Тёмный

NY AVO "VITA SEDRA" 

Rojonyavo Rojonyavo
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 1,5 млн
50% 1

Nouveauté Evangélique 2019

Видеоклипы

Опубликовано:

 

28 дек 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 177   
@fitempo007
@fitempo007 11 месяцев назад
Misaotra an'Ilay avo indrindra naniraka ny mpanompony hanome hery ireo marefo. Misaotra amin'ny fankaherezana. Mitomboa talenta hatrany, hanandratra Ilay avo indrindra.
@MAMINIRINAOLIVIERRAJAOBELINA
@MAMINIRINAOLIVIERRAJAOBELINA 7 дней назад
Tena hoe tsitako tsony ze ambara fa tena hoe fiainak mantolo😢😢😢❤❤❤❤
@volahasinarandrianantenain7987
@volahasinarandrianantenain7987 4 года назад
Midera ny Tompo amin'ny talenta tsara be nomeny an'i Rojo!! dia mirary an'i Rojo ho tonga amin'ny Avo indrindra dia miroso hatrany ny dia annn!! ny mihemotra atao sanatria..... TSARA BE DAHOLO NY HIRAN'NY groupe Ny Avo rehetra!!!
@priscilliafranckie4000
@priscilliafranckie4000 3 года назад
Efa nandalo teo daholo Ireo fahoriana sy fijaliana Fa toa tsy mahataitra ahy intsony izany Fahantrana sy tsy fisiana. F'izaho mbola eto ihany, Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy Izay tsy zakako izany. Ref: Na inon-kidona na inon-kiatra Izaho mbola hitraka Na hisesisesy hamely aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon'ny finoako tsy ho faty intsony, Fa hiredareda Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa vita sedra. Lasa nandao ihany koa Ireo olona akaiky ny fo Noesorina tamiko avokoa izay Kely mba fananako Izaho mbola eto ihany, Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy Izay tsy zakako izany. Ref: (x2) Na n'inona n'inona hangeja, Izaho efa vita sedra. Na inon-kidona na inon-kiatra Izaho mbola hitraka Na hisesisesy hamely aza ny ady Izaho efa zatra (Ny afon'ny finoako tsy ho faty intsony, fa hiredareda.) Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa vita sedra. (Izaho dia mpanompo) Efa vita sedra
@jozatalnemer3026
@jozatalnemer3026 2 года назад
Mankasitraka ô
@faniryrakotonirina6549
@faniryrakotonirina6549 2 года назад
Tsara jesosy, mankasitra groupe ny avo fa tena réveiller be izahay am le hira
@VonyFenoarily
@VonyFenoarily 6 месяцев назад
Andriamanitra tsy hampitondra ahy izay tsy zaka... ❤❤❤❤❤❤
@mamisoarazafitsiferana5269
@mamisoarazafitsiferana5269 3 года назад
Misaotra indrindra mampiasa ny talenta omen'ny Tompo ho fampaherezana ny hafa.Mankasitraka!
@ascfaascfa9309
@ascfaascfa9309 2 года назад
Tsara lotra Misaotra @ fitoniana fampaherezana Na ino kidona Na ino kiatra zaho mbl hitraka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@winiesoavazaha4815
@winiesoavazaha4815 Год назад
Tsy lany mamy ty hira ty amiko fa nanohana ahy fona hatramizay 😍. MERCI ❤
@tojoarilalagilbert9880
@tojoarilalagilbert9880 5 лет назад
tena tsara e! hainao ny nintrandraka ny talenta nomen'i Jesosy anao.
@smdj6121
@smdj6121 4 года назад
Tena mampahery be lay hira fa misaotra tompoko. Tompo tokoa tsy hanome ana zay tsy zakako. AMEN
@grelletvonjiniaina8639
@grelletvonjiniaina8639 3 года назад
Tena zanak'Andriamanitra malalany avokoa isika, raha resy lahatra. Misaotra indridra fa tena mamy toka ny mihira ho Azy!
@mamytahinasoloherilala8423
@mamytahinasoloherilala8423 2 месяца назад
Merci Rojo ny Avo tamin'ny ilay famonkisana fanahy taty UAE ❤❤❤
@hajarasamoelina3566
@hajarasamoelina3566 5 лет назад
Chapeau lesy fa tena mandona be ah ty vazonlah ty!! Milay elah! Miakara @ avo indrindra.
@ravinala958
@ravinala958 3 года назад
Avo be ilay feo .. mahatakatra ny lanitra . Gloire à Dieu le tout puissant ❤
@sandielivaherilala3842
@sandielivaherilala3842 3 года назад
