Тёмный

Mr SAYDA - MANAIKY ANAO (Prod by A'tonich. Juillet 2019) 

Mr SAYDA
Подписаться 49 тыс.
Просмотров 472 тыс.
50% 1

Mr SAYDA - MANAIKY ANAO
(Prod by A'tonich. Juillet 2019)

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 107   
@mampitaiorenana919
@mampitaiorenana919 4 года назад
Averiko eto anio ilay voady Ilay voady nifanaovantsika Fony isika roa nivady Nifanaiky hifampitantana Hiaradalana dia hifankatia Mety betsaka ny adiady Nefa tsy hahavoafafa izany Ka na mbola hifampibaby aza, Tsika tsy hifanary izany Efa isika no niara nametraka Miara-paly miaraka ketraka Miaraka manatanteraka ilay nofinofy Nofinofiko ho lasa mpihira Hitety an'izao tontolo izao Ny anao kosa reny mpianakaviana Sady afaka miasa birao Anaty tokantrano lafatra Dia miaraka sambatra Araka ilay hafatra Natao hoe Miandra aho Satria miandrandra anao Natao hoe Hanta ianao Mba hiantahanta amiko Natao hoe Miandra aho satria miandrandra anao Natao hoe Hanta ianao Mba hiantahanta amiko Manaiky anao Manaiky anao Ary mbola hanaiky anao Manaiky anao Manaiky anao Ary mbola hanaiky anao Betsaka angamba ny teny Fa ny teny rehetra tsy voalazako Betsaka izy ireny Izay mifangaroharo ato am-bavako Teny tokana mafonja Ary iray minitra monja No ilazako hoe misaotra Tena misaotra Misaotra anao nahavita niaritra Tsy isan'andro mafinaritra Mety hanjombona izy Mety hanorana Fa ho manga foana ny lanitra Raha toa ka eo akaikinao aho Dia hitahiry izany nofiko Nekeko ho vadiko ianao Nofinofiko ho lasa mpihira Hitety an'izao tontolo izao Ny anao kosa reny mpianakaviana sady afaka miasa birao Anaty tokantrano lafatra Dia miaraka sambatra Araka ilay hafatra Natao hoe Miandra aho Satria miandrandra anao Natao hoe Hanta ianao Mba hiantahanta amiko Natao hoe Miandra aho Satria miandrandra anao Natao hoe Hanta ianao Mba hiantahanta amiko Manaiky anao Manaiky anao Ary mbola hanaiky anao Manaiky anao Manaiky anao Ary mbola hanaiky anao
@ravoninarivofanilomalala157
@ravoninarivofanilomalala157 5 лет назад
za tena mpakafia Sayda , ty tena coup de coeur-ko mts, hiraiko @fo sady hatsiarovako ny vadiko
@rabemananjarapatrice9798
@rabemananjarapatrice9798 2 года назад
C'est toi le champion . Tsôôô famille unis, mafatifaty Kely💖💖👈🌹💐
@rajaonarisonaugustine8013
@rajaonarisonaugustine8013 5 лет назад
ALEFASO SAYDA AN, mitovy be@ papa le zanany ô, hihihi, tsar eeh👍👍ALEFA BARÉA 💪🇲🇬🇲🇬
@miandrazorakotoarisoa8835
@miandrazorakotoarisoa8835 5 лет назад
Misy hoe Miandra ve anatin'ilay tononira? Vitsy mpanana izany anarana izany/ Misaotra
@rakotomalalabilly9041
@rakotomalalabilly9041 5 лет назад
Oui , sady izay mitsy ny refrain an'ilay izy sady symbolique amin'ilay hoe ny vadiny Hanta, dia ny tena anaran'i Sayda Miandra(vola) dia nanome an'ilay Miandra
@rolandorazah8351
@rolandorazah8351 4 месяца назад
Tsara
@fanevarabetokotany6033
@fanevarabetokotany6033 5 лет назад
Amazing! Makes my heart brake 💔
@radorako598
@radorako598 5 лет назад
Milay rangah ra Sayda ah , zay efa atram 2013 no nanaraka e....mba mangataka rangah mba avereno ko le clip le "sipan marim" iny e....mba hoantsika zay mpianatr semika taloha ee....sy ireo izay mbola mitsena....surr fa milay ee
@nomenjanaharyelysee1055
@nomenjanaharyelysee1055 5 лет назад
@●━━━━━━━━━━━ @ㅤ ◁ㅤㅤ❚❚ㅤㅤ▷ㅤㅤㅤㅤ↻ satry foan hieno !!
