Тёмный

NY ANDRO IRAY RAHA MPANDRAOKA FAKO - AARON 

Aaron en parle
Подписаться 11 тыс.
Просмотров 19 тыс.
50% 1

Hiditra anatin'ny adavanandron'ny asa-na mpandraoka fako isika ✨
5€ na 5 dollars de bonus au 1er envoi raha mampiasa ny code promo taptapsend vaovao : TOP ❤️
Téléchargez l'appli ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aa...
Merci aux éboueurs et SMA, E-mages et ZOOM films Mada 🎥

Приколы

Опубликовано:

 

25 мар 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 106   
@aina.loic10
@aina.loic10 3 месяца назад
Des héros du pays cachés dans l'ombre, respect à eux franchement 👏🏾 que Dieu les facilite 🙏🏾
@niainamaminirinarakotoarim9025
@niainamaminirinarakotoarim9025 4 месяца назад
VAKIO NE E! Hetahetan'izy ireo tsy vola tsy karama be 🏖🏚🏠sns,fa........ Hisian'ny fifanajana ho an'ny mpandroaka fako,satria olombelona mitovy amin'ny rehetra ihany izahay,fa tsy sanatria hoe hampitoviana @ilay fako harian'ilay mpanary fako.... RESPECT🤛
@sRaza-youtube
@sRaza-youtube 3 месяца назад
Tsy fanaoko no mi-comment, fa mlay be ny respect nitondran’là an’ireo akama miasa mafy reo, ny fomba firesak’elà am zalà tena naha sambatra an’zalà tao anatiny ray andro iny, nefa mety sady ho lasa force iainana zalà mandrakzay. Merci @Aaron tam fizàrana fa avy aty alavitra aty lasa mahatsapa hoe hay tsis dikany daol ze probleme kely ny fiainana aty par rapport am gidragidran’asa n’olona any, amelomana vady aman-janaka. Courage daol tsika am fiainana e👍 Peace🤟
@BeHappy-jw4bt
@BeHappy-jw4bt 27 дней назад
MBA ampio re ri zareo aaaaaa🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🥺🥺🥺🥺😳🥺🥺🥺
@laureanne.ratsitohara
@laureanne.ratsitohara 4 месяца назад
" Il n'y a pas de sot métier, que de sottes gens" Merci pour cette vision différente du travail des gens à Mada. Ces éboueurs méritent tout notre respect et tellement touchée par leur reconnaissance et leur joie malgré les difficultés de la vie. Super contenu 🙏
@mamyrazafimanantsoa6527
@mamyrazafimanantsoa6527 2 дня назад
tena merci Aaron tam le partage f mt narary ian koa ngamba nareo tamty an
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
Merci beaucoup satria tena mahafoy fotoana enao manao asa
@byron-e4x
@byron-e4x 4 месяца назад
Respect à tous les éboueurs de mada
@cyrius364
@cyrius364 3 месяца назад
merci nizara ny fiainan'le olona. Mafy le asa ary tokony mahazo karama sahaza azy ireo. Mbola sarotra nefa tokony
@dollingucci1705
@dollingucci1705 2 месяца назад
Le genre de vidéo qui mérite des millions de vues 🙌🏽
@brechard1104
@brechard1104 4 месяца назад
Tena latsaka kely mihitsy le ranomasoko , bravo, tena mafinaritra le vidéo
@mickaelrakotoarivelo9408
@mickaelrakotoarivelo9408 3 месяца назад
Tsy dia mpanao commentaire amin'ny vidéo aho, fa ity iray ity tena #1 raha samy contenu hatramin'izay. Nahaizako zavatra betsaka. Raha contenu utile otran'izao no mameno ny tanana dia inoana fa hisy fivoarana Madagasikara na dia % kely fotsiny nefa mino aho fa tena hitoetra ity horonan-tsary iray ity. TOP be e, l'humilité, l'empathie, la volonté. Maximum de Respects à toi et à ton équipe de tournage Aaron en parle 🙌
