Тёмный

Ny Railovy - "Tsy resy tsy akory" [Barijaona & O'Suzah] 

Ikala lonjo
Подписаться 1,1 тыс.
Просмотров 17 тыс.
50% 1

Tsy resy tsy akory ny olo-mangina
Satria ny miteny toa afon-jozoro
Tsy mahery vaika vetivety dia gina
Tsy afon’apombo izay ela vao toro
Koa tandritandremo ny manao be am-bava
Mahaiza mitsako sao kenda
Sao kenda ka rava
Ilay andro iray nokoloina ho andry
Natao hanefana ny adidy izay miandry
Satria izay maharitra sy miari-pery
Ho tojo ny tsara tsy miaina amin-tery

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@andriamaholysederarazafini5187
@andriamaholysederarazafini5187 3 года назад
mankasitraka e tsiahy sarobidy loatra na ny feony na ny tonony indrindra ny mpihira tsy natao maso voatoto tany
@user-jt1rl8vd1d
@user-jt1rl8vd1d 9 месяцев назад
hiran'i bebenay dia isaky ny makao amin'azy dia tendreko amin'ny gitara dia ampiako ry toera maanirery.
@poundalee5281
@poundalee5281 Год назад
Mankasitraka indrindra, misaotra nizara. Tena rakintsary sarobidy tsy mbola hita❤😍 Feo mangan'i Vola sy Jérôme Randria (mino 'zaho fa Jérôme Randria io mihira io, mbola zaza' zaho dia tsy tena mahay manavaka azy mirahalahy avy💐🎶Mankasitraka 💐💐
@fanrama04
@fanrama04 Год назад
Bira io
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 8 месяцев назад
Merci bcp j adore❤❤😢😢
@davidrazakanarivo4125
@davidrazakanarivo4125 Год назад
I BIRY SY VOLA IO KA
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 11 месяцев назад
Tena tsara, makasitra e!
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 3 года назад
J' ❤
@nathaliegironcel415
@nathaliegironcel415 4 года назад
Vola sy Jérôme randria
@aoihanyve
@aoihanyve 2 года назад
C'est Biry
@clementrakotomalala1145
@clementrakotomalala1145 Год назад
Tsia, i Vola sy Bruno (zandrin'i Jérome)
Далее
Les Barijaona  - " Salama e, ilay Bary !"
2:07
Просмотров 15 тыс.
Hiaraka aminao - Railovy
4:10
Просмотров 3,4 тыс.
06 Mahareta (Tsy resy tsy akory ny olo-mangina)
3:13
Barijaona &  O'Suzah - "Ho melohina va ny foko ?"
2:43
Volan'ny kamboty - Ny Railovy.
4:53
Просмотров 34 тыс.
Ny marina tsy maty - Poopy ✅
5:39
Просмотров 7 тыс.
Tsy aiza tsy akory Lisah RASETA.WMV
2:51
Просмотров 34 тыс.
Nosy Tanindrazako -  Ludger Andrianjaka et Cie.
2:40
Просмотров 245 тыс.