Tena tiako be mihitsy ito hiranao ito, mapahery be foana sady mampatsiaro fa tsy mba madeha irery izany fa ny tanan'i Ray eo foana mitatana
@mialisoarandrianarison7150
@mialisoarandrianarison7150 3 года назад
"Satria ny andriamanitro tsy hampitondra ahy isay tsy zakako izany "
@mahandryharilalaoonjaevely9099
@mahandryharilalaoonjaevely9099 3 года назад
tsarabe l hira, mankasitra
@tikolovetoumbolatina7249
@tikolovetoumbolatina7249 3 года назад
Tiko loatra, vonona hisedra miaraka @ Jesoa na inona hitranga,, mankasitra
@tarampahazanajerosa4495
@tarampahazanajerosa4495 Год назад
😭😭😭😭 mankasitraka, misaotra jesosy amen
@eddyrazafindralambo8138
@eddyrazafindralambo8138 5 лет назад
Tsara ny manokana ny talenta ho fiderana sy fitoriana an'i Kristy! vita sedra ny mino sy matokjy ny fitantanany!!!
@jauphinelie733
@jauphinelie733 3 года назад
D enga anie ho tena vita sedra amin'io hira évangélique io tokoa ise Rojo, ka mila mahery sy mitraka hatrany @ fitoriana rehetra mbola miandry.
@samonmofo7632
@samonmofo7632 5 лет назад
AMEN ZAHO DIA MPANOMPO EFA VITA SENDRA 🙋‍♂️💕💖🙏AMEN
@rijarakotoarivony1756
@rijarakotoarivony1756 4 года назад
Fa n'inoninona angenja izao efa vita sedra, merci!
@priscillarajoovero4450
@priscillarajoovero4450 5 лет назад
Na inon-kidona na inon-kihantra izaho mbola hitraka ... Mpanompo efa vita sedra. Marina loatra
@comptablehautematsiatra7992
@comptablehautematsiatra7992 4 года назад
Tsara loatra zandry a! Mino aho fa ho tsara kokoa noho ny voakatra hoavy rehetra! miandry aty fianarantsoa zahay!
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 2 года назад
Enjana araiky 'ty 💔 mankasitraka e 🙏
@randriamiarintsoafanantena8772
@randriamiarintsoafanantena8772 4 года назад
Ny afo ny finoko dia tsy ho faty intsony fa hiredareda, Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo éfa vita sedra
@vonisoarosaandriamandanona2219
@vonisoarosaandriamandanona2219 4 года назад
Na ino kidona na ino kiatra za mbola hitraka.... Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo éfa vita sedra !! Mankasitraka bdb @ t'y hira t'y fa tena tsara be ny feony sy ny 'Lay tonon _ kira😘😘
@mamytahinasoloherilala8423
@mamytahinasoloherilala8423 4 года назад
Tsara tena kanto voninahitra ho an'i Andriamanitra misaotra namana Ny Avo an💐💐💐
@thierryfanambinantsoa5599
@thierryfanambinantsoa5599 4 года назад
Misaotra betsaraka zoky a mahafinaritra ny fitoriana amin-Kira misaotra Amen.
@michelrazainjafy3798
@michelrazainjafy3798 5 лет назад
ny andriamanitro tsy ampitondra ny tsy zakako zany amen
@tiakoianaoianao9974
@tiakoianaoianao9974 5 лет назад
Mahafinaritra misaotra Fa hijoro hatrany aho hitraka Fa zaho efa zatra miarak amin tompo
@ntsoavina
@ntsoavina 5 лет назад
Tsara beuh .deraina tokoa ny Tompo
@farazuliette5961
@farazuliette5961 4 года назад
Misaotra be'tsaka eeeh tiko be lai hira
@sandrahsouan2695
@sandrahsouan2695 4 года назад
Nahakasika ahy manokana ity hira ity.Manaiky Ny fitondranao aho Tompo,misaotra Tompo @ zay rehetra ataonao eo fiainako
@andriamahefajeanvalitera3692
@andriamahefajeanvalitera3692 4 года назад
TSARA e! tsy misy ambara fa tonga de Raitra! voninahitra hoa an'Andriamanitra !
@agnesetkennyagnes7143
@agnesetkennyagnes7143 3 года назад
Tsara BE lay hira fa misaotra
@mampiononarakotozanany5044
@mampiononarakotozanany5044 3 года назад
Mankasitra,fa tena mampahery!!
@aicharazafite6112
@aicharazafite6112 4 года назад
Misaotra betsaka tamin ilay hira tena tsara tiako tokoa manome fanantenana lehibe mampahery ihany koa 😊😙
@andorazafimbelo3803
@andorazafimbelo3803 5 лет назад
Mampihetsi-po sy mampahery be!!!Mankasitraka Rojo!
@nayraeskanya8023
