Тёмный

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song) 

Niu Raza Officiel
Подписаться 24 тыс.
Просмотров 1,9 млн
50% 1

A huge thank you to everybody on board!
Find the article about the meaning behind Ampy Izay here!
/ 1142097192594625
Follow Niu Raza:
Facebook - / niu-raza-367374166733602
Instagram - niuraza?hl=en
SoundCloud - / ny-ony-razafindratandra
Cajon: Jas Kayser
Guitar: Irena Taib
Keys: RJ Walters
Bas: Stefano Genova
Lead Vocal: Niu Raza
Producer: Niu Raza
Recording engineers: Alex Leiva, Peter Woo
Mixing engineer: Peter Woo
Video Director: by Adam Antenor-Cruz
Lyrics:
Tsy nety taminao ve ny hatsarako
Tsy nety taminao ve lay fitafiako
Nataoko ihany izay nampifaliana anao
Fa zavatra hafa indray no nanintona anao
Indraindray toa manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy?
Lasa adala aho ve sa ny saina no very?
Toa tsy haiko tsy haiko tsy haiko!
Lany fotoany eto aho hieritreritr’azy
Izy efa an’olon-kafa izay ny fony
Ny tena moa tia ka atao ahoana fa marary
Fa ampy izay
Fa ny aminao iny e
Ho ariako toy ny fako
Anaty antsana ianao iny e
Fa Ny aminao iny e
Raha mbola iverina aho angamba
tsy hisy instony iny e
Fa ok’izay tomany
Raha any aminao angamba Tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao Hitomany
Amin ny neniny ho tsapanao indray andro any
Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny miaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao
Mba mataty ve izy
Maheno ireo ditranao
Mba mijanona ve izy
Rehefa tsy mety ny ataonao
Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny miaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao
Saino ihany

Видеоклипы

Опубликовано:

 

3 апр 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 504   
@KANTO140598
@KANTO140598 Год назад
damn, 5 years later, and this song still hits so goood. The rythm, the melody, everything. A real masterpiece
@sitrakarasolofoson2892
@sitrakarasolofoson2892 Год назад
❤🎧
@MrRulhento
@MrRulhento Год назад
💖💖💖💖💖💖🥺
@sarahlevecque3158
@sarahlevecque3158 7 лет назад
tu valorises tellement notre pays... ❤❤❤
@bradsyt
@bradsyt 7 лет назад
+sarah levecque c'est vrai
@nyonyandriamaharo7002
@nyonyandriamaharo7002 6 лет назад
gasy ka tsara
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Merci beaucoup ma belle!!!!
@suryapanjaitan782
@suryapanjaitan782 4 года назад
Respect from Indonesian 🇮🇩🇮🇩🇮🇩
@wakeupcafe1183
@wakeupcafe1183 5 лет назад
Am from uganda and my malagasy friends in dubai told me the meaning of this song ,its fuckin soul touching ,dedication to my current girl
@helaabass8991
@helaabass8991 7 лет назад
i have no idea of what she saying but i listen to this song more than 10time everyday i just get over it
@neckletrojo2355
@neckletrojo2355 7 лет назад
She talked about how she will forget her man who have caused her much pain
@neckletrojo2355
@neckletrojo2355 7 лет назад
this is the translate by one fan ENOUGHWasn't my beauty enough for you? Wasn't my style enough for you? I did my best to make you happy But you were attracted to something else insteadSometimes I wonder But why did I love him? Was I crazy or did I lose my mind? I don't quite know, I don't know, I don't knowI'm wasting my time thinking about him When his heart is already someone else's I'm in love so what else but suffer? But it's enough, it's enough, it's enoughEverything about you I'm gonna throw away like garbage into the abyss Speaking about you There will be nothing if you ever come backBut enough crying I'm not gonna deal with you anymore But I'm gonna let you cry About the regrets you'll have one dayDoes she at least love you? Does she at least know how to listen to you? Does she at least laugh at your crap? Can she at least cope with your mistakes? Does she at least stay when you're doing her wrong? Moins
@helaabass8991
@helaabass8991 7 лет назад
thanks a lot
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
This is so cute!! Thank you for the translation!!!
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Awww Thank you!!!
@laurasalas7692
@laurasalas7692 4 года назад
Que hermosa voz!! Me encantó. Un saludo desde Argentina.