@fenosoaraherimihaja1583
@fenosoaraherimihaja1583 3 месяца назад
Merci beaucoup tamin'ilay video, manampy anay hi comprendre ny hafa ilay izy, mankasitraka🙏🙏🙏
@nosmovies
@nosmovies 3 месяца назад
Aaron ton film est extraordinaire, bravo ! Je l'ai partagé sur Facebook. Il m'a beaucoup ému parce que c'était mon premier job en France (en 1983)... Et je sais à quel point il est dur et respectable. On ne fait pas ce travail jusqu’à la retraire. J'espère que tous les éboueurs de Madagascar trouveront un travail moins usant avant d'être complètement usés.🙏🙏🙏
@Ravelojaonaaika
@Ravelojaonaaika 3 месяца назад
Alefa Aaron 😢😮😊
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
Tena mpandroka fako ve AARON
@jeanmarieramangason7228
@jeanmarieramangason7228 4 месяца назад
La traduction "vagin de famille" 😂😂😂 j'suis dead
@allisonradiomanana3323
@allisonradiomanana3323 4 месяца назад
Je rigole à cause de ça depuis 10 minutes, ça me bute 😂
@hentsoamitchou4110
@hentsoamitchou4110 3 месяца назад
Top du top less Aaron a.. Vidéo tiko indrindra iany ko Ty
@RavelonatoandroSimeone
@RavelonatoandroSimeone 2 месяца назад
Tsara le toetraina , dia samy mahita avokoa isika zao ry malagasy dia mba aza amaivanina ry zareo mpandraoka fako reny fa raha tsy misy ireny dia ho feno fako eto ny firenena , misaotra AARON aminy le toetraina , dia manevre dray mba atao raha mety 👊👊
@AndyRanaivo-sl4ic
@AndyRanaivo-sl4ic 3 месяца назад
Aaron a ta un coeur en or❤ continue comme ça tu vas percer🎉
@aina.loic10
@aina.loic10 3 месяца назад
De plus ils méritent de gagner beaucoup plus que 250 000 arriray par mois sérieux, le gouvernement devrait améliorer leurs situations
@rakotoarivonysitrakah.8485
@rakotoarivonysitrakah.8485 3 месяца назад
Milay le concept, sur ah fa nanampy olona be dia be ity video iray ity. Mirary soa be an'lah Ny asan'ireny mpiasa ao amin'ny zone franche ireny indray andramana fa somary mafimafy koa ny asan'ireny. Suur suuur 👊
@rodriguemahatsara5116
@rodriguemahatsara5116 2 месяца назад
Tay be kosa aloha ilay kandra an'ir lerony ireo e!! Tena hoe chapeaux bas ho an'zalah
@favellefenosa3458
@favellefenosa3458 4 месяца назад
Franchement Merci Aaron pour cette leçon de vie ❤
@user-me9je2hn5w
@user-me9je2hn5w 3 месяца назад
mlay elah les eee...asio aventure hafa ndray e
@AinaRajaonarivelo
@AinaRajaonarivelo 2 месяца назад
Tena izay ah vao nijery an'ity vidéo ity fa izay vao afaka😅chapeau be aloha eh👏👏🎩mahavita be zareo. Merci également Aaron pour le partage👌 Mba manaova indray mpivarotra charbon, na le mpivarotra sakafo kely mandehandeha eny an-dalana eny amin'ny épisode manaraka :)
@tinarickamiarantsoa7797
@tinarickamiarantsoa7797 4 месяца назад
C'est très touchant comme vidéo🥺
@jonathanrakotondravelo3270
@jonathanrakotondravelo3270 3 месяца назад
Franchement merci à toi Aaron, tu nous a offert un vidéo vraiment émouvant. Tena enjana le asa ka mety lesona ho an ny olona rehetra zany oe tsy fanao ny manambany ny asan'olona. 250 000 ar par mois pour faire ça c'est pas assez !
