Тёмный

Mikea - Mahatsiaro 

Theo RAKOTOVAO
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 228 тыс.
50% 1

Ballad Blues Beko sound Africa,RELAX ING Sound
NOUVEL ALBUM MIKEA/Nakazily/2021
open.spotify.com/album/5YH1oD...
music.apple.com/us/album/naka...
site web: www.mikeamada.com/

Видеоклипы

Опубликовано:

 

17 янв 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 69   
@danielrasoloarivony
@danielrasoloarivony 3 года назад
Taogna maromaro izay no tsy niaviako agny aminay agny Olo aby an-tanagny fa tseriky ahy fitadiava toy tsy môra mama a Mahatsiaro anao zaho tany niaviako ô many anareo longoko atoy Hahita anareo foana no fagniriako e ! Tsy hita ny atao ndra tegna tsy mahafoy Lavitsy loatra ty tany misy anahy, ka antsa antsa ro sisa mba mampatia Fombafomba nisy tamireo razambe misy anany zao Lavitsy loatra ty tany misy anahy, ka antsa antsa ro sisa mba mampatia Fombafomba nisy tamireo razambe misy anany zao K'aza malahelo agny anao mama, tsy mbola niova zaho zanakao Tsofy rano zaho atoy baba, andro araiky mbo ho avy avao ! O raniny ! hanao akory e gny hiafarako ? 'Nareo atoy ka malahelo ô fa ho avy aho E raniny e ! hanao akory e gny hiafarako ? 'nareo atoy ka malahelo ô fa ho avy aho E agny avao gn'agny zay lahy ! Taogna maromaro izay no tsy niaviako agny aminay agny Olo aby an-tanagny lagny fanahy fitadiava toy tsy môra zama a Mahatsiaro anao zaho tany nagniriako ô many anareo longoko atoy Hahita anareo foana no fagniriako ô ! Tsy hita ny atao ndra tegna tsy mahafoy Lavitsy loatry ty tany misy anahy, ka antsa antsa ro sisa mba mampatsia Fombafomba nisy tamireo razambe lovagnany e zao K'aza malahelo agny anao mama, tsy mbola niova zaho zanakao Tsofy rano zaho atoy baba, andro araiky mbo ho avy avao ! O raniny e ! hanao akory e gny hiafarako ? 'Nareo atoy ka malahelo ô fa ho avy aho E raniny e ! hanao akory e gny hiafarako ? 'nareo atoy ka malahelo ô fa ho avy aho
@rakotomahefamihaja5018
@rakotomahefamihaja5018 2 дня назад
Tena lavitra loatra ny tany misy ahy 😢😢
@rajallgasyofficiel4016
@rajallgasyofficiel4016 9 лет назад
Mtondro avo Ny Maha-Malagasy ianao ka misaotra betsaka e!!! Ny artist toa anao no tena Artist amiko.
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 года назад
Malahelo aho e !!!!!! Lavitra loatra ny tany misy ahy e !!!!! misaotra THEO 😭😍😘👍
@reyph742
@reyph742 4 года назад
Aza malahelo Nini fa mbo hoavy any avao !!!!
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 года назад
REY marina ny teninao e !!!! tiako loatra ity hira THEO ity. Tsy sasatra ny mihaino azy aho raha vao tonga atao an trano REY misaotra anao koa manome hery e !!!!!!!
@annievaly8953
@annievaly8953 4 года назад
Mbola mamanga aty France iaho aro fa tsy maintsy mody koahy 🌵🐞 on vous adore , merci beaucoup pour votre combat pour la protection de la Nature ,tohananay anao 🙏
@clarisseneese6371
@clarisseneese6371 Год назад
Tiako be a Zoky be izay mahatsiaro anao Zoky be 🙏✌👑👍🥰💕
@barbara-lq1jq
@barbara-lq1jq 9 лет назад
Merci Théo, mon favori parmi tous les artistes Gasy . Spécialement, cette chanson si bien interprétée me donnent le blues .... Bravo
@garymichelandrianatolotra4856
@garymichelandrianatolotra4856 7 лет назад
iha kanto avao
@clarisseneese6371
@clarisseneese6371 Год назад