@nayraeskanya8023 4 года назад
Marigny eh tohizo fa tsara mankasitraka eh
@lazaran6258
@lazaran6258 5 лет назад
tena tsara feo rangah enao a. chapeau .mazotoa hatrany amin'ny asa fitoriana
@elianerakotoson9168
@elianerakotoson9168 5 лет назад
Misaotra anao fa tena mampitraka sy mampahery tokoa lay hira de mirary anao hazoto hatrany @ fiderana ny Tompo, mirary soa indrindra. Ny voninahitra ho an Andriamanitra irery iany
@tianylaurelle6436
@tianylaurelle6436 5 лет назад
Merci Ny Avo,tiko be sd mirmonté morale be le hira,za tsy maintsy mihaino an ty hiranw ty funa sanatro,mankasitraa d mirary soa bdb anw am ze atw rhtr2,tahin Tompo
@ashleynomenjanahary694
@ashleynomenjanahary694 4 года назад
...Lasa nandao avokoa ireo olona akaiki ny fo, nesorina t@ko avokoa izay kely mba fananako, f'izaho mbola eto ihany mijoro hatrany satria ny Andriamanitro tsy ampitondra ahy izay ts zakako izany...EFA VITA SEDRA (Tsapako mints ty hira ty @zao, misaotra an'i Rojo Ny Avo)
@solonirinasimomradoandrian649
@solonirinasimomradoandrian649 3 года назад
Na hisesisesy hamely ahy aza ny ady ...
@dhhhhj4106
@dhhhhj4106 2 года назад
Mankasitraka fa tsara be 🙏🙏
@Fahad-ts3rk
@Fahad-ts3rk 2 года назад
misaotra e tsara be 💯/💯
@aicharazafite6112
@aicharazafite6112 4 года назад
Misaotra, manome fitoniana fampaherezana le hira ! ❤❤💖💗
@yoclinahadamczewski8944
@yoclinahadamczewski8944 5 лет назад
Zaho dia mpanompo efa vita sedra 😚
@nathaliear2475
@nathaliear2475 5 лет назад
Misaotra betsaka☺! Izaho dia mpanompo efa Vita sedra
@MialyTsara
@MialyTsara 5 лет назад
Ny miaraka amin' i Tompo mandresy foana, Voninahitra an'Andriamanitra Irery ihany.
@omegazoara5653
@omegazoara5653 3 года назад
mampahery be ilay hira ❤️❤️
@hajarasamoelina3566
@hajarasamoelina3566 5 лет назад
Coup de coeur-ko t@ taona 2019 ity!! Mankasitraka!!
@ypl-wg4dy
@ypl-wg4dy 4 года назад
TOMPO O! misaotra Anao nanome anay Malagasy an i Rojo Ny Avo, mankahery anao Rojo dia tohizo foana fa tena mampahery
@jemimamanantsoa7159
@jemimamanantsoa7159 5 лет назад
afa iany ny fiderana an'Andriamanitra,tena mampaery!
@randriamparanynivohary9046
@randriamparanynivohary9046 5 лет назад
Nandona be ahy ity hira ity, misaotra betsaka Rojo Ny Avo a.
@fararandriamihoatra1693
@fararandriamihoatra1693 Год назад
Moi aussi j'aime ce cantique
@lovasoarabemananjara5526
@lovasoarabemananjara5526 5 лет назад
mankasitraka fa tsara be ilay hira! ho an'Andriamanitra Irery ny Voninahitra!!!
@heritianastephanie1582
@heritianastephanie1582 4 года назад
Tiako loatra ity hira ity, manampy ahy mba hatanjaka am-panahy hatrany. Tahin'ny TOMPO avokoa.
@perleolgarazafimahatratra6282
@perleolgarazafimahatratra6282 4 года назад
Mampahery na ny tonony na ny mahatanora an'i Rojo manolo-tena hoan'ny Tompo, ho tahin'Andriamanitra hatrany ianareo
@genevieverandriamananjara2096
Manaiky izay lahatrao aho Andriamanitra o Velona aho ho Anao Maty aho ho Anao
@lantoberthinerasoarimalala4370
Fantatro le ANDRIAMANITRO fa ts ampitondra izay ts zakako zany🙏🙏
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 5 лет назад
Misaotra indrindra tompoko fa Tena mampahery 🙏
@ntsoavina
@ntsoavina 3 года назад
Tena tsara loatra ity hira ity, tena feno ny Fanahy Masina 😍
@minouchepotsy3762
@minouchepotsy3762 4 года назад
tena mitomany a raha vao maheno ty hira ty teo alohaloha teo. accidentés zahay mivady raha handeha hanao ny asan'ny Tompo, dia ity hira ity no nampahery anay.merci
@arimajunior8032
@arimajunior8032 5 лет назад
wow!!!! Hijoro foana na inona na inona hitranga.
@abelmaminiaina4545
@abelmaminiaina4545 5 лет назад
misaotra Ny Avo a, izaho dia mpanompo efa vita sedra, tsara eri ny midera ny Tompo e..