@johmbon
@johmbon 4 месяца назад
C'est vraiment cool de voir ça, que tu leur pose des question et que vous échangez c'est comme si j'ai pu faire leur connaissance et c'est touchant. Ça m'aide à continuer d'apprendre des choses sur mon pays même si je ne suis plus à Mada
@user-gi2ie6fo9e
@user-gi2ie6fo9e 4 месяца назад
Bravo aaron .... j'ai pas les mots , tellement c'est touchant 🥺🥺 Respect aux éboueurs 🙏🤝👊👌
@fitiarakotosaona5738
@fitiarakotosaona5738 3 месяца назад
Très émouvant..merci pour ce message😊
@metanoia.777
@metanoia.777 3 месяца назад
la vidéo est vraiment géniale ! c’est ce genre de contenu dont on a besoin à Madagascar, et ce serait aussi super intéressant que tu fasses d’autres métiers !
@tinaandriamihaja6547
@tinaandriamihaja6547 4 месяца назад
Milay ela bain aaa,, tiko ity concept ity le,, Mirary soa be hon lisany
@sd-music2470
@sd-music2470 3 месяца назад
Respect ho an'Zallah dia respect ho an'la koa Aaron. Gardez la pêche....
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 4 месяца назад
Zay vao nahita ny video an'là fa milay e 👍👍👍👍👍👍 Voaray koa lay hafatry ry zalahy mpaka fako !! Respect ho an-dry zalahy 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
@Gash0u
@Gash0u 4 месяца назад
Bravo Aaron! Vidéo instructif et poignant! J'ai beaucoup de respect pour ce type de métiers car sans eux, notre société n'avancerait pas. En plus, ils ont un mentale de malade avec les conditions dans lesquels ils travaillent. Les sous-métiers ça n'existent pas. :)
@hasinarandriamiandrisoa2713
@hasinarandriamiandrisoa2713 4 месяца назад
Merci Aaron pour cette vidéo c’est vraiment trop touchant ❤️ merci pour ton humilité 🙏🏼 merci d’avoir changé nos perspectives, ça crée plus de respects envers les autres
@Awesome_Guy-uu8jo
@Awesome_Guy-uu8jo 4 месяца назад
Franchement, en vrai les gens n'ont pas assez conscience du travail de ces individus À travers ta vidéo on peut se faire une meilleure idée de leur faits quotidien 💯💪
@jimmyrkb4778
@jimmyrkb4778 4 месяца назад
Respect à vous ! Et merci Aaron d'avoir partagé ce concept ! Mirary soa be dia be ♥
@sendratsikimaminjatovo7094
@sendratsikimaminjatovo7094 3 месяца назад
Respect
@user-vu1bh3ni7k
@user-vu1bh3ni7k 3 месяца назад
Chapeau 🎩🥺
@aina.loic10
@aina.loic10 3 месяца назад
Déjà que notre ville est déjà bien encombré de déchets alors j'imagine pas ce que ça sera sans eux
@MananjArt
@MananjArt 3 месяца назад
Respect frère 🤜🤛, aiza Ilay "bipentsika ee" 🤣🤣
@hantasoaminoarivelonandria6229
@hantasoaminoarivelonandria6229 4 месяца назад
Bravo be. Mankasitraka ❤ Tsy nampoizina ilay vidéo 😮 Ohatr'ireny zany ny fandraofana fako ao amin'ny renivohitr'i Madagasikara amin'izao 2024 izao. Deraina zareo mpiasa manao tsara ny asany amin'ny moyens omena azy. Mahalaza zavatra maro... Mahafinaritra ilay ianareo niaraka nisakafo 🥰 Mahaliana ahy ny hahita vidéo manaraka manodidina ny recyclage plastika, vy, lamba sns sady mety hoe mifampitohy amin'ity resaka fako ity ihany koa hoe ahoana no hanodinana azy. Misaotra betsaka
@tokinainamichelranaivosoa951
@tokinainamichelranaivosoa951 3 месяца назад
Respect! Mafy elah
@safidy1208
@safidy1208 4 месяца назад
respect Aaron!!
