Tsara kosa aloha ilay hira e. Mankasitraka tanteraka ny mpihira. Saingy hafatra ho an'ny mpamoron-kira ny ahy ny hoe aza dia atao heno be ilay fakana aingam-panahy avy amin'ilay hira vahiny malaza avy any Colombie izay e. Ilay refrain manko tonga dia izy e.