Тёмный

NY FITAHIANA TSY AVY AMIN'ANDRIAMANITRA DIA TSY MAHARITRA | Fenohasina ANDRINIRINA | MCTV 

MCTV-MG
Подписаться 98
Просмотров 74
50% 1

Eny , mbola mitahy ny olony foana Andriamanitra , Jesosy Kristy ilay tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay!
Tsy ny olona rehetra anefa no tahian'Andriamanitra ary tsy ny fitahiana rehetra no avy amin'Andriamanitra.
Efa nanontany tena ve ianao misy fotoana hoe fa maninona no tsy maharitra mihitsy ny zavatra hanananao , ny eo am-pelatananao ?
Fantaro fa mora lany , mandalo ny fitahiana tsy avy amin'Andriamanitra.
Araho izao ny fizarana ato anatin'ny fandaharana Fantaro Ny Marina izay iarahana amin'i Fenohasina ANDRINIRINA hahaizanao manavaka ny fitahiana tena avy amin'Andriamanitra sy ny tsy avy Aminy sy hoe ahoana ny fomba hahazoana sy hiainana izany fitahiana avy amin'Andriamanitra izany.
- Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny site: mctv.mg/
- famerenana eto amin'ny facebook rahariva amin'ny 7ora
👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : contact@mctv.mg
#fitahiana #Ny_fitahiana_tsy_avy_amin_andriamanitra_dia_tsy_maharitra #Fenohasina #Andrinirina #fantaronymarina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa #gospel #revival

Кино

Опубликовано:

 

5 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
لدي بط عالق في أذني😰🐤👂
00:17
Просмотров 3,7 млн
Customer Care Sn2 Ep 43B
20:02
Просмотров 30 тыс.