Тёмный

samoela mila namana 

besarety akaikn dalle
Подписаться 171
Просмотров 115 тыс.
50% 1

Aza fantatro anie, ny adiresinao iny
Fa hamangivangiko anao matetika re!
Aza fantatro anie ny télephone nao iny
Fa handaniako 25 unités amin'ny télécarte
Fa ny bikasoanao iny, tsy matiko lolo
Ny tsikitsikinao iny, mandorondoro
Ny hevitra ambaranao amiko, mifonofono
Ka mahatonga ah hisary zoro aminao
Efa fantatro fa misy fitiavana, anatin'ny lohanao
Misy fikasana anatin'ny fonao
Misy entana hoy aho ny atin'ny akanjonao iny
Mila namana, ny entanao iny
Fa isika sy ianao no mitambatra anie
Hikatsaka fifaliana;
ho tonga amin'ny tanjona iriana
Dia ho eny amin'ny tanin'ny sambatra.

Опубликовано:

 

9 май 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 21   
@churrahnanou6331
@churrahnanou6331 Год назад
Fahatsiarovana an’djay zay e! nitendritendry guitare t@zany 🥰 Samoëla 🙏❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️ 🇲🇬
@Larissah8
@Larissah8 Год назад
Mapatsiahy trop ny fahazazana 😩 tiko lotra 🙏merci Samoela
@randriaeliane
@randriaeliane 3 месяца назад
mlay ranga ny kanto gasy fahiny
@manalazyjonathan3125
@manalazyjonathan3125 4 года назад
Reveko b ty vazo ty hatram'zay ka atrizao👍👍merci Samoela
@belou3952
@belou3952 5 лет назад
Mahatsiaro ny fahazazana ndry!!hafa ny taloha e!
@ravosonolisoa3504
@ravosonolisoa3504 9 месяцев назад
milay le vazo an! hainareo le izy é! sur !
@raharisoaanna6820
@raharisoaanna6820 Год назад
2023 mbl tsy lefy ny fitiavako azy ,fahatsiarovana be dia be.....
@RAKOTOOOO
@RAKOTOOOO 4 года назад
Misy olona 9 tsy azoko mintsy ato!!! avril 2020
@heavenfeno7275
@heavenfeno7275 3 года назад
Kkkk
@fandresenarandrianjafinjoh680
@fandresenarandrianjafinjoh680 2 года назад
2021, olona 12
@andrianirianavictorrazafin7285
@andrianirianavictorrazafin7285 4 года назад
Hafa ihany ny vazo taloha
@lalainanomenaravelosaona189
@lalainanomenaravelosaona189 3 года назад
❤️
@nathfhm7792
@nathfhm7792 6 лет назад
Mahatsiaro ny jeunesse tany
@fenotolojanahary950
@fenotolojanahary950 6 лет назад
sur mints e!!!
@joxdior
@joxdior Год назад
Zany ee
@RomuldoMagic
@RomuldoMagic 7 лет назад
Mlay be 🔝👌🏿
@jamesbrycen7977
@jamesbrycen7977 3 года назад
A trick: watch series at flixzone. Been using them for watching all kinds of movies lately.
@alexanderarmani6789
@alexanderarmani6789 3 года назад
@James Brycen definitely, I have been using flixzone for since december myself :)
@nasirroman7691
@nasirroman7691 3 года назад
@James Brycen Definitely, have been watching on flixzone for years myself :D
@solidsnake9858
@solidsnake9858 7 лет назад
mlay
@randrianantenainaantonyygn7924
Mlai b ranga!!!
Далее
Fitia Zisitoara
6:08
Просмотров 65 тыс.
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 333 тыс.
Старый Дим Димыч вернулся😱
00:16
КРАСИМ ДЕНЬГИ В РОЗОВЫЙ!
01:01
Просмотров 337 тыс.
0248 TZ - Samoela (Version originale Album Mampirevy)
4:32
Kalakely
4:10
Просмотров 393 тыс.
COULISSE Njakatiana 18 08
1:06:13
Просмотров 85 тыс.
Tarika Johary - Trio
3:30
Просмотров 164 тыс.
Kofa tia
5:37
Просмотров 83 тыс.
SAMOELA   /    V' LOMA
4:51
Просмотров 56 тыс.
Alako
5:27
Просмотров 179 тыс.
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
Просмотров 248 тыс.
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 333 тыс.