@anjar.7617
@anjar.7617 7 лет назад
Magnifique !! Raw talent !! And the message is so on point. We are more than enough to make our own happiness. Sucess, happiness and life achievement do not depend on a man. Tohizo fa milay be
@rebellebelle4721
@rebellebelle4721 5 лет назад
I would never tire of this song!!!Mampiakatra avo ny vazo Gasy!!!
@sonnyvanstens7852
@sonnyvanstens7852 2 года назад
Je ne comprends pas les dislike. Tu élève la fierté des Gasy avec ton talent. Ton timbre est un instrument des plus enchanteresque. Coeur, corps, et esprit. Tu as tout d'une grande Artiste #loVe #MadagascarEver 26/09/2021 04:33 #France #Sens
@eduarduy5062
@eduarduy5062 6 лет назад
Beautiful voice love from Philippines
@eliorageorget8497
@eliorageorget8497 5 лет назад
[intro ~outro] Tsy nety taminao ve ny hatsarako Tsy nety taminao ve lay fitafiako Nataoko ihany izay hampifaliana anao Fa zavatra hafa indray no nanintona anao [verse 1] Indraindray toa manontany tena ihany Mba inona ary no nitiavako azy iny? Lasa adala aho ve sa ny saina no very? Toa tsy haiko tsy haiko tsy haiko! Lany fotoana eto aho hieritreritr’azy Izy efa an’olon-kafa izay ny fony Ny tena moa tia ka atao ahoana fa marary Ampy izay ampy izay ampy izay [Refrain] Fa ny aminao iny e Ho ariako toy ny fako Anaty antsana ianao iny e Fa Ny aminao iny e Raha mbola iverina aho angamba Tsy hisy instony iny e Fa aok’izay ny tomany Raha ny aminao angamba Tsy ataoko intsony Fa avelako ianao Hitomany Amin'reo nenina ho tsapanao indray andro any [verse 2] Mba Tia anao ve izy Mba hainy ve ny mihaino anao Mba mihomehy ve izy Mijery ireo adalanao Mba matanty ve izy Maheno ireo ditranao Mba mijanona ve izy Rehefa tsy mety ny ataonao Mba Tia anao ve izy Mba hainy ve ny mihaino anao Mba mihomehy ve izy Mijery ireo adalanao Saino ihany [refrain] + [outro]
@malalanirinarakotomavo918
@malalanirinarakotomavo918 7 лет назад
Je remercie la personne qui m'était très chère qui m'a fait découvrir ta musique! J'étais septique au début, mais là je suis convaincue... Je suis totalement conquise. Merci d'être aussi généreuse! Merci de partager ton vécu.... Tu fais passer toute ton émotion et ça se fait ressentir... Merci! Et encore bravo bravo Ny Ony
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Merci a toi pour l'ecoute!! Des bisous!
@dragneelmikealson8322
@dragneelmikealson8322 2 года назад
manandratra ambony ny kanto malagasy fa tohizo fona 😍🇲🇬 that's my girl 💘
@elisoanoromalala9615
@elisoanoromalala9615 3 года назад
tsy nety taminao ilay hatsarako,fa inona no nitiavako azy...ampy izay!hariako toy ny vato anaty antsana enao.thanks Niew Raza
@kiwi0894
@kiwi0894 5 лет назад
Wow! What a beautiful language and such a wonderful voice 😭🙏🏻❤️
@finaritrarambeloson2116
@finaritrarambeloson2116 3 года назад
It’s Malagasy our language from Madagascar, and thanks for complimenting our language, it’s rare lol 🙏
@dannisenchellen
@dannisenchellen 6 лет назад
i dont understand any words ...but what a beautiful melody and voice ...
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Thank you so much!!!
@karendjaozandry1819
@karendjaozandry1819 Год назад
Tena mahafinaritra! Nihirainay io hira io tamin'ny "réveillon teo 2022" fa tsara be ny mi-jam amin'io! Misaotra mitondra avo ny fotsy mena maitso!
@annahandria5112
@annahandria5112 7 лет назад
😱😱😱 tsar b. tafavoak b munts. trop belle voix. henjana. tsra ny Malagasy eee😍😍 le gadona ko to d mandona b.. sur e (y) mlay
@JhonnyRamboasalama
@JhonnyRamboasalama 7 лет назад
Tsy mety afaka an-doha ilay hira satria tsara be. Mankasitraka ny talentanareo rehetra. Maromarò ny toy izao.
