Тёмный

RED METAL FITIAVANA YANJASOA VONIANJASOA HD 

Andriambelomasina Rambeloson
Подписаться 526
Просмотров 18 тыс.
50% 1

VERSION OFFICIELLE HAUTE DEFINITION

Опубликовано:

 

20 июн 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@mampiononaolivierandrinila2370
@mampiononaolivierandrinila2370 6 месяцев назад
taiza ary ity hira ity no izao vao hitako. Tsara be
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
HENJANA IZANY HIRA IZANY, MISAOTRA AN'IREO IZAY NISAFIDY ITY HIRA ITY!!!!!
@lindsayflorimond4780
@lindsayflorimond4780 8 лет назад
BEST Voice bigs Talents BEST SONGS OF LOVE
@jovenaandranomenassladigue
@jovenaandranomenassladigue Год назад
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tahiry hatry n'y ela bé 😘
@michkapi
@michkapi 8 лет назад
C'est super, vraiment, magnifique y;a pas de mot tellement c'est bien.....Bravo....Bravo.....
@andriambelomasinarambeloso6871
MERCI MON AMI MICHAEL.AS TU Gardé LES CHEVEUX LONGS ET BOUCLES
@andriambelomasinarambeloso6871
ENY AKIA MANJATIANA TSY FOIN'I DADA AN...TIAKO BE KOA IANAO AN
@fantasialiege6170
@fantasialiege6170 4 года назад
😍😍😍😍 tsara bé ny hira 😢, tsara tarehy bé madama
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
TENA MARINA AKIA IZANY FA TENA TSARA BE MADAME KO!!! IANAO KOA TENA TSARA SADY MAHAY MAKA FY ZAVATRA TENA TSARA!!!! AZA ADINONAO RAHA MISY FOTOANA KELY MIJERY ILAY HIRANY VAOVAO HOE RAIKIPOHY..MBOLA HANDALO ANY AMINAREO ANY IZAHAY MIVADY FA MIANDRY KELY ALOHA...COURAGE FANTASIA AN!!!
@fantasialiege6170
@fantasialiege6170 4 года назад
@@andriambelomasinarambeloso6871 mahafinaritra bé rangaha ny mentalité an i docteur a! Misokatra ngeza bé Ho anareo mivady ny varavarana e, zahay aty akaikin ny aéroport Roissy Charles de Gaules e, " C est quand vous voulez " hoy ny vazaha e
@rambelosonfinaritra9261
@rambelosonfinaritra9261 8 лет назад
WAAAAAAAAAAOUUUUUUUUUUUUAAAAAAAOUUUUUUUUAAAAAAOUUUUUUU LOOOOOOOOOOOOOOVEEEEEEEEEEEEEE LOOOOOOOOOVEEEEEEEEEEEE TIAKO BE
@radorandriamiandrisoa3175
@radorandriamiandrisoa3175 2 года назад
Oke leisy takaka à.
@fararano
@fararano 3 года назад
Tsara !
@ericrabe63
@ericrabe63 6 лет назад
tsara eh!!!!lafiny rehetra zany no tena mozika tsy aminy maha rock azy fotsiny ihany;;;;;
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
SAMBATRA IZAHAY REHEFA NAKA FY IANAREO E!!! IZAY NO LEHIBE INDRINDRA!!
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
FAHASAMBARANA MANDRITRY NY 8 MN SY 6 SECONDES
@thefaniry
@thefaniry 8 лет назад
tena milay , milay , bravo red metal
@andriambelomasinarambeloso6871