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 4 года назад
Marina loatra zay voalazan'ny tonon-kira!... Tena Mampahery sy Mamelona Fanahy & Finoana.
@mickayajr.77
@mickayajr.77 4 года назад
Tsara loatra ry Namana ny avo a!!! 😱😉👍💯
@todorhasslermampiandranosy8502
Tohizo hatrany fa tsara!
@rivotianarandrianantenaina5523
@rivotianarandrianantenaina5523 4 года назад
tena tsara be kaa!
@riantsoahanitriniala1986
@riantsoahanitriniala1986 5 лет назад
Tsara bé ô 😊
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 3 года назад
Misaotra an'Jehovah ry Fanahiko 🥰
@joelandriantsoa3628
@joelandriantsoa3628 5 лет назад
tena manan-talenta!
@josialahatra196
@josialahatra196 5 лет назад
Tsara lotra ny Tompo. Na nisesisesy aza zao rehetra zao anozongozonana de teo fona Izy nanoana tsy ho lavo mba ho tanteraka lay we mpanompo vita sedra
@ghhjhgcbbnn6336
@ghhjhgcbbnn6336 5 лет назад
Misaotra tiako be 😘😘😘
@sisifara8899
@sisifara8899 4 года назад
mankasitraka fa tena mampahery o! tahin'Andriamanitra hatrany
@chavillevely700
@chavillevely700 3 года назад
Mankasitraka, fa tena tsara, mpanompo vita sedra 🙏
@olgamarierosettelalanirina7001
misaotr ny Tompo nanome anao aingam-panah sy talenta " Ny Avo" a
@avorakotoarivelo6001
@avorakotoarivelo6001 5 лет назад
tsara eh! Mankasitraka
@antsanandrasanatelina1789
@antsanandrasanatelina1789 5 лет назад
Ndriiii tena tsara be ☺
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 5 лет назад
Tsara b ny paroles, merci nizara
@hanitrasehwi8262
@hanitrasehwi8262 3 года назад
Mahafinaritra mihintsy eh 😍❤
@hobiarinjakarajaonaritiana7093
@hobiarinjakarajaonaritiana7093 4 года назад
Tsara be👍
@andoniainasuzannerazafindr7352
Tsara ilay hira bravo groupe ny avo sady mampahery tokoa!!!msotra eee!!!!
@andoniavonadia3331
@andoniavonadia3331 5 лет назад
Tiko lotra😍💖💖
@renezandryh3052
@renezandryh3052 5 лет назад
mampaery ranga miain ty hira ty an!mankasitraka eeee
@jaoanjara6282
@jaoanjara6282 4 года назад
Tena tsara, miteny ny tononkira
@arilalanantenaina1782
@arilalanantenaina1782 3 года назад
misaotra fa tena mampahery ilay hira
@voahangyandriamandimbiaris7216
@voahangyandriamandimbiaris7216 2 года назад
Mampahery ahy loatra ity hira ity
@eliemahery3485
@eliemahery3485 3 года назад
Vita Sedra................Marina be
@hasinahot5851
@hasinahot5851 4 года назад
Tsara be Mankasitraka e
@tokiniainafanomezantsoa1688
@tokiniainafanomezantsoa1688 4 года назад
tena tohina tanteraka ny foko
@L-tiana
@L-tiana 5 лет назад
Tsarabe 😍👏 mankasitraka.Izaho dia mpanompo efa vita sedra 👍
@sitrakarakotomanana2991
@sitrakarakotomanana2991 5 лет назад
Mankasitraka e, tena mampahery ilay hira
@herijaonaandriamiandry7564
@herijaonaandriamiandry7564 4 года назад
Ilay fomba famoronanao ny feon'ilay hira ny ahy anisan'ny mampiaiky ahy mihitsy ...
@amarrodriguez4690
@amarrodriguez4690 5 лет назад
Mankasitraka be amin'ilay hira fa tena nankahery ahy
@juliazanarisoa6683
@juliazanarisoa6683 5 лет назад
Tsara be ilay hira sady tsara koa ny midera ny Tompo o
Далее
Tsisy Karaha Anao   Joseph D'AF feat Titianah   YouTube
4:33
Ny Avo NY ANTOM-PISIAKO
4:30
Просмотров 209 тыс.
Беда приходит внезапно 😂
00:25
Просмотров 511 тыс.
Ny Avo "BABO"
4:25
Просмотров 758 тыс.
Toe-po Joseph d'Af Live Frankfurt
4:54
Просмотров 6 тыс.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 365 тыс.
Tompo O Ny Foko
5:22
Просмотров 23 тыс.
Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy
6:35
Просмотров 413 тыс.
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,6 млн
Ny Avo "HO AIZA"
4:27
Просмотров 778 тыс.
Big Baby Tape, Aarne - Supersonic
2:44
Просмотров 805 тыс.