@ranaivoandriamihaja2719
@ranaivoandriamihaja2719 5 лет назад
Tsy mety leo an'ity hira ity mits a😍😍 tsara loatra
@manourakotonanahary5506
@manourakotonanahary5506 7 лет назад
Waouuuu je l'écoute en boucle depuis ... Mon coup de cœur du mois d'avril
@keithreydellet5317
@keithreydellet5317 5 лет назад
Tu es tellement belle et tu montre vraiment notre pays vive Madagascar 🇲🇬 vive Niu Raza
@fanomezantsoasergegabriel4476
@fanomezantsoasergegabriel4476 2 месяца назад
Tena mbola tiako foana ity hira ity !!✨🌇
@Sweet_Van1lla
@Sweet_Van1lla 5 лет назад
quand on est de bonne humeur on prends plaisir avec la chanson ,quand c'est du vécu on comprends tellement les paroles ,dans les deux cas j'écoute toujours ampy izay en boucle en2019
@haingorazaka8719
@haingorazaka8719 7 лет назад
za kie tena tia ny feo-ndry mafy mintsy eeeh 💓💓😍🔥😍🔥😍🔥😍
@thierryrazakamanantsoa658
@thierryrazakamanantsoa658 5 лет назад
Tsara loatra, misaotra betsaka, milay elah
@patricerandrianarisoa3181
@patricerandrianarisoa3181 7 лет назад
Sendra nahatazana dia nihaino . Torana kely fa tsara ilay hira. Bravo !!
@LouisGiovanni
@LouisGiovanni Месяц назад
one of my best female artist💗
@mendrikakanto5750
@mendrikakanto5750 7 лет назад
M'lay laotra ndray 😌👍👍👍👍👍👍👍
@TheNanou01
@TheNanou01 7 лет назад
Encore et encore et encore !! ❤️❤️❤️❤️🌷🌷🌷🌷💐💐💐🌹🌹🌹🌹🌹 je m enlacerai jamais d ecouter cette chanson. Love Niu Raza
@ratovoheryainamirindra1478
@ratovoheryainamirindra1478 6 лет назад
chapeaux ,ten miaika a,tsara lotr ki a,ten tsara be mht,tohizo fa zay miadr hira fon e
@johanitomonedaasdebalsaman826
@johanitomonedaasdebalsaman826 6 лет назад
Niu RAZA mankasitraka tena tsara rôvina enao manao jazz mada merci
@harivolafanilorazafimahale300
@harivolafanilorazafimahale300 7 лет назад
Tsara lotra eh! je kiff trop ton zink, sady surpris b za nahita antw fier n Malagasy
@christinepotiron5867
@christinepotiron5867 6 лет назад
Une des plus belles chansons malgaches. La preuve : Bientôt 1 million de vues
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Merci beaucoup!! Elle l'a franchit!!!
@fifalianarakotondrainibe6002
@fifalianarakotondrainibe6002 7 лет назад
chapeau.....trop ma vie d'avant merci tsara lotra
@jolegacy5750
@jolegacy5750 6 лет назад
Quelle belle mélodie avec ces paroles qui parlent à beaucoup d'entre nous. Merci de dire haut et fort ce que beaucoup n'osent pas ou ne savent pas exprimer. Magnifique :') 💙
@randrianirinaholy9883
@randrianirinaholy9883 7 лет назад
tena tsara be!!!! tohizo hatrany 😍😍
@zoherilantoramaroson2977
@zoherilantoramaroson2977 7 лет назад
Tout simplement sublime, rien à dire de plus
@hugatadahy1975
@hugatadahy1975 7 лет назад
En plus d'avoir une belle voix tu valorise notre Pays, tu est la meilleure ❤️
@ralisonmanoinaelliarandria1510
j'adore cette chanson, avec ta voix; c'est magnifique!!!
@NanouinaLifestyle
@NanouinaLifestyle 7 лет назад
Aaanwh tsara be, quel talent, tena tsara be
@marierakotoarisoa7583
@marierakotoarisoa7583 6 лет назад
Wow she got me,like I'm addicted to this song~ Tiako lotra~~
@huguesrasolofo3071
@huguesrasolofo3071 7 лет назад
J'adore !! c'est juste parfait !
