Тёмный

Meizah - Tiako Ianao (clip officiel) 

Meizah ofisialy
Подписаться 1 тыс.
Просмотров 221 тыс.
50% 1

contact pro : +261 33 37 642 45
Nouveau titre Meizah - Tiako ianao
Prod : Scotty Raz / Ny Toky
réal : www.eyezon.me
Premium Music Records
paroles:
tiako ianao rehefa mandray ny hangotingotiko
tiako ianao manambitamby ahy hoe tsy foiko
tsy noterena ianao fa vokatry ny fo
sambatra aho manana anao anilako
tiako ianao miaro raha sendra ady mafy
tiako ianao tsy mamela ahy hivarina an-kady
fa ny fitiavanao ny ampy hery ho ahy
ka raha sitrakao haorintsika ho mandrakizay
ref:
tiako ianao fitia tsy hay faritana
na inon-kidona tsy asiana sakana
tiako ianao tsisy tena mahalaza
mankadiry tsy ho voarava``
tsotr'izao, tiako ianao
tiako ianao rehefa mandefitra eny foana
tiako ianao na dia tsy ampy aza ny fotoana
hanehoako anao ny fitiavako anao
sambatra aho satria tsy misy afa-tsy ianao
ref
ka raha sendra rivo-doza
mitady handrotika sy handroba
isika roa tsy ho traboina
satria ianao koloina
ref

Опубликовано:

 

