Тёмный

Nate Tex - Fo Feno 

Tsanta Fitia Ramaromisandratra
Подписаться 336
Просмотров 182 тыс.
50% 1

Ho avy zao ny St Valentin, indro ary ny kanto zaraina ho antsika manampitiavana rehetra,
Titre : Fo Feno | A/C : Nate Tex
Henoy tsara anie .. dia atolory azy avy eo .. Zarazarao dia tantarao foana raha tianao ... ❤ ❤ ❤

Опубликовано:

 

6 фев 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 36   
@rakotobetojo339
@rakotobetojo339 6 лет назад
Tient, un jeune branché qui ne fait pas de la chansonnette de merde et qui veut bien travailler avec de vrais musiciens, un vrai miracle !!!!!
@niainale2137
@niainale2137 6 лет назад
Tsara lesy ny hiran'ialahy Nate Tex
@olgarakoto5728
@olgarakoto5728 4 года назад
Tsara be daholo ny hiranao an, tohizo hatrany, fa na ny teny ampiasainao aza dia tsy ratsy. BRAVO BE !
@hasintianaramanandraibe2945
@hasintianaramanandraibe2945 5 лет назад
waouh.....tena tsara be
@samaritain16
@samaritain16 5 лет назад
wow tsara e, tohizo
@dalhyrazanakoto2995
@dalhyrazanakoto2995 4 года назад
2019 Mbola tsara foana 😍
@nombantsohaedouardrakoto9601
Standard
@voninkazomanitra4190
@voninkazomanitra4190 6 лет назад
Efa tamy nanao pazzapa i Nate no efa tsinjo oe « mahay mihira » na dia somary hatsikana aza no tena kapoakany teny ambony sehatra, mahay ilay antsoina hoe: « comédie musicale » be mihintsy. Soa fa nihira ianao Nate a
@biadmvj8246
@biadmvj8246 6 лет назад
Kanto e!
@princiaratsimbazafy9650
@princiaratsimbazafy9650 6 лет назад
tsara be!!!!tiko daholo ny hirany
@pamelasambatra2633
@pamelasambatra2633 6 лет назад
Tsara bé ❤️ tohizo hatrany fa tena mahafinaritra. 😍
@rabmanoa6533
@rabmanoa6533 5 лет назад
Tsara loatra 💞💞💞
@lantoniainafannyrasoamiara2099
Mankasitraka !!!
@lovalapason5035
@lovalapason5035 5 лет назад
Tiko e! tena tiko
@youssoufeddyandriamahery8044
@youssoufeddyandriamahery8044 6 лет назад
Mlay be ehh (y)
@rakotogasymarcus5038
@rakotogasymarcus5038 5 лет назад
Tsy haiko tantaraina, fa mino Aho fa ho tsapanao...
@fafahrazanadraibe1409
@fafahrazanadraibe1409 6 лет назад
Tena tsara...
@razafimandimbyheriniaina405
@razafimandimbyheriniaina405 6 лет назад
mahafinaritra be le mozik, miaina be
@riverabb
@riverabb 6 лет назад
💖💖💖
@michaelandriamanamihaja2920
@michaelandriamanamihaja2920 5 лет назад
afaka manao cover any io hira io ve👊 merci d'avance
@rondrorantoarivony8052
@rondrorantoarivony8052 6 лет назад
tiako, zao tsara ery tsy mattraquena d matsiro beuh
@mireillerandrianarivo3675
@mireillerandrianarivo3675 6 лет назад
❤️❤️🌙🌫
@fanirymiarintsahala3118
@fanirymiarintsahala3118 6 лет назад
good job
@ony6272
@ony6272 6 лет назад
TIAKO BE
@rabewill7811
@rabewill7811 6 лет назад
Milay letsy a
@mioranyaina4850
@mioranyaina4850 6 лет назад
💘
@mioranyaina4850
@mioranyaina4850 6 лет назад
Pathie rands maninona aty👽
@Kol.Rah16
@Kol.Rah16 6 лет назад
Efa mandalo Mainz fona izy ry Miora an 😝😝😝..
@sandymarlone2015
@sandymarlone2015 6 лет назад
💃🕺
@hanitriniainajoella2036
@hanitriniainajoella2036 6 лет назад
Fa toa tena mambabo fo b izy ty! Ndryyy
@mirindrarajaonarivony8348
@mirindrarajaonarivony8348 6 лет назад
❤🌈💓🌹
@nirinarabehajainaandrianja1329
tena milay ny vazon'lery ...fa manaova spéctacle amzay fa tonga dia mahazo olona be elah
@rovaitokianarandriambeloma7427
Toizo fa mlay les e,,
@tsiryrakotonandrasana658
@tsiryrakotonandrasana658 5 лет назад
mety atao @ ouverture'ny mariage mints zn... mlay ka...
@takinadvice
@takinadvice 5 лет назад
fa maninona no milatsaka ny ranomasoko mihaino ity hira ity ???
Далее
Ambondrona-Hatramin'zao
5:42
Просмотров 749 тыс.
NATE TEX-Fo Feno(Lyrics)-NOUVEAUTE 2018
3:53
Просмотров 43 тыс.
Finger Heart - Fancy Refill (Inside Out Animation)
00:30
HAFANANA - Nate Tex ©2024
4:33
Просмотров 126 тыс.
Zara Kanto - Nate Tex (Prod by Yoann Loïc)
3:03
Просмотров 78 тыс.
Tamberina rija ramanantoanina njakatiana
29:15
Просмотров 329 тыс.
KIady   izaho sy ianao
4:51
Просмотров 448 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Pejy faharoa (Nate tex) Cover by Miavo Randro
4:29
Просмотров 5 тыс.
Voninkazo Mifoha - Nate Tex 2020 🇲🇬
4:37
Просмотров 417 тыс.
AMBONDRONA MEDLEY 2024 - Louvto company
5:18
Просмотров 73 тыс.