@aryran8143
@aryran8143 7 лет назад
j'adore j'arrete pas de l'écouter tellement j'adore
@thegreatmistersuzuki4147
@thegreatmistersuzuki4147 7 лет назад
we need a live here in Mada! pliiiz come!😍
@tovoraharijaona5645
@tovoraharijaona5645 7 лет назад
my favourite song
@mialitianarajaonah5640
@mialitianarajaonah5640 11 месяцев назад
Heyyyy girl, many years later but here I am again just because I can't wait to be on the 09th Sept to see you on live and sing this with every part of me, much love!!!
@miharandris5919
@miharandris5919 7 лет назад
tsaraaaaa bee tena tiko be ilay hira, ilay gadona 😍😍😍
@jehlyghost5694
@jehlyghost5694 7 лет назад
Magnifique musique. ....parole très profond ❤
@harovelochrysanthemandrian2362
Zay vao hitako ihany ity hira ity ny farany!! One of the best song I have ever heard so far! :)
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
ndri!! Misaotra e!!
@nirinamanitrarakotozandry5769
@nirinamanitrarakotozandry5769 7 лет назад
kay kay kay! tena cava be kosa ty an!!
@koloinamitiah2711
@koloinamitiah2711 7 лет назад
trop top...i like it so much..tsara feo be ianao sad tsara b ku lay gadona s n hiranao..toizo fa tsara..
@mzaranytsara811
@mzaranytsara811 7 лет назад
Tsara be!!! mahafinaritra ny maheno ny kanto malagasy ohatr'itony !!!
@bernardgrillet9749
@bernardgrillet9749 4 года назад
Merci merci merci, j'ai pas le mot pour honorer votre talent
@00008366
@00008366 7 лет назад
Tiako tiako !!! tsara be!
@tolojanaharyrakotomalala8389
@tolojanaharyrakotomalala8389 7 лет назад
This is such a wonderful song , i'm so proud
@TheBaarka
@TheBaarka 6 лет назад
Dear Niu, I love the song so much, I do not understand a word, but somehow I have the feeling its not needed. I listened to my first Malagasy song thanks to your father who sang a Aza avelanao aho na de mahantra aza song to us (not only once - my husband even learned that song and time to time is singing it to me and to our friends too:). Lets hope there is more songs (and not necessarily only Malagasy) coming to this accounts.
@TheBaarka
@TheBaarka 6 лет назад
*Niu
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Thank you so much for this, it means a lot!!!!
@aliciafitiavana731
@aliciafitiavana731 6 лет назад
Je ne peux pas m'en lasser de cette chanson 😍💗
@martiaandriamihaja7347
@martiaandriamihaja7347 7 лет назад
J adore. Merci pour cette chanson
@razafimahefatahiry2999
@razafimahefatahiry2999 7 лет назад
Mlay be trop kousa rangah a😍😍😍
@itoking__
@itoking__ 3 года назад
2021 and still crying on this 😂
@patricerandrianarisoa3181
@patricerandrianarisoa3181 6 лет назад
Waouhhhhh !!!!! Tsara be , bravo !!!
@nomenarandriamahaleo7373
@nomenarandriamahaleo7373 8 месяцев назад
Musique d'une élégance intemporelle ❤🙏.Tena hoe milay beeeee... Fiere be mahita gasy tsara feo be otrany zany
@MiaMia-qc6ci
@MiaMia-qc6ci 7 лет назад
Tsara be, tsara loatra 😊tiako be ilay tonony, mankasitraka, dia misimisia ny toy itony
@fyavalientefyavaliente1495
@fyavalientefyavaliente1495 7 лет назад
I love this song and your voice is beautiful
@jiaryshivah4182
@jiaryshivah4182 7 лет назад
Mlay be ♥♥ Mankasitraka!!!!
@kantoranaivo4915
@kantoranaivo4915 7 лет назад
Waouu.... Tsara loatra aqui a
@khemrabonamy648
@khemrabonamy648 7 лет назад
Kanto Gasy comment sapelle tu ????????
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Misaotra akia a!
@arovolaranaivo5375
@arovolaranaivo5375 3 года назад
Still listening to this until now❣️
@miochannel4394
@miochannel4394 6 лет назад
I love this song
@Miserabletita
@Miserabletita 7 лет назад
waaaoohhh i was crying the first time i listening this song i love love love love this song
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Awww man this means a lot!
@jadynekena
@jadynekena 7 лет назад
woooooooooooooow this is so so so good! very talented!
@stephanierazafinjato7867
@stephanierazafinjato7867 7 лет назад
J'adore trop!!! matsiro, mahafinaritra be akia, ta une très belle voix!
