Тёмный

Mirado - Tsy Sahy  

IVENCO COMPANY
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 377 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 139   
@KANTO140598
@KANTO140598 5 лет назад
Tononkira-TSY SAHY Miverina indray ny fahiny Ilay toetranao nahafinaritra ahy Mampitory fitia Niezaka foana teny aho F’ianao no tsy nety Ankehitriny anefa tsapako ianao f’hay efa tia Fa tsy nampiseho Ilay fo tsy natoy taloha natahotra ny ho tia Ref : Ianao no tsy niteny nefa tia Fa vahotra ny vavanao ninia Na sarotra aza ny hiainanao irery Naleonao niery Ianao no tsy nijery nefa tia Tsy sahinao naseho izany satria Sao potika sy rembin’ny tadio Ilay fonao nadio Atopatopan-drivotra ety Ny hakanto sy hanitry ny fitia Raha tazako ianao Ny tsikinao nihantsy fa toa tsy sahiko sedraina Adinoko avokoa ny tontolo Ny alahelo tsy hanaloka intsony Dify tsy ho hita Tsy hisy ho tsaroina ireo raha hanoroka anao Ref ....
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Natahotra ho Tia 😃💓. TIAKO ity hira ity. :-)
@landrinenirinifiainana8602
@landrinenirinifiainana8602 6 лет назад
Depuis ma tendre enfance,tu est mon Idole jusqu'à présent,j'aime ta nouvelle chanson
@hugopetit7882
@hugopetit7882 6 лет назад
tsy misy kianina , tena mlay ranga a!mankasitraka
@reyph742
@reyph742 6 лет назад
Sur!!! Milay be le nanaovan i Mirado azy!!! Bravo!!!!
@guilphilcie7140
@guilphilcie7140 5 лет назад
OUAOUUUUhhh c'est magnifique merci Mirado
@onjaranaivo4724
@onjaranaivo4724 6 лет назад
Ity no version tiko indrindra @´ilay génération mage4 , en boucle mitsy fa tsy mety makaleo ! Tena tsara
@rasoavelonirinabaozenith7797
@rasoavelonirinabaozenith7797 6 лет назад
Mitovy @ Hugo (twilight love) ianao @ zao pozinao.zao.bravo be fa tsar le hira e!! 👏👏👏👏
@businessforAll376
@businessforAll376 2 года назад
Le Mge 4 mihitsy rangah tena grave raha amorona hira
@soafararakotomalala8319
@soafararakotomalala8319 6 лет назад
Tena tsara beeeee... bravoooo mirado (y)
@nantenainaraharijaona2111
@nantenainaraharijaona2111 6 лет назад
Comme toujours "tsara lotra" 😍
@juliarakotomanga
@juliarakotomanga 5 лет назад
Super Mirado..belle interprétation
@mampiononamamiharilala7990
@mampiononamamiharilala7990 6 лет назад
Tiako be ny version mage 4 ary nankaleo ny farany fa henoina foana. Fa ity version ity koa tiako loatra 😍😍😍
@jonpetter8921
@jonpetter8921 10 месяцев назад
Great improvisation
@rabemanantsoaonimalalaorne9641
Comment dire ... tiako be ❤
@tsivaella5555
@tsivaella5555 6 лет назад
Tsara be mits..tiko❤️
@malalatianarainisoanivo5201
@malalatianarainisoanivo5201 6 лет назад
Makasitraka Mirado toizo tsara be 😍😍😍😍😍💖💖💖💖💖
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Tsara e. Mankasitraka 😘🎤
@ralison8246
@ralison8246 6 лет назад
Tsara kosa n nanovan Mirado azy a,mlay e😁
@tsantarandri6468
@tsantarandri6468 5 лет назад
Tsara !!! 💯💯
@murielnmj8990
@murielnmj8990 6 лет назад
Wouaouh!! J'adore !! 👌
@loulouwiko9287
@loulouwiko9287 5 лет назад
👍
@joxdior
@joxdior Месяц назад
...ilay fonao nadio...
@helenetanya4347
@helenetanya4347 5 лет назад
Tsy mankaleo mints mieno ty hira ity , isak ze matsiaro defa eo fn
@dinafranciaramanantsoa8615
@dinafranciaramanantsoa8615 6 лет назад
ahhhh, torana ah, tena tsara be
@lyndaandrianarimalala9597
@lyndaandrianarimalala9597 3 года назад
👌 Ankafiziko tanteraka !
@erickaraoelimalala7294
@erickaraoelimalala7294 5 лет назад
Tiko lôtra ilay hira e,mankasitraka fôna eeee❤️
@miaranarastefano815
@miaranarastefano815 6 лет назад
Tiako ee, tiako ee 👏🏼👏🏼👏🏼
@arisoakhqurlah2919
@arisoakhqurlah2919 6 лет назад
Wooooh😍😍😍👏👏👏👏tsara loatra
@firstbatch5426
@firstbatch5426 6 лет назад
Goddamnnnnn..so good
@jf.w2136
@jf.w2136 6 лет назад
👌c 1peccable,ri1 à dire là dessus
@bhlfacturation7085
@bhlfacturation7085 6 лет назад
tiako be merci mirado et merci au groupe mage4
@ranjamialyrandrianantenain791
@ranjamialyrandrianantenain791 6 лет назад
Wow....😍😍😍😱😱😱👍👍
@volarasoa7131
@volarasoa7131 6 лет назад
Tena tsara !!! Tiko b❤
@rafidisonnarivony1074
@rafidisonnarivony1074 6 лет назад
5 jours, 0 dislike!!!! Respect!