@tojorazafinimanana3313
@tojorazafinimanana3313 4 месяца назад
Merci Aaron , tena ito no concept isan'ny tena Tsara . Peace
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
Misaotra indrindra tompoko fa madio ny tontolo iainana👍
@zrnv8535
@zrnv8535 3 месяца назад
mafinaritra be ary tsara, feno lesona azo raisina na hoanireo menatra aminy asany na ho anireo panary fako rehetra, ASA MANARAKA, IREO MPIVAROTENA
@HagaDaddi-dt6wv
@HagaDaddi-dt6wv 4 месяца назад
Respect mon ref👊🤜
@mendrikarakotoarisoa1680
@mendrikarakotoarisoa1680 3 месяца назад
D'habitude je rigole sur tes vidéos, aujourd'hui je pleure 😭 Respect ❤
@BorutoUzumaki-ju6ti
@BorutoUzumaki-ju6ti 2 месяца назад
Les vrais Héros tellement sous côtés 😢
@miskay1923
@miskay1923 4 месяца назад
Tena mahafinaritra le miaramiaina amin’ny hafa 🥺🫶🏼
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
😊
@soloforajaonarison6404
@soloforajaonarison6404 3 месяца назад
merci pour cette vidéo
@ThePeaceMakersHomeStudio
@ThePeaceMakersHomeStudio 3 месяца назад
mankasitraka ndrindra ranga fa nampianatra zvt concret be le vidéo. 1 jour fotsiny ito defa azo atsaina daholo ny galère. Tena asa ambony noho ny député amiko ny fananarina fako. hita koa ny fanabeazana momba fanarina fako hita koa we tsy ampy le passage ny camion. merci !!
@radorazanajatovo7710
@radorazanajatovo7710 4 месяца назад
BRAVO👏
@filmcompletenfrancais7230
@filmcompletenfrancais7230 4 месяца назад
Tena hoe respect 👒 en plus ilay toetsain'zareo mahay makafy ny asany (na dia mafy indrindra sy be mpanakora) hoe tsy misy asa ratsy! Avec le salaire de 50€ 😢 que Dieu bénisse vos foyers! Restez humble et juste, un jour viendra 🙏
@AichaOceane
@AichaOceane 4 месяца назад
Respect 🤝
@johmbon
@johmbon 4 месяца назад
J'ai trop aimé la vidéo!
@ifalianalahatriniavoRASIDINANT
@ifalianalahatriniavoRASIDINANT 3 месяца назад
Merci Beaucoup Aaron, Tu es vraiment une source d'inspiration 😌
@ced_pilot
@ced_pilot 4 месяца назад
Une vidéo En full malgache , bravo
@harinosytahiryrambeloson793
@harinosytahiryrambeloson793 4 месяца назад
Efa tsara foana ny video nataon'ialahy hatramin'izay fa ity indray nitoraka ity kousa tena niavaka indrindra ary inoako fa nahatonga saina ny gasy maro. Misaotra lessy Aaron fa tena mampihetsi-po. Mankasitraka an'ireo manana ny asa fandraofana fako rehetra dia misaotra an'izy efa-dahy nanaiky nizara ny fiainany.
@carlosjohn8936
@carlosjohn8936 4 месяца назад
Merci Bcp Aaron, respect
@johmbon
@johmbon 4 месяца назад
8:40 La musique de Pain dans Naruto c'est pour me tuer ça xD Je viens d'être touché par les discussions et direct j'entends Naruto 😂
@nalainaanampisoaantranomen7805
@nalainaanampisoaantranomen7805 3 месяца назад
teto a vo resy lahatra i s'abonne, milay le Aaron ! naiky latsak mits ny ! respect oan zala !
@she3525
@she3525 4 месяца назад
Merci pour cette vidéo ! Super inspirante 👏🏽
@sergiomichael5359
@sergiomichael5359 4 месяца назад
Ankafiziko 👏
@boodeebai
@boodeebai 4 месяца назад
Force et respect à eux! Merci pour ce genre de video (future video immersion dans le milieu de la prostitution? je déconne)
@fidramulti-servicesrandria3887
@fidramulti-servicesrandria3887 3 месяца назад
Misaotra e
@bakiajiesclawiden7089
@bakiajiesclawiden7089 3 месяца назад
Zao no tokony atao service national ho an'ireo tanora.
