Тёмный

TIAKO I MADAGASCAR VE MBOLA ANTOKO MATANJAKA❓️FANKALAZANA FAHA 22 TAONA NY ANTOKO TIM 

VAOVAO MALAGASY
Подписаться 4,6 тыс.
Просмотров 2,6 тыс.
50% 1

#madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup

Опубликовано:

 

6 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@ahmadaladullah7860
@ahmadaladullah7860 21 день назад
Marina lohatr zany ❤
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 14 дней назад
oui.matanjaka tokoa satria efa nataon'ny tgv daholo ny fomba rehetra namotehana/hamotehana ny Tim fa mbola io foana izy mbola mijoro.raha élection madio ny lalao dia mazava ny mampatanjaka azy fa sendra ny azo raisina fa tsisy porofo dia 😷😷😷😷😷😷😷😷😷😷
@user-di4bp9vd7e
@user-di4bp9vd7e 21 день назад
Ianao mihitsy no dondrona fa aza manaratsy ny tsara samy nahita sy niaina t@ fitondrana Ravalomanana Izany isika rehetra fa fitiavantena sy didijadona no nanjaka teto
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 21 день назад
Marina mitsy zany, n'a de n'y lalana iany aza tsara taré daholo,
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 21 день назад
Fitaratra lany manja n'y sasany e,
@michelrandrianarivo6213
@michelrandrianarivo6213 21 день назад
Tena marin zany ef lasa lavitr tsik n'a de nisy az n'y mik mak
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 21 день назад
F angaha mbola lmila fanontaniana momba ny antoko tim?????efa samy mahita isaka misy valim pifidianana eto ny valiny..resy i robinson nifaninana tam rajao..fabdresen drajoelina contre ravalo iny fifidianana iny fa tsy hoe akory ka gandresena am anaran dtajao manokana....niporofoin ny vahoaka tam 8% 1er tour azon drajao izany...fifidianana député taorian izany...17 monja isan y député tam anaran ny tim....tam anaran ny hvm moa efa samy nahalala fa député fantôme daholo an i hvm ...avadika ny valim pifidianana tam zany satriab olona nanaja lalaana manara penitravbe ry hvm ka samy nahitavny nafafin iz ireo teto tam fanamparam pahefana isan tsokajiny.....natao fifidianana filoha taorian. Ny nanonganan dri hanitra i rajao!!!resin i rajielina i ravalo...matanjaka ve i tim??? Acusation ala bato ihany no afafiny nefa huta fa raha any am faritra tsy hifidy n'a hanome vato andtavalomanana velively..mihevitra i madagascar dia tanarivo ihany i ravalo....isaka mis fifidianana eto??? Voka pifidianana avoaka am mbs ny !!!tsy mis isam bâton ny tim ambany m9hitsy fa mpifanandrina rehetra am tim dia ambaniny dahoooolo % mbato asehon i mbs n'a real tv zay radio mpanohitraciringiriny toy mbs....tsary lba mahandry valim pifidianana farany iz ireo fa dia valim pifidianana avy cravate mena ihany no asehon iz ireo voalohany dia tonga dia fandresena an drizareio 100%...na vato avy am ceni tsyvmbola voahisabakiry dia efa an ery lerony asehobfa mnadresy izahay...natao fifidianana filoha faranyvteo 12 % monja i ravalo!!!mbola manana tanjany tokoa va i tim??? Lbola resin i siteny?????natao fifidianana depute...22 monja an i tim...ary mbolabresin n itsimiankina..mbola matanjaka ve i Tim...fivoriana fisehosehoana sy fandaniana andro io fa tsy credible i tim am ty firenena ity fa fakana fahefana alaina ankeriny toy tam 2002 ihany no afahan i tim haja fahefana eto...forongon olona miteniteny foana manohitra toybio pastora descendant ny dahalo syvzanapiera sns..lba inona mba zavabitanareo teto am firenena...ka????mamoroona antoko politika vaovao tsy mis andtavalpmanana ianareo fa vintan draysy ndravalo sazin andriamanitra aminy tam fandatsahan nyvraa mbahoaka teto????? Mitondta malheur am nareo mpiara dia aminy...mialaa miara dia amin io devolin draa cravate ndraa ianreo manam panahy fa natoa iz io voahonaga????? Lahatra avy amin androamanitra...olona nanao coup d etat iz tam ratsiraka...azony ny fitondrana??? Hazalambo no nanaovany ny mpanao politika teto..gadragadra..ao ny maty tao amponja..ndriamanitr iza hankasitraka izany..natoa voahongana??? Tsy niarovan.andriamnaitra..ka na hanao fanalbarana toy iiiino ianareo mpanafosafo vodin dravalo ireo????? Antoko sy mpanohitra malemy dahoooolo ankabeazanareo ireo. 0%...1%...2% 5%..12% 14 %...ahoana atao ahazo fahefana..fandatsahan draaa...hampitombo isa ny cravate lokon draaa...io cravate manga io cravate lalitra manga..efa litovy am ny maty fa tsy hitan daliitra...lanina loatra ny lavaka nilevenan ny haratsiany looooooza😂😂😂😂 antoko malemy ireo mivory mandany andro ireo..
Далее
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
09:35
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
REPOSE EN PAIX SOJA JEAN ADRÉ DIT KALETA
33:22
Просмотров 5 тыс.
vaovao 27 06 24
11:18
Просмотров 8 тыс.
Maty ilay mpivaro-tena , maty ilay firenena....
50:22
Просмотров 3,8 тыс.
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
09:35