Тёмный

Miorena tsara, aza miova 

Lala RATOVOHERY
Подписаться 2 тыс.
Просмотров 4,1 тыс.
50% 1

1 Korintiana 15:52
".... fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana....."

Опубликовано:

 

12 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@mariethereserabakolimihant4640
@mariethereserabakolimihant4640 2 года назад
TOMPO O' tantano ny diako ARY TEHIRIZO AHO 🙏 ho takan'ireo VIRJINA DIMY HENDRY ALELOIA ! AMEN !♥️🙏🙏🙏
@جمالاثيوبي-ن8ج
@جمالاثيوبي-ن8ج 4 года назад
Amen misaotra betsaka aminy fizarana
@sarashalom6075
@sarashalom6075 4 года назад
Amen. Amen. Mazava tsara mihintsy miaraka amin 'ny TENIN ' ANDRIAMANITRA sy ny Fanambarana by FANAHY MASINA Misy hotsakotsakon' ny vahoakan' Andriamanitra. Teny manampy ny tsirayray amin fiomanana amin 'ny fiverenan' i JESOSY eny amin' rahon 'ny lanitra / Enlèvement. 1 Corinthiens 15: 52 À ruminer par chacun. Soyez abandamment béni frère !
@rabakosasah1936
@rabakosasah1936 4 года назад
Misaotra Betsaka @ fanazavana sy fampianarana. Tena misy. Horaisina. Ary. Misaotra. Andrjamanitra nanome. Mpanompo hampianatra teny. Famarnana
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 9 месяцев назад
Hmmmm 🤔🤔🤔 Mankasitraka indrindra tompoko tena manongon_tena mampanontany tena ny tenin'ANDRIAMANITRA nozarainao , Misaotra an'Tompo lehibe isika fa mbola velon'aina androany maheno ny fampianaran' ny MPANOMPONY 💖🙏
@sarashalom6075
@sarashalom6075 4 года назад
Shalom Misaotra amin 'ny fizarana sakafo sahaza izao toetra andro izao. Luc 12 :42 Frère vous êtes une bénédiction pour le peuple de Dieu. Maranatha ! Avia Jesosy Tompo
@olidaharisoafelaniainaraza9952
@olidaharisoafelaniainaraza9952 4 года назад
AMEN! ISAORANA NY TOMPO. Mankasitra ry Dadatoa. TAHIN'NY TOMPO ☺
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 4 года назад
Amen
@proteine7246
@proteine7246 4 года назад
Merci pour le discours Dieu bénisse amène
@bakomalalaratiaray4961
@bakomalalaratiaray4961 4 года назад
Mba tiako hitohy
@ravinala958
@ravinala958 4 года назад
lehibe Andriamanitra ❤
@bakomalalaratiaray4961
@bakomalalaratiaray4961 4 года назад
Misaotra bdb ny @ fizarana sakafom-panahy, tena mavesa-danja tokoa satria fampiomanana ny fiaviany.
Далее
E392 How to Live with Humility with Jamin Goggin
1:12:44
ДИАНА в ТАНЦЕ #дистори
00:14
Просмотров 288 тыс.
Mandrava fiarovana mafy
38:48
Просмотров 2,2 тыс.
Nitondra ny rofy rehetra IZY
31:18
Просмотров 2,2 тыс.
Ny Anaranao - Rija Rasolondraibe
5:40
Просмотров 109 тыс.
Ny mahasarobidy ny fanahy maha-olona
22:58
Просмотров 574
Torolalana hahazoana tanjam-panahy (2024)
27:10
Mafana, matimaty sa mangatsiaka, aiza no misy anao?
31:58
Mifanerasera amin'Ilay Mpahary anao
32:27
Просмотров 1,3 тыс.
Fiambenana sy fiomanana
39:30
Просмотров 2 тыс.