5 лет назад
Misaotra Anao ! Matoky Anao ,Amen🙏
@rasolofomihajanirainyhobin4562
efa tena ela niandrasako an ty Hira ty. Misaotra ny Tompo fa tena tsara
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 7 лет назад
Misaotra e! fa tiko daoly ny hiranareo ,Jesoa anie homba ny mpikambana tsi1-1
@nadiadorisrasoarinosy6001
@nadiadorisrasoarinosy6001 8 лет назад
Misaotra anareo tamin'ny fandalovana teto Antsirabe
@fetraharinoromalalatianalo8338
Tena tsara , misaotra 🙏
@LalatianaFanantenanaRASO-gt9ok
ten mampaher b le hira,MATOKY ANAO AMEN🛗🛗🛗🛗🛗🛗
@ranchordasbodo8270
@ranchordasbodo8270 3 года назад
matoky Anao Tompokofa hainao atao ny zavatra rehetra
@lalaoralaivao4414
@lalaoralaivao4414 2 года назад
Tena mampiorina ny finoako fa Andriamanitra no mamaritra ny tontoloandroko sy ny fiainako rehetra
@FitahianaRakotonirina-b3r
@FitahianaRakotonirina-b3r 2 месяца назад
❤❤❤
@mickayajr.77
@mickayajr.77 6 лет назад
Am-pitiavana feno.. ❤
@harinelinalovatianarakoton1968
Tena tiako ity hira ity, misaotra indrindra nizara ary mahereza hatrany amin'ny asan'ny Tompo
@bakolyandrianarijaona662
@bakolyandrianarijaona662 6 лет назад
tena tsara be ny tonokira!
@djdjdhsgehe1762
@djdjdhsgehe1762 6 лет назад
Mankasitraka anareo e dia ho tahin tompo mandrakariva @ asa fanompon an andriamanitra
@victorienrandria6495
@victorienrandria6495 8 лет назад
tsara be ilay hira, misaotra indrindra ary Andriamanitra homba anareo hatrany
@luckaraherilanto3424
@luckaraherilanto3424 4 года назад
Tsy mety lefin'ny taona.
@rinontendrinomena8375
@rinontendrinomena8375 2 года назад
Mafinaritra ny hira
@odilonrivonjaka431
@odilonrivonjaka431 3 года назад
Fihirana
@mihajaandriantsoa5880
@mihajaandriantsoa5880 8 лет назад
Tsara be.. Fa nga moa tsy i Nirina ilay manao duo? Toa olon-kafa le am clip?????????????
@randria1123
@randria1123 8 лет назад
Misaotra indrindra fa efa ela no niandrasana an'io hira io aho
@jessijean2823
@jessijean2823 8 лет назад
mankasitraka funa fa tena mampandinika ny zavatra nataon'Andriamanitra t@fiainako
@suzanneonjaniaina3838
@suzanneonjaniaina3838 Год назад
Satry foana hihaina an ty hira ity
@miharimanantsoadomoina8551
@miharimanantsoadomoina8551 2 года назад
mampahery be, tsara loatra
@randriaremi8082
@randriaremi8082 8 лет назад
Tsara loatra ity hira iray ity :)
@fenonirinavictor5373
@fenonirinavictor5373 5 лет назад
Tsara sady manome Haim panahy!!! ❤️❤️❤️❤️
Далее
ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana
4:34
Просмотров 1,7 млн
Matokia - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)
4:24
Просмотров 1,1 млн
Hosana Ambohijatovo ankohonana.wmv
5:15
Просмотров 55 тыс.
ZAHO MATOKY ANAO - NY KORAITA
5:00
Просмотров 868 тыс.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,7 млн
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
Просмотров 381 тыс.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
AMPIFITIA-Valinteny
6:07
Просмотров 193 тыс.