Тёмный

THT - Itantarao (Nouveauté clip gasy 2024) 

THT
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 81 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 99   
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Jereo ato iry ny lyrics oh Mba tantarao any aho Itantarao an’izany aho Tantara mamy ee yyaaa Tantara mamy e ya Le sôra sy tôkanao aleo any antokotany any Fa tsy tiko ny handroaka anao aleo oa de tsoriko hoa zany De aza pihana mintsy aloha oa le jiro oh De manantona aty ny tanako fikiro oh Fantatrao ko, tena love ato am-po Zah rehefa entanim-po Mandeha lou ny avant-goût Mila le love avy aminao iny tena mila Nefa ianao indray no toa mamilafila Matahotra ihany anie aho Ka ampindramo ahy le sandrinao Taomy hiaraka aminao mba fikasana ihany Mba tantarao any aho Itantarao an’izany aho Tantara mamy ee yyaaa Tantara mamy e ya Mba tantarao any aaa Itantarao an’izany aho Tantara mamy ee yyaaa Tantara mamy e ya Mbola manantena ihany matoa Miaritra na inona manjò Menamena foana ny maso Nefa reny anie vidiana lafo Mikiry foana anaty hirifiry foana Fanantenako anao mbola mitsiry foana Matahotra ihany anie aho Mba ampindramo ahy le sandrinao Taomy hiaraka aminao mba fikasana ihany Indraindray le fihetsikao toa mampanahy a Indrindra rehefa avy mandraindray any Tsy mba misy teny mamy na de ray a De ny afaire afaire anao koa me-mamay ihany Impiry nidikizo fa tsy fay a Mba jereo ny tebiteby lavanay a Tsy fotoana ve izao hiova am’zay a Le mifampiteny foana tsy milay a Fitiavana efa aminao no niantefa Mba te hanana fiarahana le mateza Raha hitalaho mafy de mba diso ve zah hoe tia anah ianao de mba vice-versa efa mba te hiaina tantara mamy dia mba tiko ho hita any amparany any Hoe ianao hiverina mety ho anjarako ihany Sa hoe nofy izany raha mbola eto an-tany Sa vahiny sendra nandalo Nandratra ny foko de lasa fahavalo Le mpanome fitia rah sendra mahatsiaro Tsy mody antrano raha tsy efa mamomamo Nefa tsy izany ianao , zay no aza adino Mbola anjarako ianao ary zah aloha mino Hoe mbola hiova ianao Na ho ela na ho aingana, fo sy ny saina aloha alamino Mba tantarao any aho Itantarao an’izany aho Tantara mamy ee yyaaa Tantara mamy e ya Mba tantarao any aho Itantarao an’izany aho Tantara mamy ee yyaaa Tantara mamy e ya
@ritamortel3674
@ritamortel3674 5 месяцев назад
Bravo à vous deux ! Vous avez géré 🤩🇲🇬 De la part d’une fan depuis vos débuts. ❤️ Miandry ny vokatra manaraka avec impatience…
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp, ça nous touche..bien-sûr on continuera et ça grâce à votre soutien d'ici là, fait tourner le morceau
@CynthiaAndria
@CynthiaAndria Месяц назад
il y a beaucoup d'émotion que ce soit le son ou les chanteurs , goog vibes ,réussit beeee le vazoooo
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Месяц назад
Merci.bcp 🤩🤩🤩 Fait tourner stp
@zonanouchah4481
@zonanouchah4481 5 месяцев назад
C'est vraiment réussi❤je n'y attends pas, ce son est original, je l'adore😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci infiniment..n'hesite surtout pas a partager
@eloifredericmax5322
@eloifredericmax5322 5 месяцев назад
Je ne peux pas arrêter d'écouter cette chanson, je l'aime tellement
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
C'est le but ;-) écoute , re-écoute et surtout fait tourner .......merci
@maculgiavoahirana7930
@maculgiavoahirana7930 5 месяцев назад
La chanson est vraiment agréable, avec une douceur rafraîchissante ... par rapport à ce que THT a fait auparavant. C'est innovant, et honnêtement, Jizz, tu as vraiment fait un excellent travail. Bravo ! BigUp le duo. Milay bé. 💓 Et Sphynx... Bah comme d'habitude 😂 j'ai rien a dire, je t'adore ✅😊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci merci et encore merci 🙏