@rabemananjarapatrice9798
@rabemananjarapatrice9798 2 года назад
Bravo cool💕💓💞👏🙌🌹💐🌺💖👈💘😍😘
@waellahkiffeuse399
@waellahkiffeuse399 5 лет назад
Premier coms😊....Milay nareo Rangah ah👍une famille heureuse😍😍....Alefa Mr Sayda ah...et aussi alefa BAREA hihihi
@cooperboss670
@cooperboss670 5 лет назад
waellah Kiffeuse faut pas ce fié au apparences ... sur internet les gens montrent seulement ce qui est beau 😉 !!
@waellahkiffeuse399
@waellahkiffeuse399 5 лет назад
Mazava lotra aloha zay teninao zay eh👌👍
@cooperboss670
@cooperboss670 5 лет назад
waellah Kiffeuse 😊
@waellahkiffeuse399
@waellahkiffeuse399 5 лет назад
😁😁😊😊😊😂😂😂
@rasamimananamartin6772
@rasamimananamartin6772 3 года назад
Mahatsiaro ana Mbola Kely🤗
@narindraavotra100
@narindraavotra100 5 лет назад
oui mafinaritra be hianareo mianakavy kely mbola hafa fona ny vadiamanjanaka
@ianjanantenaina3725
@ianjanantenaina3725 5 лет назад
Zany no tena henjana
@vanessajob5995
@vanessajob5995 5 лет назад
Mahafinaritra be, tsara be le inspiration ! Waouh !!! C'est trop touchant :) ! Mankasitraka :) ! Plus mieno ny toniny, plus maka fafiny :) !
@fanirintsoarazafimandimby2420
@fanirintsoarazafimandimby2420 5 лет назад
mankasitraka fa tena mahita tononkira tena tsara nareo ka !! miaiky aho ;3 mahafinaritra, fa ilay ancienne version mampientampo kokoa ^^' hihi
@mitiamaracas3384
@mitiamaracas3384 5 лет назад
Nice song and perfect🌹🙏
@ranerisonrosa9372
@ranerisonrosa9372 5 лет назад
nofiko lasa artiste ary ianao lasa mpiasa birao reveko eee
@tatianayan7382
@tatianayan7382 3 года назад
Arabaina Sayda sy Hanta
@faithhope6814
@faithhope6814 4 года назад
❤️❤️ tsara loatra ❤️❤️ Misaotra anao nahavita niaritra , tsy isan'andro mafinaritra ❤️ tsara loatra
@arliemurella6444
@arliemurella6444 5 лет назад
waoww familles unis 😍
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 5 лет назад
Joyeuse anif a ton petit bos!! famille idéal ! :) tsara be ilay hira !! alefaso Sayda ,alefa barea koa ! hihihihihi
@merlyraelison
@merlyraelison 5 лет назад
Mirary soa an'ise hahantanteraka ilay nofinofy. Oft efa tanteraka izy izao, efa mpihira malaza ise Sayda
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 5 лет назад
mirary soa anareo telo mianaka
@setraandrianaly3092
@setraandrianaly3092 5 лет назад
zay no isan'ny mbola itiavako ny hiran'i Sayda ny parole miteny be mankasitraka
@tsiorylandy7191
@tsiorylandy7191 5 лет назад
Tena tsara ty hiranao iray ty , na tonony na feony tena mandona fo ❤
@georgesgastonmahafinaritra6746
manaiky foana aloh fa tena milay be le vazo
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 года назад
Tsara ery nareooo
@maharoandria867
@maharoandria867 5 лет назад
alefaso sayda ahhh😍🤗❤️❤️
@manitriniainafamenontsoara6527
Wow .. tsara. #AlefaBarea
@hanitralalasoa1169
@hanitralalasoa1169 3 года назад
alefaso sayda
@vatosoanantenaina8119
@vatosoanantenaina8119 2 года назад
J'aime tout vos. chanson 😍❤💖💓
@allinformaticsservice5211
@allinformaticsservice5211 5 лет назад
Manaiky anao zahay eee😉☺😊
@patrickrandriamanantena9550
@patrickrandriamanantena9550 5 лет назад
milay rang le vazo ah