@miangoularambeloson645
@miangoularambeloson645 6 лет назад
@MiradoRavohitrarivo J’adore, rehefa miaino azy @ live no tena mahafinaritra be 😻😻
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 года назад
Yieu ty otrany ratsy ein tsy mety nanovany anazy
@nivoramasy7759
@nivoramasy7759 6 лет назад
J'adore ❤❤❤
@elisoamarjaona4085
@elisoamarjaona4085 6 лет назад
J'adore
@francineramiliarison8030
@francineramiliarison8030 5 лет назад
Matsiroooooooo 😍😍😍😍
@manobelouh8988
@manobelouh8988 4 года назад
merci bcp mirado !!
@mampiononarakotonarivo4607
@mampiononarakotonarivo4607 6 лет назад
Tiko lotra 😍😍😘makasitraka
@anjararandria3572
@anjararandria3572 2 года назад
Tsy ratsy fa hafa ihany ny original, ce n'est que mon point de vue aussi.
@rabeniaminageorgesphilippe6410
style ambondrona no hitako fa ts personnalité le izy!aleoko ihany ny mage 4
@michelrarimanantsoarison4410
@michelrarimanantsoarison4410 6 лет назад
tss idirany le style alternatif donc mis similitude Ambondrona alternatif mirado alternatif ra ny fafahafantarako azy otrn ts an Ambondrona ierery ny Alternatif fa gadona mihintsy tiako tenenina hoe nisafidy ilay alternatif iz ef personnalité zan
@rogernjakaful
@rogernjakaful 6 лет назад
Tsy misy hidirany amin'ny style Ambondrona kosa é ra tena mihaino é...alternatif bé arakin'ny lazain'i namana ato ambony. Fahitako azy efa mpankafy alternatif sy pop mihintsy i Mirado. Tsy masosotra an na dia tsy style ako aza tena manaja éé (y) (y)
@michelrarimanantsoarison4410
@michelrarimanantsoarison4410 6 лет назад
marina zany namana
@rabeniaminageorgesphilippe6410
@rabeniaminageorgesphilippe6410 3 года назад
Fa aleoko ihany le mage4 Samy faly!
@lanjahraharimalala1800
@lanjahraharimalala1800 6 лет назад
Woww mlay e...tiku
@chanelhoussenaly558
@chanelhoussenaly558 6 лет назад
Waoooo bravo 🤗🤗🤗🤗
@haryravelojaona1329
@haryravelojaona1329 6 лет назад
tsara be le nanaovanao azy
@mamitianaraharimalala5232
@mamitianaraharimalala5232 6 лет назад
tsara b 😍😍👏👏👏
@denisherve2543
@denisherve2543 6 лет назад
Mlay kosa le versión nanovan lery azy ah
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Fo madio .
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
ôtrany tsara izy zany an !!!
@dominiqueraherinjatovo3468
@dominiqueraherinjatovo3468 6 лет назад
Ca va be lesy ra mirado a!!! Tohizo fa milay a!! Ary za makoa makafia ny tompon'ny hira.
@aidanmia415
@aidanmia415 6 лет назад
Que dire!👌👌👌
@tahirymanampisoa2802
@tahirymanampisoa2802 6 лет назад
Tiako loatra! tena mlay
@rasoambolanorohasinavalona7438
tsara be mitss
@Summer-ur9pz
@Summer-ur9pz 6 лет назад
Mba Iza Ary n'y sipan mirado
@Jesusismymaster1
@Jesusismymaster1 6 лет назад
Seheno Rakotozafy hahahahaha 😂😂
@rabejeannot4175
@rabejeannot4175 6 лет назад
Tsara foana 💯
@chelantokindrainy1813
@chelantokindrainy1813 6 лет назад
Milay eh, Miandry featuring anlah sy Ken ary D-Lain zahay eh, otran'ny tsara daholo mantsy izay mivoaka ah
@tanyarakotondravao8436
@tanyarakotondravao8436 6 лет назад
Chelan TOKINDRAINY d-lain miits ve😂😂😂
@chelantokindrainy1813
@chelantokindrainy1813 6 лет назад
Yeh, efa nataon-draPD ty vazo ty ah, hihihi
@tralalamada3578
@tralalamada3578 6 лет назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-6ZyYHxKSHis.html
@Arison14
@Arison14 3 года назад
tiako kokoa hatrany ny version originale Mage 4
@sitraka8132
@sitraka8132 6 лет назад
milay!!