@domoinaaaa
@domoinaaaa 3 месяца назад
En boucle depuis quelques jours 😁😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 3 месяца назад
Fait tourner par la meme.occasion merci
@nwa974
@nwa974 4 месяца назад
À 3 ou à 2, THT est et sera toujours les meilleurs, j’adore Continuez les gars
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 4 месяца назад
Merci bcp
@AinaMirado
@AinaMirado 5 месяцев назад
C'est le debut de quelques chose de grand, une nouvelle ère 💯
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Amennnnn...lasa zao
@KarimLeon-y7u
@KarimLeon-y7u 5 месяцев назад
Milay rangah lisany eeee Za maka lesy fa norm io vazon lisany Io ee Respect in love lesy rasta 💗👌
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Manlasitraka indrindra oo..aza adino n partage
@MihobyNyFinoana
@MihobyNyFinoana 5 месяцев назад
Milay é, tafiditra tsara koa Jizz am le refrain zalah. Bonne continuation pour la suite 😊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka indrindra...oui oui efa manomana ny tohiny
@tinafortunat6818
@tinafortunat6818 5 месяцев назад
waiii.....milay b ry zalah ah...♥️ " iimpiry nidikizo fa tsy fay ah....lay tsy mifampiteny foana tsy milay ah " 👌....hahaha.....milay eh 👌
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Partageo mlay be fotsiny dia courage izahay e
@andrylalaina4894
@andrylalaina4894 5 месяцев назад
Tiako kosa ity zany. Bravo à vous 😊 et un ptit coucou à Landza
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci bcp...coucou
@royysantatra
@royysantatra 5 месяцев назад
Je n’ai rien a dire les gars 😊 Sauf que ce tube est identique ✨ Apart « Soritako ny Lalako » 💯, cette chanson est tout simplement douce 🌸🌹 Après « Mampanantena Foana » voici une autre chanson de THT sortie de l’ordinaire pour prouver leurs potentiels qu’ils sont polyvalents 💯 Même si Farao s’est retiré, il restera toujours en tant que conseiller Musicale 🎤 du Duo 🔥🎧 Fa étonne zah amin’i Jiizz 😃 fa hay leryh kay doux be rehefa mivazo 😄😊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci mec
@ismaelralambontsalama5045
@ismaelralambontsalama5045 5 месяцев назад
Gg zalah 🔥 melodie, parole, clip tena Top 💪 force ho an lisany👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp ;-) aza adino ny mzara é
@DeenRak-tq6hh
@DeenRak-tq6hh 5 месяцев назад
448 ème j'aime ❤❤❤❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp 😁, fait tourner le son
@YannickAndriantahiana
@YannickAndriantahiana 5 месяцев назад
Tiko ny motivaka anlisany amnle vazo.... tongava amn ambony indrindra ranga :)
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci bcp...ts maints mandroso e
@jefftom8585
@jefftom8585 5 месяцев назад
THT sooo baaackk
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Thanks
@RAZAFIMAMONJYNAROVANA
@RAZAFIMAMONJYNAROVANA 4 месяца назад
Tsara be mahafinaritra be fna tohizo fona
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 4 месяца назад
merci bcp...raha mbola eo ianareo manohana dia eo fona koa zahay anoy
@AndrianandrasanaFanonjomamyAin
@AndrianandrasanaFanonjomamyAin 5 месяцев назад
Ça va ranga ry zalah a. Zavatra tsikaritro, rah mtrave voix keli ra Jizz d mahasolo Farao an 🤛
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Oui zay mints n tanjona fa vo mtav izy..merci bcp
@RAZAFIMAMONJYNAROVANA
@RAZAFIMAMONJYNAROVANA 4 месяца назад
ZA anefa maita fa Jizz tsara feo be samy manana n feony izy sy Farao
@nofinandrianinaranarivelo5582
@nofinandrianinaranarivelo5582 5 месяцев назад
Milay letsy zalah à !!