@hajanirianafinoana3614
@hajanirianafinoana3614 4 года назад
Fa manin no natao hoe Sayda ? 😅
@sylvanorh5923
@sylvanorh5923 5 лет назад
Mlay Saida a , alefaso saida a😁😁😁😁😁😁
@ravelosonnora1645
@ravelosonnora1645 3 года назад
quelle déclaration d'amour!!! wowwww
@sharonramaro2001
@sharonramaro2001 5 лет назад
Ndryii trop romantique, latsaka tsy fidiny ny ranomasoko mdrr
@csp3pn223
@csp3pn223 5 лет назад
Sayd
@josephzakaria9003
@josephzakaria9003 4 года назад
tsar e
@kuwaira9441
@kuwaira9441 4 года назад
Tsara be hira 😍😍😍
@lurissadr7833
@lurissadr7833 5 лет назад
Vao maika miha-tsara le version
@ramiaramananakal
@ramiaramananakal 5 лет назад
FITIAVANA izany
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 4 года назад
Mamyy anie zany 🥰🥰
@narovaniainaandria8892
@narovaniainaandria8892 5 лет назад
averena ar we
@koulyro4737
@koulyro4737 5 лет назад
Tsara loatra
@narovaniainaandria8892
@narovaniainaandria8892 5 лет назад
averiku ny voad v
@livat7629
@livat7629 5 лет назад
Mahafinaritra
@rijavola6972
@rijavola6972 5 лет назад
Tena tsara
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 5 лет назад
Mankasitraka tena tsara 👪
@andriammihaja6059
@andriammihaja6059 5 лет назад
Kiffeko loatra zoky sayda a! 😍🇲🇬
@zonaratrandriamihaja730
@zonaratrandriamihaja730 5 лет назад
Tsara Be ilay Hira :)
@eliaraharinirina3494
@eliaraharinirina3494 5 лет назад
Tena tsara ity hira ity
@ericrandria1356
@ericrandria1356 4 года назад
Eny hoy aho akia ry Chérie
@laureajackiandriamanalina8778
@laureajackiandriamanalina8778 4 года назад
mlay b
@tokyfernando8404
@tokyfernando8404 5 лет назад
Siora eh
@fanomezanarahaingoson9986
@fanomezanarahaingoson9986 5 лет назад
Alefaso sayda ah...mlay rangah nareo ah 🇲🇬
@andriasprudence5068
@andriasprudence5068 5 лет назад
alefa barea
@tokysagas3062
@tokysagas3062 4 года назад
OUAIH
@mireamalalaniainaraz8042
@mireamalalaniainaraz8042 5 лет назад
tsara be 😄👍
@zoonirado2398
@zoonirado2398 5 лет назад
alefaso sayda ah
@mafimimiara7725
@mafimimiara7725 4 года назад
Merci Sayda ahh!
@micassidyrakotonirina6577
@micassidyrakotonirina6577 5 лет назад
Suuuur les misie sayda
@legalizeprod
@legalizeprod 2 года назад
🔥🔥🔥😍
@anjajohnson2456
@anjajohnson2456 5 лет назад
Tsra b😊
@dylanrabary9995
@dylanrabary9995 4 года назад
@valerieralaikoto9556
@valerieralaikoto9556 5 лет назад
Milay lesy pâtaaaa ❤ reveko
@verorakoto726
@verorakoto726 4 года назад
Tikooo....
@miahytohy6644
@miahytohy6644 5 лет назад
ms mlay ee
@elidorezafimpanoharanakolo2046
@elidorezafimpanoharanakolo2046 4 года назад
@mitiamaracas3384
@mitiamaracas3384 5 лет назад
Tiko b
@princyrakotoarisoa1308
@princyrakotoarisoa1308 5 лет назад
Ouaouuu trop chou 😍😍😍😍
@mialisoananciaandrianjafy3206
@mialisoananciaandrianjafy3206 5 лет назад
belle famille
@bruciaandrianjaka1101
@bruciaandrianjaka1101 5 лет назад
tsara loatra
@mialysandy8511
@mialysandy8511 5 лет назад
Tsara fona refa sayda
@andrianonyhanta9828
@andrianonyhanta9828 5 лет назад
merci Mr Sayda a,
@tahinarostanny9107
@tahinarostanny9107 5 лет назад
Tena tsara le izy e!! Makasitraka mm sayda 🙋‍♂️👒 manala satroka mintsy e!!