@francistsirahonana7634
@francistsirahonana7634 4 года назад
kanto loatra....milay eee
@marjaonaflavien5770
@marjaonaflavien5770 6 лет назад
WAOOOOO MLAY BE
@anjaramamysitrakaninarandriani
WOUAOUU
@Tsoaable
@Tsoaable 4 года назад
tsara be!
@veloniainatanjona9732
@veloniainatanjona9732 6 лет назад
Norme b lesy👍
@anjasarah9467
@anjasarah9467 6 лет назад
👏 😍
@lionelfens8081
@lionelfens8081 6 лет назад
tsara loatra !!!
@sariakarakotoarimanana4754
@sariakarakotoarimanana4754 6 лет назад
tsara kosa koa :)
@latyahcanela6095
@latyahcanela6095 6 лет назад
mlay elah sur fogna
@michu9644
@michu9644 6 лет назад
SZYBKIE AUTO Z CIEBIE MIRADOOO
@eyenlol
@eyenlol 6 лет назад
XD
@mariusfabien2825
@mariusfabien2825 6 лет назад
mlay kosa a!!!!!! GM
@rademsrado5842
@rademsrado5842 6 лет назад
mahay mihira lety a tafavôkany kosa ko
@jessimars4747
@jessimars4747 6 лет назад
Ao tsara mila feat elah sy ken
@finaritrarakotondramanana8857
@finaritrarakotondramanana8857 6 лет назад
vao henoko tonga dia tiako .mlay eeeee
@brur63
@brur63 6 лет назад
aza hitserana koa tokony mba atao
@chrisrakotovao
@chrisrakotovao 2 года назад
Version alternative 🤟
@nyavotrarandriamalala4642
@nyavotrarandriamalala4642 6 лет назад
Milay ka
@nomenjanaharytinaandriamia6125
Waouh tsara be *_*
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 лет назад
tsy ratsy kosa a
@polycarpesamena3011
@polycarpesamena3011 6 лет назад
ataovy msy2 @ Mirado f'efa ela zay mankasitraka
@francineramiliarison8030
@francineramiliarison8030 5 лет назад
Tiko foana
@mimi26061
@mimi26061 4 года назад
génération Simple plan hi3 tiako be
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 6 лет назад
Tena mlay
@manantenarandria4480
@manantenarandria4480 5 лет назад
💖💖💖
@lifeisallanfinbs6706
@lifeisallanfinbs6706 5 лет назад
💖
@tapisrouge1059
@tapisrouge1059 6 лет назад
♥♥👏👏
@enochherimamy8197
@enochherimamy8197 6 лет назад
Milay B le hira k :)
@lantoarivolastephan1886
@lantoarivolastephan1886 6 лет назад
Mankasitraka e!!
@sabrinaravel9810
@sabrinaravel9810 6 лет назад
#Mirado tohizo less milay B
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 3 года назад
🥰♥️
@radriatsiaro8586
@radriatsiaro8586 3 года назад
Tiko fona
@randriamanantenakekely7001
@randriamanantenakekely7001 6 лет назад
mlay e!
@diamrazafiharison
@diamrazafiharison 6 лет назад
misento fotsiny oa za eeeeeee
@hajanirinaranaivo8975
@hajanirinaranaivo8975 6 лет назад
Mlay be eh
@ainaalima7249
@ainaalima7249 6 лет назад
😍❤
@ranarijaonalyas5130
@ranarijaonalyas5130 6 лет назад
siora mits
@lovarakotosalama481
@lovarakotosalama481 6 лет назад
mahay mirado ka
@reitarakotomanana4478
@reitarakotomanana4478 5 лет назад
sur mints👍
@janerapanarivo671
@janerapanarivo671 5 лет назад
😍😍😍
@deranass3820
@deranass3820 4 года назад
TSARA B
@rakotonirinasafidyjordan1464
@rakotonirinasafidyjordan1464 6 лет назад
ts ratsy kosa
@rinahnyaina9145
@rinahnyaina9145 6 лет назад
Tiako loatra
@elizahhubert7604
@elizahhubert7604 6 лет назад
makasitraka eeeeee
Далее
Inty aho   AmbondronA
4:35
Просмотров 60 тыс.
Mirado Feat ColombeS Ran - Satriko Foana 2.0
5:38
Просмотров 243 тыс.
Linkin Park: FROM ZERO (Livestream)
1:03:46
Просмотров 6 млн
Mage 4-Adalam-pitia
6:14
Просмотров 129 тыс.
Izaho sy ianao
5:18
Просмотров 18 тыс.
Tsy Sahy
5:23
Просмотров 56 тыс.
MIRADO - trano bongo
4:57
Просмотров 45 тыс.
INIAH feat ALLKINIAH - GADRA
6:23
Просмотров 178 тыс.
Angolanao - Tovo j'Hay ✅
4:25
Просмотров 60 тыс.
HAFANANA - Nate Tex ©2024
4:33
Просмотров 160 тыс.
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Просмотров 2,3 млн
Linkin Park: FROM ZERO (Livestream)
1:03:46
Просмотров 6 млн