@velohasytojo3887
@velohasytojo3887 4 месяца назад
Tsara l reportage mahatsiaro any Madagascar zay aty alavitra tonkony aloa tsara n karamany l olona kosa e ❤
@ureal-m5o
@ureal-m5o 22 дня назад
C'est un job essentiel, c'est très cool mais ça a l'air très dur, ça mériterait d'être simplifié mais c'est comme ça malheureusement
@jcjpalmer3
@jcjpalmer3 4 месяца назад
Jolie contenu...respect et bravo à nos héros de la CUA...il faut le faire
@jcjpalmer3
@jcjpalmer3 4 месяца назад
Next Video les charettes ...j'ai aussi beaucoup de respect pour ces gars là...bon courage
@hajatianakantoniaina
@hajatianakantoniaina 3 месяца назад
Tiako ity vidéo anao ity Aaron, mankasitraka be dia be. Amzay mba fantatry ny olona hoe ohatran'izao tena fiainana iainan'zareo ireny. Raha ny tenako manokana indray ireo "mpikarama" (izay fiantsoana an'zareo eny fa tsy mpitsindroka) eny Andralanitra ireo no efa hitako, fa tena hoe tsy mikely aina mitady zavatra anaty fako hamidy. Amin'ny Alina izany tena hoe feno eny.
@alfredlegrand3052
@alfredlegrand3052 3 месяца назад
Mankasitraka Aaron,
@KlaousBefourouack
@KlaousBefourouack 3 месяца назад
Misaotra anao t'@ vitanao Aron
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
12:06
@Rahasimanaja
@Rahasimanaja 3 месяца назад
tsara ny theme , ary tsara daholy continute anle video ...... fa indro kely fotsiny tsy voahaja ny regle cinematographie , izany hoe hita ny contre champs sy ny champs contre champs tsy voahaja ; nefa efa mety le izy ... fotsiny hoe tokony sponsoriseny inter ny video otrany zao amzay tena mprce tsara ny rehetra ... big up be
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 25 дней назад
Inonan'i tefy i fyyy 08
@mariusramaroson5779
@mariusramaroson5779 3 месяца назад
Very good
@herihaja5415
@herihaja5415 3 месяца назад
manaja ny mpandraoka fako malagasy fa mba iza ialahy ity Ry AARON aiza i MOIZY ,????
@nathraob4745
@nathraob4745 3 месяца назад
wow thanks for the video! It really helps us understand not only about the livelihood but also about how can we help find solutions for the development of our country. 👍 I'm a new fan of the channel. Keep up the good work
@user-tj9dh6fo1j
@user-tj9dh6fo1j 3 месяца назад
respect lets ee
@fanevalalainarzk2863
@fanevalalainarzk2863 4 месяца назад
Mankasitraka e.
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 3 месяца назад
Mîsaotra nanao ilay video fa tena nanohina ny fo . Tokony ho hajaina izy ireo ary omena ny katamany atadalana ,tokony hampiakarina ny karamany
@rabarijaoneric
@rabarijaoneric 3 месяца назад
Mankasitraka fa m'lay b e! d tongav@ tanjona irina letss Aaron a!
@HortensiaHorenz
@HortensiaHorenz 4 месяца назад
Mbola tsy faly Sy nalahelo @ fotoana iray toa n'y nijerevako ity video Ty ah! Misaotra betsaka anao nizara tarikefa vaovao 🙏 Mirary SOA hoan Ren zalah reny
@user-wz4ly7pw5f
@user-wz4ly7pw5f 3 месяца назад
Mankasitra Aaron
@user-gr2ws6gd5z
@user-gr2ws6gd5z 3 месяца назад
Tsara ilay concept lesy e. Fa izao mba ataovy video kely ranga ny kandran'ilay Tojo Lamborgini e. Genre 72heures dans la vie d'un Proprio d'un Lambo.
@kvalsixonine
@kvalsixonine 4 месяца назад
Tena merci ranga nanao ity video ity a tena nandona fo....ary marina be le oe mental d'acier😢
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 3 месяца назад
In tri sélectif en amont racolerait déjà la tâche
@odonfidaulisandrianjakatia6655
@odonfidaulisandrianjakatia6655 3 месяца назад
Asa manaraka, ilay any amin'ny morgue.
