Marary ny nilaozanao taa-tence tena mafy 😭😭😭😭😭@nay mpankafy anao nefa izay no lahatra dia amboarina ny saina sy ny fo tsy maintsy hanaiky misaotra taa-tence t@ny ambiance rhtra nomenao tsara avoaka ny zvtra natolotrao t@ny fahavelonao ao zanahary ambony ao hanome anao ny toerana tsara indrindra ho anao Mandria-piadanana taa-tence