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka teoo e
@vatosoatseri
@vatosoatseri 5 месяцев назад
Milay le izy eh!!!!!
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka indrindra...partageo hatrany mba hiparitakantsata
@FanoRafidy
@FanoRafidy 5 месяцев назад
Force be zalah a 🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp..aza adino ny partage fa any no tena ilaina
@jhonnyedmondrakotonirina
@jhonnyedmondrakotonirina 5 месяцев назад
Toizo ls rlerony fa mlay beau👍👊👊👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
sur sur be e, ...io am photo de profil anla ny iray am idole anay
@donnalrn7566
@donnalrn7566 5 месяцев назад
Tsara be ❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci bcp..aza adino n partage raha tinao
@tambyrafidison9082
@tambyrafidison9082 5 месяцев назад
Sphynx cool!! Mlay loatra
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci bcp...partageo.iodona tsara
@dodaromualdjuvanio2438
@dodaromualdjuvanio2438 5 месяцев назад
tsara vazo 💝💝💝 bravo 👏👏
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka indr8ndra..partageo iodina tsara
@dodaromualdjuvanio2438
@dodaromualdjuvanio2438 5 месяцев назад
@@MalagasyMozika Ye 😊 !!ok2 mankasitrak'eeee.....
@franckyranarivelo5952
@franckyranarivelo5952 5 месяцев назад
Tena tsara be ilay izy 😌 tena niavaka be i JIZZ raha toa ka takotakona kely kokoa hatramin'izay, i SPHYNX milay foana ilay filatsahana sy texte. Tsy mahita lazaina betsaka intsony fa dia mitomboa lenta foana 😌 fa tena tsara foana hatreto
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka indrindra o..ny fisianareo mpankafy no manosika anaty hiroso atrany
@AinaMIRINDRA
@AinaMIRINDRA 5 месяцев назад
Mlay les zala aa Ao tsara ra Jizz eeee Inty gab ny vazo volohan lisany ka hoe ra Jizz no mikapoka ny akamaron ny tononkira (refrain sy andininy sns) Otrn hoe solo anla katram farany ary ny tena nety. nefa kosa afa fona ref mis anzala koa nefa. Matsiaro anle frappe be an ra Farao am farany zan a amle masika be. Fa mlay lesy dada a Mlay zal a
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka indrindra e....dia manasa anareo hanaraka tsy tapaka
@andriannlisana4355
@andriannlisana4355 5 месяцев назад
Pour une fois je suis en retard quand c'est du THT. La douceur de la parole et la musique sont mélodieuses. Je risque de faire de non stop, une première depuis Just Akama que j'ai écouté presque tous les jours pendant longtemps 2012-2017. Azafady mba asivo ny tonikira mba enarako
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Merci bcp...🙏 Fait tourner..oui on redigera les paroles bientôt
@RakotosonSerge-dm4hn
@RakotosonSerge-dm4hn 5 месяцев назад
Tena matsiro ah🤜🏻🤛🏻
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Misaotra oh...partageo iodona atrany
@SolonirinaMALALAHARINIRINA
@SolonirinaMALALAHARINIRINA 5 месяцев назад
Mlay le texte sphinx e
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Ezahina kaliana sy atsaraina arakzay tratra iny e
@SantatraRan-rh6dn
@SantatraRan-rh6dn 5 месяцев назад
Mlay ranga miandry vokatra manaraka zay ehh
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Ankafiso sy alaivo tsirony tsara ity
@mrodman
@mrodman Месяц назад
Milay be. Misaotra e.