Tiako be anao Zoky be fa aty atany lavitra aho 🥰
@randriapa6149
@randriapa6149 4 года назад
Mahery ity ranamana ity , misaotra e !!!
@mevazaramahazoasy9981
@mevazaramahazoasy9981 7 лет назад
E! Vahoaka mendrika ny Mikea! Haroviko, Harivinao, Harovintsika Tompoko o!
@ulrichavilaza5259
@ulrichavilaza5259 5 лет назад
Te holy,fa atao akory fitadiavambola ty mba hanampiantena ty longontena, Kely sisa ,2021,le moly aminizay laha sitrakin'i Tompo
@annievaly8953
@annievaly8953 4 года назад
Mbosoa Vao koahy Théo Rakotovao ,ieka aro magnina any Madagascar iaho Zao sud est iaho aro fa Tuléar koahy tsy foiko La morue miam 🙏🌍💞
@lisemay536
@lisemay536 2 года назад
Chapeau bas !!! ta voix est vraiment trop magnifique, remplies douceurs !👏👏👏👏
@monicamamosa7332
@monicamamosa7332 10 лет назад
oy aho eh!!! maharary tegna many fe hanao akory!!! merci ra
@swaaas-sfswas1320
@swaaas-sfswas1320 7 лет назад
Tao raiky sahady any toliarako zay, ka malahelo fa hoavy aho, merci Theo...
@tomylova5858
@tomylova5858 10 лет назад
oiaeeeee!!!!maty gnaiko raaaaaa!!!!many tegna zao!!!!
@nouriatonancy9564
@nouriatonancy9564 7 лет назад
Mahatsiaro anao zah tany niaviako!!! Ngoma nare zah ee
@harinirinaiavianisoarakoto8215
@harinirinaiavianisoarakoto8215 10 лет назад
Amambolana zay!!aiza ian Mada e
@ousseni4856
@ousseni4856 7 лет назад
Any enao gasikara 😭😭 aty atany lavitra matsiarotsiaro
@zafiarisoaiandryaugustine4897
@zafiarisoaiandryaugustine4897 4 года назад
Misaotra Tompoko oo😢😢😢agny avao gnaminay agny eee
@paulrajaonavah2901
@paulrajaonavah2901 4 года назад
Malaelo b n tanindrazana !!tena ela ts nhita an’igasikara !!😢
@nirinamickaelratsimbazafy6318
@nirinamickaelratsimbazafy6318 9 лет назад
ndrriiiiiii zany ka hira :(
@user-vb4uy3ve2z
@user-vb4uy3ve2z 2 месяца назад
❤❤❤😢😢 chez moi me manques
@razafindraibepierre9948
@razafindraibepierre9948 7 лет назад
mahafinaritra ,d je vous remercie Theo ..!
@vanessasoamihajafine4908
@vanessasoamihajafine4908 5 лет назад
Arooh tiako trop 😍😍😘
@randriakabaro3703
@randriakabaro3703 7 лет назад
zany le vazo nostalgie
@kinetsikipe1839
@kinetsikipe1839 3 года назад
Jangombo lahy naiko ee
@tokyrandriamahazo5640
@tokyrandriamahazo5640 9 лет назад
tiku eeeeeeee!
@ousseni4856
@ousseni4856 6 лет назад
Madagascar tu me manques
@johannejoseph5021
@johannejoseph5021 3 года назад
Misaotra e❤️❤️
@perlehope5599
@perlehope5599 Год назад
Ao avao Ambohimahave loko zay
@ryo0killer
@ryo0killer 9 лет назад
Mahafinaritra e 👏
@benoithyppolytte929
@benoithyppolytte929 2 года назад
Fa hilits roa tao mihily avao frontière toy mijaly nay tegna , misaotra am hira rakototovao
@florieanne4912
@florieanne4912 6 лет назад
Ahrw mampa tiody zah ay i hira ty i 😢😢😢 tsara e
@arisoakhqurlah2919
@arisoakhqurlah2919 7 лет назад
Merci beaucoup tonton!!ta holy zaho miheno hiranao ty😓😂😂😘
@ericrandriamandimbisoa5057
@ericrandriamandimbisoa5057 7 лет назад
manina tokoa any zao ledada
@ravelonandromahenina2128
@ravelonandromahenina2128 9 лет назад
mankasitraka e!
@andrianarilalaadrien7229
@andrianarilalaadrien7229 8 лет назад
tena lah ts mipetrak antani meva zao d raha vo mahare an io hira io koa d mahatsiaro longotena lavitry sy tana nahabe an tegna miasaotra betsak Théo
@TanjoniavoRakotoarimanana
@TanjoniavoRakotoarimanana 10 лет назад