18 сен 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 59   
@andrejaozara2534
@andrejaozara2534 6 лет назад
Magnifique chanson j ai des larmes au coin des yeux.
@mampiononahasminahtahirinj2330
Latsaka kely ny ranomasoko, c'est émouvant
@kroupskayah5812
@kroupskayah5812 6 лет назад
Tena mandona be le hira 😢😍😍😍😍😍
@olivierrakotoarovony8022
@olivierrakotoarovony8022 6 лет назад
Tsara be!!! lamban'akoho faty no hisarahana eee!
@nyampelamodely532
@nyampelamodely532 6 лет назад
bravo Manda fa tsara be le hira.... et felicitation nareo sy Riana ... ty ny clip gasy nampitomany anà voalohany... votsindry le feno anao an Marion
@tefyramaro6856
@tefyramaro6856 2 года назад
Fitaka marina ny toky.... Ny atao no hita
@vanessajob5995
@vanessajob5995 5 лет назад
Très beau mariage :) ! Mirary Soa hoa an'ny Mpifankatia rehetra :) ! Irarina mba samy anankina ny fiainana rehetra @ Andriamanitra !
@julietteraharisoa9389
@julietteraharisoa9389 6 лет назад
j'adore🌺🌹💐
@mamytinaolivierrandrianant6901
mlay euu,tohiz foan
@FarahMaminiaina
@FarahMaminiaina 3 месяца назад
2024🥺 Mbola latsaka ranomaso fona mahita anty clip ty❤️
@meizahofisialy9114
@meizahofisialy9114 Месяц назад
Ny ahy koa
@avotrarakotoarisoa4768
@avotrarakotoarisoa4768 4 года назад
Tsara be 💗
@fitonianafabiennerazafiari1477
M-touchE ana le ira :) tiko lotr
@user-oo6bw5pi4d
@user-oo6bw5pi4d 6 лет назад
Mirary soa anreo hatrany ho lamba akoho Tahin'iTompo e
@tahinavictorianomenjanahar9548
@tahinavictorianomenjanahar9548 2 года назад
malahelo kely mijery anlay hira...otrany hoe tsotra kely ilay tovolahy...
@Manouandrian
@Manouandrian 2 года назад
So d mba buzz tkoa oa fa nijery profil an le vadiny za d mbola marié avec meizah ao am profil-ny
@tsoanirinah3532
@tsoanirinah3532 6 лет назад
tsara be le hira fa tsy tiko ny feaon'i Meizah teto
@eddyraharison9775
@eddyraharison9775 6 лет назад
ho lamban'akoho tokoa anie!
@baomanga7065
@baomanga7065 6 лет назад
Latsak kel 😢 .... mirary soa bdb ho anareo 2
@hajaaug-song823
@hajaaug-song823 6 лет назад
Tsara be 😊😊😊
@nanjasariakanoellaandriana4180
Tsar lotra 😊👍
@sendratsikimaminjatovo7094
@sendratsikimaminjatovo7094 6 лет назад
j'aime e!
@andyranaivojaona670
@andyranaivojaona670 6 лет назад
mlay anga toizo fa tsar eeee
@nimueanakrisie8978
@nimueanakrisie8978 6 лет назад
trop touchant
@miarofy8267
@miarofy8267 6 лет назад
tik be clip sy le hira MEIZAH TY K,bravoooo
@onisoarindraralidera6425
@onisoarindraralidera6425 6 лет назад
tsara beeee mirary soa anareo roa
@mireamalalaniainaraz8042
@mireamalalaniainaraz8042 5 лет назад
Milay be kia ❤💘👍
@hanseden4121
@hanseden4121 5 лет назад
anshonanieh ehhhh
@titicoleman5441
@titicoleman5441 6 лет назад
Vao naheno sy nijery an'ity hira ity aho dia latsaka ny ranomasoko :) tena tsara ilay izy :D
@rinaandriamanantena2771
@rinaandriamanantena2771 6 лет назад
Masisou kely nareo roa
@mapioun2317
@mapioun2317 2 года назад
Mampalaelo b n mijery anty WE rava saady le mariage
@legendemada9880
@legendemada9880 3 года назад
tiako RASAMOELINA Mioramalala Rinah
@fabrieliane2963
@fabrieliane2963 6 лет назад
tikoooo b
@marinatatianah9120
@marinatatianah9120 6 лет назад
Félicitations
@antenainarazafisoanirina986
@antenainarazafisoanirina986 6 лет назад
Tiko lOtra
@marezjosee4089
@marezjosee4089 6 лет назад
Top .
@rakotoarimalalaalain9814
@rakotoarimalalaalain9814 6 лет назад
mankasitraka
@bruneldierazafindradaoro3532
@bruneldierazafindradaoro3532 6 лет назад
Tsara be mirary soa anareo
@tsikyfanantenanarandriaman3129
tiko lotr lay hira
@saratsilavina9965
@saratsilavina9965 Год назад
29/11/22❤❤❤❤❤
@fenomananamampitasoa2826
@fenomananamampitasoa2826 6 лет назад
Tsy mankaleo mintsy
@tsilavinasoha4203
@tsilavinasoha4203 5 лет назад
Tiko b mits
@tsilavinasoha4203
@tsilavinasoha4203 4 года назад
Enganie mb ho tody am mariage aho f tong de ataoko ko f ten tsar lotra
@rasolomananafitiavanamarie6441
Mandona b leizy d mapilatsk ranomaso, atok ouverture mariagko ... manaj ee
@famenontsoaralison9204
@famenontsoaralison9204 4 года назад
tsara be
@landyranaivomanantsoa575
@landyranaivomanantsoa575 5 лет назад
mirary soa ho anareo fona akia a
@fenomananamampitasoa2826
@fenomananamampitasoa2826 6 лет назад
Tsy reraka za mijery an ty isanandro
@barbarasarah1889
@barbarasarah1889 6 лет назад
Mirary soa andreo mivady
@fijhl4235
@fijhl4235 6 лет назад
akafiziko be mintsy
@elynahandriamihaja2188
@elynahandriamihaja2188 6 лет назад
Miteny loatra ny toniknkira tiko tiko tiko
@vloggasy
@vloggasy 3 года назад
Meizah, le bonheur te va bien
@vloggasy
@vloggasy 2 года назад
dia miverina eto aho androany 11/11/2021 😪j'espère que tu es heureuse na inona miseho
@Rbatseba
@Rbatseba 2 года назад
@@vloggasy nisaraka ve ry zareo ?
@vloggasy
@vloggasy 2 года назад
@@Rbatseba nisy fotoana Meizah ni s'afficher niaraka tamina bandy kely zay d hoe nisaraka, avy eo lazainy fa c'était pour le buzz dia tsy aiko finalement
@Rbatseba
@Rbatseba 2 года назад
@@vloggasy merci nanazava
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Nofy.
@chrislow8069
@chrislow8069 6 лет назад
ratsy tare ty meizah ty roh , raha vatana misy fa ny tare tena ratsy
@vloggasy
@vloggasy 2 года назад
ndana manao doléances any amin'Andriamanitra fa izy no namorona azy
@lokinahharys2576
@lokinahharys2576 6 лет назад
Félicitations
Далее
Johane  - Ho iray (Rixlaine Pictures)
3:31
Просмотров 559 тыс.
Meizah - Mba diniho (feat. THT) [OFFICIAL MUSIC VIDEO]
4:32
2DROTS vs RISENHAHA! КУБОК ФИФЕРОВ 2 ТУР
11:31
faniriako hatrizay-Meyzah
3:52
Просмотров 4,8 тыс.
Tiako ianao Feat Teddy
4:08
Просмотров 26 тыс.
MEIZAH - TSY MANINO (Official Video)
4:27
Просмотров 172 тыс.
RIVERA frederic & rivera mar......)
10:26
Просмотров 240 тыс.
Arione Joy - Omeo ray minitra (2018)
3:59
Просмотров 2,1 млн
Meizah  Ampoka Fitia (Nouveau clip Mai 2014)
3:57
Просмотров 50 тыс.
Y Zit -  Aza Avelanao
3:47
Просмотров 975 тыс.
THT - JUST AKAMA (Clip Officiel)
4:46
Просмотров 183 тыс.
2DROTS vs RISENHAHA! КУБОК ФИФЕРОВ 2 ТУР
11:31