Тёмный

STORYTIME/Ohatran'ny ahoana ny niainako an'izany bevohoka izany... 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 11 тыс.
50% 1

Vita ihany (Galère be ny téléchargement fa ny vidéo efa vonona tato ihany :)
Tena tsy afaka mamaly ireo fanontanian'lisany tsirairay avy aho raha mikasika ireo "grossesse" anaki-telo ,noho izany, nanao ity vidéo ity aho manazava ireo karazana "expérience" rehetra niainako,sy hamaliko ireo fanontaniana manitikitika an'lisany rehetra:
-Ohatra'ny ahoana ny tsiambaratelo nazahoanay kambana?
-Inona no mampifitina ahy tao arinan'ny grossesse?
-Tena tsy marary marina ve izany atao péridural izany? sns...sns...
Mino sy manantena aho fa hanampy be anareo ity vidéo ity ,indrindra ho an'ireo mbola tsy niteraka ny :@ zavatra mety hiandry an'lisany any aoriana any :D
Ka aza misalasala mizara ilay vidéo,miantso ireo 'zay tokony ahita azy
P.S:Ny mikasika ny vohoko manokana no tantaraiko ato,fa mety tsy hitovy avokoa ny an'ny vehivavy rehetra ka aza misalasala ihany koa mitantara ny "cas" an'lisany ao anaty commentaire hifampiazarana traikefa :)

Опубликовано:

 

2 июл 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 29   
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 4 года назад
mahafinaritra akia Antso a!! Tsy tsarona intsony izany rehetra izany rehefa tonga ilay sombin'ny aina e!! encore felicitation
@FRUIANDISES
@FRUIANDISES 4 года назад
Tena tsara be ilay sujet. Merci foanafoanafoana. Tu es la meilleure RU-viduse gasy que je connaisse
@jemaime9326
@jemaime9326 4 года назад
Ansoowww. Félicitations Antso
@andriamanantenanoaarisoa1302
@andriamanantenanoaarisoa1302 7 месяцев назад
Merci pour le partge Antso
@ynot2752
@ynot2752 4 года назад
L'humoriste super maman 👍
@HAHRA-xv7tu
@HAHRA-xv7tu 4 года назад
moi aussi je suis née le 2janvier comme ta fille🌺
@mirenty3221
@mirenty3221 4 года назад
waaa merci d'avoir en parlé
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 года назад
Merci Antso nizara 😍😍
@nyfahrakotoarison388
@nyfahrakotoarison388 4 года назад
Manja kely i Antso💝💝
@mitiarav5635
@mitiarav5635 4 года назад
Mandraaa be foanaaa ❤️
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 4 года назад
Félicitations 💐 Tena marina retsy e. Maharary n miteraka an. N ahy tonga d kambana n zanako voalohany, fa tena tsoriko fa ts zakan-dehilahy n contractions an'i vehivavy lu e
@rakotomalalandranto5172
@rakotomalalandranto5172 4 года назад
Nihamanja be ndry! Félicitations !💋💝🙏🙏
@yfenomi9915
@yfenomi9915 4 года назад
👠💄👜👗🎂🎁📞🎶
@ainavalerieradison4482
@ainavalerieradison4482 4 года назад
Merci tamin'ny partage 😊 mitovy gynéco tsika ,mba mangataka retour amin'ny service ao @ référence médical stp fa misalasala amin'ny grossesse manaraka ! Merci😊😊
@farafiniavanaandriamizaka10
@farafiniavanaandriamizaka10 4 года назад
Za ko natao OC Fa refa afaka le anesthesie de Tena oziz za oe aleko ndray mietsijaza toy zay ty ka😂😂😂 Tena oe mifona mifona mifona Fa Tena narary, nangirifiry. 😖😖 Pensment ko Tena napijaly be. Satri nandavaka ny feriko. 😖😖Tena mafy zay. Saingy adino zany reetra zany zao maita an' Sombiniaina kely😍😍
@johbee
@johbee 4 года назад
❤❤❤❤
@kekebevarah404
@kekebevarah404 4 года назад
Mba hizarao Filming setup Antso (Jiro, Camera ampiasaina amin video sns)
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 4 года назад
Vo iaino fa mankasitraka saady e 😋
@judithemile3460
@judithemile3460 4 года назад
Tena bedebe lotra le anesthésie raha tsy naheno bas mantolo fa aty my soulagé n'y contraction fa maheno n'y poussé enao
@jeielnjaraniaina4402
@jeielnjaraniaina4402 4 года назад
Maroroa taiza e.
@ruthtatamoramazavasoa7005
@ruthtatamoramazavasoa7005 4 года назад
Mampientanentana otrzan mits ref mitantara anzay tantara. Za natao peridural ny ilany gauche ian no ts narary . Fa hafa ian le terak naturel tsapanao tsara mits fa adino in aveo. Sady ny ampidirana peru marary
@navalonanomenjanahary105
@navalonanomenjanahary105 2 года назад
enjana lou enao e ; ts jerena kel f mavitan zan rht zan
@irennnossy6714
@irennnossy6714 4 года назад
Tadidiko aho Taminy bb2 natao oc, fa Tena narary e 12taona lasa zay
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 года назад
Mitsangam_bolo be zah @le oe OC tena mapataoatra ka
@miorarazanamanana392
@miorarazanamanana392 4 года назад
Arabaina nahazo kambana, enga koa anie izaho MBA hahazo kambana
@rindravavitsararaniriharis4278
@rindravavitsararaniriharis4278 4 года назад
Lehilahy no mahatongg n Zaza hoe la sa vavy
@princymaminirinaprincy9063
@princymaminirinaprincy9063 4 года назад
Otran tsy afapo za ry antso @le valiny how in on n matonga anao kely taorin oc
@rivojaddie8260
@rivojaddie8260 4 года назад
Anjomara beu , hihihihihihi
@mikaramanantsoa195
@mikaramanantsoa195 4 года назад
tsy de mazava amina ilay famoronana an'ilay anaranan' ny zanakao
Далее
RDJ MOZIKA,Mitantara ny tontolo androko aho (VLOG)
15:36
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48
Marka 16: 15 - Esory ny fihatsaram-belatsihy
16:11
Просмотров 8 тыс.
Famoha 25 Octobre 2023
1:24:07
Просмотров 7 тыс.
FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
17:41
Просмотров 8 тыс.
Asoka Mexican Challenge Antso Bommartin
1:09
Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy
14:26
Просмотров 121 тыс.
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48