@marielle9960
@marielle9960 7 лет назад
😍😍 mba mihome ve izy mijery ireo adalanao😊😘 Tiako loatra💕
@judionja1798
@judionja1798 6 лет назад
kKK!!Meva zanagasy eah!!Mahay raha!!!
@lalainaandrianasolo4341
@lalainaandrianasolo4341 3 месяца назад
Beautiful song ❤
@rakotonirinafanomezantsoju9171
nisy ola nanoltra anah anio hira io!! azko b mits le afatra apitan le hira!!
@vincenzosoretti3455
@vincenzosoretti3455 6 лет назад
Superbe chanson malgache dans une interprétation parfaite.
@rasolofonjatovonarindra781
@rasolofonjatovonarindra781 7 лет назад
A very great prestation. I'm so proud of the originality of your music.
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Thank you love!
@miorarakotonirina5358
@miorarakotonirina5358 7 лет назад
Congrats Niu, tsara be 👌👍
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Thank you honey!!!!
@serge4096
@serge4096 7 лет назад
J'adore kiii pisouuu aah
@akarmoussaittizi3012
@akarmoussaittizi3012 4 года назад
Woooooow! Really impressive.
@rinaratovoarison4863
@rinaratovoarison4863 7 лет назад
mankasitraka #raza ,tohizo hatrany ny fanandratana ny voninahitr'i MADA
@tsuhary
@tsuhary 7 лет назад
Ao tokoa ny talenta,mankasitraka e!
@marcaryss9792
@marcaryss9792 7 лет назад
Nice song, great voice...
@fyavalientefyavaliente1495
@fyavalientefyavaliente1495 7 лет назад
very good i love this song you'r so amazing
@user-jv8hn7pk6o
@user-jv8hn7pk6o 7 месяцев назад
Niu raza,tu ne cessent de nous surprendre 😮🎉❤❤❤
@ainanico4002
@ainanico4002 5 лет назад
Plus d'1 million de vue :o congrats Niu Raza
@alicemac1058
@alicemac1058 7 лет назад
un grand merci ❤❤
@sandielivaherilala3842
@sandielivaherilala3842 4 года назад
En 2019, j'écoute et j'appécie encore cette zik!!!
@henintsoaagnesramananarivo8559
Tiko be, bravo Niu Raza
@salohyraksata819
@salohyraksata819 7 лет назад
musique au top, équipe au top👌
@lollitabonnard6576
@lollitabonnard6576 7 лет назад
wow it sounds just wow!!
@leainanails
@leainanails 6 лет назад
Tiko lotra❤️❤️merciii
@dinafranciaramanantsoa8615
@dinafranciaramanantsoa8615 7 лет назад
tena top!! bravo
@evaslay9931
@evaslay9931 4 года назад
Parfaite ❤️😭😍
@athswega5942
@athswega5942 7 лет назад
tiako be!!!! tohizo fa tena tsara an!! Mirary soa ho anao
@frapoliandrianina5061
@frapoliandrianina5061 4 года назад
Hatramizao dia mbola ataoko en boucle ity song ity
@opheliaj1358
@opheliaj1358 6 лет назад
Misaotra ianao. C'est chanté divinement, une belle voix qui fait ressortir une si belle langue.
@resevamariella7771
@resevamariella7771 7 лет назад
Trop bien tout simplement..., merci, toi là tu fais vraiment avancer la musique gasy...
@NiuRazaOfficiel
@NiuRazaOfficiel 6 лет назад
Merci pour ce beau compliment!!!
@muriellerakotomavo8116
@muriellerakotomavo8116 6 лет назад
trop coool j'aime trop ta chanson
@anaellenomenjanahary4949
@anaellenomenjanahary4949 7 лет назад
Tsara tsotra izao , gasy m'lay !
Далее
Nate Tex   Tsara tso drano © 2017
3:53
Просмотров 2,5 млн
Mionona
4:14
Просмотров 6 тыс.
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 333 тыс.
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao
4:48
Просмотров 1,5 млн
Niu Raza - There Is Nobody Like You
3:30
Просмотров 383 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
DOM RASOLO- Ampitao aminy
4:01
Просмотров 719 тыс.
Anao Tômpiny
3:42
Просмотров 234 тыс.
Ayam - Mbay any (Clip Officiel)
2:54
Просмотров 695 тыс.
Niu Raza - Laingalainga
3:27
Просмотров 402 тыс.
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 23 млн
JJAM
3:06
Просмотров 2,5 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 127 тыс.