ARY ISE TENA MPANKAFY METAL MIHITSY...OK...HIVOAKA LE 22 AOUT ALBUM 12 TITRES...HIRANAY REHETRA T@ FANOMBOHANA 1992 NO NAVAOZINA NORAISINA NUMERIQUE...@ FITAOVANA NANAOVANA ITY SLOW NY VADIKO ITY...YANJA FITIAVANA .....NY MAMPIASA NY SAIKO ARY HILANA HEVITRA AMINAREO MPANKAFY METAL...ATAO HOE CALVARY IHANY VE SA OVAINA....FA GAIGY LAVITRA NOHO I CALVARY TALOHA NA SON NA EXECUTION...TSY MISY HIRA MALEFAKA NA IRAY AZA ...FA TONGA DIA MAHAFATY...MAHAFATY AVOKOA...RAHA METALY MARINA IANAO...NA IANAO MATY MIHAINO IO ALBUM VAOVAO IO...NA VOAN'NY A.V.C AU MOINS...IZANY HOE TSABOIKO RAHA SANATRIA...FARAN'IZAY MORA LASA ADALA IANAO...KOA AHOANA SAHY VE????
@thefaniry
@thefaniry 8 лет назад
tena HARDOS mihitsy ka ;) . AVC mits ve,HAHA . mety e , sahy tena sahy . misy zavatra tiako hanampiana anao fa antsoy @ito numero ito aho rehefa malalaka 033 20 725 22 . Efa nisy fiarahamiasako t@Hardos persque eto an-tanàna rehetra ka sao mahaliana anao . Merci ! ho ela velona tsika eeee .. miandry anle album zany , ale CALVARY ihany fa tsy olana
@mamyrakotomamonjy4534
@mamyrakotomamonjy4534 7 лет назад
Aiza no ahitana an'zany album vaovao zany ra Vony a ?
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitiavana izany :-)
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 2 года назад
Ok NINI A!!
@fanonomenjanahary3655
@fanonomenjanahary3655 6 лет назад
ok.ok tena milay b
@andriambelomasinarambeloso6871
MAHAFINARITRA FANO DIEUDONNÉ RAHA TIANAO AN!!! NY CHOEUR NY ZANAKO REHETRA DIA VÉVÉ RABARY+DADDY..MAHAFINARITRA BE!!!! MERCI E!!!
@herimbololonarahajarisona5050
@herimbololonarahajarisona5050 6 лет назад
Milay daholo le vazo fa mba alatsaho koa le CHOCOLAT et!!!!!!
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
MANJA BE FA HO AVY CHOCOLAT AN!!
@andriamahefamaholy6374
@andriamahefamaholy6374 7 лет назад
le mozika faramparany no tena mlay
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
HENJANA IZANY HIRA IZANY, MISAOTRA AN'IREO IZAY NISAFIDY ITY HIRA ITY!!!!!
@patriciarakotojoelina6286
@patriciarakotojoelina6286 8 лет назад
tsara be!
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 3 года назад
HENJANA IZANY HIRA IZANY, MISAOTRA AN'IREO IZAY NISAFIDY ITY HIRA ITY!!!!!
@dominiqueandriananja5394
@dominiqueandriananja5394 7 лет назад
masaka be les solo faraparany ra Vony a! \m/ \m/ \m/
@andriambelomasinarambeloso6871
OK DOMINIQUE VITA KOA ILAY BEST OF REMIX 2017
Далее
"RED METAL" POIZINA MAHERY KATEDRALY
8:53
Просмотров 15 тыс.
bitsiky ny foko _ Yanja & Vony Red Metal
7:34
Просмотров 35 тыс.
КРАСИМ ДЕНЬГИ В РОЗОВЫЙ!
01:01
Просмотров 464 тыс.
Я КУПИЛ САМЫЙ МОЩНЫЙ МОТОЦИКЛ!
59:15
Hantatiana - La Paix (Clip Officiel)
4:38
Просмотров 29 тыс.
NDRIANA RAMAMONJY - FIAINANA MANDRAKIZAY
3:50
Просмотров 145 тыс.
Mage 4 hafatra
3:28
Просмотров 70 тыс.
MOZIKA METAL DU 22 SEPTEMBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR
21:45
RED METAL "SOLDAT" 4K RED METAL
8:34
Просмотров 17 тыс.
Souwary.avi
8:41
Просмотров 6 тыс.
Red metal kala piota - Red metal
4:45
Просмотров 15 тыс.
КРАСИМ ДЕНЬГИ В РОЗОВЫЙ!
01:01
Просмотров 464 тыс.