🥰Iza daholo ny mpankafy #kaiamba🎼🎶 Hiverenantsika hiainana ny #ambiance ny taona 70, 80 miaraka amin'ireo #andrarezin_ny_kaiamba ao anaty fandaharana #tono_sy_kalo 💐🎼Inona ny hira kaiamba tsy ao ambavanao🥰🎶 Asandrato ny antsika 🇲🇬
#malagasytv
#KAIAMBA
3 фев 2024