tena tsara e!!
@carlacanals3066
@carlacanals3066 8 лет назад
beautiful
@ainamalagasydancer9042
@ainamalagasydancer9042 10 лет назад
isaorana ! soa zao :) magniny any Farady..
@monicamamosa7332
@monicamamosa7332 10 лет назад
agny avao farady zay Aina Malagasy
@chanjeniadenise4919
@chanjeniadenise4919 2 года назад
Merci eee
@jacquesramanankandrasana8570
@jacquesramanankandrasana8570 7 лет назад
mahamanina tokoa e
@malalayolandesoarayfaly6186
@malalayolandesoarayfaly6186 6 лет назад
Ao sonjo noho kidan’ ny tanimieva rey
@rasoamanabinavivianne6626
@rasoamanabinavivianne6626 7 лет назад
misaotranao kolahy Théo fa gnaitegna le many tokoa
@asoavaanjara6585
@asoavaanjara6585 5 лет назад
❤️
@clarisseneese6371
@clarisseneese6371 Год назад
Merci🙏
@harentsoagracefrederique8802
@harentsoagracefrederique8802 5 лет назад
2018
@anitaratsimba162
@anitaratsimba162 9 лет назад
Tohizo fa mahafinaritra
@hansyvesjacquelinrandriani5080
mlay ranga le vazo ah (y)
@johannemioraandrianambinin4184
eka mbo hoavy amorondava zaho fa mbo mila drala tsendrik;any longoko aby lay
@guadrajoherisandy9929
@guadrajoherisandy9929 9 лет назад
marin rangaha zany a!! mb omeo partition ranga a
@jessjesmine2975
@jessjesmine2975 6 лет назад
Maha ngoma hira ty ay latsaka aby ny ranmasiko😂😂😂😂
@malalayolandesoarayfaly6186
@malalayolandesoarayfaly6186 6 лет назад
Agny gn’ aminay agny zay lahy e,ao betsioky madatsa noho andranovorindrengataky tsy haligno antanimieva,
@francoismarie1816
@francoismarie1816 8 лет назад
mampa teodi ira t'y eee
@urcilahhindrana2782
@urcilahhindrana2782 5 лет назад
Merci
@ophelietadahy1896
@ophelietadahy1896 4 года назад
Marina zay ka hankafiziko mandrakizay mihitsy
@ahmadyoussouf9719
@ahmadyoussouf9719 5 лет назад
Misaotra e
@mickael7827
@mickael7827 8 лет назад
mafinaritra
@michaelericrandrianatrehin6997
@michaelericrandrianatrehin6997 10 лет назад
misaotra betsaka......tena mahafinaritra mitsy hira karan'io....embona amina guitare fingerstyle........misy afaka manome ve ny partition'io hira io?
@takribest7982
@takribest7982 9 лет назад
Ato lehiroa Antanimieva tsy manadino anao Théo .Mivavaka ho anao izahay Ton prof de compta
@arisoakhqurlah2919
@arisoakhqurlah2919 7 лет назад
Lavitra loatra ty tany misy ahy;tsy mora2 mitady vola🤔😥😂
@laingofitiamanankeryrajaon6017
Tsy sasatra mintsy za mankasitraka anao. Raha mahita ity publication ty ianao d mamporisika anao za hanoy ny kanto indrindra avy aminao fa zay eo anilanao foana
@ryo0killer
@ryo0killer 9 лет назад
Mahafinaritra e 👏
Далее
Theo Rakotovao - Impiry
4:13
Просмотров 126 тыс.
ПОДВОДНЫЙ ГЕЙМИНГ #shorts
00:22
Просмотров 1,4 млн
Fast and Furious: New Zealand 🚗
00:29
Просмотров 2,6 млн
MIKEA -Hey joe (Jimmi Hendrix)
4:21
Просмотров 133 тыс.
Salakao - La Clique Vocale
4:24
Просмотров 13 тыс.
Mika & Davis - Ravoravo
4:23
Просмотров 1,3 млн
VINANTO mamy
4:16
Просмотров 726
LIMA - MAMAY (OFFICIAL MUSIC VIDEO)
4:37
Просмотров 1,9 млн
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 55 тыс.
DAMA & Theo RAKOTOVAO//Nahoana Kay(LIVE)
7:22
Просмотров 18 тыс.
fakitera LEVELO (lyrics)
5:49
Просмотров 127 тыс.
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,5 млн
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 378 тыс.
JJAM
3:06
Просмотров 2,4 млн