Тёмный
No video :(

Noho ianao Sombiniaiko : Tantara Aceem Radio  

Gasy RAKOTO
Подписаться 29 тыс.
Просмотров 23 тыс.
50% 1

Tantara gasy
⛔️TSY AZO AMIDY
#gasyrakoto

Опубликовано:

 

9 окт 2023

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 42   
@mohammedselfi1897
@mohammedselfi1897 10 месяцев назад
Mafinaritra zany tantara zany mahalatsadranomasoko mihitsy 😢😢😢😢
@mimikwelly9148
@mimikwelly9148 10 месяцев назад
Tantaranay mianaka😢😢 courage tsika mtsam❤❤
@suphalhazra2768
@suphalhazra2768 10 месяцев назад
Merci fa tena tsara be ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉
@famillerichard9004
@famillerichard9004 10 месяцев назад
Tena tsara! Mahay milalao aby ny mpilalao 👌
@southji2822
@southji2822 10 месяцев назад
Io fagnarahagna sy finoana teninolona tsy ahitagna porofo io manimba fona,mba miezaha manaporofo alohan ny hanapahankevitra noho ny resaka ataonolo
@NomenjanaharyMarie-d4q
@NomenjanaharyMarie-d4q 15 дней назад
Ndriii mapalahelo 😢😢😢😢
@marielesage1254
@marielesage1254 10 месяцев назад
Tegna misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra sady mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 ❤❤❤❤miandry ny tantara vaovao indray 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 Misaotra betsaka indrindra tompoko ❤❤❤❤😂😂😂❤❤❤
@Vatosoa
@Vatosoa 3 месяца назад
Ndrisy ry Neny raha izany tokoa ,,misy farany ny hatao e,dia mahereza fa misy mijery ao ambony ao e😢
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 8 месяцев назад
Misaotra betsaka ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara be ny tantara ; afaka handraisana lesona eo @ fiainana ( tena henjana ilay fihainoana lokolosy tokana , mila manadihady tsara raha maheno resaka ) . Mankasitraka nizara 🎧 😍 🇲🇬❤️ 🇱🇧
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala 4 месяца назад
♥️🎣
@rovasoa
@rovasoa 10 месяцев назад
Misaotra nizara oo😍🙏🙋‍♀️🇲🇬
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 10 месяцев назад
Merci beaucoup
@ntsoavina
@ntsoavina 10 месяцев назад
Mampalahelo ilay tantara 😢😢😢
@SITRAKALALAINARAKOTOALIN-er2fz
@SITRAKALALAINARAKOTOALIN-er2fz 8 месяцев назад
Ndriiiiiy latsaka ny ranomasoko mieno ilay tantara💔😭
@asmineasmine1819
@asmineasmine1819 10 месяцев назад
Misaotra betsaka tompoko o ♥️♥️🥰🥰🙏
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
Mankasitraka indrindra Tompoko 💔 ♥️ ❤️ 💖 indrisy ry fiaignana ❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉
@roz1046
@roz1046 10 месяцев назад
Nahay azy enao ri Zo👍Tena ritra ni toka 😂
@alphaandrisolofomiadants-kc7lh
@alphaandrisolofomiadants-kc7lh 10 месяцев назад
Mankasitraka anareo ooo
@KuwaitKuwait-yi7dl
@KuwaitKuwait-yi7dl 10 месяцев назад
Mankasitraka tompoko ô 🙏♥️
@annitahrazafiarisoa3388
@annitahrazafiarisoa3388 10 месяцев назад
😢😢😢😢! mampitomany le tantara !mafy ny zionga entin_dreny
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 10 месяцев назад
Misaotra nizara!! Tena tsara be!!
@MichouBeauty
@MichouBeauty 10 месяцев назад
Ndryyy Misaotra e!
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 10 месяцев назад
Misaotra foana nizara tantara
@gshvs8057
@gshvs8057 10 месяцев назад
Misaotra indrindra tompoko ❤😊
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 10 месяцев назад
Mankasitraka indrindra tompoko ❤
@perpetueperle6053
@perpetueperle6053 10 месяцев назад
Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤❤❤
@narindraniaina9634
@narindraniaina9634 10 месяцев назад
Makasitraka indrindra tompoko nizara tantara ho anay
@marrymarry8826
@marrymarry8826 10 месяцев назад
Makasitraka hatrany tompoko
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr 10 месяцев назад
Misaotra nizara fa tsara be le tantara 🥰🥰👏👏
@dinarakotondrainipeno1311
@dinarakotondrainipeno1311 10 месяцев назад
Ndriiii😢 tena mampalahelo loatra fa tsara fiafara
@rabakolalaohaingotiana3848
@rabakolalaohaingotiana3848 10 месяцев назад
Makasitraka tompoko nizara
@teddyrubellahteddy762
@teddyrubellahteddy762 10 месяцев назад
mankasitra indrindra anareo eee
@apop3771
@apop3771 10 месяцев назад
Misaotra betsaka nizara
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 10 месяцев назад
Misaotra ô
@nessyrawns8405
@nessyrawns8405 10 дней назад
Tena lehilahy marivo salosana ka mandray vavan olona tsy vanona
@tahinachantal8275
@tahinachantal8275 10 месяцев назад
Tsara lotra manganoano ny ranomasoko
@Sandie646
@Sandie646 10 месяцев назад
Lelahy tsis jery maivando amboaraza efa ainao tsifitiavany reninao vadinao mbl iz fn enoina
@hanitramimie6092
@hanitramimie6092 10 месяцев назад
Anatra lehilahy miheno feo ndakolosy to kana zao
@anarajaonarivony3162
@anarajaonarivony3162 10 месяцев назад
Misaotra nizara o ! Aza mba sendra ny rafozan - doza sy zaobavy tsy vanona. Mapanaonao foana.Fadio nymihaino feon -dakolosy tokana e
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 10 месяцев назад
Mankasitraka indrindra Fa sendran'ny lehilahy maivandoha😒😒, mihaino lakolosy tokana😒
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 10 месяцев назад
Mankasitraka indrindra tompoko ❤
@NadiaMahamoudou-db7bm
@NadiaMahamoudou-db7bm 10 месяцев назад
Mankasitraka tompoko
Далее
Rangotr’efatra: Tantara RNM #gasyrakoto
1:18:54
Просмотров 13 тыс.
iPhone Завис на яблоке!
00:54
Просмотров 84 тыс.
IANAO VE IO SA MANONOFY AHO? (Tantara lava RDB)
1:39:00
Afom-pitiavana 2: Tantara RDB #gasyrakoto
1:13:34
Просмотров 16 тыс.
VOADY FANINDROANY (Tantara lava Record FM)
56:43
Просмотров 2,6 тыс.
Tantara malagasy - Tantara namboarina
45:25
Просмотров 8 тыс.
MAMBOLY VOLA (Tantara lava RDB)
1:15:52
Просмотров 16 тыс.
Tantara ACEEM Radio: SAFOTOFOTO #gasyrakoto
2:11:07
Просмотров 25 тыс.
DONA: Tantara gasy vaovao (Aceem Radio) #gasyrakoto
1:29:03