@jeoashlane3916
@jeoashlane3916 3 месяца назад
mlay lesy Ron kely a,mafy le kandra ,fa mba manaova asa mikapoka vato ndray lo ;) ,reny ko otran enjana an
@dimbinialarakotomalala210
@dimbinialarakotomalala210 3 месяца назад
Reveko be ry baina le mokondoh an’lah
@anicetjr52
@anicetjr52 4 месяца назад
trop dur le taf en vrai c pas rien vraiment
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 4 месяца назад
Refa tao @ commune iany là d mba ataovy koa ny asan'ireny mpandamina tsena eo behoririka ireny e ! Hita eo raha hanaiky ry zalahy na tsia satria hi hita eo mantsy lay fakana vola @ mpivarotra amoron dalana isan'andro raha manaraka elà !😂😂😂😂
@user-vx2wp9yz8d
@user-vx2wp9yz8d 4 месяца назад
makorelina no tinay ataonao video ndray
@Fafa101-fnj
@Fafa101-fnj 3 месяца назад
tsara loatra lay vidéo (y) ary tena hisaorana nampiseho anzao e! mapte igety be le olona mbola manary fako nefa efa ita fa misi lera @ zany mbola lavitra fandrosoana loatra Madagasikara kanefa zay lay zava misy, bdb ny vidéo afaka atao ra otrizao e le olona mkrama isanandro reni indray atao oatra pivarotra fripy reny ts maalafo reni mitsy na le dokera be reny, ts tsapan olona oe reni asa reny tena mafy. Misi namana vaza mba mangataka oe mba asivo traduction anglisi iani vidéo anareo e! sur!!! Gardez la pêche bro & Go to 10K on youtube ;) !!!
@moossajottoune6576
@moossajottoune6576 4 месяца назад
tena ts izao kosa ny tena izy ry namana ahhhhhh............ kopy elah....efa 30 taona aho no naita mpanary fako teto tanana fa ts izao kosa ehhhh
@sRaza-youtube
@sRaza-youtube 3 месяца назад
Tsy itako hoe inona mou zany no tsy izy teto? Sa te iteny fotsiny? Extrait an fiainana panary fako ito video ty, mety oe mis partie tsy tafiditra ato, manasa vody aloan miasa, mbrosnif sns, fa ra tam le asa teo, tsy itako oe inona le oe tsy izao!! Ataovy ny tournage na andana misolo an zala panary fako e. Makamo le mahita commentaire negatif anaty video mlay sy manome exemple mlay otran’izao ataonao zao. Aleo mangina
@florepetit8160
@florepetit8160 3 месяца назад
Tsy mpanao commentaire Aho Fa Tena mampitoman'i Marina Fa asa Fa Manana courage gasy nef mbola MISY ihany manao tsindry rehetra olombelona Ireo 🥱😭
@florepetit8160
@florepetit8160 3 месяца назад
Amiko MISY valeur Ireo Olona Ireo courage hatrany makasitra anareo
@florepetit8160
@florepetit8160 3 месяца назад
Mamboly indray hatao
Далее
DAIN 🍔 - Aaron (Ft. Fy, Tefi, Neptunia)
17:02
Просмотров 23 тыс.
NOTRE 1ER MEET-UP DISTINGUÉ 💎
24:24
Просмотров 8 тыс.
CONFESSION BOB TOBIAS DU 07 AVRIL 2024 BY KOLO TV
1:07:59
Fahotana ve ny manao sipa ??
45:24
Просмотров 4,3 тыс.
Ny tontolo androko niaraka t@ Mirado/VLOG
20:15
Просмотров 78 тыс.
Tantara RNM: Fitiavam-bady 1 #gasyrakoto
46:49
Просмотров 11 тыс.
OTA FADY - court métrage ( langue Malagasy) 🇲🇬
11:33
J'achète une voiture chez le concessionnaire
17:35
Просмотров 7 тыс.
Ataon'ny mpangataka inona ny Vola ? - Aaron
10:40
Просмотров 4 тыс.
«Пранк от мамы» 😍 | #shorts
0:51
Просмотров 2 млн