Тёмный

NY ATY AMINAY 21 JANVIER 2017 FOKO ANAKARA BY TV PLUS MADAGASCAR 

Nicolas RABEMANANJARA
Подписаться 79 тыс.
Просмотров 11 тыс.
50% 1

NY ATY AMINAY 21 JANVIER 2017 FOKO ANAKARA BY TV PLUS MADAGASCAR

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 16   
@MrLaolo
@MrLaolo 7 лет назад
Misy zavatra tsy mazava, Jiosy ve nefa toa silamo no resahana? Arabo angamba no tiany holazaina
@doudoube6249
@doudoube6249 7 лет назад
Nanaraka Silamo ny sasany foko jiosy tao Madina, izany no nahatonga misy Silamo Jiosy tao Arabie saudi sy tany Yamen.
@akamagasy4415
@akamagasy4415 7 лет назад
juif zany de lasa slamo
@iledauphine
@iledauphine 5 лет назад
Misaotra bevata any TV Plus
@jonathanahamada9208
@jonathanahamada9208 7 лет назад
ary za mbola maheno tantara fa misy renirano rano tsy tia merina ao Vohipeno.tsy ao vohipeno irery anefa fa betsaka ny renirano ao Madagascar tsy tia merina tsy aiko ny Antony.
@ratra112
@ratra112 6 лет назад
Ny fanimbazimbana ny tantara, ny lainga nataon'ilay dama sy ny fanafihana / fanandevozana tsy amin'antony no nahatonga an'izany! Tantara diso no nampianarina teto hatr'izay.
@hatrinah691
@hatrinah691 7 лет назад
Tena mahafinaritra be ny tananan'ny vohipeno .Makasitraka tompoko
@marieallianceravaomanantso9410
Misaotra ny TV plus fa afaka hanina ny mpila ravinahitra lavitra ny tany niaviana nahita an'iny fandaharana iny, mankasitraka Tompoko
@ratra112
@ratra112 7 лет назад
Raha tena manjohy isika izany dia diso daholo ny tantara nampianarina antsika tany ampianarana. Oh: ny momba an' Andrianampoinimerina rehetra ... Hanky va re ka, Antemoro izany no lohany, ary dia ny nanaovana soa no namadika / nivadika!
@randalmanzaneraridrigez4363
@randalmanzaneraridrigez4363 7 лет назад
Za malagasy efa elabe tsi nade tanto 17 Tona tsinade tanto efa adinko NY manuratra gasi
@nomeniavo2421
@nomeniavo2421 7 лет назад
Misaotra nizara tsara ho fantatra mankasitraka e
@randalmanzaneraridrigez4363
@randalmanzaneraridrigez4363 7 лет назад
manaona azafadi te ijeri alakamisi km 18 anusiala uzin manutx
@jeanmonsieur2748
@jeanmonsieur2748 3 года назад
Mampalaelo fa na h@ reo oloben'ny Antemoro aza amin'zao fotoana zao de tsy mahalala fa oe jodaisma ange no finoan'ny jiosy e fa tsy silamo arakan'ny fiheverandreo anazy, nefa haindreo tsara fa jiosy i Ali Tawrat zay ekendreo fa razambe ndreo. MILA FANITSIANA FA MISY LALAN-DISO
@valisoaandriamihamina6904
@valisoaandriamihamina6904 7 лет назад
Tiako be ny fandaharana satria mampiseho ny maha malagasy. Marina fa misy fomba be dia be ao kanefa ankatoavin'ny mponina rehtra ao eny fa dia mpivavaka aza izy satria tantaran'ny fiainany io. Fa maninoma moa no firaina ny malagasy satria fomba io ne fifanarahena teo @ jiosy ho firaisana @ Andriamanitra
@hatrinah691
@hatrinah691 7 лет назад
Tena mahafinaritra be ny tananan'ny vohipeno .Makasitraka tompoko
@mathieumaminirina2607
@mathieumaminirina2607 6 лет назад
filme malagasy
Далее
ALALINO FOKO ANTEMORO DU 12 MAI 2019 BY KOLO TV
24:53
Starman🫡
00:18
Просмотров 9 млн
GASY FOMBA AMBOHIJANAKA 23 AVRIL 2017
29:39
Просмотров 10 тыс.
TSIAZOMPANIRY - AMBOHIMIADANA / Vlog
10:29
Просмотров 3,2 тыс.
RANAVALONA FAHAROA SY NY FIVAVAHANA KRISTIANINA
7:37
MARIAGE NY JERRY MARCOS  SY i ZITA VADINY
31:30
Просмотров 18 тыс.
Bnei Kongo 10 : Madagascar, l'Île qui respire la Torah
17:34