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Месяц назад
mankasitraka indrindra, ary ity manaraka ity ve efa hita? ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-ubyYst8-gtM.html
@JoseOmarSy
@JoseOmarSy 5 месяцев назад
M'lay 🔥👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp ohhh....aza adinoina ny partage an
@mandalarabemananjara759
@mandalarabemananjara759 5 месяцев назад
Milay be vokatra ilay fahanginana ela2
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
misaotra eeee...aodony
@dixiekong8671
@dixiekong8671 5 месяцев назад
1er vu za
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merciiii
@michaelcostaramarivelo8112
@michaelcostaramarivelo8112 5 месяцев назад
GG les bros
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 5 месяцев назад
Ao tsara lesy zala a. Tsis hanampiana tsis hanalana. Tohizo fona fa efa norma tsara
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Raikitra e...commentaire ohatrizao dia efa pouvoir be entina hamoronana ny hira manaraka
@kaidomara1
@kaidomara1 3 месяца назад
how to love
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 3 месяца назад
Lil wayne?
@ainaRaminoarinjara
@ainaRaminoarinjara 5 месяцев назад
Trav kely sisa jizz an cva be 🙏🏻
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Raikitra e...merci
@kemyrahofficiel
@kemyrahofficiel 5 месяцев назад
🥵🥰
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
kaiz kaiz lesy bron, ela ela enao zany
@kemyrahofficiel
@kemyrahofficiel 5 месяцев назад
@@MalagasyMozika Eto ihany fa mikarakara lesy
@ditrarabesaotra1149
@ditrarabesaotra1149 5 месяцев назад
milay lesy a
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Mankasitraka e
@Take_a_lil_break
@Take_a_lil_break 5 месяцев назад
Mba niandry an Farao ihany zah
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Ehhhh...izy efa lasa iray ny ria
@ounyrans193
@ounyrans193 5 месяцев назад
niova be le style an THT ... ohatran hoe lasa banga be sy flat be lé hira
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
misaotra am fanamarihana...raisiny ny kihina ho fanatsaràna ny manaraka
@Finaritra-c7r
@Finaritra-c7r 5 месяцев назад
Tsara foana e
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
merci bcp
@hents67
@hents67 5 месяцев назад
Aiza Farao??
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Efa nandao ny tarika izy iompana be be koakoa am solo anh
@tianatsihoaranarandriamiha11
@tianatsihoaranarandriamiha11 5 месяцев назад
tazomy lay style anlisany oatranzao fa zao iany no mambabo ny mpihaino. Nisy fotoana lisany niova gadona nietsiketsika de lasa tsy dia nilay.
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Raikitra e...oui nisy fotoana.nanao hira mietsaka fa raha tsy andramana tsy hay oe mety sa tsy mety amnay e.six be
@hanitrasehwi8262
@hanitrasehwi8262 5 месяцев назад
Saika hamono tena mihintsy ve letie 🤦
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
Fa tsy oe tena nanomo?dia nofy post mortem sisa le izy oe navotanle bandy
Далее
Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)
3:45
THT - RAHA TOA KA VITANAO
4:31
Просмотров 362 тыс.
Mr SAYDA ✘  AGRAD  -   MIAMI   ( Official Vidéo 2024 )
4:33
Farao  - Iray ny roa (Nouveauté clip gasy 2024)
3:25
Просмотров 155 тыс.
North & Center -Mahatsiaro
4:53
Просмотров 172 тыс.
THT - Tsy manadala (NOUVEAUTE CLIP GASY 2020)
3:42
Просмотров 639 тыс.
MAJESTY - MISS YOU (CLIP VIDÉO)
3:48
Просмотров 752 тыс.
Rim-Ka - Mahery (Clip Video Officiel) 💎
3:07
Просмотров 952 тыс.
THT - Mampanantena foana (clip officiel)
3:55
Просмотров 143 тыс.
NJARA MARCEL - AZA AMPIJALIANA (Official Video)
4:30
Просмотров 261 тыс.