tsy ny volon-koditra amiko no tsy hitiavan'ny Ray aman-dreny sy havany lay sipa anao fa ianao mitantara aza hoe miala ghetto ianao de miditra studio RAHA ZA KOA NY TEO AMINTOEREN'ILAY RAD tsy avelako miaraka aminao ny zanako fa OLONA TSY MISY AVENIR TSY MIASA fa manao fiainana ve no asaina handanian'ny zanako ny hatanorany. Hifanome tsiny avy eo fa mahantra kanefa tanora ratsy fiary
Misy thème bedebe afaka discuter tsika avy @ilay vidéo à part ilay fitiavana Ary tena important : COLORISME ( fanavakava-mbolo koditra) dia avy eo la lutte des classes sociales en 2020 ( mahantra vs manakarena ), Parents toxiques ny fidiran'i Ray aman-dreny any fiainan'i zanany diso tafa-hoatra: dia aveo Iza no mainty any MADA Iza no mahantra? Alexa ilay débat fa aza variana @ilay sens premier