@joannasoanasolo8537
@joannasoanasolo8537 3 года назад
I
@joannasoanasolo8537
@joannasoanasolo8537 3 года назад
Ze e
@bozyraolisoa9379
@bozyraolisoa9379 5 лет назад
Tsara 😍
@elisare_al8383
@elisare_al8383 5 лет назад
Coup de cœur pour cet artiste
@tanyaralaivao276
@tanyaralaivao276 5 лет назад
❤️
@cryratsimbason4027
@cryratsimbason4027 5 лет назад
Merci bcp Mr Sayda tsara be le hira
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 5 лет назад
This’s my favorite song if mr sayda! Gods bless your beautiful family 😍
@djibrilverlaet1997
@djibrilverlaet1997 5 лет назад
Of*
@joseaandrianaivonirina4625
@joseaandrianaivonirina4625 5 лет назад
Tsara❤
@domoinaramiary5334
@domoinaramiary5334 5 лет назад
tsara b , merci Mr Sayda
@ainastephanieparizi8951
@ainastephanieparizi8951 5 лет назад
😍😍😍😍
@tsioryrazafindradoara3418
@tsioryrazafindradoara3418 5 лет назад
👊👊👊Heureuse famille 👪
@sariakaravelomanantsoa1260
@sariakaravelomanantsoa1260 5 лет назад
Tsara B 👪
@yoanofficial8926
@yoanofficial8926 5 лет назад
Toujours au top bro👌 Alefa Sayda 🇲🇬
@avotriniainarktn388
@avotriniainarktn388 5 лет назад
Hbd #Tianay ♥♥♥
@ryanramanantsoa2300
@ryanramanantsoa2300 5 лет назад
Bravo sayda
@MADMAN-qi1gu
@MADMAN-qi1gu 5 лет назад
J’aimeuuuuuuuuu
@rninia6459
@rninia6459 5 лет назад
Vous êtes beaux :)
@laylahmimie2326
@laylahmimie2326 5 лет назад
tsar be😍😍
@pathierands5208
@pathierands5208 5 лет назад
Top ❤ mamy le zaza 😍
@miahandriamanarivo9950
@miahandriamanarivo9950 5 лет назад
Tikooooooo😍😍😍😍
@filamatratsihoarana1287
@filamatratsihoarana1287 5 лет назад
Norm be oa. Sur👏👏
@oliviamadagascar1218
@oliviamadagascar1218 5 лет назад
Wow nice song😍❤❤
@muriellaratolonjanahary3479
@muriellaratolonjanahary3479 5 лет назад
😍😍 parole ❤
@andriannlisana4355
@andriannlisana4355 5 лет назад
Alefaso Sayda 😀😀😀
Далее
Mr SAYDA - NENINA (Official Video 2019)
3:56
Просмотров 2,1 млн
Erick manana ft Aina Quach-Izay ratranao dia feriko
6:00
#kikakim
00:10
Просмотров 10 млн
Teeth gadget every dentist should have 😬
00:20
Просмотров 1 млн
Fête de la Musique 2021 - Misié Sayda
29:17
Просмотров 180 тыс.
Mr SAYDA - RY MALALAKO (Lyrics Video 2019)
4:13
Просмотров 1 млн
Anao Tômpiny
3:42
Просмотров 380 тыс.
Sipa Malama [Clip officiel]  SAYDA & PIT LEO
3:43
Просмотров 1 млн
Rak Roots - Kely sisa [Lyrics Video]
4:20
Просмотров 278 тыс.
"VELOMA FARANY" Tsiory ft Ken (Mage4)
4:53
Просмотров 532 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 575 тыс.
TSOTA - Mahazo tsirony (Official Video 2019)
3:53
Просмотров 2,5 млн
HIRA - Reko [Lyrics by Zandry]
6:38
Просмотров 104 тыс.
#kikakim
00:10
Просмотров 10 млн