Тёмный

Ny hira - Solo Andrianasolo (Hasambarana) 

fob frijo Officiel
Подписаться 557
Просмотров 14 тыс.
50% 1

/ fessebooky
/ ny-hira-solo-andrianas...
Ekeko fa ao ny sary
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara fitiavana
Fa ao ny hira tsy hay soloina
Ampy hilaza samirery
Ny fifaliana na koa tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny hira dia feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo
Cover by Fob Frijolito

Опубликовано:

 

13 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
Год назад
Misaotra fa tena raitra ny feonao Tena averiko fa i Solo mihitsy t@ voalohany.
@harisonmasoandro6212
@harisonmasoandro6212 8 лет назад
afaka hilaza...
@FOBECFRIJOLITO
@FOBECFRIJOLITO 8 лет назад
merci zoky fa zay mints le parole fa diso le ana
@faraantsa3652
@faraantsa3652 7 лет назад
mety b amle timbre anao le hiran solo.tsara be
@FOBECFRIJOLITO
@FOBECFRIJOLITO 7 лет назад
miiici retsy e, mba sendra nety kely fotsin :p
@faraantsa3652
@faraantsa3652 7 лет назад
Eny oaaaaa eee
@FOBECFRIJOLITO
@FOBECFRIJOLITO 6 лет назад
soundcloud.com/user-983091543/ny-hira-solo-andrianasolo-nouveaute-2018
@henrirandrianatoandro3762
@henrirandrianatoandro3762 7 лет назад
Sode kosa ary mba misy lafi2 mpihavanana amn SOLO enao,,ftena copie collee total miitsy le timbre de voix,,,ao tsara rse aaa,,tohizo ftena tsara
@FOBECFRIJOLITO
@FOBECFRIJOLITO 7 лет назад
salama namana, tsis fihavanana ka, hihihi mbo sendra nitovy fotsiny le izy e, mankasitraka e, misaotra betsaka
Далее
Poopy & Solo - Ry lasako
3:38
Просмотров 37 тыс.
SOLO Andrianasolo- Hasambarana(Hira gasy taloha)
5:16
when you have plan B 😂 @andreyreactions
00:11
Просмотров 1,7 млн
A small kitten was dumped #cat #kitten #cutecat
00:41
The duo : Medley SOLO & RIJA
4:32
Просмотров 20 тыс.
Unik - Chérie (Lyrics gasy)
5:33
Просмотров 21 тыс.
ISAORANAY (Bessa)  - Cover Ginà-Malala-Ando
5:04
Просмотров 136 тыс.
NJAKATIANA & SOLO ANDRIANASOLO "HASAMBARANA"
4:59
Просмотров 157 тыс.
Solo sy Bodo - Tojo - YouTube (480p).mp4
4:43
Просмотров 1,6 тыс.
SOLO - Mba rahoviana re
4:29
Просмотров 37 тыс.